1 ULB Avy eo nentin'i Pilato Jesosy ka nokapohiny. BSB BSB: Then Pilate took Jesus and had Him flogged.
2 ULB Nandrandrana satroka tsilo ireo miaramila. Napetrak'izy ireo teo amin'ny lohan'i Jesosy izany ary nampitafy lamba volomparasy Azy. BSB BSB: The soldiers twisted together a crown of thorns, set it on His head, and dressed Him in a purple robe.
3 ULB Nanantona Azy izy ireo ary niteny hoe: "Arahaba, ry mpanjakan'ny Jiosy!" ary nikapoka Azy izy ireo. BSB BSB: And they went up to Him again and again, saying, “Hail, King of the Jews!” and slapping Him in the face.
4 ULB Avy eo nivoaka indray Pilato ka niteny tamin'izy ireo hoe: "Indro, entiko aminareo eto ivelany Izy mba hahafantaranareo fa tsy mahita heloka Aminy aho." BSB BSB: Once again Pilate came out and said to the Jews, “Look, I am bringing Him out to you to let you know that I find no basis for a charge against Him.”
5 ULB Ka nivoaka Jesosy, nanao ilay fehiloha tsilo sy ilay lamba volomparasy. hoy Pilato tamin'izy ireo hoe: "Indro, ity ilay lehilahy!" BSB BSB: When Jesus came out wearing the crown of thorns and the purple robe, Pilate said to them, “Here is the man!”
6 ULB Rehefa hitan'ny lohan'ny mpisorona sy ny manamboninahitra Jesosy, dia nihiaka mafy izy ireo ka niteny hoe: "Homboy izy, homboy izy!" Dia hoy Pilato tamin'izy ireo hoe: "Alaivonareo Izy ary homboy, fa izaho tsy mahita heloka Aminy." BSB BSB: As soon as the chief priests and officers saw Him, they shouted, “Crucify Him! Crucify Him!” “You take Him and crucify Him,” Pilate replied, “for I find no basis for a charge against Him.”
7 ULB Namaly azy ireo Jiosy hoe: "Manana lalàna isika, ary araka ny lalàna dia tokony ho faty Izy satria mitonon-tena ho Zanak'Andriamanitra." BSB BSB: “We have a law,” answered the Jews, “and according to that law He must die, because He declared Himself to be the Son of God.”
8 ULB Rehefa ren'i Pilato izany fanambarana izany, dia nihanatahotra kokoa izy, BSB BSB: When Pilate heard this statement, he was even more afraid,
9 ULB ary niditra tao amin'ny lapam-panjakana indray izy ka niteny tamin'i Jesosy hoe: "Avy aiza ny fihavianao?" Kanefa tsy nanome valin-teny azy Jesosy. BSB BSB: and he went back into the Praetorium. “Where are You from?” he asked. But Jesus gave no answer.
10 ULB Avy eo Pilato niteny taminy hoe: "Tsy manana ambara amiko ve ianao? Tsy fantatrao ve fa manana fahefana hanafaka Anao aho, sy fahefana hanombo Anao?" BSB BSB: So Pilate said to Him, “Do You refuse to speak to me? Do You not know that I have authority to release You and authority to crucify You?”
11 ULB Namaly azy Jesosy hoe: "Tsy manana fahefana Amiko ianao raha tsy nomena anao avy any ambony izany. Noho izany, izy izay nanolotra Ahy taminao dia manana heloka bebe kokoa." BSB BSB: Jesus answered, “You would have no authority over Me if it were not given to you from above. Therefore the one who handed Me over to you is guilty of greater sin.”
12 ULB Tamin'izany valin-teny izany, dia niezaka ny hanafaka Azy Pilato, fa nihiaka mafy ireo Jiosy, nanao hoe: "Raha afahanao io lehilahy io, dia tsy naman'i Kaisara ianao. Izay rehetra manao ny tenany ho mpanjaka dia manohitra an'i Kaisara." BSB BSB: From then on, Pilate tried to release Him, but the Jews kept shouting, “If you release this man, you are no friend of Caesar. Anyone who declares himself a king is defying Caesar.”
13 ULB Rehefa ren'i Pilato ireo teny ireo, dia nentiny nivoaka Jesosy ary nipetraka teo amin'ny seza fitsarana izay antsoina hoe "lampivato", fa amin'ny teny Hebreo hoe "Gabata." BSB BSB: When Pilate heard these words, he brought Jesus out and sat on the judgment seat at a place called the Stone Pavement, which in Hebrew is Gabbatha.
14 ULB Ary tonga ny andro fanomanana ny Paska, teo amin'ny ora faha enina teo. Hoy Pilato tamin'ireo Jiosy hoe: "Indro, ity ny mpanjakanareo!" BSB BSB: It was the day of Preparation for the Passover, about the sixth hour. And Pilate said to the Jews, “Here is your King!”
15 ULB Nihiaka mafy izy ireo hoe: "Avelao Izy, avelao Izy; homboy Izy!" Hoy Pilato tamin'izy ireo hoe: "Tokony hanombo ny mpanjakanareo ve aho?" Namaly ireo lohan'ny mpisorona hoe: "Tsy manana mpanjaka akotran'i Kaisara izahay." BSB BSB: At this, they shouted, “Away with Him! Away with Him! Crucify Him!” “Shall I crucify your King?” Pilate asked. “We have no king but Caesar,” replied the chief priests.
16 ULB Avy eo dia natolotr'i Pilato azy ireo ho homboina Jesosy. BSB BSB: Then Pilate handed Jesus over to be crucified, and the soldiers took Him away.
17 ULB Avy eo nalain'izy ireo Jesosy, ary nandeha nivoaka izy, nilanja ny hazofijaliana, ho any amin'ilay toerana antsoina hoe "toeran'ny karandoha," izay amin'ny Hebreo antsoina hoe '"Golgota." BSB BSB: Carrying His own cross, He went out to The Place of the Skull, which in Hebrew is called Golgotha.
19 ULB Nanoratra famantarana ihany koa Pilato ary nametraka izany teo amin'ny hazofijaliana. Izao no voasoratra teo: JESOSY AVY ANY NAZARETA, ILAY MPANJAKAN'NY JIOSY. BSB BSB: Pilate also had a notice posted on the cross. It read: JESUS OF NAZARETH, THE KING OF THE JEWS.
21 ULB Avy eo hoy ireo lohan'ny mpisoron'ny Jiosy tamin'i Pilato hoe: "Aza soratana hoe: 'Ilay Mpanjaka'ny Jiosy,' fa aleo hoe: 'Ity iray ity dia niteny hoe: "Izaho no mpanjakan'ny Jiosy.'" BSB BSB: So the chief priests of the Jews said to Pilate, “Do not write, ‘The King of the Jews,’ but only that He said, ‘I am the King of the Jews.’”
22 ULB Ary namaly Pilato hoe: "Izay voasoratro dia voasoratro." BSB BSB: Pilate answered, “What I have written, I have written.”
23 ULB Rehefa nombohan'ireo miaramila Jesosy, dia nalain'izy ireo ny lambany, ka nozarain'izy ireo efatra, dia samy manana iray avy ireo; ary ilay akanjo ihany koa. Ary tsy misy vitrana ilay akanjo, fa tenona iray ihany. BSB BSB: When the soldiers had crucified Jesus, they divided His garments into four parts, one for each soldier, with the tunic remaining. It was seamless, woven in one piece from top to bottom.
24 ULB Avy eo nifampiresaka izy ireo hoe: "Aleo tsy rovitintsika ity, fa kosa andeha hilokana ahitana izay mahazo azy." Nitranga izany mba hahatanteraka ny Soratra Masina izay milaza hoe: "Nifampizaran'izy ireo ny lambako ary nolokainy ny fitafiako." Izany no nataon'ireo miaramila. BSB BSB: So they said to one another, “Let us not tear it. Instead, let us cast lots to see who will get it.” This was to fulfill the Scripture: “They divided My garments among them, and cast lots for My clothing.” So that is what the soldiers did.
27 ULB Avy eo hoy Izy tamin'ny mpianatra hoe: "Indro, ny reninareo!" Ary tamin'izany ora izany dia nalain'ny mpianatra ho any aminy izy. BSB BSB: Then He said to the disciple, “Here is your mother.” So from that hour, this disciple took her into his home.
28 ULB Taorian'izany, rehefa nahafantatra fa vita ny zavatra rehetra ka mba ho tanteraka ny Soratra Masina, dia hoy Jesosy hoe: "Mangetaheta Aho." BSB BSB: After this, knowing that everything had now been accomplished, and to fulfill the Scripture, Jesus said, “I am thirsty.”
29 ULB Ary nisy tavoara feno divay marikivy nipetraka teo amin'io toerana io, ka nasian'izy ireo divay marikivy ny sipaonjy ka notohizany tamin'ny hysopa ary napetapetany tamin'ny vavany. BSB BSB: A jar of sour wine was sitting there. So they soaked a sponge in the wine, put it on a stalk of hyssop, and lifted it to His mouth.
30 ULB Rehefa nisotro ilay vinaingitra Jesosy, dia hoy Izy hoe: "Efa vita." Nahondriny ny lohany ary niala ny fanahiny. BSB BSB: When Jesus had received the sour wine, He said, “It is finished.” And bowing His head, He yielded up His spirit.
31 ULB Satria andron'ny fihomanana tamin'izany, ka mba tsy hijanona eo amin'ny hazofijaliana mandritry ny Sabata (satria ny Sabata dia andro manan-danja manokana) ireo vata-mangatsiaka, dia nangataka tamin'i Pilato ireo Jiosy avy eo, ny mba hanapahana ny tongotr'izy ireo ary hanalana azy ireo. BSB BSB: It was the day of Preparation, and the next day was a High Sabbath. In order that the bodies would not remain on the cross during the Sabbath, the Jews asked Pilate to have the legs broken and the bodies removed.
33 ULB Rehefa nanatona an'i Jesosy izy ireo, dia nahita fa efa maty Izy, ka tsy notapahin'izy ireo ny tongony. BSB BSB: But when they came to Jesus and saw that He was already dead, they did not break His legs.
34 ULB Kanefa, nisy miaramila iray nanindrona ny lanivoany tamin'ny lefona, ary avy hatrany dia nisy rà sy rano niraraka. BSB BSB: Instead, one of the soldiers pierced His side with a spear, and immediately blood and water flowed out.
35 ULB Ilay iray izay nahita izany dia nijoro vavombelona, ary marina ny fanambarany. Fantany fa marina izay nolazainy mba hinoanareo ihany koa. BSB BSB: The one who saw it has testified to this, and his testimony is true. He knows that he is telling the truth, so that you also may believe.
36 ULB Fa ireo zavatra ireo no nitranga mba hahatanteraka ny Soratra Masina hoe: "Tsy hisy ho tapaka na dia iray amin'ny taolany aza." BSB BSB: Now these things happened so that the Scripture would be fulfilled: “Not one of His bones will be broken.”
37 ULB Ary mbola, misy Soratra Masina hafa milaza hoe: "Izy ireo dia hijery Azy izay nolefonin'izy ireo." BSB BSB: And, as another Scripture says: “They will look on the One they have pierced.”
38 ULB Taorian'ireo zavatra ireo, Josefa avy ao Arimatia, hatramin'ny naha-mpianatr'i Jesosy azy (fa tao amin'ny mangingina nohon'ny fatahorana ireo Jiosy), nanontany an'i Pilato raha afaka maka ny vatan'i Jesosy izy. Nomen'i Pilato alalana izy. Ka tonga Josefa ary naka ny vatany. BSB BSB: Afterward, Joseph of Arimathea, who was a disciple of Jesus (but secretly for fear of the Jews), asked Pilate to let him remove the body of Jesus. Pilate gave him permission, so he came and removed His body.
39 ULB Tonga tany ihany koa Nikodemosy, izy izay tonga voalohany hijery an'i Jesosy ny alin'iny. Ary nitondra menaka manitra sy vahona izy, teo amin'ny zato litatra teo ny fatrany. BSB BSB: Nicodemus, who had previously come to Jesus at night, also brought a mixture of myrrh and aloes, about seventy-five pounds.
40 ULB Ka noraisin'izy ireo ny vatan'i Jesosy ary namono izany tamin'ny lambam-paty sy zava-manitra, araka ny fomba fandevenana Jiosy. BSB BSB: So they took the body of Jesus and wrapped it in linen cloths with the spices, according to the Jewish burial custom.
42 ULB Satria andron'ny fiomanan'ireo Jiosy tamin'izany ary satria akaiky ny fasana, dia nalevin'izy ireo tao Jesosy. BSB BSB: And because it was the Jewish day of Preparation and the tomb was nearby, they placed Jesus there.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.