1 ULB Taorian'ny nitenenan'i Jesosy ireo teny ireo, dia nivoaka niaraka tamin'ireo mpianany Izy ho eny ampita eny amin'ny lohasan-drika an'i Kidrona, izay nisy saha nidirany sy ireo mpianany. BSB BSB: After Jesus had spoken these words, He went out with His disciples across the Kidron Valley, where they entered a garden.
2 ULB Ary Jodasy, Izay hamadika an'i Jesosy, nahafantatra ny toerana koa, satria nandeha matetika teny Jesosy sy ireo mpianany. BSB BSB: Now Judas His betrayer also knew the place, because Jesus had often met there with His disciples.
3 ULB Avy eo Jodasy, nitarika ireo vondrona miaramila sy ireo mpiandry raharaha sasany avy amin'ireo lohan'ny mpisorona sy Fariseo, nandeha tany niaraka tamin'ny fanilo, fanala ary fitaovam-piadina. BSB BSB: So Judas brought a band of soldiers and officers from the chief priests and Pharisees. They arrived at the garden carrying lanterns, torches, and weapons.
4 ULB Avy eo Jesosy, izay efa nahafantatra ny zavatra rehetra hitranga Aminy, nandroso teo aloha ary nanontany azy ireo hoe: "Iza no tadiavinareo?" BSB BSB: Jesus, knowing all that was coming upon Him, stepped forward and asked them, “Whom are you seeking?”
5 ULB Namaly Azy izy ireo hoe: "Jesosy avy any Nazareta." Ary hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Izaho no Izy." Jodasy, izay namadika Azy, dia nitsangana niaraka tamin'ireo miaramila ihany koa. BSB BSB: “Jesus of Nazareth,” they answered. Jesus said, “I am He.” And Judas His betrayer was standing there with them.
6 ULB Ka rehefa niteny tamin'izy ireo Izy hoe: "Izaho no Izy", dia nihemotra izy ireo ka lavo tamin'ny tany. BSB BSB: When Jesus said, “I am He,” they drew back and fell to the ground.
7 ULB Avy eo indray dia nanontany azy ireo Izy hoe: "Iza no tadiavinareo?" Ary niteny indray izy ireo hoe: "Jesosy avy any Nazareta." BSB BSB: So He asked them again, “Whom are you seeking?” “Jesus of Nazareth,” they answered.
8 ULB Jesosy namaly hoe: "Niteny anareo Aho fa Izaho no Izy. Noho izany raha mitady Ahy ianareo, dia avelao ireto handeha." BSB BSB: “I told you that I am He,” Jesus replied. “So if you are looking for Me, let these men go.”
9 ULB Izany dia mba hahatanteraka ny teny nolazainy hoe: "Amin'ireo izay nomenao Ahy, tsy nasiko very na iray aza." BSB BSB: This was to fulfill the word He had spoken: “I have not lost one of those You have given Me.”
10 ULB Avy eo Simona Petera, izay nanana sabatra, namoaka izany ary namely ilay mpanompon'ny mpisoronabe ka nahakapa ny sofiny ankavanana. Ary Malko no anaran'ilay mpanompo. BSB BSB: Then Simon Peter drew his sword and struck the servant of the high priest, cutting off his right ear. The servant’s name was Malchus.
11 ULB Hoy Jesosy tamin'i Petera hoe: "Avereno ao amin'ny tranony ny sabatrao. Tsy tokony hisotro ny kapoaka izay nomen'ny Ray Ahy ve Aho?" BSB BSB: “Put your sword back in its sheath!” Jesus said to Peter. “Shall I not drink the cup the Father has given Me?”
12 ULB Noho izany ireo vondrona miaramila sy ny kapiteny, ary ireo mpiandry raharahan'ireoJjiosy, dia nisambotra an'i Jesosy ary namatotra Azy. BSB BSB: Then the band of soldiers, with its commander and the officers of the Jews, arrested Jesus and bound Him.
14 ULB Ary Kaiafa dia ilay nanome hevitra ireo Jiosy fa tsara kokoa raha misy olona iray maty ho an'ny vahoaka. BSB BSB: Caiaphas was the one who had advised the Jews that it would be better if one man died for the people.
15 ULB Nanaraka an'i Jesosy Simona Petera, ary nanao toy izany ihany koa ny mpianatra iray hafa. Ary fantatr'ilay mpisoronabe izany mpianatra izany, ary niditra niaraka tamin'i Jesosy tao amin'ny kianjan'ny mpisoronabe izy; BSB BSB: Now Simon Peter and another disciple were following Jesus. Since that disciple was known to the high priest, he also went with Jesus into the courtyard of the high priest.
16 ULB fa Petera dia nijoro tao ivelan'ny vavahady. Noho izany ilay mpianatra hafa, izay fantatry ny mpisoronabe, dia nivoaka ka niresaka tamin'ilay mpanompo vavy izay mpiambina ny vavahady ary nitondra an'i Petera hiditra. BSB BSB: But Peter stood outside at the door. Then the disciple who was known to the high priest went out and spoke to the doorkeeper, and brought Peter in.
17 ULB Avy eo ilay mpanompo vavy, mpianbinana ny vavahady, niteny tamin'i Petera hoe: "Ianao koa ve tsy iray amin'ny mpianatr'io leihilahy io?" Hoy izy hoe: "Tsy izy aho." BSB BSB: At this, the servant girl watching the door said to Peter, “Aren’t you also one of this man’s disciples?” “I am not,” he answered.
18 ULB Ary nijoro teo ireo mpanompo sy ireo mpiandry raharaha, ary nandrehitra afon'arina izy ireo, satria nangatsiaka ny andro; ka nanafana ny tenan'izy ireo. Petera koa niaraka tamin'izy ireo, nijoro teo ary nanafana ny tenany. BSB BSB: Because it was cold, the servants and officers were standing around a charcoal fire they had made to keep warm. And Peter was also standing with them, warming himself.
19 ULB Nanontany an'i Jesosy momba ireo mpianany sy ny fampianarany ny mpisorinabe. BSB BSB: Meanwhile, the high priest questioned Jesus about His disciples and His teaching.
20 ULB Jesosy namaly azy hoe: "Niteny ampahibemaso tamin'izao tontolo izao Aho. Nampianatra mandrakariva tao amin'ny synagoga sy tao amin'ny tempoly Aho izay nifampintaonan'ny Jiosy rehetra. Tsy nisy nolazaiko tamin'ny takona. BSB BSB: “I have spoken openly to the world,” Jesus answered. “I always taught in the synagogues and at the temple, where all the Jews come together. I said nothing in secret.
21 ULB Nahoana ianao no nanontany Ahy? Anontanio an'ireo izay nandre Ahy momba izay nolazaiko. Jereo, ireo olona ireo dia mahalala izay nolazaiko." BSB BSB: Why are you asking Me? Ask those who heard My message. Surely they know what I said.”
22 ULB Rehefa avy niteny izany Jesosy, dia nisy iray tamin'ireo mpiandry raharaha nijoro teo namelaka tehamaina an'i Jesosy ary niteny hoe: "Izany ve no fomba hamalianao ny mpisoronabe?" BSB BSB: When Jesus had said this, one of the officers standing nearby slapped Him in the face and said, “Is this how You answer the high priest?”
23 ULB Jesosy namaly azy hoe: "Raha niteny zavatra diso Aho, mijoroa vavolombelona amin'izany diso izany, fa raha marina, nahoana ianao no mamely Ahy?" BSB BSB: Jesus replied, “If I said something wrong, testify as to what was wrong. But if I spoke correctly, why did you strike Me?”
24 ULB Avy eo Anasy nandefa Azy mifatotra nankany amin'i Kaiafa ilay mpisoronabe. BSB BSB: Then Annas sent Him, still bound, to Caiaphas the high priest.
25 ULB Ary nitsangana Petera ka nanafana ny tenany. Avy eo hoy ireo olona taminy hoe: "Ianao koa ve tsy iray amin'ireo mpianany?" Nandà izany izy ary niteny hoe: "Tsy izy aho." BSB BSB: Simon Peter was still standing and warming himself. So they asked him, “Aren’t you also one of His disciples?” He denied it and said, “I am not.”
26 ULB Iray tamin'ireo mpanompon' ny mpisoronabe, izay havan'ilay lehilahy izay nokapain'i Petera ny sofiny, niteny hoe: "Tsy hitako niaraka taminy tao amin'ny saha ve ianao?" BSB BSB: One of the high priest’s servants, a relative of the man whose ear Peter had cut off, asked, “Didn’t I see you with Him in the garden?”
27 ULB Avy eo Petera nandà indray, ary avy hatrany dia naneno ny akoho. BSB BSB: Peter denied it once more, and immediately a rooster crowed.
28 ULB Avy eo nentin'izy ireo avy tao amin'i Kaiafa ho any anaty rova Jesosy. Mbola maraina be ny andro tamin'izany, ary izy ireo dia tsy niditra tao anaty rova mba tsy ho voaloto fa efa hihinana ny Paska. BSB BSB: Then they led Jesus away from Caiaphas into the Praetorium. By now it was early morning, and the Jews did not enter the Praetorium, to avoid being defiled and unable to eat the Passover.
29 ULB Ka nivoaka teo amin'izy ireo Pilato ka niteny hoe: "Inona ny fiampangana entinareo manohitra ity lehilahy ity?" BSB BSB: So Pilate went out to them and asked, “What accusation are you bringing against this man?”
30 ULB Namaly izy ireo ary niteny taminy hoe: "Raha tsy mpanao ratsy io lehilahy io, dia tsy ho natolotray anao." BSB BSB: “If He were not a criminal,” they replied, “we would not have handed Him over to you.”
31 ULB Noho izany Pilato niteny tamin'izy ireo hoe: "Hentonareo Izy, ary tsarao araky ny lalànareo." Hoy ireo Jiosy taminy hoe: "Tsy ara-dalàna ho anay ny manolotra olona ho faty." BSB BSB: “You take Him and judge Him by your own law,” Pilate told them. “We are not permitted to execute anyone,” the Jews replied.
32 ULB Nilaza izany izy ireo mba hahatanteraka ny tenin'i Jesosy izay noteneniny mba hilazana hoe karazana fahafatesana toy ny inona no hahafatesany. BSB BSB: This was to fulfill the word that Jesus had spoken to indicate the kind of death He was going to die.
34 ULB Jesosy namaly hoe: "Manontany avy amin'ny tenanao ve ianao, sa nisy hafa niteny anao momba Ahy?" BSB BSB: “Are you saying this on your own,” Jesus asked, “or did others tell you about Me?”
35 ULB Pilato namaly hoe: "Tsy Jiosy aho, sa tsy izany?" Ny vahoakanao sy ireo lohan'ny mpisorona no nanolotra anao tamiko. Inona no nataonao?" BSB BSB: “Am I a Jew?” Pilate replied. “Your own people and chief priests handed You over to me. What have You done?”
37 ULB Avy eo Pilato niteny taminy hoe: "Mpanjaka ary ve izany Ianao?" Jesosy namaly hoe: "Voalazanao fa mpanjaka Aho. Fa ho amin'izany tanjona izany no nahaterahako, ary ho amin'izany antony izany no niaviko eto amin'izao tontolo izao, mba hijoroko vavolombelona amin'ny fahamarinana. Ireo rehetra izay an'ny fahamariana dia mihaino ny feoko." BSB BSB: “Then You are a king!” Pilate said. “You say that I am a king,” Jesus answered. “For this reason I was born and have come into the world, to testify to the truth. Everyone who belongs to the truth listens to My voice.”
38 ULB Pilato niteny taminy hoe: "Inona no atao hoe marina?" Rehefa avy niteny izany izy, dia nivoaka indray ary niteny tamin'ireo jiosy hoe: "Tsy mahita heloka amin'ity lehilahy ity aho. BSB BSB: “What is truth?” Pilate asked. And having said this, he went out again to the Jews and told them, “I find no basis for a charge against Him.
39 ULB Fa ianareo manana fomba izay hanafahako olona iray ho aminareo amin'ny Paska. Noho izany tianareo ve ny hanafahako aminareo ny mpanjakan'ny Jiosy?" BSB BSB: But it is your custom that I release to you one prisoner at the Passover. So then, do you want me to release to you the King of the Jews?”
40 ULB Avy eo ireo nihiaka mafy indray izy ireo ary niteny hoe: "Tsy io lehilahy io, fa Barabasy." Ary Barabasy dia mpangalatra. BSB BSB: “Not this man,” they shouted, “but Barabbas!” (Now Barabbas was an insurrectionist.)
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.