2 ULB tahaka ny nanomezanao Azy fahefana ambonin'ny nofo rehetra mba hanomezany fiainana mandrakizay ho an'izay rehetra nomenao Azy. BSB BSB: For You granted Him authority over all people, so that He may give eternal life to all those You have given Him.
4 ULB Nankalaza Anao aho teto an-tany. Efa vitako ny asa izay nomenao Ahy ho ataoko. BSB BSB: I have glorified You on earth by accomplishing the work You gave Me to do.
6 ULB Nampahafantatra ny anaranao tamin'ny olona izay nomenao Ahy avy amin'izao tontolo izao Aho. Anao ireny, ary nomenao Ahy, ary notandremany ny teninao. BSB BSB: I have revealed Your name to those You have given Me out of the world. They were Yours; You gave them to Me, and they have kept Your word.
7 ULB Ankehitriny fantatr'izy ireo fa ny zavatra rehetra izay nomenao Ahy dia avy aminao, BSB BSB: Now they know that everything You have given Me comes from You.
8 ULB satria nomeko azy ireo avokoa ny teny izay nomenao Ahy. Noraisin'izy ireo ireny ary fantany marina tokoa fa avy taminao Aho, ary nino izy ireo fa Ianao no naniraka Ahy. BSB BSB: For I have given them the words You gave Me, and they have received them. They knew with certainty that I came from You, and they believed that You sent Me.
9 ULB Mivavaka ho azy ireo Aho. Tsy mivavaka ho an'izao tontolo izao Aho fa ho an'ireo izay nomenao Ahy, noho izy ireo Anao. BSB BSB: I ask on their behalf. I do not ask on behalf of the world, but on behalf of those You have given Me; for they are Yours.
10 ULB Ny zavatra rehetra izay Ahy dia Anao, ary izay Anao dia Ahy, ary hankalazaina amin'ireny Aho. BSB BSB: All I have is Yours, and all You have is Mine; and in them I have been glorified.
11 ULB Tsy amin'izao tontolo izao intsony Aho, fa ireo olona ireo dia eto amin'izao tontolo izao, ary manatona anareo Aho. Ray Masina o, tazomy amin'ny anaranao izay nomenao Ahy izy ireo mba hitambatra ho iray, tahaka ny maha iray Antsika. BSB BSB: I will no longer be in the world, but they are in the world, and I am coming to You. Holy Father, protect them by Your name, the name You gave Me, so that they may be one as We are one.
12 ULB Raha mbola teo amin'izy ireo Aho, dia nihazona azy ireo tamin'ny anaranao, izay nomenao Ahy. Niaro azy ireo Aho, ary tsy nisy very na dia iray aza, afa-tsy ny zanaky ny fahaverezana ihany, mba ho tanteraka ny Soratra Masina. BSB BSB: While I was with them, I protected and preserved them by Your name, the name You gave Me. Not one of them has been lost, except the son of destruction, so that the Scripture would be fulfilled.
13 ULB Ary ho any aminao Aho, fa milaza ireo zavatra ireo amin'izao tontolo izao Aho mba hahatanteraka ny hafaliako ao amin'izy ireo. BSB BSB: But now I am coming to You; and I am saying these things while I am in the world, so that they may have My joy fulfilled within them.
14 ULB Efa nomeko azy ireo ny teninao, ary nankahalain'izao tontolo izao izy ireo satria tsy avy amin'izao tontolo izao, tahaka Ahy tsy an'izao tontolo izao. BSB BSB: I have given them Your word and the world has hated them. For they are not of the world, just as I am not of the world.
15 ULB Izaho dia tsy mangataka Aminao ny hanalanao azy ireo amin'izao tontolo izao, fa ny mba hiarovanao azy ireo amin'ilay ratsy. BSB BSB: I am not asking that You take them out of the world, but that You keep them from the evil one.
16 ULB Izy ireo dia tsy an'izao tontolo izao, tahaka Ahy tsy an' izao tontolo izao. BSB BSB: They are not of the world, just as I am not of the world.
17 ULB Hamasino amin'ny fahamarinana izy ireo. Fa ny teninao no fahamarinana. BSB BSB: Sanctify them by the truth; Your word is truth.
18 ULB Tahaka ny nanirahanao Ahy ho amin'izao tontolo izao, no nanirahako azy ireo ho amin'izao tontolo izao ihany koa. BSB BSB: As You sent Me into the world, I have also sent them into the world.
19 ULB Fa nohon'ny fitiavako azy ireo no nanamasinako ny tenako, mba hanamasinana ny tenan'izy ireo amin'ny fahamarinana ihany koa. BSB BSB: For them I sanctify Myself, so that they too may be sanctified by the truth.
21 ULB mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka anao, Ray, ato amiko, ary Izaho ao aminao. Mivavaka Aho mba ho ao amintsika ihany koa izy ireo mba hinoan'izao tontolo izao fa naniraka Ahy Ianao. BSB BSB: that all of them may be one, as You, Father, are in Me, and I am in You. May they also be in Us, so that the world may believe that You sent Me.
22 ULB Ny voninahitra izay nomenao Ahy, dia nomeko azy ireo, mba ho iray izy ireo, tahaka ny maha iray antsika. BSB BSB: I have given them the glory You gave Me, so that they may be one as We are one—
23 ULB Izaho ao amin'izy ireo, ary Ianao ato amiko—ka ho tena iray tanteraka tokoa izy ireo, mba ho fantatr'izao tontolo izao fa naniraka Ahy Ianao, ary nitia azy ireo tahaka ny nitiavanao Ahy. BSB BSB: I in them and You in Me—that they may be perfectly united, so that the world may know that You sent Me and have loved them just as You have loved Me.
24 ULB Ray ô, ireo izay nomenao Ahy dia tiako hiaraka amiko na aiza na aiza misy Ahy, ary hahita ny voninahitro, ilay voninahitra izay nomenao Ahy satria nitia Ahy Ianao talohan'ny nahariana izao tontolo izao. BSB BSB: Father, I want those You have given Me to be with Me where I am, that they may see the glory You gave Me because You loved Me before the foundation of the world.
25 ULB Ray marina ô, tsy nahalala Anao izao tontolo izao, fa Izaho mahalala Anao; ary izy ireo mahalala fa naniraka Ahy ianao. BSB BSB: Righteous Father, although the world has not known You, I know You, and they know that You sent Me.
26 ULB Nampahafantariko azy ireo ny anaranao, ary mbola ho hampahafantariko izany mba ho ao amin'izy ireo ny fitiavana izay nitiavanao Ahy, ary Izaho ho ao amin'izy ireo." BSB BSB: And I have made Your name known to them and will continue to make it known, so that the love You have for Me may be in them, and I in them.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.