1 ULB "Nolazaiko taminareo izany zavatra rehetra izany mba tsy ho solafaka ianareo. BSB BSB: “I have told you these things so that you will not fall away.
2 ULB Ho roahin'izy ireo ao amin'ny synagoga ianareo. Fa tonga ny andro rehefa hihevitra izay rehetra mamono anareo fa izy ireo dia manolotra zavatra tsara ho an'Andriamanitra. BSB BSB: They will put you out of the synagogues. In fact, a time is coming when anyone who kills you will think he is offering a service to God.
3 ULB Ho ataon'izy ireo izany satria tsy mahalala ny Ray na ny Tenako izy ireo. BSB BSB: They will do these things because they have not known the Father or Me.
4 ULB Nolazaiko anareo ireo zavatra ireo mba rehefa avy ny oran'izy ireo, dia ho tsaroanareo fa efa nolazaiko taminareo ny momba azy ireo. Tsy nambarako taminareo ireo zavatra ireo tany am-piandohana, satria mbola teo aminareo Aho. BSB BSB: But I have told you these things so that when their hour comes, you will remember that I told you about them. I did not tell you these things from the beginning, because I was with you.
5 ULB Fa Ankehitriny ho any amin'Ilay naniraka Ahy Aho, nefa tsy mbola nisy nanontany Ahy ianareo hoe: "Handeha ho aiza moa Ianao?" BSB BSB: Now, however, I am going to Him who sent Me; yet none of you asks Me, ‘Where are You going?’
6 ULB Fa satria nolazaiko taminareo ireo zavatra ireo, dia alahelo no nameno ny fonareo. BSB BSB: Instead, your hearts are filled with sorrow because I have told you these things.
8 ULB Rehefa tonga izy, dia hanaporofo amin'izao tontolo izao ho diso momban'ny fahotana, ny fahamarinana, ary moban'ny fitsarana— BSB BSB: And when He comes, He will convict the world in regard to sin and righteousness and judgment:
9 ULB momban'ny fahotana ny mpampahery, satria tsy mino Ahy izy ireo; BSB BSB: in regard to sin, because they do not believe in Me;
10 ULB momban'ny fahamarinana, satria hody any amin'ny Ray Aho, ka tsy ho hitanareo intsony; BSB BSB: in regard to righteousness, because I am going to the Father and you will no longer see Me;
11 ULB ary momban'ny fitsarana, satria ny mpanapaka izao tontolo izao dia notsaraina. BSB BSB: and in regard to judgment, because the prince of this world has been condemned.
12 ULB Manana zavatra maro hambara aminareo Aho, fa tsy ho azonareo ny hevitr'izany izao. BSB BSB: I still have much to tell you, but you cannot yet bear to hear it.
14 ULB Hanome voninahitra Ahy izy, satria ny avy amin'ny Ahy ihany no hambarany aminareo. BSB BSB: He will glorify Me by taking from what is Mine and disclosing it to you.
15 ULB Izay rehetra anana'ny Ray dia Ahy. Noho izany, niteny Aho fa ilay Fanahy dia haka amin'izay Ahy ary hiteny izany aminareo. BSB BSB: Everything that belongs to the Father is Mine. That is why I said that the Spirit will take from what is Mine and disclose it to you.
16 ULB Afaka fotoana fohy dia tsy hahita Ahy intsony ianareo, ary afaka fotoana fohy hafa dia hahita Ahy indray ianareo." BSB BSB: In a little while you will see Me no more, and then after a little while you will see Me.”
17 ULB Avy eo ny sasany tamin'ireo mpianany nifampiresaka hoe: "Inona ary izany lazainy antsika izany hoe: 'Afaka fotoana fohy dia tsy hahita Ahy intsony ianareo ary afaka fotoana fohy hafa dia hahita Ahy indray ianareo,' sy hoe: 'Satria ho any amin'ny Ray Aho'?" BSB BSB: Then some of His disciples asked one another, “Why is He telling us, ‘In a little while you will not see Me, and then after a little while you will see Me’ and ‘Because I am going to the Father’?”
18 ULB Noho izany dia hoy izy ireo hoe: "Inona ary izany lazainy izany hoe: 'afaka fotoana fohy'? Tsy fantatray ny tiany hambara." BSB BSB: They kept asking, “Why is He saying, ‘a little while’? We do not understand what He is saying.”
19 ULB Hitan'i Jesosy fa te-hanontany Azy izy ireo, dia hoy Izy tamin'izy ireo hoe: "Izao ve no anontanianareo tena, dia ny tiko hambara amin'ny fitenenana hoe: 'Fotoana fohy sy tsy hahita Ahy intsony ianareo, ary afaka fotoana fohy indray nefa dia hahita Ahy ianareo'? BSB BSB: Aware that they wanted to question Him, Jesus said to them, “Are you asking one another why I said, ‘In a little while you will not see Me, and then after a little while you will see Me’?
20 ULB Lazaiko aminareo, marina, dia marina tokoa, fa hitomany ianareo ary hitaraina, fa izao tontolo izao kosa hifaly. Ho feno alahelo ianareo, kanefa ho lasa hafaliana izany alahelonareo izany. BSB BSB: Truly, truly, I tell you, you will weep and wail while the world rejoices. You will grieve, but your grief will turn to joy.
21 ULB Rehefa mihetsi-jaza ny vehivavy iray dia malahelo satria tonga ny fotoany, fa rehefa teraka kosa ilay zazakely, dia tsy tsaroany intsony ny alahelony nohon'ny hafaliany fa nisy zazakely teraka eo amin'izao tontolo izao. BSB BSB: A woman has pain in childbirth because her time has come; but when she brings forth her child, she forgets her anguish because of her joy that a child has been born into the world.
22 ULB Ka malahelo ianareo ankehitriny, kanefa Aho mbola hiaona aminareo indray, ary ho faly ny fonareo, ary tsy hisy hanaisotra izany hafalianareo izany aminareo. BSB BSB: So also you have sorrow now, but I will see you again and your hearts will rejoice, and no one will take away your joy.
23 ULB Amin'izany andro izany dia tsy hangataka amiko na inona na inona ianareo. Lazaiko aminareo, marina, dia marina tokoa, raha mangataka na inona na inona amin'ny Ray amin'ny anarako ianareo, dia homeny anareo izany. BSB BSB: In that day you will no longer ask Me anything. Truly, truly, I tell you, whatever you ask the Father in My name, He will give you.
24 ULB Hatramin'izao anefa tsy mbola nanagataka na inona na inona tamin'ny anarako ianareo. Mangataha, dia homena ianareo mba ho feno ny hafalianareo. BSB BSB: Until now you have not asked for anything in My name. Ask and you will receive, so that your joy may be complete.
25 ULB Efa nolazaiko taminareo tamin'ny fanoharana ireo zavatra ireo, fa avy ny ora rehefa tsy hiresaka aminareo amin'ny fanoharana intsony Aho, fa kosa hilaza aminareo mazava ny momban'ny Ray. BSB BSB: I have spoken these things to you in figures of speech. An hour is coming when I will no longer speak to you this way, but will tell you plainly about the Father.
26 ULB Amin'izany andro izany dia hangataka amin'ny anarako ianareo ary tsy hilaza anareo Aho hoe hivavaka amin'ny Ray ho anareo, BSB BSB: In that day you will ask in My name. I am not saying that I will ask the Father on your behalf.
27 ULB fa ny Ray mihitsy no tia anareo satria nitia Ahy ianareo ary nino fa avy any amin'ny Ray Aho. BSB BSB: For the Father Himself loves you, because you have loved Me and have believed that I came from God.
28 ULB Avy amin'ny Ray Aho, ary tonga teto an-tany. Fa handao izao tontolo izao Aho ary ho any amin'ny Ray." BSB BSB: I came from the Father and entered the world. In turn, I will leave the world and go to the Father.”
29 ULB Hoy ny mpianany taminy hoe: "Jereo, Ankehitriny Ianao miteny mazava tsara ary tsy mampiasa fanoharana. BSB BSB: His disciples said, “See, now You are speaking plainly and without figures of speech.
30 ULB Fantatray ankehitriny fa mahalala ny zava-drehetra Ianao, ary tsy misy tianao hametraka fanontaniana aminao. Noho izany, dia mino izahay fa avy amin'Andriamanitra Ianao." BSB BSB: Now we understand that You know all things and that You have no need for anyone to question You. Because of this, we believe that You came from God.”
31 ULB Namaly azy ireo Jesosy hoe: "Mino amin'izay ve ianareo? BSB BSB: “Do you finally believe?” Jesus replied.
32 ULB Indro, tonga izao ny ora, eny, tonga tokoa, rehefa hiparitaka ianareo, ny tsirairay samy any amin'ny tranony avy manokana, dia havelanareo irery Aho. Nefa tsy irery Aho satria miaraka amiko ny Ray. BSB BSB: “Look, an hour is coming and has already come when you will be scattered, each to his own home, and you will leave Me all alone. Yet I am not alone, because the Father is with Me.
33 ULB Efa nolazaiko taminareo ireo zavatra ireo mba hanana fiadanana ato Amiko ianareo. Manan'olana ianareo eto amin'izao tontolo izao, nefa mahereza: efa nandresy izao tontolo izao Aho." BSB BSB: I have told you these things so that in Me you may have peace. In the world you will have tribulation. But take courage; I have overcome the world!”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.