1 ULB "Izaho no tena voaloboka, ary ny Raiko no mpamboly. BSB BSB: “I am the true vine, and My Father is the keeper of the vineyard.
2 ULB Esoriny ato amiko ny sampana rehetra izay tsy mamoa voankazo, ary rantsaniny ny sampana izay mamokatra mba hamoa voankazo bebe kokoa izany. BSB BSB: He cuts off every branch in Me that bears no fruit, and every branch that does bear fruit, He prunes to make it even more fruitful.
3 ULB Efa madio ianareo noho ilay hafatra izay nolazaiko taminareo. BSB BSB: You are already clean because of the word I have spoken to you.
4 ULB Mitoera ato amiko, ary Izaho ao aminareo. Tahaka ny sampana tsy afaka mamokatra voankazo amin'ny tenany raha tsy mitoetra ao amin'ny voaloboka izany, dia toy izany koa ianareo, raha tsy mitoetra ao amiko. BSB BSB: Remain in Me, and I will remain in you. Just as no branch can bear fruit by itself unless it remains in the vine, neither can you bear fruit unless you remain in Me.
5 ULB Izao no voaloboka, ianareo no sampana. Izay mitoetra ato Amiko ary Izaho ao Aminy, dia mamokatra be izy, fa raha tsy misy Ahy dia tsy mahefa na inona na inona ianareo. BSB BSB: I am the vine and you are the branches. The one who remains in Me, and I in him, will bear much fruit. For apart from Me you can do nothing.
6 ULB Raha misy olona tsy mitoetra ao Amiko, dia ho ariana tahaka ny sampana izy ary halazo, ary izy ireo manangona ireo sampana ary manary izany any amin'ny afo, ary may izy ireo. BSB BSB: If anyone does not remain in Me, he is like a branch that is thrown away and withers. Such branches are gathered up, thrown into the fire, and burned.
7 ULB Raha mitoetra ao Amiko ianareo, ary raha mitoetra ao aminareo ireo teniko, angataho na inona na inona irianareo, dia ho atao aminareo izany. BSB BSB: If you remain in Me and My words remain in you, ask whatever you wish, and it will be done for you.
8 ULB Ny Raiko dia omem-boninahitra amin'izao, dia ny hamokaranareo voankazo bebe kokoa ka ho porofo fa mpianatro ianareo. BSB BSB: This is to My Father’s glory, that you bear much fruit, proving yourselves to be My disciples.
9 ULB Tahaka ny nitiavan'i Ray Ahy, no nitiavako anareo. Mitoera ao amin'ny fitiavako. BSB BSB: As the Father has loved Me, so have I loved you. Remain in My love.
10 ULB Raha mitandrina ireo didiko ianareo, dia hitoetra ao amin'ny fitiavako, tahaka ny nitandremako ireo didin'ny Raiko sy nitoerako tao amin'ny fitiavany. BSB BSB: If you keep My commandments, you will remain in My love, just as I have kept My Father’s commandments and remain in His love.
11 ULB Nilaza ireny zavatra ireny taminareo Aho mba ho ao aminareo ny fifaliako ary mba ho feno ny fifalianareo. BSB BSB: I have told you these things so that My joy may be in you and your joy may be complete.
12 ULB Izao no didiko, dia ny hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo. BSB BSB: This is My commandment, that you love one another as I have loved you.
13 ULB Tsy misy manam-pitiavana lehibe mihoatra noho izao, dia ny manolotra ny ainy ho an'ireo sakaizany. BSB BSB: Greater love has no one than this, that he lay down his life for his friends.
14 ULB Namako ianareo raha manao ireo zavatra andidiko anareo ireo. BSB BSB: You are My friends if you do what I command you.
15 ULB Tsy hiantso anareo hoe mpanompoko intsony Aho, satria ny mpanompo dia tsy mahafantatra izay ataon'ny tompony. Nantsoiko hoe namako ianareo, satria ny zavatra rehetra izay reko tamin'ny Raiko, dia nampahafantariko anareo. BSB BSB: No longer do I call you servants, for a servant does not understand what his master is doing. But I have called you friends, because everything I have learned from My Father I have made known to you.
16 ULB Tsy nifidy Ahy ianareo, fa Izaho no nifidy anareo ary nanendry anareo mba andeha ka hamokatra, ary mba tokony hitoetra ny vokatrareo. Natao izany mba na inona na inona angatahinareo amin'ny Ray amin'ny Anarako, dia homeny anareo izany. BSB BSB: You did not choose Me, but I chose you. And I appointed you to go and bear fruit—fruit that will remain—so that whatever you ask the Father in My name, He will give you.
17 ULB Ireny zavatra ireny no andidiko anareo mba hifankatiavanareo. BSB BSB: This is My command to you: Love one another.
18 ULB Raha mankahala anareo izao tontolo izao, fantaro fa nankahala Ahy izy talohan'ny nankahalany anareo. BSB BSB: If the world hates you, understand that it hated Me first.
19 ULB Raha avy amin'izao tontolo izao ianareo, dia ho tian'izao tontolo izao tahaka ny azy ianareo. Fa satria tsy an'izao tontolo izao ianareo ary nofidiako hiala amin'izao tontolo izao, noho izany dia halan'izao tontolo izao ianareo. BSB BSB: If you were of the world, it would love you as its own. Instead, the world hates you, because you are not of the world, but I have chosen you out of the world.
20 ULB Tsarovy ny teny nolazaiko taminareo hoe: 'Ny mpanompo dia tsy lehibe noho ny tompony.' Raha nanenjika Ahy izy ireo, dia hanenjika anareo koa; ary raha nitandrina ny teniko izy ireo, dia hitandrina ny anareo koa. BSB BSB: Remember the word that I spoke to you: ‘No servant is greater than his master.’ If they persecuted Me, they will persecute you as well; if they kept My word, they will keep yours as well.
21 ULB Hanao ireo zavatra rehetra ireo aminareo izy ireo nohon'ny Anarako, satria tsy fantatr'izy ireo Izy izay naniraka Ahy. BSB BSB: But they will treat you like this because of My name, since they do not know the One who sent Me.
22 ULB Raha tsy tonga sy niteny tamin'izy ireo Aho, dia tsy ho nanota izy ireo, fa ankehitriny tsy afa-miala amin'ny fahotany izy ireo. BSB BSB: If I had not come and spoken to them, they would not be guilty of sin. Now, however, they have no excuse for their sin.
23 ULB Izay mankahala Ahy dia mankahala ny Raiko ihany koa. BSB BSB: Whoever hates Me hates My Father as well.
24 ULB Raha tsy nahavita ireo asa izay tsy nataon'ny olon-kafa teo anivon'izy ireo Aho, dia tsy ho nanan-keloka izy ireo, fa ankehitriny efa sady hitany no halany Izaho sy ny Raiko. BSB BSB: If I had not done among them the works that no one else did, they would not be guilty of sin; but now they have seen and hated both Me and My Father.
25 ULB Fa izany dia mba hahatanteraka ny teny izay voasoratra ao amin'ny lalàn'izy ireo hoe: 'Mankahala Ahy amin'ny tsy misy antony izy ireo.' BSB BSB: But this is to fulfill what is written in their Law: ‘They hated Me without reason.’
27 ULB Ianareo ihany koa dia mijoro vavolombelona satria efa niaraka tamiko hatrany am-piandohana ianareo. BSB BSB: And you also must testify, because you have been with Me from the beginning.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.