3 ULB Nanodidina ny tamin'ny ora faha sivy maraina teo ho eo, nahita mazava tamin'ny fahitana anjelin'Andriamanitra nanatona azy izy. Ilay anjely niteny taminy hoe: "Ry Kornelio!" BSB BSB: One day at about the ninth hour, he had a clear vision of an angel of God who came to him and said, “Cornelius!”
4 ULB Kornelio nibanjina ilay anjely ary tena raiki-tahotra ka niteny hoe: "Fa inona ity, tompoko?" Ilay anjely niteny taminy hoe: "Ireo vavakao sy ireo fanomezanao ho an'ny mahantra dia tafakatra ho fanati-pahatsiarovana eo anatrehan'Andriamanitra. BSB BSB: Cornelius stared at him in fear and asked, “What is it, Lord?” The angel answered, “Your prayers and gifts to the poor have ascended as a memorial offering before God.
5 ULB Ary maniraha lehilahy hankany amin'ny tanànan'ny Jopa mba haka ilay lehilahy iray atao hoe Simona izay antsoina hoe Petera. BSB BSB: Now send men to Joppa to call for a man named Simon who is called Peter.
6 ULB Mipetraka miaraka amin'ny mpandoko hoditra antsoina hoe Simona izy, izay eny amoron-dranomasina ny tranony." BSB BSB: He is staying with Simon the tanner, whose house is by the sea.”
7 ULB Rehefa lasa ilay anjely izay niresaka taminy, dia niantso ny roa tamin'ny mpanompony tao an-trano i Kornelio, ary miaramila mpivavaka iray tamin'ireo izay nanompo azy. BSB BSB: When the angel who spoke to him had gone, Cornelius called two of his servants and a devout soldier from among his attendants.
8 ULB Kornelio nilaza tamin'izy ireo izay rehetra nitranga ary nandefa azy ireo tany Jopa. BSB BSB: He explained what had happened and sent them to Joppa.
10 ULB Nanomboka niha-noana izy avy eo ka nitady zavatra ho hanina, kanefa raha mbola teo am-pandrahoana sakafo ny olona, dia nahita fahitana izy, BSB BSB: He became hungry and wanted something to eat, but while the meal was being prepared, he fell into a trance.
11 ULB ary nahita ny lanitra nisokatra izy sy fitahirizana iray nidina, toy ny lamba be midina ety an-tany, ampidinina amin'ny zorony efatra. BSB BSB: He saw heaven open and something like a large sheet being let down to earth by its four corners.
12 ULB Tao no nisy karazam-biby manan-tongotra efatra sy zavatra izay mandady rehetra eto an-tany, ary ny voron'ny lanitra. BSB BSB: It contained all kinds of four-footed animals and reptiles of the earth, as well as birds of the air.
13 ULB Dia nisy feo niteny taminy hoe: "Mitsangàna, ry Petera, mamono ary mihinana." BSB BSB: Then a voice said to him: “Get up, Peter, kill and eat!”
14 ULB Fa i Petera niteny hoe: "Tsia, Tompo; fa mbola tsy nihinana zavatra izay voarara sy tsy madio mihitsy aho." BSB BSB: “No, Lord!” Peter answered. “I have never eaten anything impure or unclean.”
15 ULB Saingy tonga taminy fanindroany indray ilay feo hoe: "Izay nodiovin'Andriamanitra, dia tsy antsoina hoe fady." BSB BSB: The voice spoke to him a second time: “Do not call anything impure that God has made clean.”
16 ULB Niseho in-telo izany; ary avy eo ilay fitahirizana dia niverina niakatra teo no ho eo tany an-danitra. BSB BSB: This happened three times, and all at once the sheet was taken back up into heaven.
17 ULB Ary rehefa very hevitra momba ny dikan'ilay fahitana izay hitany i Petera, dia indro, ireo lehilahy izay nalefan'i Kornelio nitsangana nanoloana ny vavahady, avy eo izy ireo dia nanontany izay lalan'izy ireo mankao an-trano. BSB BSB: While Peter was puzzling over the meaning of the vision, the men sent by Cornelius found Simon’s house and approached the gate.
18 ULB Dia niantso izy ireo ary nanontany an'i Simona, nantsoina ihany koa hoe Petera, izay nijanona teo. BSB BSB: They called out to ask if Simon called Peter was staying there.
19 ULB Raha mbola nieritreritra momba ilay fahitana i Petera, dia niteny taminy ny Fanahy hoe: "Indro, lehilahy telo no mitady anao. BSB BSB: As Peter continued to reflect on the vision, the Spirit said to him, “Behold, three men are looking for you.
20 ULB Mitsangàna ary midina ka miaraha amin'izy ireo. Aza misalasala miaraka amin'izy ireo, satria izaho no nandefa azy ireo. BSB BSB: So get up! Go downstairs and accompany them without hesitation, because I have sent them.”
21 ULB Ary Petera nidina tany amin'ireo lehilahy ireo ka niteny hoe: "Izaho ilay tadiavinareo. Inona no antony nahatongavanareo?" BSB BSB: So Peter went down to the men and said, “Here am I, the one you are looking for. Why have you come?”
22 ULB Hoy izy ireo hoe: "Ny kapiteny antsoina hoe Kornelio, lehilahy marina ary olona izay midera an'Andriamanitra, ary tsara laza any amin'ny firenen'ny Jiosy rehetra, izay nolazain'ny anjely masin'Andriamanitra mba hampaka anao ho any an-tranony, noho izany dia afaka mihaino ny hafatra avy aminao izy." BSB BSB: “Cornelius the centurion has sent us,” they said. “He is a righteous and God-fearing man with a good reputation among the whole Jewish nation. A holy angel instructed him to request your presence in his home so he could hear a message from you.”
23 ULB Dia nanasa azy ireo hiditra sy hijanona hiaraka aminy Petera. Ny ampitso marainan'iny dia nitsangana izy ka niaraka tamin'izy ireo, ary ny sasany tamin'ireo rahalahy avy any Jopa dia nanaraka azy. BSB BSB: So Peter invited them in as his guests. And the next day he got ready and went with them, accompanied by some of the brothers from Joppa.
24 ULB Ny andro manaraka dia nankao Kaisaria izy ireo. Kornelio dia niandry azy ireo; nantsoiny niaraka ny havany sy ny namany akaiky. BSB BSB: The following day he arrived in Caesarea, where Cornelius was expecting them and had called together his relatives and close friends.
25 ULB Ary tamin'izany rehefa niditra Petera, nifankahita taminy i Kornelio ary niankohoka teo an-tongony mba hidera azy. BSB BSB: As Peter was about to enter, Cornelius met him and fell at his feet to worship him.
26 ULB Fa Petera nanampy azy, niteny hoe: "Mitsangàna! Izaho ihany koa dia olona ihany. BSB BSB: But Peter helped him up. “Stand up,” he said, “I am only a man myself.”
27 ULB Raha mbola niresaka niaraka taminy i Petera, dia niditra izy ary nahita olona maro be niara-niangona. BSB BSB: As Peter talked with him, he went inside and found many people gathered together.
29 ULB Izany no antony nahatongavako tsy nisy fanakantsakanana, rehefa nirahina Aho. Ka manontany anareo Aho hoe nahoana ianareo no maniraka ho ahy." BSB BSB: So when I was invited, I came without objection. I ask, then, why have you sent for me?”
30 ULB Kornelio niteny hoe: "Efatra andro mialohan'izao ora izao indrindra, dia nivavaka tao an-tranoko aho tamin'ny ora fahasivy; ary nahita, lehilahy iray nitsangana teo anoloako nanao akanjo namirapiratra. BSB BSB: Cornelius answered: “Four days ago I was in my house praying at this, the ninth hour. Suddenly a man in radiant clothing stood before me
31 ULB Hoy izy hoe: 'Ry Kornelio, efa ren'Andriamanitra ny vavakao, ary ireo fanomezanao ho an'ireo mahantra dia mampatsiahy an'Andriamanitra ny momba anao. BSB BSB: and said, ‘Cornelius, your prayer has been heard, and your gifts to the poor have been remembered before God.
32 ULB Noho izany dia maniraha olona ho any Jopa, ary antsoy mankany aminao ilay lehilahy atao hoe Simona izay antsoina hoe Petera. Mipetraka ao an-tranon'i Simona mpandon-koditra antsoina hoe: Simona izy, izay eny amoron-dranomasina.' BSB BSB: Therefore send to Joppa for Simon, who is called Peter. He is a guest in the home of Simon the tanner, by the sea.’
33 ULB Ary avy hatrany dia nalefako ho anao. Tsara ny fahatongavanao. Ary ankehitriny, isika rehetra tonga eto imason'Andriamanitra, mba hihaino ireo rehetra izay nolazain'ny Tompo anareo no tenenina." BSB BSB: So I sent for you immediately, and you were kind enough to come. Now then, we are all here in the presence of God to listen to everything the Lord has instructed you to tell us.”
35 ULB Fa kosa, any amin'ny firenena tsirairay na iza na iza no midera sy manao asa marina dia ekeny avokoa. BSB BSB: but welcomes those from every nation who fear Him and do what is right.
36 ULB Fantatrareo ilay hafatra izay nalefany ho an'ny olon'Israely, rehefa nanambara filazantsara momba ny fiadanana avy amin' ny alalan' i Jesosy Kristy izy, izay Tompon'ny rehetra- BSB BSB: He has sent this message to the people of Israel, proclaiming the gospel of peace through Jesus Christ, who is Lord of all.
37 ULB Ianareo tenanareo dia mahalala ireo zava-niseho, izay tena nitranga tao amin'ny toerana rehetra tao Jodia, nanomboka tany Galilia, taorian'ny batisa izay nambaran'i Jaona; BSB BSB: You yourselves know what has happened throughout Judea, beginning in Galilee with the baptism that John proclaimed:
38 ULB ireo zava-nitranga mikasika an'i Jesosin'ny Nazareta, ny fomba nanosoran'Andriamanitra azy tamin'ny Fanahy Masina sy tamin'ny hery. Nandeha nanao soa izy sady nanasitrana ireo rehetra izay voagejan' ny devoly, satria Andriamanitra dia niaraka taminy. BSB BSB: how God anointed Jesus of Nazareth with the Holy Spirit and with power, and how Jesus went around doing good and healing all who were oppressed by the devil, because God was with Him.
39 ULB Isika dia vavolombelon'ireo zava-bitan'i Jesosy rehetra, tany amin'ny tanin'ny Jiosy sy tany Jerosalema. Novonoin'izy ireo izy tamin'ny alalan'ny fanantonana azy teo amin'ny hazo, BSB BSB: We are witnesses of all that He did, both in the land of the Jews and in Jerusalem. And although they put Him to death by hanging Him on a tree,
40 ULB fa Andriamanitra nanangana azy tamin'ny andro fahatelo ary nanao izay hahitana azy, BSB BSB: God raised Him up on the third day and caused Him to be seen—
41 ULB tsy ireo olona rehetra, fa ireo vavolombelona izay voafidin'Andriamanitra mialoha- tamintsika izay nihinana sy nisotro niaraka taminy taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty. BSB BSB: not by all the people, but by the witnesses God had chosen beforehand, by us who ate and drank with Him after He rose from the dead.
42 ULB Nandidy anay izy mba hanambara amin'ny olona sy hijoro vavolombelona fa izy ilay iray nofidin'Andriamanitra ho Mpitsaran'ny velona sy ny maty. BSB BSB: And He commanded us to preach to the people and to testify that He is the One appointed by God to judge the living and the dead.
43 ULB Ho azy no hijoroan'ny mpaminany rehetra vavolombelona, mba ho ireo izay mino azy no handray famelan-keloka amin'ny alalan'ny anarany. BSB BSB: All the prophets testify about Him that everyone who believes in Him receives forgiveness of sins through His name.”
44 ULB Raha mbola niteny izany zavatra izany i Petera, dia nilatsaka tamin'ireo rehetra izay nihaino ny hafany ny Fanahy Masina. BSB BSB: While Peter was still speaking these words, the Holy Spirit fell upon all who heard his message.
45 ULB Ireo olona tao anatin'ny vondron'ny mpino voafora- ireo rehetra izay niaraka tamin'i Petera- dia gaga, satria ny fanomezan'ny Fanahy Masina dia narotsaka ho an'ny Jentilisa ihany koa. BSB BSB: All the circumcised believers who had accompanied Peter were astounded that the gift of the Holy Spirit had been poured out even on the Gentiles.
46 ULB Fa ren'izy ireo ireo Jentilisa izay miteny amin'ireo fiteny hafa sy mankalaza an'Andriamanitra. Dia namaly Petera hoe: BSB BSB: For they heard them speaking in tongues and exalting God. Then Peter said,
47 ULB Moa ve misy olona afaka mitazona rano mba tsy hanaovana batisa azy ireo, ireo olona izay nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa? BSB BSB: “Can anyone withhold the water to baptize these people? They have received the Holy Spirit just as we have!”
48 ULB Dia nandidy azy ireo mba ho atao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy izy. Ary nangataka azy izy ireo mba hitoetra hiaraka amin'izy ireo mandritry ny andro vitsivitsy. BSB BSB: So he ordered that they be baptized in the name of Jesus Christ. Then they asked him to stay for a few days.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.