1 ULB Fa i Saoly, dia mbola niteny fandrahonana foana eny fa na hatramin'ny famonoana manohitra ireo mpianatry ny Tompo aza, nandeha tany amin'ny mpisoronabe BSB BSB: Meanwhile, Saul was still breathing out murderous threats against the disciples of the Lord. He approached the high priest
2 ULB ary nanontany azy ireo taratasy ho an'ireo synagoga tao Damaskosy, ka raha mahita na iza na iza eo amin'ny Lalany izy, na lehilahy na vehivavy, dia entiny hifatotra any Jerosalema izy ireo. BSB BSB: and requested letters to the synagogues in Damascus, so that if he found any men or women belonging to the Way, he could bring them as prisoners to Jerusalem.
3 ULB Raha mbola nandeha izy, dia izao no nitranga rehefa tonga teo akaikin'i Damaskosy izy, tampoka teo dia nisy hazavana namirapiratra nanodidina azy avy any an-danitra; BSB BSB: As Saul drew near to Damascus on his journey, suddenly a light from heaven flashed around him.
4 ULB ary nianjera tamin'ny tany izy ka nandre feo niteny taminy hoe: "Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika ahy?" BSB BSB: He fell to the ground and heard a voice say to him, “Saul, Saul, why do you persecute Me?”
5 ULB Saoly namaly hoe: "Iza ianao, Tompo?" Hoy ny Tompo: "Izaho no Jesosy izay enjehinao, BSB BSB: “Who are You, Lord?” Saul asked. “I am Jesus, whom you are persecuting,” He replied.
6 ULB fa mitsangàna, midira ao amin'ny tanàna, ary ho lazaina aminao izay tsy maintsy ho ataonao." BSB BSB: “Now get up and go into the city, and you will be told what you must do.”
7 ULB Ny lehilahy izay niara-dia tamin'i Saoly dia nijoro tsy nahateny, nandre ny feo, fa tsy nahita an' iza na iza. BSB BSB: The men traveling with Saul stood there speechless. They heard the voice but did not see anyone.
8 ULB Nitsangana avy tamin'ny tany i Saoly, ary rehefa nanokatra ny masony izy, dia tsy afaka nahita na inona na inona izy; ka notantanan'izy ireo tamin'ny tanany izy ary nentina tany Damaskosy. BSB BSB: Saul got up from the ground, but when he opened his eyes he could not see a thing. So they led him by the hand into Damascus.
9 ULB Tsy nahiratra izy nandritry ny telo andro, ary tsy nihinana izy no sady tsy nisotro. BSB BSB: For three days he was without sight, and he did not eat or drink anything.
10 ULB Ary nisy mpianatra tao Damaskosy antsoina hoe Ananiasy. Niteny taminy tamin'ny fahitana ny Tompo: "Ananiasy!" Hoy izy: "Indro, inty aho, Tompo." BSB BSB: In Damascus there was a disciple named Ananias. The Lord spoke to him in a vision, “Ananias!” “Here I am, Lord,” he answered.
11 ULB Niteny taminy ny Tompo: "Mitsangàna, ary mandehana any amin'ny lalana izay antsoina hoe Mahitsy, ary rehefa ao an-tranon'i Jodasy dia mangataha amin'ilay lehilahy avy any Tarsosy antsoina hoe Saoly, fa mivavaka izy. BSB BSB: “Get up!” the Lord told him. “Go to the house of Judas on Straight Street and ask for a man from Tarsus named Saul, for he is praying.
12 ULB Efa nahita tamin'ny fahitana ny fihavian'ny olona antsoina hoe Ananiasy izy ary hametraka ny tanany eo aminy, ka mety hahita indray izy." BSB BSB: In a vision he has seen a man named Ananias come and place his hands on him to restore his sight.”
13 ULB Fa namaly Ananiasy hoe: "Tompo, efa nandre tamin'ny maro momba io olona io aho, mahakasika ny ratsy nataony tamin'ny olonao masina tao Jerosalema. BSB BSB: But Ananias answered, “Lord, many people have told me about this man and all the harm he has done to Your saints in Jerusalem.
14 ULB Nanana fahefana tamin'ireo lohan'ny mpisorona izy mba hisambotra izay rehetra miantso ny anaranao eto." BSB BSB: And now he is here with authority from the chief priests to arrest all who call on Your name.”
15 ULB Fa ny Tompo niteny taminy hoe: "Mandehana, fa izy dia fitaovana nofidiko, mba hitondra ny anarako eo anoloan'ny Jentilisa sy ireo mpanjaka ary ny zanak'Israely; BSB BSB: “Go!” said the Lord. “This man is My chosen instrument to carry My name before the Gentiles and their kings, and before the people of Israel.
16 ULB fa ho asehoko azy hoe ahoana ny fijaliany noho ny amin'ny anarako." BSB BSB: I will show him how much he must suffer for My name.”
17 ULB Ka lasa i Ananiasy, ary niditra tao amin'ny trano. Nametraka ny tanany teo aminy, dia niteny izy hoe: "Rahalahy Saoly, ny Tompo Jesosy, izay niseho taminao teny an-dalana rehefa nakaty ianao, no nandefa ahy taty mba mety hahiratanao ary ho feno ny Fanahy Masina." BSB BSB: So Ananias went to the house, and when he arrived, he placed his hands on Saul. “Brother Saul,” he said, “the Lord Jesus, who appeared to you on the road as you were coming here, has sent me so that you may see again and be filled with the Holy Spirit.”
18 ULB Teo no ho eo dia zavatra toy ny kiran-trondro no niendaka avy hatrany teo amin'ny mason'i Saoly, ary nahiratra izy; nitsangana izy ary natao batisa; BSB BSB: At that instant, something like scales fell from Saul’s eyes, and his sight was restored. He got up and was baptized,
19 ULB ary nihinana izy ka nahazo hery. Nipetraka niaraka tamin'ireo mpianatra tao Damaskosy nandritry ny andro maro izy. BSB BSB: and after taking some food, he regained his strength. And he spent several days with the disciples in Damascus.
20 ULB Avy hatrany dia nanambara an'i Jesosy tao amin'ny Synagoga izy, nilaza fa Izy no Zanak'Andriamanitra. BSB BSB: Saul promptly began to proclaim Jesus in the synagogues, declaring, “He is the Son of God.”
21 ULB Izay rehetra nandre azy dia gaga ary niteny hoe: "Tsy io olona io ve no namono ireo tany Jerosalema izay niantso tamin'io anarana io? Tonga teto izy mba haka azy ireo ho fatorana ho any amin'ny mpisorombe." BSB BSB: All who heard him were astounded and asked, “Isn’t this the man who wreaked havoc in Jerusalem on those who call on this name? And hasn’t he come here to take them as prisoners to the chief priests?”
22 ULB Fa lasa nihanahery i Saoly, ary nampahory ny Jiosy izay nonina tao Damaskosy ka nanaporofo fa Jesosy no Kristy. BSB BSB: But Saul was empowered all the more, and he confounded the Jews living in Damascus by proving that Jesus is the Christ.
23 ULB Taorian'ny andro maromaro, niara- nanao drafitra mba hamono azy ireo Jiosy. BSB BSB: After many days had passed, the Jews conspired to kill him,
24 ULB Fa lasa fantatr'i Saoly ny tetik'izy ireo. Ary niandry ny vavahady andro aman'alina mba hamono azy izy ireo. BSB BSB: but Saul learned of their plot. Day and night they watched the city gates in order to kill him.
25 ULB Fa naka azy tamin'ny alina ireo mpianany ary namela azy hidina tamin'ny rindrina, nampidina azy tao anaty harona. BSB BSB: One night, however, his disciples took him and lowered him in a basket through a window in the wall.
26 ULB Rehefa tonga teo Jerosalema izy, dia nanandrana ny hanatona ireo mpianatra i Saoly, nefa natahotra azy daholo ireo, tsy nino fa mpianatra izy. BSB BSB: When Saul arrived in Jerusalem, he tried to join the disciples, but they were all afraid of him, not believing that he was a disciple.
27 ULB Fa naka azy i Barnabasy ary nitondra azy teo amin'ireo Apostoly, ary nilaza tamin'ireo izy hoe ahoana no nahitan'i Saoly ny Tompo teny an-dalana sy ny nitenenan'ny Tompo taminy, ary ahoana no nitorian'i Saoly am-pasahiana tamin'ny anaran'i Jesosy tao Damaskosy. BSB BSB: Then Barnabas brought him to the apostles and described how Saul had seen the Lord, who had spoken to him on the road to Damascus, and how Saul had spoken boldly in that city in the name of Jesus.
28 ULB Nihaona tamin'izy ireo izy rehefa niditra ary nivoaka an'i Jerosalema. Niteny am-pasahiana tamin'ny anaran'i Jesosy Tompo izy BSB BSB: So Saul stayed with them, moving about freely in Jerusalem and speaking boldly in the name of the Lord.
29 ULB ary niady hevitra niaraka tamin'ireo Jiosy Grika; nefa mbola niezaka ny hamono azy ihany izy ireo. BSB BSB: He talked and debated with the Grecian Jews, but they tried to kill him.
30 ULB Rehefa fantatr'ireo rahalahy izany, dia nentin'izy ireo nidina tany Kaisaria izy ary nalefany ho any Tarsosy izy. BSB BSB: When the brothers learned of this, they took him down to Caesarea and sent him off to Tarsus.
31 ULB Ary avy eo, ny fiangonana nanerana an'i Jodia rehetra, Galilia, ary Samaria nanana fiadanana ary voaorina; ary, nandeha tamin-tahotra ny Tompo sy tamin'ny fampiononan'ny Fanahy Masina, ka nitombo isa ny fiangonana. BSB BSB: Then the church throughout Judea, Galilee, and Samaria experienced a time of peace. It grew in strength and numbers, living in the fear of the Lord and the encouragement of the Holy Spirit.
32 ULB Dia tonga izany ankehitriny, raha nandeha nanerana ny faritra manontolo Petera, dia nandeha nidina tany amin'ireo mpino izay nipetraka tao amin'ny tananan'i Lyda ihany koa izy. BSB BSB: As Peter traveled throughout the area, he went to visit the saints in Lydda.
33 ULB Nahita olona antsoina hoe Aenasy tao izy, izay efa teo am-pandriany nandritry ny valo taona, satria nalemy izy. BSB BSB: There he found a man named Aeneas who had been paralyzed and bedridden for eight years.
34 ULB Petera niteny taminy hoe: "Aenasy, manasitrana anao Jesosy Kristy. Mitsangàna ary amboary ny fandrianao," ary niaraka tamin'izay dia nitsangana izy. BSB BSB: “Aeneas,” Peter said to him, “Jesus Christ heals you! Get up and put away your mat.” Immediately Aeneas got up,
35 ULB Fa izay rehetra nipetraka tao Lyda sy tao Sarona dia nahita ny lehilahy ka nitodika tamin'ny Tompo izy ireo. BSB BSB: and all who lived in Lydda and Sharon saw him and turned to the Lord.
36 ULB Ary nisy mpianatra iray antsoina hoe Tabita tao Jopa, izay adika hoe "Dorkasy." Nanao asa soa betsaka io vehivavy io ary nanao fanampiana feno asa fiantrana izay nataony ho an'ny mahantra. BSB BSB: In Joppa there was a disciple named Tabitha (which is translated as Dorcas), who was always occupied with works of kindness and charity.
37 ULB Tamin'ireo andro ireo dia narary izy ary maty; rehefa nanasa azy izy ireo, dia napetrak'izy ireo tao amin'ny efitrano ambony izy. BSB BSB: At that time, however, she became sick and died, and her body was washed and placed in an upper room.
38 ULB Satria efa nanakaiky an'i Lyda i Jopa, ary nandre ireo mpianatra fa tao Petera, dia nandefa olona roa tany aminy izy ireo, niangavy azy: "Tongava re any aminay tsy misy hatak'andro." BSB BSB: Since Lydda was near Joppa, the disciples, hearing that Peter was there, sent two men to urge him, “Come to us without delay.”
39 ULB Nitsangana Petera ary nandeha niaraka tamin'izy ireo. Rehefa tonga izy, dia nitondra azy tao amin'ny efitra ambony izy ireo, ary ny mpitondratena rehetra nitsangana teo anilany nitomany, nampiseho azy akanjo sy ny lamba izay nataon'ireo Dorkasy fony izy niaraka tamin'izy ireo. BSB BSB: So Peter got up and went with them. On his arrival, they took him to the upper room. All the widows stood around him, weeping and showing him the tunics and other clothing that Dorcas had made while she was still with them.
40 ULB Nalefan'i Petera tany ivelan'ny efitra izy rehetra, nandohalika, ary nivavaka; avy eo, nitodika tamin'ilay razana, niteny izy hoe: "Tabita, mitsangàna." Dia nanokatra ny masony izy avy eo, ary nahita an'i Petera izy dia niarina. BSB BSB: Then Peter sent them all out of the room. He knelt down and prayed, and turning toward her body, he said, “Tabitha, get up!” She opened her eyes, and seeing Peter, she sat up.
41 ULB Avy eo nanolo-tanana azy Petera ary nampitsangana azy; ary rehefa niantso ireo mpino sy ireo mpitondratena izy, dia nasehony tamin'izy ireo ny fahavelomany. BSB BSB: Peter took her by the hand and helped her up. Then he called the saints and widows and presented her to them alive.
42 ULB Lasa fantatra nanerana an'i Jopa rehetra izany zavatra izany, ary olona maro no nino ny Tompo. BSB BSB: This became known all over Joppa, and many people believed in the Lord.
43 ULB Tamin'izany Petera dia nipetraka andro maromaro niaraka tamin'ilay lehilahy iray antsoina hoe Simona tao Jopa, izay mpandoko hoditra. BSB BSB: And Peter stayed for several days in Joppa with a tanner named Simon.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.