1 ULB Nanaiky ny fahafatesany i Saoly. Ka nanomboka tamin'io andro io ny fanenjeana lehibe hanoherana ny fiangonana izay tao Jerosalema; ary ireo mpino rehetra dia niparitaka nanerana ireo faritry Jodia sy Samaria, ankoatra ireo apostoly. BSB BSB: And Saul was there, giving approval to Stephen’s death. On that day a great persecution broke out against the church in Jerusalem, and all except the apostles were scattered throughout Judea and Samaria.
2 ULB Ireo lehilahy matahotra anÁndriamanitra dia nandevina an'i Stefana ary nanao hira fisaonana azy. BSB BSB: God-fearing men buried Stephen and mourned deeply over him.
3 ULB Fa Saoly dia nanimba tanteraka ny fiangonana; nitety trano izy ary naka ireo lehilahy sy ireo vehivavy, ary nandefa azy ireo tany an-trano maizina. BSB BSB: But Saul began to destroy the church. Going from house to house, he dragged off men and women and put them in prison.
4 ULB Fa ireo mpino izay niparitaka dia nandeha nitory ny teny. BSB BSB: Those who had been scattered preached the word wherever they went.
5 ULB Filipo dia nidina tany amin'ny tanàn-dehiben'ny Samaria ary nitory an'i Kristy tamin'izy ireo. BSB BSB: Philip went down to a city in Samaria and proclaimed the Christ to them.
6 ULB Rehefa nandre sy nahita ireo famantarana izay nataon'i Filipo ny vahoaka maro, dia nifantoka tsara tamin'izay nolazainy izy ireo. BSB BSB: The crowds all paid close attention to Philip’s message and to the signs they saw him perform.
7 ULB Ireo fanahy maloto dia nivoaka tamin'ireo maro izay nidirany, nihiaka mafy, ary maro tamin'ireo malemy sy kilemaina no sitrana. BSB BSB: With loud shrieks, unclean spirits came out of many who were possessed, and many of the paralyzed and lame were healed.
8 ULB Noho izany dia nisy fifaliana lehibe tao amin'ilay tanàn-dehibe. BSB BSB: So there was great joy in that city.
9 ULB Fa nisy lehilahy iray nantsoina hoe Simona tao amin'ny tanàn-dehibe, izay vao haingana no nilalao ody; matetika nampitolagaga ireo vahoakan'ny Samaria izy, rehefa manambara fa izy dia olona manan-danja. BSB BSB: Prior to that time, a man named Simon had practiced sorcery in the city and astounded the people of Samaria. He claimed to be someone great,
10 ULB Ireo Samaritana rehetra, manomboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra, dia nihaino tsara azy; ary hoy izy ireo hoe: "Io lehilahy io dia ilay fahefan' Andriamanitra izay antsoina hoe Lehibe." BSB BSB: and all the people, from the least to the greatest, heeded his words and said, “This man is the divine power called the Great Power.”
11 ULB Izy ireo dia nihaino azy, satria izy dia nampitolagaga azy ireo efa nandritry ny fotoana ela tamin'ireo odiny. BSB BSB: They paid close attention to him because he had astounded them for a long time with his sorcery.
12 ULB Fa rehefa nino an'i Filipo izy ireo noho izy nitory ny filazantsara momba ny fanjakan'Andriamanitra sy ny anaran'i Jesosy Kristy, dia natao batisa izy ireo, na ireo lehilahy na ireo vehivavy. BSB BSB: But when they believed Philip as he preached the gospel of the kingdom of God and the name of Jesus Christ, they were baptized, both men and women.
13 ULB Na i Simona aza dia nino, ary taorian'ny nanaovana batisa azy dia nijanona niaraka tamin'i Filipo foana izy. Rehefa nahita ireo famantarana sy asa lehibe izay niseho izy, dia gaga. BSB BSB: Even Simon himself believed and was baptized. He followed Philip closely and was astounded by the great signs and miracles he observed.
14 ULB Ary rehefa henon'ireo apostoly ao Jerosalema fa nandray ny tenin'Andriamanitra Samaria, dia nalefan'izy ireo tany amin'izy ireo i Petera sy Jaona. BSB BSB: When the apostles in Jerusalem heard that Samaria had received the word of God, they sent Peter and John to them.
15 ULB Rehefa nidina izy ireo, dia nivavaka ho azy ireo izy ireo, mba mety handraisan'izy ireo ny Fanahy Masina. BSB BSB: On their arrival, they prayed for them to receive the Holy Spirit.
16 ULB Fa nandrapahatongan'izany fotoana izany, dia mbola tsy nisy nilatsahan'ny Fanahy Masina mihitsy izy ireo; fa vita batisa tamin'ny anaran'i Tompo Jesosy fotsiny ihany. BSB BSB: For the Holy Spirit had not yet fallen upon any of them; they had simply been baptized into the name of the Lord Jesus.
17 ULB Avy eo i Petera sy Jaona dia nametraka ny tanany teo amin'izy ireo, ary dia nandray ny Fanahy Masina izy ireo. BSB BSB: Then Peter and John laid their hands on them, and they received the Holy Spirit.
18 ULB Ary rehefa hitan'i Simona fa ny Fanahy Masina dia natolotra teo an-tanan'ireo apostoly tamin'ny alalan'ny fametrahan-tanana, dia nomeny vola izy ireo. BSB BSB: When Simon saw that the Spirit was given through the laying on of the apostles’ hands, he offered them money.
19 ULB Hoy izy hoe: "Omeo ahy ihany koa izany fahefana izany, ka izay rehetra ametrahako tanana dia mety handray ny Fanahy Masina." BSB BSB: “Give me this power as well,” he said, “so that everyone on whom I lay my hands may receive the Holy Spirit.”
20 ULB Fa hoy i Petera taminy hoe: "Ho levona miaraka aminao anie ny volafotsinao, satria ianao nieritreritra ny hahazo ny fanomezan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny vola. BSB BSB: But Peter replied, “May your silver perish with you, because you thought you could buy the gift of God with money!
21 ULB Ianao dia tsy manana anjara na ampahany amin'izany zavatra izany, satria ny fonao dia tsy marina amin'Andriamanitra. BSB BSB: You have no part or share in our ministry, because your heart is not right before God.
22 ULB Noho izany mibebaha amin'ny faharatsianao, ary mivavaha amin'ny Tompo, sao mba mety hamela ny fanirian'ny fonao Izy. BSB BSB: Repent, therefore, of your wickedness, and pray to the Lord. Perhaps He will forgive you for the intent of your heart.
23 ULB Fa izaho mahita fa ianao dia voapozin'ny lolom-po sy voafatotry ny fahotana ianao." BSB BSB: For I see that you are poisoned by bitterness and captive to iniquity.”
24 ULB Simona namaly ary niteny hoe: "Mivavaha amin'ny Tompo ho ahy, mba tsy hisy hitranga amiko ireo izay nolazainao." BSB BSB: Then Simon answered, “Pray to the Lord for me, so that nothing you have said may happen to me.”
25 ULB Rehefa nijoro vavolombelona sy nanambara ny tenin'ny Tompo izy ireo, dia niverina tany Jerosalema i Petera sy Jaona, nitory ny filazantsara tamin'ireo tanàna maro ao Samaritana. BSB BSB: And after Peter and John had testified and spoken the word of the Lord, they returned to Jerusalem, preaching the gospel in many of the Samaritan villages.
27 ULB Dia nitsangana izy ary nandeha. Indro, nisy lehilahy avy any Etiopia, tandapan'ny Kandasy, mpanjaka vavin'ireo Etiopiana. Izy no niandraikitra ny hareny rehetra. Tonga tany Jerosalema izy mba hidera. BSB BSB: So he started out, and on his way he met an Ethiopian eunuch, a court official in charge of the entire treasury of Candace, queen of the Ethiopians. He had gone to Jerusalem to worship,
28 ULB Ary nody izy ka nipetraka teo amin'ny kalesany, ary namaky ny tenin'i Isaia mpaminany. BSB BSB: and on his return was sitting in his chariot reading Isaiah the prophet.
29 ULB Ary ilay fanahy niteny tamin'i Filipo hoe: "Mandehana ary aza miala lavitra an'io kalesy io." BSB BSB: The Spirit said to Philip, “Go over to that chariot and stay by it.”
31 ULB Niteny ilay Etiopiana nanao hoe: "Ahoana no hahafantarako, raha tsy misy olona mitari-dalana ahy?" Niangavy an'i Filipo izy mba hanatona ny kalesa ary hipetraka hiaraka aminy. BSB BSB: “How can I,” he said, “unless someone guides me?” And he invited Philip to come up and sit with him.
33 ULB Fa tamin'ny fanalam-baraka azy dia nesorina taminy ny rariny. Iza no afaka hamaritra tanteraka ireo taranany? Nohon'ny ainy nesorina teto an-tany." BSB BSB: In His humiliation He was deprived of justice. Who can recount His descendants? For His life was removed from the earth.”
34 ULB Noho izany dia nanontany an'ilay tandapa i Filipo, nanao hoe: "Mitalaho aminao aho, iza no resahan'io mpaminany io, ny tenany ihany ve, sa olon-kafa?" BSB BSB: “Tell me,” said the eunuch, “who is the prophet talking about, himself or someone else?”
35 ULB Nanomboka niteny i Filipo, ary nanomboka tamin'izany soratra masina izany no nitoriany ny filazantsara momba an'i Jesosy taminy. BSB BSB: Then Philip began with this very Scripture and told him the good news about Jesus.
36 ULB Rehefa nandeha teny an-dalana izy ireo, dia nanatona teny amin'izay nisy rano izy ireo ary hoy ilay tandapa hoe: "Indro, misy rano eto. Inona no mahasakana ahy tsy atao batisa?" BSB BSB: As they traveled along the road and came to some water, the eunuch said, “Look, here is water! What is there to prevent me from being baptized?”
38 ULB Ka nasain'ilay Etiopiana najanona ilay kalesa. Nidina nankeny amin'ny rano izy ireo, i Filipo sy ilay tandapa, ary nataon'i Filipo batisa izy. BSB BSB: And he gave orders to stop the chariot. Then both Philip and the eunuch went down into the water, and Philip baptized him.
39 ULB Rehefa nivoaka ny rano izy ireo, dia noentin'ny Fanahin'ny Tompo i Filipo, ka tsy hitan'ilay tandapa intsony izy, fa nandeha tam-pifaliana teny amin'ny lalany. BSB BSB: When they came up out of the water, the Spirit of the Lord carried Philip away, and the eunuch saw him no more, but went on his way rejoicing.
40 ULB Fa i Filipo dia niseho tany Azota ary nitety io faritra io izy, nitory ny filazantsara eraky ny tanan-dehibe rehetra mandrapahatongany tany Kaisaria. BSB BSB: But Philip appeared at Azotus and traveled through that region, preaching the gospel in all the towns until he came to Caesarea.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.