1 ULB Ny mpisoronabe niteny hoe: "Marina ve izany rehetra izany?" BSB BSB: Then the high priest asked Stephen, “Are these charges true?”
2 ULB Stefana niteny hoe: "Ry rahalahy sy ry ray, henoy aho: "Ny Andriamanitrin'ny voninahitra niseho tamin'ny raintsika Abrahama tamin'izy tany Mesopotamia, talohan'ny nipetrahany tao Harana; BSB BSB: And Stephen declared: “Brothers and fathers, listen to me! The God of glory appeared to our father Abraham while he was still in Mesopotamia, before he lived in Haran,
3 ULB niteny taminy Izy hoe: "Mialà eo amin'ny taninao ianao sy ireo havanao, ary mandehana any amin'ilay tany izay asehoko anao." BSB BSB: and told him, ‘Leave your country and your kindred and go to the land I will show you.’
4 ULB Avy eo niala an'ilay tanin'ny Kaldeana izy ary nipetraka tany Harana; nanomboka teo, taorian'ny nahafatesan'ny rainy, nentin'Andriamanitra tany amin'io tany io izy, izay hipetrahanao izao. BSB BSB: So Abraham left the land of the Chaldeans and settled in Haran. After his father died, God brought him out of that place and into this land where you are now living.
5 ULB Tsy nomeny ho lova teo izy, tsia, tsy ampy hametrahana tongotra akory. Fa nanome toky izy_na dia mbola tsy nanan-janaka aza i Abrahama fa_izy dia hanome ny tany azy ho fananany sy ho an'ireo taranany any aoriany. BSB BSB: He gave him no inheritance here, not even a foot of ground. But God promised to give possession of the land to Abraham and his descendants, even though he did not yet have a child.
6 ULB Andriamanitra dia niresaka taminy tahaka izao, fa ireo taranany dia hipetraka maharitra any amin'ny tanin'ny firenen-kafa, ary ireo mponina ao dia hitondra azy ireo amin'ny fanandevozana sy fampahoriana mandritry ny efa-jato taona. BSB BSB: God told him that his descendants would be foreigners in a strange land, and that they would be enslaved and mistreated four hundred years.
7 ULB 'Nefa ho tsaraiko ny firenena izay tompoin'izy ireo,' hoy Andriamanitra, 'ary aorian'izany dia hanantona sy hidera Ahy eo amin'io toerana io izy ireo. BSB BSB: ‘But I will punish the nation that enslaves them,’ God said, ‘and afterward they will come forth and worship Me in this place.’
8 ULB Avy eo nomen'Andriamanitra an'i Abrahama ny fanekena amin'ny famorana, ka i Abrahama dia lasa rain'Isaka ary namora azy tamin'ny andro fahavalo; Isaka dia lasa rain'i Jakoba, ary Jakoba lasa rain'ireo patriarika roa ambin'ny folo. BSB BSB: Then God gave Abraham the covenant of circumcision, and Abraham became the father of Isaac and circumcised him on the eighth day. And Isaac became the father of Jacob, and Jacob of the twelve patriarchs.
9 ULB Satria ireo patriarika dia nialona an'i Josefa, ka namidin'izy ireo tany Egypta izy; fa Andriamanitra dia niaraka taminy BSB BSB: Because the patriarchs were jealous of Joseph, they sold him as a slave into Egypt. But God was with him
10 ULB ary namonjy azy tamin'ireo olany rehetra. I Josefa dia nomeny fankasitrahana sy fahendrena teo anatrehan'i Farao, mpanjakan'Egypta, izay nametraka azy ho governora manapaka an' Egypta sy ambonin'ireo fananany rehetra. BSB BSB: and rescued him from all his troubles. He granted Joseph favor and wisdom in the sight of Pharaoh king of Egypt, who appointed him ruler over Egypt and all his household.
11 ULB Ary dia tonga ny mosary nanerana an'Egypta sy Kanana, sy fijaliana lehibe, ary ireo razantsika dia tsy nahita sakafo. BSB BSB: Then famine and great suffering swept across Egypt and Canaan, and our fathers could not find food.
12 ULB Fa rehefa naheno i Jakoba fa nisy vary tao Egypta, nandefa ireo razantsika tamin'ny dian'izy ireo voalohany izy. BSB BSB: When Jacob heard that there was grain in Egypt, he sent our fathers on their first visit.
13 ULB Tamin'ny dian'izy ireo faharoa i Josefa nampahafantatra ny tenany tamin'ireo rahalahiny, ary ny fianakavian'i Josefa dia lasa fantatr'i Farao. BSB BSB: On their second visit, Joseph revealed his identity to his brothers, and his family became known to Pharaoh.
14 ULB Josefa dia naniraka ireo rahalahiny hiteny an'i Jakoba rainy mba hoavy any Egypta, miaraka amin'ireo havany rehetra, teo amin'ny dimy ambin'ny fitopolo olona raha atambatra. BSB BSB: Then Joseph sent for his father Jacob and all his relatives, seventy-five in all.
15 ULB Noho izany Jakoba dia nidina tao Egypta, ary maty izy, izy sy ireo razantsika. BSB BSB: So Jacob went down to Egypt, where he and our fathers died.
16 ULB Nolanjaina ho any Sekema izy ireo ary nalevina tao amin'ilay fasana izay novidian'i Abrahama tamin'ny volafotsy tamin'ireo zanak'i Hamora tany Sekema. BSB BSB: Their bones were carried back to Shechem and placed in the tomb that Abraham had bought from the sons of Hamor at Shechem for a price he paid in silver.
17 ULB Rehefa nanakaiky ny fotoanan'ilay fampanantenana, ilay fampanantenana izay nataon'Andriamanitra tamin'i Abrahama, dia nihamaro sy nitombo ny olona tao Egypta, BSB BSB: As the time drew near for God to fulfill His promise to Abraham, our people in Egypt increased greatly in number.
18 ULB mandra-pitsangan'ny mpanjaka hafa tao Egypta, mpanjaka izay tsy nahafantatra ny momba an'i Josefa. BSB BSB: Then another king, who knew nothing of Joseph, arose over Egypt.
19 ULB Io mpanjaka io ihany no namitaka ny vahoakantsika sy nampahory ireo razantsika, izy ireo dia nanery ny razantsika handao ireo zanany ambava loza mba tsy ho velona. BSB BSB: He exploited our people and oppressed our fathers, forcing them to abandon their infants so they would die.
20 ULB Tamin'izany fotoana izany i Mosesy no teraka; izy dia tsara teo anatrehan'Andriamanitra ary notaizana telo volana tao an-tranon'ny Rainy. BSB BSB: At that time Moses was born, and he was beautiful in the sight of God. For three months he was nurtured in his father’s house.
21 ULB Rehefa navoaka teny ivelany izy, dia ny zanaka vavin'i Farao no nanangana sy nitaiza azy tahaka ny zanany lahy. BSB BSB: When he was set outside, Pharaoh’s daughter took him and brought him up as her own son.
22 ULB I Mosesy dia nampianarina ireo fahendrena rehetra nananan'ny Egyptiana, ary izy dia nahery tamin'ny teniny sy ny asany. BSB BSB: So Moses was educated in all the wisdom of the Egyptians and was powerful in speech and action.
23 ULB Ka rehefa ho efapolo taona izy, tonga tao am-pony ny hitsidika ireo rahalahiny, zanak'Israely. BSB BSB: When Moses was forty years old, he decided to visit his brothers, the children of Israel.
24 ULB Nahita israelita iray izay nampahoriana ka niaro azy i Mosesy sady namaly an'ilay izay nampahory azy tamin'ny famonona ilay Egyptianina: BSB BSB: And when he saw one of them being mistreated, Moses went to his defense and avenged him by striking down the Egyptian who was oppressing him.
25 ULB Nihevitra izy fa ho azon'ireo rahalahiny fa tamin'ny alalan'ny tanany Andriamanitra no nanavotra azy ireo, nefa dia tsy azon'izy ireo izany. BSB BSB: He assumed his brothers would understand that God was using him to deliver them, but they did not.
26 ULB Ny andro manaraka dia tonga tao amin'ireo Israelita sasany izy raha izy ireo nifanditra; nanandrana ny nampitony ny tsirairay avy izy, niteny hoe: "Ry lehilahy, ianareo dia mpirahalahy, maninona ianareo no mifandratra?" BSB BSB: The next day he came upon two Israelites who were fighting, and he tried to reconcile them, saying, ‘Men, you are brothers. Why are you mistreating each other?’
27 ULB Fa ny iray izay nanao tsy nety tamin'ny namany nanosika azy, ary niteny hoe: "Iza no nanendry anao ho mpanapaka sy hitsara anay? BSB BSB: But the man who was abusing his neighbor pushed Moses aside and said, ‘Who made you ruler and judge over us?
28 ULB Tianao ve ny hamono ahy, tahaka ny namononao ireo Egyptianina omaly?" BSB BSB: Do you want to kill me as you killed the Egyptian yesterday?’
29 ULB Nitsoaka i Mosesy rehefa nandre izany; lasa mpiavy izy tao amin'ny tanin'ny Midiana, izay niterahany ny zanany roa lahy. BSB BSB: At this remark, Moses fled to the land of Midian, where he lived as a foreigner and had two sons.
30 ULB Rehefa dila ny efapolo taona, nisy anjely iray nipotra taminy tany an'efitra teny amin' tendrombohitra Sinay, teo amin'ny lelafon'ilay voaroy nirehitra. BSB BSB: After forty years had passed, an angel appeared to Moses in the flames of a burning bush in the desert near Mount Sinai.
31 ULB Rehefa tazan'i Mosesy ilay afo, talanjona izy tamin'ilay fahitana; ary rehefa nanatona izy ka nijery ilay izy, indro avy any nisy feon'ny Tompo niteny hoe: BSB BSB: When Moses saw it, he marveled at the sight. As he approached to look more closely, the voice of the Lord came to him:
32 ULB "Izaho no Andriamanitr'ireo razanao, Andriamanitr'Abrahama, sy Isaka, ary Jakoba." Nangovitra i Mosesy ary tsy sahy nijery. BSB BSB: ‘I am the God of your fathers, the God of Abraham, Isaac, and Jacob.’ Moses trembled with fear and did not dare to look.
33 ULB Ny Tompo niteny taminy hoe: "Esory ny kapa eny amin'ny tongotrao, fa io toerana izay hijoronao io dia tany masina. BSB BSB: Then the Lord said to him, ‘Take off your sandals, for the place where you are standing is holy ground.
34 ULB Efa hitako tokoa ny fijalian'ny vahoakako izay ao Egypta, henoko ny fitarainan'izy ireo, ary efa nidina nanavotra azy ireo Aho; koa ankehitriny, alefako ho any Egypta ianao." BSB BSB: I have indeed seen the oppression of My people in Egypt. I have heard their groaning and have come down to deliver them. Now come, I will send you back to Egypt.’
35 ULB Io ilay Mosesy izay nolavin'izy ireo, rehefa niteny izy ireo hoe: "Iza no nanendry anao ho mpanapaka sy ho mpitsara?" Izy ilay tokana izay nalefan'Andriamanitra sady ho mpanapaka no mpanavotra. Andriamanitra nandefa azy tamin'ny alalan'ny tanan'ilay anjely izay nipoitra tamin'i Mosesy teny amin'ny voaroy. BSB BSB: This Moses, whom they had rejected with the words, ‘Who made you ruler and judge?’ is the one whom God sent to be their ruler and redeemer through the angel who appeared to him in the bush.
36 ULB Nitarika azy ireo hiala tao Egypta i Mosesy, rehefa avy nanao fahagagana sy famantarana tao Egypta sy teny amin'ny ranomasina mena, ary teny an'efitra nandritry ny efapolo taona. BSB BSB: He led them out and performed wonders and signs in the land of Egypt, at the Red Sea, and for forty years in the wilderness.
38 ULB Izy ilay lehilahy izay tao am-piangonana tao an'efitra niaraka tamin'ilay anjely izay niteny taminy teny amin'tendrombohitr'i Sinay. Izy ilay lehilahy niaraka tamin'ireo razantsika; izy ilay lehilahy izay nandray ny teny velona zaraina ho antsika. BSB BSB: He was in the assembly in the wilderness with the angel who spoke to him on Mount Sinai, and with our fathers. And he received living words to pass on to us.
39 ULB Izy ilay lehilahy izay tsy nankatoavin'ireo razantsika; natosik'izy ireo lavitra azy ireo izy, ary any ampon'izy ireo dia niverina tany Egypta izy ireo. BSB BSB: But our fathers refused to obey him. Instead, they rejected him and in their hearts turned back to Egypt.
40 ULB Tamin'io fotoana io niteny tamin'i Arona izy ireo hoe: "Hanaovy Andriamanitra izahay hitarika anay, tahaka an'i Mosesy, izay nitarika antsika hivoaka an'ny Egypta, tsy fantatsika izay nitranga taminy." BSB BSB: They said to Aaron, ‘Make us gods who will go before us! As for this Moses who led us out of the land of Egypt, we do not know what has happened to him.’
41 ULB Ary nanao omby lahy kely izy ireo tamin'izany andro izany ary nitondra fanatitra teo amin'ilay sampy, ary nifaly tamin'ny asan-tanany izy ireo. BSB BSB: At that time they made a calf and offered a sacrifice to the idol, rejoicing in the works of their hands.
42 ULB nitodika Andriamanitra ary namela azy ireo mba ho fiderana ireo kintana eny an-danitra, araka ny voasoratra tao amin'ny bokin'ny mpaminany: "Ianareo ve nanolotra ahy biby maty sy fanatitra nandritrin'ny efapolo taona tao an'efitra, tranon'ny Israely? BSB BSB: But God turned away from them and gave them over to the worship of the host of heaven, as it is written in the book of the prophets: ‘Did you bring Me sacrifices and offerings forty years in the wilderness, O house of Israel?
43 ULB Nekenareo ny tabernakelin'i Moloka sy ny kintan' andriamanitra Refana, sy ireo sary izay ataonareo hiderana azy, ary izaho hitondra anareo any ankotran' Babylona." BSB BSB: You have taken along the tabernacle of Molech and the star of your god Rephan, the idols you made to worship. Therefore I will send you into exile beyond Babylon.’
44 ULB Ireo razantsika dia nanana tabernakelin'ny fijoroana vavolombelona tao an'efitra, araka ny baikon'Andriamanitra rehefa niteny tamin'i Mosesy Izy, izay tokony nataony nitovy tamin'ilay fomba efa hitany. BSB BSB: Our fathers had the tabernacle of the Testimony with them in the wilderness. It was constructed exactly as God had directed Moses, according to the pattern he had seen.
45 ULB Io ilay tranolay izay nalain'ireo razantsika, ary noentiny tao amin'ilay tany niaraka tamin'i Josoa, teo anatrehan'ireo razantsika, ireo fananan'ny firenena izay nandroahan'Andriamanitra ny tany izay noraisin'izy ireo ho fananan'izy ireo manokana, Ilay tranolay dia nitoetra tao amin'ilay tany nandritry ny andron'i Davida, BSB BSB: And our fathers who received it brought it in with Joshua when they dispossessed the nations God drove out before them. It remained until the time of David,
46 ULB ary izy nahazo fankasitrahana tao amin'ny fahitan'Andriamanitra ary nanontany raha hahita toerana honenana ho an'Andriamanitr'i Jakoba. BSB BSB: who found favor in the sight of God and asked to provide a dwelling place for the God of Jacob.
47 ULB Fa i Salomona no nanamboatra ny trano ho an'Andriamanitra. BSB BSB: But it was Solomon who built the house for Him.
48 ULB Na izany aza, ny Avo indrindra dia tsy nipetraka tao amin'ny trano vita tamin'ny tanana, araka ny voalazan'ny mpaminany hoe: BSB BSB: However, the Most High does not dwell in houses made by human hands. As the prophet says:
49 ULB "Ny lanitra no seza fiandrianako, ary ny tany no fitoeran-tongotro. Trano toy inona no afaka hamboarinao ho ahy? hoy ny Tompo, na toerana toy ny inona no hitsaharako? BSB BSB: ‘Heaven is My throne and the earth is My footstool. What kind of house will you build for Me, says the Lord, or where will My place of repose be?
50 ULB Tsy tanako ve no nanao ireo zavatra rehetra ireo? BSB BSB: Has not My hand made all these things?’
51 ULB Ireo olona mafy hatoka sy tsy voafora ao am-po sy sofina, ianareo dia manohitra foana ny Fanahy Masina; ianareo dia manao tahaka izay nataon'ny razanareo. BSB BSB: You stiff-necked people with uncircumcised hearts and ears! You always resist the Holy Spirit, just as your fathers did.
52 ULB Iza tamin'ireo razanareo no tsy nanenjika mpaminany? Novonoin'izy ireo ny mpaminany izay niseho talohan'ny fiavin'ilay Fahamarinana, ary ankehitriny ianareo dia lasa mpamadika sy mpamono azy koa, BSB BSB: Which of the prophets did your fathers fail to persecute? They even killed those who foretold the coming of the Righteous One. And now you are His betrayers and murderers—
53 ULB ianareo vahoaka izay nandray ny lalàna izay napetrak'ireo anjely, kanefa tsy notazominareo izany." BSB BSB: you who received the law ordained by angels, yet have not kept it.”
54 ULB Ary rehefa naheno ireo zavatra ireo ny mpikambana ao amin'ny filan-kevitra, tohina ny fon'izy ireo, ary nihidy vazana izy ireo tamin'ny Stefana. BSB BSB: On hearing this, the members of the Sanhedrin were enraged, and they gnashed their teeth at him.
55 ULB Fa izy, izay feno Fanahy Masina, nijery tsara ny lanitra ary nahita ny voninahitr'Andriamanitra, ary nahita an'i Jesosy nijoro teo ankavanan'Andriamanitra. BSB BSB: But Stephen, full of the Holy Spirit, looked intently into heaven and saw the glory of God and Jesus standing at the right hand of God.
56 ULB Stefana niteny hoe: "Jereo, itako misokatra ireo lanitra, ary ny zanak'olona mijoro eo ankavanan' Andriamanitra." BSB BSB: “Look,” he said, “I see heaven open and the Son of Man standing at the right hand of God.”
57 ULB Teo amin'izany dia notapenan'ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra ny sofin'izy ireo, ary nihiaka niaraka tamin'ny feo ambony, nihazakazaka izy ireo nankeny aminy. BSB BSB: At this they covered their ears, cried out in a loud voice, and rushed together at him.
58 ULB Notaritin'izy ireo ivelan'ny tanàna izy ary nanomboka nitora-bato azy izy ireo, ary ireo vavolombelona dia nametraka ny akanjony teo amin'ny tongotr'ilay zaza lahy nantsoina hoe Saoly. BSB BSB: They dragged him out of the city and began to stone him. Meanwhile the witnesses laid their garments at the feet of a young man named Saul.
59 ULB Raha nitora-bato an'i Stefana iny izy ireo, niantso mafy ny Tompo izy ary niteny hoe: "Tompo Jesosy, raiso ny fanahiko." BSB BSB: While they were stoning him, Stephen appealed, “Lord Jesus, receive my spirit.”
60 ULB Nandohalika izy ary niantso tamin'ny feo mahery hoe: "Tompo, aza tazomina izao ota izao hanoherana azy ireo." Rehefa avy niteny izany izy dia resitory. BSB BSB: Falling on his knees, he cried out in a loud voice, “Lord, do not hold this sin against them.” And when he had said this, he fell asleep.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.