1 ULB Ary tamin'izany tao Ikonioma Paoly sy Barnabasy niara-niditra tao amin'ny Synagogan'ny jiosy ka niresaka tam-pahavitrihana ary ny vahoaka maro be Jiosy sy Grika dia nino. BSB BSB: At Iconium, Paul and Barnabas went as usual into the Jewish synagogue, where they spoke so well that a great number of Jews and Greeks believed.
2 ULB Fa ny jiosy izay tsy nankato kosa dia nanakorontana ny fisainan'ny jentilisa ka nahatonga azy ireo hanohitra ireo rahalahy. BSB BSB: But the unbelieving Jews stirred up the Gentiles and poisoned their minds against the brothers.
3 ULB Ka nitoetra ela teo izy ireo, niteny am-pasahiana niaraka tamin'ny herin'ny Tompo, tamin'ny nanomezany porofo mahakasika ny hafatra ny amin'ny fahasoavany. Izy nanao izany tamin'ny alalan'ny famantarana sy fahagagana izay natao tamin'ny alalan'ny tanan'i Paoly sy Barnabasy. BSB BSB: So Paul and Barnabas spent considerable time there, speaking boldly for the Lord, who affirmed the message of His grace by enabling them to perform signs and wonders.
4 ULB Saingy ny ankamaroan'ny tanàna dia nizarazara: ny olona sasany niandany niaraka tamin'ireo jiosy, ary ny sasany niaraka tamin'ireo apostoly. BSB BSB: The people of the city were divided. Some sided with the Jews, and others with the apostles.
5 ULB Rehefa nanandrana nandresy lahatra ny mpitarika azy ireo ny Jentilisa sy ny Jiosy mba hamono sy hitora-bato an'i Paoly sy Barnabasy, BSB BSB: But when the Gentiles and Jews, together with their rulers, set out to mistreat and stone them,
6 ULB dia nanjary niafina izy ireo ary nandositra haingana tao an-tanànan'ny Lykaonia, Lystra sy Derbe, ary ireo tanàna manodidina ny faritra, BSB BSB: they found out about it and fled to the Lycaonian cities of Lystra and Derbe and to the surrounding region,
7 ULB ka tany izy ireo no nanambara ny filazantsara. BSB BSB: where they continued to preach the gospel.
8 ULB Nisy lehilahy iray nipetraka tao Lystra, malemy ny tongony, hatrany an-kibon-dreniny, izay efa tsy nandeha hatramin'izay. BSB BSB: In Lystra there sat a man crippled in his feet, who was lame from birth and had never walked.
9 ULB Io lehilahy io nandre an'i Paoly niteny. Paoly nanatrika azy tsara teo amin'ny masony ka nahita fa manana finoana ny ho sitrana izy. BSB BSB: This man was listening to the words of Paul, who looked intently at him and saw that he had faith to be healed.
10 ULB Koa nilaza taminy izy tamin'ny feo mahery hoe: "Mitsangàna amin'ny tongotrao." Noho ny avy eo ilay lehilahy dia nitsambikimbikina ary nandeha teo amin'ny manodidina. BSB BSB: In a loud voice Paul called out, “Stand up on your feet!” And the man jumped up and began to walk.
11 ULB Rehefa nahita izay nataon'i Paoly ireo vahoaka maro be dia nanandratra ny feony izy ireo, niteny tamin'ny fitenin'ny Lykonia hoe: "Nidina avy any an-danitra ho amintsika amin'ny endrik'olona ireo andriamanitra.' BSB BSB: When the crowds saw what Paul had done, they lifted up their voices in the Lycaonian language: “The gods have come down to us in human form!”
12 ULB Niantso an' i Barabasy izy ireo hoe "Jopitera", ary Paoly "Merkory", satria izy no mpandaha-teny. BSB BSB: Barnabas they called Zeus, and Paul they called Hermes, because he was the chief speaker.
13 ULB Ny mpisoron'i Jopitera, izay ny tempoly dia teo ivelan'ny tanàna, dia nitondra omby sy fehiloha vy teo am-bavahady; izy sy ny vahoaka maro be nikasa hanome sorona. BSB BSB: The priest of Zeus, whose temple was just outside the city, brought bulls and wreaths to the city gates, hoping to offer a sacrifice along with the crowds.
14 ULB Fa ny apostoly, Barnabasy sy Paoly, rehefa nandre izany dia nandrovitra ny fitafiany izy ireo ka nandeha haingana ho ao anaty vahoaka, nitaraina sy niteny hoe: BSB BSB: But when the apostles Barnabas and Paul found out about this, they tore their clothes and rushed into the crowd, shouting,
15 ULB "Ry lehilahy, nahoana ianareo no manao izao zavatra izao? Izahay ihany koa dia olombelona mitovy fahatsapana aminareo ihany. Izahay mitondra ny filazantsara ho anareo, mba hitodihanareo hiala amin'izao zava-poana izao ho any amin'Andriamanitra velona, izay nanao ny lanitra, ny tany, ary ny ranomasina sy ny zava-drehetra izay ao aminy. BSB BSB: “Men, why are you doing this? We too are only men, human like you. We are bringing you good news that you should turn from these worthless things to the living God, who made heaven and earth and sea and everything in them.
16 ULB Tamin'ny andro taloha, Izy dia namela ny firenena rehetra nandeha tamin'ny lalany manokana avy. BSB BSB: In past generations, He let all nations go their own way.
17 ULB Kanefa, Izy dia tsy namela ny tenany tsy hisy vavolombelona, tao amin'izany dia nanao ny tsara Izy ary nanome anareo ranon'orana avy any an-danitra sy vanim-potona mahavokatra, ka hameno ny fonareo amin'ny sakafo sy firavoravoana." BSB BSB: Yet He has not left Himself without testimony to His goodness: He gives you rain from heaven and fruitful seasons, filling your hearts with food and gladness.”
18 ULB Fa na dia tamin'izany teny izany aza, Paoly sy Barnabasy dia tsy nitsahatra nihazona ny vahoaka maro be tsy hanao sorona ho azy ireo. BSB BSB: Even with these words, Paul and Barnabas could hardly stop the crowds from sacrificing to them.
19 ULB Fa ny Jiosy sasany avy ao Antiokia sy Ikonioma dia tonga ary nandresy lahatra ny vahoaka. Izy ireo nitora-bato an'i Paoly sy nitarika azy hivoaka ny tanàna, ary nieritreritra fa maty izy. BSB BSB: Then some Jews arrived from Antioch and Iconium and won over the crowds. They stoned Paul and dragged him outside the city, presuming he was dead.
20 ULB Ary raha mbola nijoro nanodidina azy teo ireo mpianatra, dia nitsangana izy ary niditra ny tanàna. Ny ampitso, dia nandeha nankany Derbe niaraka tamin'i Barnabasy izy. BSB BSB: But after the disciples had gathered around him, he got up and went back into the city. And the next day he left with Barnabas for Derbe.
21 ULB Avy eo izy ireo nanambara ny filazantsara tao amin'izany tanàna izany ka nahazo mpianatra maro, niverina tao Lystra izy ireo, tany Ikonioma, sy tany Antiokia. BSB BSB: They preached the gospel to that city and made many disciples. Then they returned to Lystra, Iconium, and Antioch,
22 ULB Izy ireo dia nanohy nampahery ny fanahin'ireo mpianatra ary namporisika azy mba hanohy ao amin'ny finoana, no sady nilaza fa: "Tsy maintsy amin'ny fahoriana maro be no hidirantsika ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra." BSB BSB: strengthening the souls of the disciples and encouraging them to continue in the faith. “We must endure many hardships to enter the kingdom of God,” they said.
23 ULB Rehefa nanendry loholona ho azy ireo teo amin'ny isam-piangonana izy ireo, sy nivavaka tamin'ny fifadian-kanina, dia natolotr'izy ireo ho an'ny Tompo izany, izay ninoan'izy ireo. BSB BSB: Paul and Barnabas appointed elders for them in each church, praying and fasting as they entrusted them to the Lord, in whom they had believed.
24 ULB Dia nandalo tamin'ny Pisidia izy ireo ka tonga tao Panfilia. BSB BSB: After passing through Pisidia, they came to Pamphylia.
25 ULB Rehefa nanambara ny teny tao Perga izy ireo, dia nandeha nidina tany Atalia. BSB BSB: And when they had spoken the word in Perga, they went down to Attalia.
26 ULB Avy tany izy ireo no niantsambo nidina ho any Antiokia, izay nahazoan'izy ireo ny fahasoavan' Andriamanitra ho an'ny asa izay vitan'izy ireo ankehitriny. BSB BSB: From Attalia they sailed to Antioch, where they had been commended to the grace of God for the work they had just completed.
27 ULB Rehefa tonga tao Antioka izy ireo ary nanangona niaraka ny fiangonana, dia nitatitra ny zavatra rehetra izay vitan'Andriamanitra tamin'izy ireo, sy hoe ahoana no namoahany varavaran'ny finoana ho an'ireo Jentilisa. BSB BSB: When they arrived, they gathered the church together and reported all that God had done through them, and how He had opened the door of faith to the Gentiles.
28 ULB Dia nijanona fotoana ela niaraka tamin'ireo mpianatra izy ireo BSB BSB: And they spent a long time there with the disciples.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.