2 ULB Izany dia nitondra an'i Paoly sy Barnabasy tao anaty fifandirana sy ady hevitra tamin'izy ireo. Noho izany i Paoly sy i Barnabasy dia voatendry niaraka tamin'ny sasany hafa tamin'izy ireo hiakatra any Jerosalema mba hihaona amin'ireo apostoly sy ireo loholona momba izany fanontaniana izany. BSB BSB: And after engaging these men in sharp debate, Paul and Barnabas were appointed, along with some other believers, to go up to Jerusalem to see the apostles and elders about this question.
3 ULB Noho izany izy ireo, nalefan'ny fiangonana, dia namakivaky an'i Foinika sy Samaria ary nanambara ny fiovam-pon'ireo Jentilisa. Izy ireo dia nitondra hafaliana lehibe tamin'ireo rahalahy rehetra. BSB BSB: Sent on their way by the church, they passed through Phoenicia and Samaria, recounting the conversion of the Gentiles and bringing great joy to all the brothers.
4 ULB Rehefa tonga tao Jerosalema izy ireo, dia noraisin'ny fiangonana sy ireo apostoly ary ireo loholona, ka nitatitra ireo zavatra rehetra izay nataon' Andriamanitra tamin'izy ireo. BSB BSB: On their arrival in Jerusalem, they were welcomed by the church and apostles and elders, to whom they reported all that God had done through them.
5 ULB Nefa ny olona sasany izay nino, izay tao amin'ny tarik'ireo Fariseo, dia nitsangana sy niteny hoe: "Ilaina ny manao ny famorana azy ireo sy ny mibaiko azy ireo hitandrina ny lalàn'i Mosesy." BSB BSB: But some believers from the party of the Pharisees stood up and declared, “The Gentiles must be circumcised and required to obey the law of Moses.”
6 ULB Noho izany ireo apostoly sy ireo loholona dia niara-nivory mba handinika izany zava-misy izany. BSB BSB: So the apostles and elders met to look into this matter.
7 ULB Taorian'ny ady hevitra be, nitsangana i Petera ka niteny tamin'izy ireo hoe: "Ry rahalahy, fantatrareo fa efa taloha ela be Andriamanitra no nanao safidy teo aminareo, mba ho amin'ny alalan'ny vavako dia tokony handre ny tenin'ny filazantsara ireo Jentilisa, ary hino. BSB BSB: After much discussion, Peter got up and said to them, “Brothers, you know that in the early days God made a choice among you that the Gentiles would hear from my lips the message of the gospel and believe.
8 ULB Andriamanitra, izay mahafantatra ny fo, vavolombelona amin'izy ireo, nanome ny Fanahy Masina azy ireo, toy ny nataony tamintsika; BSB BSB: And God, who knows the heart, showed His approval by giving the Holy Spirit to them, just as He did to us.
9 ULB ary tsy nanao fanavakavahana tamintsika sy tamin'izy ireo Izy, nanadio ny fon'izy ireo tamin'ny finoana. BSB BSB: He made no distinction between us and them, for He cleansed their hearts by faith.
10 ULB Ary noho izany nahoana ianareo no mitsapa an'Andriamanitra, hoe tokony hametrahanareo zioga eo amin'ny vozon'ireo mpianatra nefa na ny razantsika na isika aza tsy mahavita milanja? BSB BSB: Now then, why do you test God by placing on the necks of the disciples a yoke that neither we nor our fathers have been able to bear?
11 ULB Nefa mino isika fa ho voavonjy amin'ny alalan'ny fahasoavan'i Tompo Jesosy, toa azy ireo ihany koa." BSB BSB: On the contrary, we believe it is through the grace of the Lord Jesus that we are saved, just as they are.”
12 ULB Ny olona rehetra dia nitazona ny fahanginana nandritry ny nihainoan'izy ireo an'i Barnabasy sy Paoly mitatitra ireo famantarana sy ireo fahagagana niasan'Andriamanitra izay niasa tamin'ireo Jentilisa tamin'ny alalan'izy ireo. BSB BSB: The whole assembly fell silent as they listened to Barnabas and Paul describing the signs and wonders God had done among the Gentiles through them.
14 ULB I Simeona dia efa nanambara ny fomba nanampian'Andriamanitra tam-pahasoavana voalohany ireo Jentilisa mba haka amin'izy ireo olona ho an'ny anarany. BSB BSB: Simon has told us how God first visited the Gentiles to take from them a people to be His own.
15 ULB Ireo tenin'ireo mpaminany dia momba izany, araka ny voasoratra hoe: BSB BSB: The words of the prophets agree with this, as it is written:
16 ULB 'Aorian'ireo zavatra ireo dia hiverina aho, ary hanangana indray ny trano lain'i Davida aho, izay efa nianjera; Hanamboatra sy hamerina amin'ny laoniny indray ireo faharavany aho, BSB BSB: ‘After this I will return and rebuild the fallen tent of David. Its ruins I will rebuild, and I will restore it,
17 ULB mba hitady ny Tompo ireo olona sisa tavela, ao anatin'izany ireo Jentilisa rehetra izay antsoina amin'ny anarako.' BSB BSB: so that the remnant of men may seek the Lord, and all the Gentiles who are called by My name, says the Lord who does these things
18 ULB Izao no nolazain'ny Tompo, ireo izay efa nanao ireo zavatra ireo izay efa fantatra tamin'ireo razambe fahiny. BSB BSB: that have been known for ages.’
20 ULB Fa isika dia hanoratra ho azy ireo fa tsy maintsy miala amin'ny fahalotoan'ireo sampy izy ireo, amin'ny fahavetavetana, ary amin'ny henan'ireo biby voakenda, sy amin'ny rà izy ireo. BSB BSB: Instead, we should write and tell them to abstain from food polluted by idols, from sexual immorality, from the meat of strangled animals, and from blood.
22 ULB Dia toa tsara tamin'ireo apostoly sy ireo loholona, niaraka tamin'ny fiangonana manontolo, ny hifidy an'i Joda izay antsoina hoe Barsabasy, sy i Silasy, izay mpitarika ny fiangonana, sy ny handefa azy ireo any Antokia miaraka amin'i Paoly sy Barnabasy. BSB BSB: Then the apostles and elders, with the whole church, decided to select men from among them to send to Antioch with Paul and Barnabas. They chose Judas called Barsabbas and Silas, two leaders among the brothers,
23 ULB Izy ireo dia nanoratra ity: "Hatrany amin'ireo apostoly sy ireo loholona, ireo rahalahinareo, hatramin'ireo rahalahy avy any Jentily any Antiokia, Siria, ary Kilikia: Arahaba! BSB BSB: and sent them with this letter: The apostles and the elders, your brothers, To the brothers among the Gentiles in Antioch, Syria, and Cilicia: Greetings.
24 ULB Isika dia efa nandre fa ireo olona sasany dia niala tamintsika, tsy nisy baiko avy amintsika, ary nanelingelina anareo tamin'ireo fampianarana izay nampikorontana ny fanahinareo. BSB BSB: It has come to our attention that some went out from us without our authorization and unsettled you, troubling your minds by what they said.
25 ULB Izao no izy, izahay rehetra dia efa nanaiky ny hifidy ireo lehilahy sy handefa azy ireo any aminareo miaraka amin'i Barnabasy sy Paoly malalanay, BSB BSB: So we all agreed to choose men to send to you along with our beloved Barnabas and Paul,
26 ULB lehilahy izay nanao ny ainy tsy ho zavatra ho an'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika. BSB BSB: men who have risked their lives for the name of our Lord Jesus Christ.
27 ULB Noho izany izahay dia maniraka an'i Joda sy i Silasy, izay hilaza aminareo io zavatra io ihany amin'ny tenin'izy ireo manokana. BSB BSB: Therefore we are sending Judas and Silas to tell you in person the same things we are writing.
29 ULB mba hialanareo amin'ireo zavatra nataonareo ho fanatitra amin'ireo sampy, rà, ireo zavatra voakenda, ary avy amin'ny fahavetavetana. Raha mitandrina ny tenanareo amin'izany ianareo, dia ho tsara aminareo izany. Veloma." BSB BSB: You must abstain from food sacrificed to idols, from blood, from the meat of strangled animals, and from sexual immorality. You will do well to avoid these things. Farewell.
30 ULB Noho izany izy ireo, rehefa voaroaka, dia nidina tany Antiokia; avy eo izy ireo dia namory ny vahoaka niaraka, ary nanolotra ilay taratasy izy ireo. BSB BSB: So the men were sent off and went down to Antioch, where they assembled the congregation and delivered the letter.
31 ULB Rehefa voavakin'izy ireo izany, dia nifaly izy ireo noho ny fampaherezana. BSB BSB: When the people read it, they rejoiced at its encouraging message.
32 ULB Joda sy i Silasy, mpaminany ihany koa, dia nankahery ireo rahalahy tamin'ny teny maro sy nampahery azy ireo. BSB BSB: Judas and Silas, who themselves were prophets, said much to encourage and strengthen the brothers.
33 ULB Rehefa avy nijanona fotoana vitsivitsy tao izy ireo, dia nalefa am-piadanana avy amin'ireo rahalahy ho any amin'ireo izay nandefa azy ireo izy ireo. BSB BSB: After spending some time there, they were sent off by the brothers in peace to return to those who had sent them.
35 ULB Fa i Paoly sy Barnabasy dia nijanona tany Antiokia niaraka tamin'ireo maro hafa, izay nampianaran'izy ireo sy nanambaran'izy ireo ny tenin'ny Tompo. BSB BSB: But Paul and Barnabas remained at Antioch, along with many others, teaching and preaching the word of the Lord.
36 ULB Taorian'ny andro vitsy Paoly dia niteny tamin'i Barnabasy hoe: "Andao isika hiverina ankehitriny ary hamangy ireo rahalahy any amin'ny tanàna rehetra izay nanambarantsika ny tenin'ny Tompo, ary hahita hoe manao ahoana izy ireo." BSB BSB: Some time later Paul said to Barnabas, “Let us go back and visit the brothers in every town where we proclaimed the word of the Lord, to see how they are doing.”
37 ULB I Barnabasy dia te hitondra ihany koa an'i Jaona izay nantsoina hoe Marka hiaraka amin'izy ireo. BSB BSB: Barnabas wanted to take John, also called Mark.
38 ULB Nefa i Paoly nihevitra fa tsy tsara ny hitondrana an'i Marka, izay nandao azy ireo tany Panfilia sy tsy nanohy niara-niasa tamin'izy ireo niasa. BSB BSB: But Paul thought it best not to take him, because he had deserted them in Pamphylia and had not accompanied them in the work.
39 ULB Avy eo dia nisy fifandirana mafy, ka nisaraka izy ireo, ary i Barnabasy nitondra an'i Marka niaraka taminy ary nandeha sambo nankany Sipra. BSB BSB: Their disagreement was so sharp that they parted company. Barnabas took Mark and sailed for Cyprus,
40 ULB Fa i Paoly nifidy an'i Silasy ary nandeha, taorian'ny nanomezan'ireo rahalahy azy andraikitra ho an'ny fahasoavan'ny Tompo. BSB BSB: but Paul chose Silas and left, commended by the brothers to the grace of the Lord.
41 ULB Avy eo izy dia nandeha namakivaky an'i Syria sy i Kilikia, ka nampatanjaka ireo fiangonana. BSB BSB: And he traveled through Syria and Cilicia, strengthening the churches.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.