1 ULB Ary rehefa nandalo ireo tanànan'ny Anfipolia sy Apolonia izy ireo, dia tonga tao amin'ny tanànan'i Tesalonika izy ireo, izay nisy Synagogan'ny Jiosy. BSB BSB: When they had passed through Amphipolis and Apollonia, they came to Thessalonica, where there was a Jewish synagogue.
2 ULB Paoly, araka ny fomba fanaony dia nankeo amin'izy ireo, ary niady hevitra niaraka tamin'izy ireo avy ao amin'ny Soratra Masina nandritra ny andro Sabata telo. BSB BSB: As was his custom, Paul went into the synagogue, and on three Sabbaths he reasoned with them from the Scriptures,
3 ULB Nosokafany ny Soratra Masina ary nazavainy fa nilain' i Kristy ny nijaly sy hitsangana indray amin'ny maty. Hoy izy hoe: "Io Jesosy izay ambarako aminareo io no Kristy." BSB BSB: explaining and proving that the Christ had to suffer and rise from the dead. “This Jesus I am proclaiming to you is the Christ,” he declared.
4 ULB Resy lahatra ny sasany tamin'ireo Jiosy ary nanaraka an'i Paoly sy Silasy, anisan'izany ireo mpivavaka Grika maro an'isa, ary tsy vitsy ny vehivavy mpitarika. BSB BSB: Some of the Jews were persuaded and joined Paul and Silas, along with a large number of God-fearing Greeks and quite a few leading women.
5 ULB Fa ireo Jiosy tsy mpino nenti-pialonana dia naka ireo olona ratsy fanahy avy any an-tsena, nanangona niaraka ny vahoaka, ary nampitabataba ny tanàna. Nanafika ny tranon'i Jasona, te hitondra an'i Paoly sy Silasy hiala ny vahoaka izy ireo. BSB BSB: The Jews, however, became jealous. So they brought in some troublemakers from the marketplace, formed a mob, and sent the city into an uproar. They raided Jason’s house in search of Paul and Silas, hoping to bring them out to the people.
7 ULB Ireto lehilahy izay nampandrosoan'i Jasona ireto dia manohitra ny didin'i Kaisara; miteny izy ireo fa misy mpanjaka hafa-dia i Jesosy." BSB BSB: and Jason has welcomed them into his home. They are all defying Caesar’s decrees, saying that there is another king, named Jesus!”
8 ULB Voaelingelina ny vahoaka sy ny manam-pahefana teo amin'ny tanàna rehefa nahare izany zavatra izany. BSB BSB: On hearing this, the crowd and city officials were greatly disturbed.
9 ULB Fa rehefa avy eo ny manam-pahefana nampanao sy nampandoa vola an'i Jasona sy ny ambiny mba ho antoka, avy eo izy ireo namela azy ireo handeha izy ireo. BSB BSB: And they collected bond from Jason and the others and then released them.
12 ULB Noho izany dia maro tamin'izy ireo no nino, tao anatin'izany ny vehivavy Grika manan-kaja sasany sy lehilahy maro. BSB BSB: As a result, many of them believed, along with quite a few prominent Greek women and men.
13 ULB Fa ireo Jiosin'ny Tesalonika rehefa nahare fa i Paoly dia nanambara ny tenin'Andriamanitra tao Beria ihany koa, dia nandeha teny izy ireo ary nampitabataba sy nampikorontana ireo vahoaka. BSB BSB: But when the Jews from Thessalonica learned that Paul was also proclaiming the word of God in Berea, they went there themselves to incite and agitate the crowds.
14 ULB Ary avy hatrany, ireo rahalahy nandefa an'i Paoly ho any an-dranomasina, fa i Silasy sy i Timoty nijanona teo. BSB BSB: The brothers immediately sent Paul to the coast, but Silas and Timothy remained in Berea.
15 ULB Ireo izay nitarika an'i Paoly nitondra azy hatrany amin'ny tanànan'i Atena. Raha namela an'i Paoly teo izy ireo, dia nandray torolàlana avy aminy ho an'ny Silasy sy Timoty mba hankany aminy haingana araka izay azo atao. BSB BSB: Those who escorted Paul brought him to Athens and then returned with instructions for Silas and Timothy to join him as soon as possible.
17 ULB Ka niady hevitra tao amin'ny synagoga niaraka tamin'ireo Jiosy sy ireo hafa izay nanompo an'Andriamanitra izy, tahaka izany koa ny tao amin'ny toeran'ny raharaham-barotra niaraka tamin'ireo izay teo. BSB BSB: So he reasoned in the synagogue with the Jews and God-fearing Gentiles, and in the marketplace with those he met each day.
18 ULB Fa ny sasany tamin'ireo filozofa Epikoreana sy Stoika ihany koa nifanena taminy. Ny sasany nilaza hoe: "Inona no tian'io be resaka io ho lazaina?" Ny hafa nilaza hoe: "Toa ohatran' ilay iray izay miantso ny olona hanaraka ireo andriamanitra hafahafa izy," satria nitory an'i Jesosy sy ny fitsanganana amin'ny maty izy. BSB BSB: Some Epicurean and Stoic philosophers also began to debate with him. Some of them asked, “What is this babbler trying to say?” Others said, “He seems to be advocating foreign gods.” They said this because Paul was proclaiming the good news of Jesus and the resurrection.
19 ULB Naka an'i Paoly izy ireo ary nitondra azy tao amin'ny Areopago, niteny hoe: "Afaka mamantatra izany fampianarana vaovao izay noteneninao izany ve izahay? BSB BSB: So they took Paul and brought him to the Areopagus, where they asked him, “May we know what this new teaching is that you are presenting?
20 ULB Fa mitondra zavatra hafahafa tsy fahenon'ny sofinay ianao. Noho izany, te hahafantatra ny dikan'izany zavatra izany izahay." BSB BSB: For you are bringing some strange notions to our ears, and we want to know what they mean.”
21 ULB (Ary ny Atenina rehetra sy ny vahiny nipetraka dia nandany ny fotoanany tamin'ny tsy nisy fa ihany koa tamin'ny filazana na fihainoana momban'ny zava-baovao.) BSB BSB: Now all the Athenians and foreigners who lived there spent their time doing nothing more than hearing and articulating new ideas.
23 ULB Fa raha nandalo aho ary nandinika ny tanjon'ny fomba fanompoam-pivavahanareo, dia nahita alitara aho misy ity soratra ity hoe: "Ho an'Andriamanitra Tsy Fantatra. "Inona noho izany no hivavahanareo ao amin'ny tsy fahafantarana, izany no lazaiko aminareo. BSB BSB: For as I walked around and examined your objects of worship, I even found an altar with this inscription: TO AN UNKNOWN GOD. Therefore what you worship as something unknown, I now proclaim to you.
25 ULB Na izy tsy notompoina tamin'ny tanan'olona, toy ny nila zavatra izy, satria izy tenany no manome fiainana ny olona sy ny fofon'aina ary ny zavatra hafa rehetra. BSB BSB: Nor is He served by human hands, as if He needed anything, because He Himself gives everyone life and breath and everything else.
29 ULB Noho izany, satria zanak'Andriamanitra isika, isika dia tsy tokony hieritreritra fa ny hatsaran'ny fombany dia mitovy amin'ny volamena, na volafotsy, na sary-vongana izay noforonina avy amin'ny asa tànana sy aingam-panahin'olombelona. BSB BSB: Therefore, being offspring of God, we should not think that the Divine Being is like gold or silver or stone, an image formed by man’s skill and imagination.
30 ULB Noho izany dia nohadinon'Andriamanitra ny fotoan'ny tsy fahalalana, fa ankehitriny mandidy ny olona rehetra eny rehetra eny mba hibebaka izy. BSB BSB: Although God overlooked the ignorance of earlier times, He now commands all people everywhere to repent.
31 ULB Izany no izy satria nametraka andro izy hoe rahoviana no hitsara an'izao tontolo izao amin'ny fahamarinana amin'ny alalan'ny olona izay nofidiany. Nanome porofon'io lehilahy io tamin'ny olona tsirairay tamin'ny alalan'ny fananganana azy tamin'ny maty Andriamanitra. BSB BSB: For He has set a day when He will judge the world with justice by the Man He has appointed. He has given proof of this to everyone by raising Him from the dead.”
32 ULB Ary rehefa nahare ny fitsanganana amin'ny maty ny olon'i Atena, dia naneso an'i Paoly ny sasany; fa ny sasany nilaza hoe: "Hihaino anao indray momba izany zavatra izany izahay." BSB BSB: When they heard about the resurrection of the dead, some began to mock him, but others said, “We want to hear you again on this topic.”
33 ULB Taorian'izay, nandao azy ireo i Paoly. BSB BSB: At that, Paul left the Areopagus.
34 ULB Fa ny sasany tamin'ny olona nanaraka azy ary nino, tao anatin'izany i Dionysio Aeropagita, vehivavy antsoina hoe Damary, ary ny sasany niaraka tamin'izy ireo. BSB BSB: But some joined him and believed, including Dionysius the Areopagite, a woman named Damaris, and others who were with them.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.