1 ULB Ary tao aorian'ireo zavatra ireo Paoly dia niala tao Atena ary nankany Korinto. BSB BSB: After this, Paul left Athens and went to Corinth.
2 ULB Nihaona tamina Jiosy nantsoina hoe Akoila tao izy, tera-tany Ponto, izay vao tonga avy tany Italia niaraka tamin'i Prisila vadiny, satria i Klaodio nandidy ny Jiosy rehetra hiala tao Roma. Paoly nankeo amin'izy ireo, BSB BSB: There he found a Jew named Aquila, a native of Pontus, who had recently come from Italy with his wife Priscilla because Claudius had ordered all the Jews to leave Rome. Paul went to visit them,
3 ULB ary satria varotra mitovy ihany no hiasany, dia niara-nipetraka tamin'izy ireo izy ary niasa, fa ny manao lay no asan'izy ireo. BSB BSB: and he stayed and worked with them because they were tentmakers by trade, just as he was.
4 ULB Ka niady hevitra tao amin'ny synagoga isaky ny Sabata i Paoly. Nandresy lahatra ireo Jiosy sy Grika izy. BSB BSB: Every Sabbath he reasoned in the synagogue, trying to persuade Jews and Greeks alike.
5 ULB Fa rehefa nidina avy tany Makedonia i Silasy sy Timoty, dia noteren'ny Fanahy hanambara amin'ireo Jiosy fa Jesosy no Kristy i Paoly. BSB BSB: And when Silas and Timothy came down from Macedonia, Paul devoted himself fully to the word, testifying to the Jews that Jesus is the Christ.
6 ULB Rehefa nanohitra sy nanesoeso azy ireo Jiosy, dia nanofaofa ny lambany tany amin'izy ireo i Paoly ka nanao hoe: "Ho eo amin'ny lohanareo anie ny rànareo; tsy manan-tsiny aho. Fa manomboka izao dia ho any amin'ny Jentilisa aho." BSB BSB: But when they opposed and insulted him, he shook out his garments and told them, “Your blood be on your own heads! I am innocent of it. From now on I will go to the Gentiles.”
7 ULB Dia niala teo izy avy eo ary nandeha nankany an-tranon'i Titosy Josto, lehilahy izay manompo an'Andriamanitra. Ny tranony dia akaikin'ny synagoga. BSB BSB: So Paul left the synagogue and went next door to the house of Titus Justus, a worshiper of God.
8 ULB Krispo, mpitarika ny synagoga, nino ny Tompo, niaraka tamin'ireo rehetra izay nipetraka tao amin'ny tranony; ary maro tamin'ireo Korintiana izay nandre momba izany no nino sy natao batisa. BSB BSB: Crispus, the synagogue leader, and his whole household believed in the Lord. And many of the Corinthians who heard the message believed and were baptized.
9 ULB Ny Tompo niteny tamin'i Paoly tamin'ny fahitana ny alina hoe: "Aza matahotra, ary aza mangina fa mitenena. BSB BSB: One night the Lord spoke to Paul in a vision: “Do not be afraid; keep on speaking; do not be silent.
10 ULB Fa Izaho momba anao, ary tsy hisy olona hahazo hanao ratsy anao, fa manana olona maro amin'ity tanàna ity Aho." BSB BSB: For I am with you and no one will lay a hand on you, because I have many people in this city.”
11 ULB Nitoetra tao herintaona sy enim-bolana i Paoly ary nampianatra ny tenin'Andriamanitra teo amin'izy ireo. BSB BSB: So Paul stayed for a year and a half, teaching the word of God among the Corinthians.
13 ULB niteny izy ireo hoe: "Io lehilahy io dia mandresy lahatra ny vahoaka mba hanompo an'Andriamanitra izay mifanohitra amin'ny lalàna." BSB BSB: “This man is persuading the people to worship God in ways contrary to the law,” they said.
14 ULB Ary raha handeha hiteny Paoly, dia niteny tamin'ny Jiosy i Galio hoe: "Ianareo Jiosy, raha toa ka resaka zava-dratsy na heloka izany, dia mbola azo eritreretina ny fifampiraharahana aminareo." BSB BSB: But just as Paul was about to speak, Gallio told the Jews, “If this matter involved a wrongdoing or vicious crime, O Jews, it would be reasonable for me to hear your complaint.
15 ULB Fa hatrizay nisian'ireo fanontaniana momba ireo teny sy anarana ary lalànareo manokana ireo, alaminonareo izany. Izaho tsy maniry ny ho mpitsara izany raharaha izany." BSB BSB: But since it is a dispute about words and names and your own law, settle it yourselves. I refuse to be a judge of such things.”
16 ULB Galio nanala azy ireo hiala teo amin'ny sezam-pitsarana. BSB BSB: And he drove them away from the judgment seat.
17 ULB Ka nisambotra an'i Sostena izy rehetra, ny mpanapaka ny synagoga, ary nikapoka azy teo anoloan'ny toeram-pitsarana. Fa Galio tsy niraharaha izay nataon'izy ireo. BSB BSB: At this, the crowd seized Sosthenes the synagogue leader and beat him in front of the judgment seat. But none of this was of concern to Gallio.
18 ULB Paoly, rehefa avy nipetraka tao nandritry ny andro maromaro kokoa, dia namela ireo rahalahy ka niondrana an-tsambo ho any Syria niaraka tamin'i Prisila sy Akolia. Talohan'ny niaingany teo amin'ny seranan-tsambo dia nohetezany tao Kenkrea ny volony noho ilay voady izay nataony. BSB BSB: Paul remained in Corinth for quite some time before saying goodbye to the brothers. He had his head shaved in Cenchrea to keep a vow he had made, and then he sailed for Syria, accompanied by Priscilla and Aquila.
19 ULB Rehefa tonga tany Efesosy izy ireo, dia navelan'i Paoly teo i Prisila sy Akoila, fa izy tenany niditra tao amin'ny synagoga ka niady hevitra tamin'ireo Jiosy. BSB BSB: When they reached Ephesus, Paul left Priscilla and Aquila. He himself went into the synagogue there and reasoned with the Jews.
20 ULB Rehefa nangataka an'i Paoly mba hijanona elaela izy ireo, dia nandà izy. BSB BSB: When they asked him to stay for a while longer, he declined.
21 ULB Fa nandao azy ireo izy, niteny hoe: "Mbola hiverina aty aho raha sitrapon'Andriamanitra izany." Dia niondrana an-tsambo niala tao Efesosy izy avy eo. BSB BSB: But as he left, he said, “I will come back to you if God is willing.” And he set sail from Ephesus.
22 ULB Rehefa niantsona tao Kaisaria i Paoly, dia niakatra izy ka niarahaba ny fiangonan'ny Jerosalema ary nidina nankany Antioky avy eo. BSB BSB: When Paul had landed at Caesarea, he went up and greeted the church at Jerusalem. Then he went down to Antioch.
23 ULB Rehefa avy nitoetra ora maromaro tao izy, dia niainga i Paoly ka nitety ireo faritr'i Galatia sy Frygia ary nankahery ny mpianatra rehetra. BSB BSB: After Paul had spent some time in Antioch, he traveled from place to place throughout the region of Galatia and Phrygia, strengthening all the disciples.
24 ULB Ary nisy Jiosy anankiray nantsoina hoe Apolosy, teraka tany Aleksandria, tonga tao Efesosy. Izy dia nahay nandaha-teny sady nahalala tsara ny Soratra Masina. BSB BSB: Meanwhile a Jew named Apollos, a native of Alexandria, came to Ephesus. He was an eloquent man, well versed in the Scriptures.
25 ULB Apolosy dia nampianarina tamin'ny fampianaran'ny Tompo. Mahafatra-po amin'ny fanahy, izy niteny sy nampianatra marina ireo zavatra mahakasika an'i Jesosy, kanefa ny batisan'i Jaona ihany no fantany. BSB BSB: He had been instructed in the way of the Lord and was fervent in spirit. He spoke and taught accurately about Jesus, though he knew only the baptism of John.
27 ULB Rehefa naniry mba hamakivaky an'i Akaia izy, dia nampahery azy ireo rahalahy ary nanoratra ho an'ireo mpianatra tao Akaia mba handray azy. Rehefa tonga izy, dia nanampy betsaka ireo izay nino tamin'ny fahasoavana. BSB BSB: When Apollos resolved to cross over to Achaia, the brothers encouraged him and wrote to the disciples there to welcome him. On his arrival, he was a great help to those who by grace had believed.
28 ULB Apolosy nanohitra mafy ireo Jiosy tamin'ny ady hevitra ampahibemaso, nampiseho tamin'ny alalan'ny Soratra Masina fa Jesosy no Kristy. BSB BSB: For he powerfully refuted the Jews in public debate, proving from the Scriptures that Jesus is the Christ.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.