1 ULB Ary raha mbola tany Korinty i Apolosy, dia nandalo tamin'ny firenena ambony i Paoly ary tonga tao amin'ny tanànan'ny Efesosy, ary nahita mpianatra sasany tao. BSB BSB: While Apollos was at Corinth, Paul passed through the interior and came to Ephesus. There he found some disciples
2 ULB Hoy Paoly tamin'izy ireo hoe: "Nahazo ny Fanahy Masina ve ianareo rehefa nino?" Hoy izy ireo taminy hoe: "Tsia, mbola tsy nandre momba ny Fanahy Masina akory izahay." BSB BSB: and asked them, “Did you receive the Holy Spirit when you became believers?” “No,” they answered, “we have not even heard that there is a Holy Spirit.”
3 ULB Paoly niteny hoe: "Tao amin'ny inona ary izany no nanaovana batisa anareo?" Namaly izy ireo hoe: "Tao amin'ny batisan'i Jaona." BSB BSB: “Into what, then, were you baptized?” Paul asked. “The baptism of John,” they replied.
4 ULB Ka namaly Paoly hoe: "Jaona manao batisa amin'ny batisan'ny fibebahana. Niteny tamin'ny vahoaka izy fa tokony hino ilay iray izay ho tonga aoriany izy ireo, izany dia, ao amin'i Jesosy." BSB BSB: Paul explained: “John’s baptism was a baptism of repentance. He told the people to believe in the One coming after him, that is, in Jesus.”
5 ULB Rehefa naheno izany ny olona, dia natao batisa tamin'ny anaran'ny Tompo Jesosy izy ireo. BSB BSB: On hearing this, they were baptized into the name of the Lord Jesus.
6 ULB Avy eo rehefa nametraka ny tanany tamin'izy ireo i Paoly, dia nilatsaka tamin'izy ireo ny Fanahy Masina ary niteny tamin'ny fiteny hafa sy naminany izy ireo. BSB BSB: And when Paul laid his hands on them, the Holy Spirit came upon them, and they spoke in tongues and prophesied.
7 ULB Teo amin'ny roa ambin'ny folo teo ho eo izy rehetra. BSB BSB: There were about twelve men in all.
8 ULB Niditra tao amin'ny sinagoga i Paoly ary niteny am-pahasahiana nandritry ny telo volana, nandresy lahatra sy nampanaiky azy ireo ny momba ny fanjakan'Andriamanitra. BSB BSB: Then Paul went into the synagogue and spoke boldly there for three months, arguing persuasively about the kingdom of God.
9 ULB Fa rehefa mafy fo sy tsy nankàto ireo Jiosy sasany, dia nanomboka niteny ratsy ny Lalana teo anoloan'ny vahoaka izy ireo. Ka nilaozan'i Paoly izy ireo ary nentiny ireo mpianatra, nandresy lahatra azy ireo isan'andro tao amin'ny efitrano fampianaran'ny Tiraniana. BSB BSB: But when some of them stubbornly refused to believe and publicly maligned the Way, Paul took his disciples and left the synagogue to conduct daily discussions in the lecture hall of Tyrannus.
10 ULB Nitohy nandritry ny roa taona izany, ka izay rehetra nipetraka tao Asia dia nandre ny tenin'ny Tompo, ary ireo Jiosy sy ireo Grika. BSB BSB: This continued for two years, so that everyone who lived in the province of Asia, Jews and Greeks alike, heard the word of the Lord.
11 ULB Andriamanitra nanao asa mahagaga tamin'ny alalan'ny tanan'i Paoly, BSB BSB: God did extraordinary miracles through the hands of Paul,
12 ULB ka na dia ireo mosoara sy aron'akanjo izay nikasika azy aza dia natao tamin'ny marary ka sitrana ny aretin'izy ireo ary nivoaka avy tao amin'izy ireo ireo fanahy ratsy. BSB BSB: so that even handkerchiefs and aprons that had touched him were taken to the sick, and the diseases and evil spirits left them.
13 ULB Fa nisy Jiosy mpanala fanahy ratsy nandeha teny an-toerana. Niantso ny anaran'ny Tompo Jesosy izy ireo mba hananan'izy ireo hery hanoherana ny fanahy ratsy rehefa niteny izy ireo hoe: "Amin'ny alalan'i Jesosy izay nambaran'i Paoly, mandidy anao aho mba hivoaka." BSB BSB: Now there were some itinerant Jewish exorcists who tried to invoke the name of the Lord Jesus over those with evil spirits. They would say, “I command you by Jesus, whom Paul proclaims.”
14 ULB Ny mpisoronabe Jiosy mitondra ny anarany hoe Skeva ary nanan-janaka fito lahy no nanao izany. BSB BSB: Seven sons of Sceva, a Jewish chief priest, were doing this.
15 ULB Nisy fanahy ratsy namaly azy ireo hoe: "Fantatro Jesosy, ary fantatro Paoly; fa iza ianareo?" BSB BSB: But one day the evil spirit responded, “Jesus I know, and I know about Paul, but who are you?”
16 ULB Ny fanahy ratsy tao amin'ilay lehilahy dia niantsampy tamin'ireo mpanala devoly ary nitsoaka tao amin'ilay trano nitanjaka sy naratra. BSB BSB: Then the man with the evil spirit jumped on them and overpowered them all. The attack was so violent that they ran out of the house naked and wounded.
17 ULB Lasa fantatry ny rehetra izany, sy ireo Jiosy sy ireo Jentilisa, izay nipetraka tany Efesosy. Lasa natahotra mafy izy ireo, ka ny anaran'ny Tompo Jesosy dia nomem-boninahitra. BSB BSB: This became known to all the Jews and Greeks living in Ephesus, and fear came over all of them. So the name of the Lord Jesus was held in high honor.
19 ULB Maro ireo nilalao ody no niara-nitondra ny bokin'izy ireo sy nandoro izany teo imason'ny tsirairay. Rehefa nanisa ny tombam-bidin'ireny izy ireo, dia farantsa volafotsy dimy alina izany. BSB BSB: And a number of those who had practiced magic arts brought their books and burned them in front of everyone. When the value of the books was calculated, the total came to fifty thousand drachmas.
20 ULB Ka niely fatratra tamin'ny fomba matanjaka ny tenin'ny Tompo. BSB BSB: So the word of the Lord powerfully continued to spread and prevail.
21 ULB Ary rehefa nahavita ny asa fanompoany tany Efesiosy i Paoly, dia nanapa-kevitra tamin'ny fanahy izy mba handalo an'i Makedonia sy Akaia teny an-dalany mankany Jerosalema, hoy izy: "Rehefa avy any aho, dia tsy maintsy mankany Roma ihany koa." BSB BSB: After these things had happened, Paul resolved in the Spirit to go to Jerusalem, passing through Macedonia and Achaia. “After I have been there,” he said, “I must see Rome as well.”
22 ULB Paoly nandefa roa tamin'ireo mpanampy azy ho any Makedonia, i Timoty sy Erasto, izay nanampy azy. Fa izy tenany nijanona fotoana fohy tany Asia. BSB BSB: He sent two of his helpers, Timothy and Erastus, to Macedonia, while he stayed for a time in the province of Asia.
23 ULB Tamin'izany fotoana izany tany Efesosy dia nisy fanelingelenana lehibe mikasika ny Làlana. BSB BSB: About that time there arose a great disturbance about the Way.
25 ULB Ka nangoniny niaraka ireo lehilahy miandraikitra an'io asa io ary niteny hoe: "Tompoko, fantatrao fa amin'ity raharaha ity dia mahazo vola be izahay. BSB BSB: Demetrius assembled the craftsmen, along with the workmen in related trades. “Men,” he said, “you know that this business is our source of prosperity.
26 ULB Hitanao sy renao izany, tsy tany Efesisosy ihany, fa saika manerana an'i Asia iray manontolo, io Paoly io dia nandresy lahatra sy nahataona olona maro. Milaza izy fa tsy misy andriamanitra vita tamin'ny tànana. BSB BSB: And you can see and hear that not only in Ephesus, but in nearly the whole province of Asia, this Paul has persuaded a great number of people to turn away. He says that man-made gods are no gods at all.
27 ULB Fa ny loza dia tsy hoe ny varotsika ihany no tsy ho ilaina intsony, fa ny tempolin'ny andriamanim-bavy lehibe Diana ihany koa dia azo heverina ho tsy misy dikany. Dia mety ho very voninahitra izy avy eo, izy izay tompoin'ny Asia rehetra sy izao tontolo izao." BSB BSB: There is danger not only that our business will fall into disrepute, but also that the temple of the great goddess Artemis will be discredited and her majesty deposed—she who is worshiped by all the province of Asia and the whole world.”
28 ULB Rehefa nandre izany izy ireo, dia feno hatezerana izy ireo ka nihiaka mafy, nanao hoe: "Lehibe i Diana an'i Efesiosy." BSB BSB: When the men heard this, they were enraged and began shouting, “Great is Artemis of the Ephesians!”
30 ULB Te hiditra tao amin'ireo vahoaka maro i Paoly, fa nosakanan'ireo mpianatra izy. BSB BSB: Paul wanted to go before the assembly, but the disciples would not allow him.
31 ULB Ary ihany koa, ny sasany tamin'ireo manam-pahefana tao amin'ny faritr'i Asia izay namany dia nandefa hafatra nangataka azy mafy tsy hiditra ao amin'ny trano fanaovana fampisehoana an-tsehatra. BSB BSB: Even some of Paul’s friends who were officials of the province of Asia sent word to him, begging him not to venture into the theatre.
32 ULB Olona sasan-tsasany no nihiaka zavatra iray, ary ny an'ny sasany hafa, satria tao anaty fifanjevoana ny vahoaka. Ny ankamaroan'izy ireo aza tsy mahafantatra akory hoe nahoana izy ireo no niara-tonga. BSB BSB: Meanwhile the assembly was in turmoil. Some were shouting one thing and some another, and most of them did not even know why they were there.
33 ULB Ny sasany tamin'ireo vahoaka no nampahafantatra an'i Aleksandra, izay natosik'ireo vahoaka ho eny aloha, ka nanao fihetsika tamin'ny tanany i Aleksandra, te hanome fanazavana ho an'ireo izay nivory. BSB BSB: The Jews in the crowd pushed Alexander forward to explain himself, and he motioned for silence so he could make his defense to the people.
34 ULB Fa rehefa nahafantatra izy ireo fa Jiosy izy, dia nihiaka mafy tamin'ny feo iray izy rehetra teo ho eo amin'ny ora roa, nanao hoe: "Lehibe ny Artemisin'ny Efesiana." BSB BSB: But when they realized that he was a Jew, they all shouted in unison for about two hours: “Great is Artemis of the Ephesians!”
36 ULB Ary hita avy eo fa tsy azo lavina ireo zavatra ireo, dia tokony hangina ianareo ka tsy hanao na inona na inona tsy am-piheverana. BSB BSB: Since these things are undeniable, you ought to be calm and not do anything rash.
37 ULB Fa nentinareo ety amin'ny fitsarana ireo lehilahy ireo izay sady tsy mpandroba tempoly no tsy mpiteny ratsy ny andriamanim-bavintsika. BSB BSB: For you have brought these men here, though they have neither robbed our temple nor blasphemed our goddess.
38 ULB Noho izany, raha manana fiampangana manohitra ny tsirairay i Demetrio sy ireo mpanao asa tanana izay miaraka aminy, dia misokatra ireo fitsarana ary misy solontena ao. Avelao izy ireo hifampiampanga. BSB BSB: So if Demetrius and his fellow craftsmen have a complaint against anyone, the courts are open and proconsuls are available. Let them bring charges against one another there.
39 ULB Fa raha mitady zavatra momba ny olana hafa ianareo, dia tokony ho hatsangana amin'ny fivoariana ara-dalàna izany. BSB BSB: But if you are seeking anything beyond this, it must be settled in a legal assembly.
40 ULB Fa indrindra isika dia tandindomin-doza ho voampanga mikasika an'io andron'ny tabataba io. Tsy misy antony izany fikorontanana izany, ary tsy ho afaka hanazava izany isika." BSB BSB: For we are in jeopardy of being charged with rioting for today’s events, and we have no justification to account for this commotion.”
41 ULB Rehefa niteny izany izy, dia noravainy ny fivoriana. BSB BSB: After he had said this, he dismissed the assembly.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.