1 ULB "Ry rahalahy sy ry ray, henoy ny fiarovako izay hataoko aminareo ankehitriny." BSB BSB: “Brothers and fathers, listen now to my defense before you.”
2 ULB Rehefa nandre an'i Paoly niteny tamin'ny teny Hebreo ireo vahoaka, dia lasa nangina izy ireo. Hoy izy hoe: BSB BSB: When they heard him speak to them in Hebrew, they became even more quiet. Then Paul declared,
3 ULB "Jiosy aho, teraka tany Tarsosy any Kilikia, fa nobeazina teto amin' ity tanàna ity teo amin'ny tongotr'i Gamaliela. Nampianarina araka ny fomba hentitry ny lalàn'ireo razantsika aho. Tena mafana fo ho an'Andriamanitra aho, tahaka anareo rehetra amin'izao andro izao. BSB BSB: “I am a Jew, born in Tarsus of Cilicia, but raised in this city. I was educated at the feet of Gamaliel in strict conformity to the law of our fathers. I was just as zealous for God as any of you are today.
4 ULB Nanenjika io Làlana io ho amin'ny fahafatesana aho, namatotra sy nanolotra azy ireo ho atao an-trano maizina na lahy na vavy, BSB BSB: I persecuted this Way even to the death, detaining both men and women and throwing them into prison,
5 ULB ary ny mpisorona be sy ireo loholona rehetra afaka mijoro vavolombelona. Naharay taratasy avy any amin'izy ireo aho ho an'ireo rahalahy any Damaskosy, ary nandeha nankany nitondra azy ireo niverina mbola mifatotra hankany Jerosalema mba hanasaziana azy ireo. BSB BSB: as the high priest and the whole Council can testify about me. I even obtained letters from them to their brothers in Damascus, and I was on my way to apprehend these people and bring them to Jerusalem to be punished.
6 ULB Izao no niseho rehefa nandeha ary nanakaiky an'ny Damaskosy aho, ary tamin'ny mitataovovonana teo ho eo dia nisy hazavana lehibe avy any an-danitra nanomboka namiratra nanodidina ahy. BSB BSB: About noon as I was approaching Damascus, suddenly a bright light from heaven flashed around me.
7 ULB Lavo tamin'ny tany aho ary nahare feo niteny tamiko hoe: 'Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?' BSB BSB: I fell to the ground and heard a voice say to me, ‘Saul, Saul, why do you persecute Me?’
8 ULB Namaly aho hoe: 'Iza moa ianao, Tompoko?' Niteny tamiko Izy hoe: 'Izaho no Jesosin'ny Nazareta, izay enjehinao.' BSB BSB: ‘Who are You, Lord?’ I asked. ‘I am Jesus of Nazareth, whom you are persecuting,’ He replied.
9 ULB Ireo izay niaraka tamiko dia nahita ny hazavana, fa izy ireo dia tsy nahafantatra ilay feony izay niteny tamiko. BSB BSB: My companions saw the light, but they could not understand the voice of the One speaking to me.
10 ULB Hoy aho hoe: 'Inona no tokony ataoko, Tompoko?' Ny Tompo niteny tamiko hoe: 'Mitsangàna ary midira any Damaskosy; any no hanambarana anao ny zava-drehetra izay tokony hataonao.' BSB BSB: Then I asked, ‘What should I do, Lord?’ ‘Get up and go into Damascus,’ He told me. ‘There you will be told all that you have been appointed to do.’
11 ULB Tsy nahita noho'ny famirapiratan'izany fahazavana izany aho, ary notantanan'ireo izay niaraka tamiko, ka dia tonga tany Damaskosy aho. BSB BSB: Because the brilliance of the light had blinded me, my companions led me by the hand into Damascus.
12 ULB Nihaona tamin'ny lehilahy iray nantsoina hoe Ananiasy tany aho, lehilahy matahotra an'Andriamanitra nanaraka ny lalàna ary tsara laza teo amin'ireo Jiosy rehetra izay nipetraka tao. BSB BSB: There a man named Ananias, a devout observer of the law who was highly regarded by all the Jews living there,
13 ULB Nanatona ahy izy, nijoro teo anilako, ary niteny hoe: 'Ry rahalahy Saoly, mahiràta.' Tamin'izany ora izany indrindra dia nahita azy aho. BSB BSB: came and stood beside me. ‘Brother Saul,’ he said, ‘receive your sight.’ And at that moment I could see him.
14 ULB Ary niteny izy hoe: 'Ny Andriamanitr'ireo razantsika dia nifidy anao mba hahalala ny sitrapony, mba hahita ny Iray Marina, ary handre ny feo aloaky ny vavany. BSB BSB: Then he said, ‘The God of our fathers has appointed you to know His will and to see the Righteous One and to hear His voice.
15 ULB Fa ho vavolombelona ho Azy amin'ny olona rehetra momba izay hitanao sy renao ianao. BSB BSB: You will be His witness to everyone of what you have seen and heard.
16 ULB Ary maninona ianao no miandry? Mitsangàna, aoka ho atao batisa, ary diovy ireo fahotanao, miantsoa amin'ny anarany." BSB BSB: And now what are you waiting for? Get up, be baptized, and wash your sins away, calling on His name.’
17 ULB Rehefa avy niverina tany Jerosalema aho, ary raha mbola nivavaka tao an-tempoly, dia nahazo tsindrimandry aho. BSB BSB: Later, when I had returned to Jerusalem and was praying at the temple, I fell into a trance
18 ULB Nahita Azy aho niteny tamiko hoe: 'Malaky mialà an'i Jerosalema faingana, satria izy ireo tsy hanaiky ny fijoronao vavolombelona momba Ahy.' BSB BSB: and saw the Lord saying to me, ‘Hurry! Leave Jerusalem quickly, because the people here will not accept your testimony about Me.’
19 ULB Hoy aho: 'Tompo, izy ireo tenany dia mahafantatra fa izaho nanagadra sy nikapoka ireo izay nino Anao tao amin'ny synagoga rehetra. BSB BSB: ‘Lord,’ I answered, ‘they know very well that in one synagogue after another I imprisoned and beat those who believed in You.
20 ULB Rehefa nalatsaka ny ràn'i Stefana vavolombelonao, izaho koa dia mba nitsangana teo sy nanaiky, ary niambina ny fitafian'ireo izay namono azy aho.' BSB BSB: And when the blood of Your witness Stephen was shed, I stood there giving my approval and watching over the garments of those who killed him.’
21 ULB Fa niteny tamiko Izy hoe: 'Mandehana, satria halefako lavitra an'ireo Jentilisa ianao.'" BSB BSB: Then He said to me, ‘Go! I will send you far away to the Gentiles.’”
22 ULB Nihaino azy izy ireo mandra-piteniny izany. Dia nihiaka mafy izy ireo ary niteny hoe: "Vonoy hiala eto amin'ny tany ny lehilahy tahaka io, satria tsy mendriky ny ho velona izy." BSB BSB: The crowd listened to Paul until he made this statement. Then they lifted up their voices and shouted, “Rid the earth of him! He is not fit to live!”
23 ULB Raha nitabataba izy ireo, nanipy ny akanjony, ary nanipy vovoka tamin'ny rivotra, BSB BSB: As they were shouting and throwing off their cloaks and tossing dust into the air,
24 ULB ny lehiben'ny kapiteny dia nandidy an'i Paoly mba ho entina any amin'ny lapa. Izy nandidy fa tokony hadinina miaraka amin'ny kapoka izy, ka mba izy tenany dia hahalala hoe nahoana izy ireo no nihikiaka nanohitra azy toy izany. BSB BSB: the commander ordered that Paul be brought into the barracks. He directed that Paul be flogged and interrogated to determine the reason for this outcry against him.
25 ULB Rehefa namatotra azy tamin'ny kofehy hoditra izy ireo, dia hoy Paoly tamin'ilay kapiteny izay nitsangana teo: "Ara-dalàna ho anareo ve ny manakaravasy lehilahy izay Romana sy tsy mbola notsaraina akory? BSB BSB: But as they stretched him out to strap him down, Paul said to the centurion standing there, “Is it lawful for you to flog a Roman citizen without a trial?”
26 ULB Rehefa naheno izany ilay kapiteny, dia nankany amin'ny lehiben'ny kapiteny izy ka nilaza azy, niteny hoe: "Inona izao ataonao izao? Fa mponin'ny Romana io lehilahy io." BSB BSB: On hearing this, the centurion went and reported it to the commander. “What are you going to do?” he said. “This man is a Roman citizen.”
27 ULB Nanatona ilay lehiben'ny kapiteny ary niteny taminy hoe: "Teneno ahy, mponina Romana ve ianao?" Paoly namaly hoe: "Eny." BSB BSB: The commander went to Paul and asked, “Tell me, are you a Roman citizen?” “Yes,” he answered.
28 ULB Ary namaly ilay lehiben'ny kapiteny hoe: "Tamin'ny vola be fotsiny no nahazoko io zom-pirenena io. Fa Paoly niteny hoe: "Nateraka ho mponin'ny Romana aho." BSB BSB: “I paid a high price for my citizenship,” said the commander. “But I was born a citizen,” Paul replied.
29 ULB Ary nandao azy teo no ho eo ilay lehilahy izay nametra-panontaniana azy. Natahotra ihany koa ilay lehiben'ny kapiteny, rehefa fantany fa mponina Romana i Paoly, satria izy namatotra azy. BSB BSB: At once those who were about to interrogate Paul stepped back, and the commander himself was alarmed when he realized that he had put a Roman citizen in chains.
30 ULB Ny ampitso, te hafantatra ny marina momba ireo fanendrikendrehan'ireo Jiosy nanohitra an'i Paoly ny lehiben'ny kapiteny. Ka novahany ireo fatotra ary nibaiko ireo mpisorona be sy ireo filan-kevitra rehetra mba hivory izy. Ary nitondra an'i Paoly nidina izy ary nametraka azy teo afovoan'izy ireo. BSB BSB: The next day the commander, wanting to learn the real reason Paul was accused by the Jews, released him and ordered the chief priests and the whole Sanhedrin to assemble. Then he brought Paul down and had him stand before them.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.