1 ULB I Petera dia nijery nivantana tany amin'ireo mpikambana tao amin'ny filan-kevitra ary niteny hoe: "Ry rahalahy, izaho dia efa niaina teo anatrehan'Andriamanitra tamin'ny fieritreretana tsara rehetra mandraka androany." BSB BSB: Paul looked directly at the Sanhedrin and said, “Brothers, I have conducted myself before God in all good conscience to this day.”
2 ULB Ny mpisorombe Ananiasy dia nibaiko ireo izay nitsangana teo akaikiny mba hamelezana ny vavany. BSB BSB: At this, the high priest Ananias ordered those standing near Paul to strike him on the mouth.
3 ULB Avy eo i Paoly niteny azy hoe: "Andriamanitra dia hikapoka anao, ianao ry rindrina voalalotra fotsy. Ianao ve dia mipetraka hitsara ahy amin'ny lalàna, nefa mandidy ahy mba ho kapohina, tsy araka ny lalàna? BSB BSB: Then Paul said to him, “God will strike you, you whitewashed wall! You sit here to judge me according to the law, yet you yourself violate the law by commanding that I be struck.”
4 ULB Ireo izay nitsangana teo dia niteny hoe: "Izao ve no fomba hanevatevanareo ny mpisoromben'Andriamanitra?" BSB BSB: But those standing nearby said, “How dare you insult the high priest of God!”
5 ULB I Paoly niteny hoe: "Tsy nahafantatra aho, ry rahalahy, hoe izy ilay lehiben'ny mpisorombe. Fa efa voasoratra hoe: tsy tokony hiteny ratsy ny mpitondra ny vahoakanao ianao." BSB BSB: “Brothers,” Paul replied, “I was not aware that he was the high priest, for it is written: ‘Do not speak evil about the ruler of your people.’”
6 ULB Rehefa hitan'i Paoly fa ny sasany tamin'ny filan-kevitra dia Sadoseo ary ny hafa Fariseo, dia niteny mafy tao amin'ny filan-kevitra izy hoe: "Ry rahalahy, Izaho dia Fariseo, zanaka lahin'ireo Fariseo. Izany no izy satria izaho dia manantena tsara ny fitsanganan'ny maty izay hitsarana ahy." BSB BSB: Then Paul, knowing that some of them were Sadducees and the others Pharisees, called out in the Sanhedrin, “Brothers, I am a Pharisee, the son of a Pharisee. It is because of my hope in the resurrection of the dead that I am on trial.”
7 ULB Rehefa niteny izany izy, dia nanomboka nisy fifandirana teo amin'ireo Fariseo sy ireo Sadoseso, ary ny vahoaka dia nizara. BSB BSB: As soon as he had said this, a dispute broke out between the Pharisees and Sadducees, and the assembly was divided.
8 ULB Fa ireo Sadoseo dia niteny fa tsy misy ny fitsanganana amin'ny maty, tsy misy ireo anjely, ary tsy misy ireo fanahy, nefa ireo Fariseo dia nanaiky an'izy rehetra ireo. BSB BSB: For the Sadducees say that there is neither a resurrection nor angels nor spirits, but the Pharisees acknowledge them all.
9 ULB Noho izany dia nisy fitabatabana mafy niseho, ary ny sasany tamin'ireo mpanora-dalànan'ireo Fariseo dia nitsangana ary niady hevitra, niteny hoe: "Izahay dia tsy mahita zavatra diso amin'io lehilahy io. Ahoana raha ny fanahy na ny anjely no niresaka taminy?" BSB BSB: A great clamor arose, and some scribes from the party of the Pharisees got up and contended sharply, “We find nothing wrong with this man. What if a spirit or an angel has spoken to him?”
10 ULB Nony nisy fifandirana mafy teo, ny kapiteny mpitarika dia natahotra sao dia hifandrotehan'izy ireo i Paoly, noho izany izy dia nandidy ireo miaramila mba hidina sy haka azy an-keriny any amin'ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra, ary hitondra azy any an-dapa. BSB BSB: The dispute grew so violent that the commander was afraid they would tear Paul to pieces. He ordered the soldiers to go down and remove him by force and bring him into the barracks.
11 ULB Ny alina manaraka ny Tompo dia nijoro teo anilany ary niteny hoe: "Aza matahotra, fa toy ny nijoroanao vavolombelona momba ahy tany Jerosalema, no tsy maintsy hijoroanao vavolombelona any Roma ihany koa." BSB BSB: The following night the Lord stood near Paul and said, “Take courage! As you have testified about Me in Jerusalem, so also you must testify in Rome.”
12 ULB Rehefa maraina ny andro, ny Jiosy sasany dia namorona tetika ary nanozona ny tenan'izy ireo miaraka amin'ny fianianana mba tsy hihinana na hisotro na inona na inona ambara-pamonoan'izy ireo an'i Paoly. BSB BSB: When daylight came, the Jews formed a conspiracy and bound themselves with an oath not to eat or drink until they had killed Paul.
13 ULB Mihoatra ny efapolo olona izy ireo izay namorona io tetika io. BSB BSB: More than forty of them were involved in this plot.
14 ULB Izy ireo dia nandeha tany amin'ireo mpisorombe sy ireo loholona ka niteny hoe: "Izahay dia efa nanao fanozonana lehibe tamin'ny tenanay, mba tsy hihinana na inona na inona ambara-pamonoanay an'i Paoly. BSB BSB: They went to the chief priests and elders and said, “We have bound ourselves with a solemn oath not to eat anything until we have killed Paul.
15 ULB Ankehitriny, noho izany, avelao ny filan-kevitra hiteny amin'ny kapiteny mpitarika mba hitondra azy hidina eto aminareo, ary ianareo toy ny hoe hanapa-kevitra amin'ny zava-misy momba azy marina kokoa. Fa ho anay, izahay dia vonona ny hamono azy alohan'ny fahatongavany eto." BSB BSB: Now then, you and the Sanhedrin petition the commander to bring him down to you on the pretext of examining his case more carefully. We are ready to kill him on the way.”
16 ULB Nefa ny zanaka lahin'ny anabavin'i Paoly dia naheno fa teo am-piandrasana ny hamonoana azy izy ireo, noho izany izy dia nandeha ary niditra ny lapa ka niteny tamin'i Paoly. BSB BSB: But when the son of Paul’s sister heard about the plot, he went into the barracks and told Paul.
17 ULB I Paoly dia niantso ny iray tamin'ireo kapiteny ka niteny hoe: "Ento any amin'ny kapiteny mpitarika ity tovolahy ity, fa manana zavatra lazaina aminy izy." BSB BSB: Then Paul called one of the centurions and said, “Take this young man to the commander; he has something to tell him.”
18 ULB Noho izany ilay kapiteny dia nandray ilay tovolahy ary nitondra azy tany amin'ny kapiteny mpitarika ka niteny hoe: "I Paoly ilay gadra no niantso ahy ho any aminy, ary nangataka ahy mba hitondra ity tovolahy ity ho eto aminao. Manana zavatra ho lazaina aminao izy." BSB BSB: So the centurion took him to the commander and said, “Paul the prisoner sent and asked me to bring this young man to you. He has something to tell you.”
19 ULB Ny kapiteny mpitarika dia naka azy tamin'ny tanana ho any amin'ny toerana mitokana ary nanontany azy hoe: "Inona izany tokony ho lazainao amiko izany?" BSB BSB: The commander took the young man by the hand, drew him aside, and asked, “What do you need to tell me?”
20 ULB Ilay tovolahy niteny hoe: "Ireo jiosy dia efa nanaiky ny hangataka aminao mba hitondra an'i Paoly hidina any amin'ny filan-kevitra rahampitso, toy ny hoe izy ireo dia handeha hanontany ny momba azy marina kokoa. BSB BSB: He answered, “The Jews have agreed to ask you to bring Paul to the Sanhedrin tomorrow on the pretext of acquiring more information about him.
21 ULB Nefa aza manaiky azy ireo, satria nisy olona mihoatra ny efapolo izay efa vonona ny hamono azy. Niantso ozona ho an'ny tenany izy ireo, mba tsy hihinana na hisotro ambara-pamonoan'izy ireo azy. Fa na dia izao aza dia efa vonona izy ireo, miandry fanekena avy any aminao." BSB BSB: Do not let them persuade you, because more than forty men are waiting to ambush him. They have bound themselves with an oath not to eat or drink until they have killed him; they are ready now, awaiting your consent.”
22 ULB Ka navelan'ilay kapiteny mpifehy handeha ilay tovolahy, taorian'ny nanoroany azy hoe: "Aza miteny na amin'iza na amin'iza hoe niteny ireo zavatra ireo tamiko ianao." BSB BSB: So the commander dismissed the young man and instructed him, “Do not tell anyone that you have reported this to me.”
23 ULB Avy eo izy dia niantso ho eo aminy ny roa tamin'ireo kapiteny ka niteny hoe: "Alaivo ny miaramila roanjato izay vonona ny andeha any Kaisaria, sy mpitaingin-tsoavaly fitopolo ihany koa, ary mpitondra lefona roanjato. Handeha ianao amin'ny ora fahatelon'ny alina." BSB BSB: Then he called two of his centurions and said, “Prepare two hundred soldiers, seventy horsemen, and two hundred spearmen to go to Caesarea in the third hour of the night.
24 ULB Izy ihany koa dia nandidy azy ireo mba hanome biby izay afaka hotaingenan'i Paoly, ary mba hitondra azy soa aman-tsara any amin'i Feliksa ilay governora. BSB BSB: Provide mounts for Paul to take him safely to Governor Felix.”
25 ULB Avy eo dia nanoratra taratasy toy izao izy: BSB BSB: And he wrote the following letter:
26 ULB "Klaodio Lisia ho an'i Feliksa governora tsara indrindra, arahaba. BSB BSB: Claudius Lysias, To His Excellency, Governor Felix: Greetings.
27 ULB Io lehilahy io dia nosamborin'ireo Jiosy ary saika novonoin'izy ireo, rehefa tonga teo amin'izy ireo niaraka tamin'ireo miaramila aho dia nanavotra azy, satria nahafantatra aho fa izy dia olom-pirenena Romana. BSB BSB: This man was seized by the Jews, and they were about to kill him when I came with my troops to rescue him. For I had learned that he is a Roman citizen,
28 ULB Izaho dia te hahalala ny antony niampangan'izy ireo azy, noho izany dia nentiko nidina tao amin'ny filan-kevitr'izy ireo izy. BSB BSB: and since I wanted to understand their charges against him, I brought him down to their Sanhedrin.
29 ULB Nahafantatra aho fa voapanga tamin'ny ady hevitra mikasika ny lalàn'izy ireo manokana izy, nefa tsy nisy fiampangana nanohitra azy izay mendrika fahafatesana na fanagadrana. BSB BSB: I found that the accusation involved questions about their own law, but there was no charge worthy of death or imprisonment.
30 ULB Avy eo dia nampafantarina ahy fa nisy tetika hanoherana ilay lehilahy, noho izany dia nandefa azy teo noho eo tany aminao aho, ary nanafatra ireo mpiampanga azy ihany koa mba hitondra ny fanamelohan'izy ireo azy eo anatrehanao. Veloma." BSB BSB: When I was informed that there was a plot against the man, I sent him to you at once. I also instructed his accusers to present their case against him before you.
31 ULB Ka noho izany ireo miaramila dia nankatò ireo baikon'izy ireo. Nalain'izy ireo i Paoly ary nentiny tamin'ny alina tany Antipatria. BSB BSB: So the soldiers followed their orders and brought Paul by night to Antipatris.
32 ULB Ny ampitso, ny ankamaroan'ireo miaramila dia nandao ireo mpitaingin-tsoavaly mba handeha hiaraka aminy fa izy ireo dia niverina tany an-dapa. BSB BSB: The next day they returned to the barracks and let the horsemen go on with him.
34 ULB Rehefa namaky ny taratasy ny governora, dia nanontany ny faritany izay niavian' i Paoly izy. Rehefa fantany fa avy any Kilikia izy, BSB BSB: The governor read the letter and asked what province Paul was from. Learning that he was from Cilicia,
35 ULB dia niteny hoe: "Izaho dia haheno tanteraka anao rehefa tonga eto ireo mpiampanga anao." Dia nasainy notazomina tao ao amin'ireo foiben'ny fanjakan'i Heroda izy. BSB BSB: he said, “I will hear your case when your accusers arrive.” Then he ordered that Paul be kept under guard in Herod’s Praetorium.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.