1 ULB Taorian'ny dimy andro, Ananiasy ilay mpisorona be, ireo loholona sasany, ary mpikabary antsoina hoe Tertylo dia nandeha tany. Ireo lehilahy ireo dia nitondra fiampangana an'i Paoly teo anoloan'ny governora. BSB BSB: Five days later the high priest Ananias came down with some elders and a lawyer named Tertullus, who presented to the governor their case against Paul.
2 ULB Rehefa nitsangana teo anoloan'ny governora i Paoly, dia nanomboka niampanga azy i Tertylo ka niteny tamin'ny governora hoe: "Noho ianao dia manana fiadanana lehibe izahay, ary ny fahitanao dia mitondra fanovana tsara eo amin'ny firenenay; BSB BSB: When Paul had been called in, Tertullus opened the prosecution: “Because of you, we have enjoyed a lasting peace, and your foresight has brought improvements to this nation.
3 ULB koa am-pankasitrahana tanteraka no handraisanay ny zavatra rehetra izay ataonao, ry Feliksa tsara indrindra. BSB BSB: In every way and everywhere, most excellent Felix, we acknowledge this with all gratitude.
4 ULB Mba tsy hitazomako anareo ela loatra, dia mangataka fotoana fohy aminareo aho mba hihaino ahy am-pahatoniana. BSB BSB: But in order not to delay you any further, I beg your indulgence to hear us briefly.
5 ULB Fa io lehilahy io dia hitanay fa mpanakorontana ary iray izay nitarika ny Jiosy rehetra manerana izao tontolo izao hikomy. Izy no mpitarika ny sekta Nazareana. BSB BSB: We have found this man to be a pestilence, stirring up dissension among the Jews all over the world. He is a ringleader of the sect of the Nazarenes,
6 ULB Ary izy ihany koa no niezaka ny handoto ny tempoly, ka dia nosamborinay izy. BSB BSB: and he even tried to desecrate the temple; so we seized him.
8 ULB Rehefa manontany an'i Paoly mikasika ireny zava-drehetra ireny ianao, dia ho fantatrao ny mikasika ireny fiampangana nataonay momba azy ireny." BSB BSB: By examining him yourself, you will be able to learn the truth about all our charges against him.”
9 ULB Ireo Jiosy ihany koa dia nanampy trotraka ireny fiampangana ireny, ary nanamafy fa marina avokoa ireny. BSB BSB: The Jews concurred, asserting that these charges were true.
10 ULB Fa rehefa notondroin'ny mpanapaka hiteny i Paoly, dia namaly Paoly hoe: "Fantatro fa ianao dia efa mpitsara teto amin'ity firenena ity nandritry ny taona maro, ka dia faly ny tenako manazava aminao. BSB BSB: When the governor motioned for Paul to speak, he began his response: “Knowing that you have been a judge over this nation for many years, I gladly make my defense.
11 ULB Ho fantatrao fa tsy mbola nihoatra ny roa ambin'ny folo andro izay no niakarako nidera tany Jerosalema. BSB BSB: You can verify for yourself that no more than twelve days ago I went up to Jerusalem to worship.
12 ULB Rehefa hitan'izy ireo tao an-tempoly aho, dia tsy niady hevitra na tamin'iza na tamin'iza aho, ary tsy namporisika ny vahoaka, na tao amin'ireo synagoga, na tao an-tanàna. BSB BSB: Yet my accusers did not find me debating with anyone in the temple or riling up a crowd in the synagogues or in the city.
13 ULB Tsy afaka manaporofo aminao ireo fiampangana izay ataony amiko ankehitriny izy ireo. BSB BSB: Nor can they prove to you any of their charges against me.
14 ULB Saingy izaho manaiky izao aminao, araka ny Fampianarana izay antsoin'izy ireo hoe sekta, dia toy izany koa no hanompoko ny Andriamanitry ny razambentsika. Izaho dia mahatoky amin'ny rehetra izay ao amin'ny lalàna sy ireo voasoratr'ireo mpaminany. BSB BSB: I do confess to you, however, that I worship the God of our fathers according to the Way, which they call a sect. I believe everything that is laid down by the Law and written in the Prophets,
15 ULB Manana ny fahatokisana an'Andriamanitra toy ireo olona ireo aho, fa hisy ny fitsanganan'ny marina sy ny ratsy fanahy amin'ny maty. BSB BSB: and I have the same hope in God that they themselves cherish, that there will be a resurrection of both the righteous and the wicked.
16 ULB Noho izany aho dia miezaka mandrakariva mba hanana fisainana madio eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olombelona. BSB BSB: In this hope, I strive always to maintain a clear conscience before God and man.
17 ULB Ary taorian'ny taona maro dia tonga aho hitondra fanampiana ho an'ny fireneko sy fanomezana ara-bola. BSB BSB: After several years, then, I returned to Jerusalem to bring alms to my people and to present offerings.
18 ULB Rehefa vitako izany, nisy Jiosy vitsivitsy avy any Asia nahita ahy tany amin'ny fetin'ny fanadiovana tao amin'ny tempoly, tsy niaraka tamin'ny vahoaka na tabataba. BSB BSB: At the time they found me in the temple, I was ceremonially clean and was not inciting a crowd or an uproar. But there are some Jews from the province of Asia
19 ULB Ireo olona ireo dia tokony ho eo anatrehanareo ankehitriny ka hiteny izay hiampangan' izy ireo ahy, raha manana zavatra izy ireo. BSB BSB: who ought to appear before you and bring charges, if they have anything against me.
20 ULB Na koa, ireo olona ireo ihany no tsy tokony hiteny izay hitan'izy ireo tsy mety aty amiko rehefa nitsangana teo anoloan'ny filan-kevitry ny Jiosy aho, BSB BSB: Otherwise, let these men state for themselves any crime they found in me when I stood before the Sanhedrin,
21 ULB raha tsy hoe momba ny zavatra iray izay nihikiako rehefa nijoro teo anivon'izy ireo aho: 'Izany dia mikasika ny fitsanganan'ny maty izay hitsarana ahy eto anatrehanareo androany.' BSB BSB: unless it was this one thing I called out as I stood in their presence: ‘It is concerning the resurrection of the dead that I am on trial before you today.’”
22 ULB Ary Feliksa, izay nampahafantarina tsara momba ilay Fampianarana. Izy dia niteny hoe: "Rehefa midina avy any Jerosalema i Lysia mpandidy, dia hanapa-kevitra ny amin'ny raharahanao aho." BSB BSB: Then Felix, who was well informed about the Way, adjourned the hearing and said, “When Lysias the commander comes, I will decide your case.”
23 ULB Avy eo izy nandidy ilay kapiteny fa i Paoly dia tokony hambenana, fa mba hisy fahafahana dia tsy hisy amin'ireo namany ho sakanana amin'ny fanampiana izay zavatra ilainy. BSB BSB: He ordered the centurion to keep Paul under guard, but to allow him some freedom and permit his friends to minister to his needs.
24 ULB Andro vitsivitsy taorian'izay, dia niverina niaraka tamin'i Drosila vadiny i Feliksa, izay vehivavy Jiosy, ka nalefa ho an'i Paoly izy ary naheno taminy momba ny finoana ao amin'i Kristy Jesosy. BSB BSB: After several days, Felix returned with his wife Drusilla, who was a Jewess. He sent for Paul and listened to him speak about faith in Christ Jesus.
25 ULB Fa rehefa niady hevitra niaraka taminy i Paoly momba ny fahamarinana, fahononan-tena, sy ny fitsarana ho avy, dia lasa raiki-tahotra i Feliksa ka niteny hoe: "Mandehana manomboka izao. Fa rehefa manana fahafahana aho aoriana ao, dia handefa ho anao." BSB BSB: As Paul expounded on righteousness, self-control, and the coming judgment, Felix became frightened and said, “You may go for now. When I find the time, I will call for you.”
26 ULB Nandritr'izany fotoana izany ihany, dia nanantena izy fa hanome vola azy i Paoly, noho izany dia nandefa ho azy matetika izy ary niresaka taminy. BSB BSB: At the same time, he was hoping that Paul would offer him a bribe. So he sent for Paul frequently and talked with him.
27 ULB Fa rehefa afaka roa taona, dia lasa governora nandimby an'i Feliksa i Porsio Festosy, saingy Feliksa te hahazo sitraka tamin'ireo Jiosy, dia navelany ho hambenana ihany i Paoly. BSB BSB: After two years had passed, Felix was succeeded by Porcius Festus. And wishing to do the Jews a favor, Felix left Paul in prison.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.