1 ULB Ankehitriny, Festony niditra tao amin'ny faritany, ary telo andro taty aoriana, dia niakatra avy tao Kaisaria izy ho any Jerosalema. BSB BSB: Three days after his arrival in the province, Festus went up from Caesarea to Jerusalem,
2 ULB Ny lohan'ny mpisorona sy ireo Jiosy manan-kaja dia nitondra fanamelohana hiampangana an'i Paoly, ka namporisika azy BSB BSB: where the chief priests and Jewish leaders presented their case against Paul. They urged Festus
3 ULB sy nangataka taminy izy ireo mba hampidi-doza an'i Paoly_ ka mety hampiantso an'i Paoly ho any Jerosalema Festosy mba afahan'izy ireo mamono azy eny an-dalana. BSB BSB: to grant them a concession against Paul by summoning him to Jerusalem, because they were preparing an ambush to kill him along the way.
4 ULB Kanefa Festosy namaly fa gadra ao Kaisaria Paoly, ary izy tenany dia hiverina any tsy ho ela. BSB BSB: But Festus replied, “Paul is being held in Caesarea, and I myself am going there soon.
5 ULB "Noho izany, ireo izay afaka," hoy izy: "dia tokony handeha hiaraka aminay ho any. Raha nanao zavatra tsy nety ilay lehilahy, dia tokony hiampanga azy ianareo." BSB BSB: So if this man has done anything wrong, let some of your leaders come down with me and accuse him there.”
7 ULB Rehefa tonga izy, dia nipetraka teo akaiky teo ireo Jiosy avy any Jerosalema, ary nitondra fiampangana goavana maro izy ireo izay tsy afaka noporofoin'izy ireo. BSB BSB: When Paul arrived, the Jews who had come down from Jerusalem stood around him, bringing many serious charges that they could not prove.
8 ULB Niaro-tena Paoly ary niteny hoe: "Tsy nanao zavatra ratsy manohitra ny lalàn'ny Jiosy aho na manohitra ny tempoly na manohitra an'i Kaisara." BSB BSB: Then Paul made his defense: “I have committed no offense against the law of the Jews or against the temple or against Caesar.”
9 ULB Saingy nitady izay ahazoana ny fankasitrakan'ireo Jiosy i Festosy, ary noho izany dia namaly an'i Paoly izy ka niteny hoe: "Te-hiakatra ho any Jerosalema ve ianao ary ho tsaraiko momba ireny zavatra tany ireny? BSB BSB: But Festus, wishing to do the Jews a favor, said to Paul, “Are you willing to go up to Jerusalem to stand trial before me on these charges?”
10 ULB Hoy Paoly hoe: "Mitsangana eto anoloan'ny seza fitsaran'i Kaisara aho izay tsy maintsy hitsarana ahy. Tsy nanao ratsy ny Jiosy aho, araka ny efa fantatrao tsara. BSB BSB: Paul replied, “I am standing before the judgment seat of Caesar, where I ought to be tried. I have done nothing wrong to the Jews, as you yourself know very well.
11 ULB Kanefa raha nanao ratsy aho ary raha nanao izay mendrika ny fahafatesana, dia tsy mandà ny ho faty. Fa raha tsy misy ireo fiampangan'izy ireo, dia tsy misy olona afaka mitondra ahy ho any amin'izy ireo. Mangataka an'i Kaisara aho." BSB BSB: If, however, I am guilty of anything worthy of death, I do not refuse to die. But if there is no truth to their accusations against me, no one has the right to hand me over to them. I appeal to Caesar!”
12 ULB Rehefa avy niresaka tamin'ny filan-kevitra Festosy, dia namaly izy hoe: "Nanagataka an'i Kaisara ianao. Any amin'i Kaisara no handehananao. BSB BSB: Then Festus conferred with his council and replied, “You have appealed to Caesar. To Caesar you will go!”
13 ULB Ary taorian'ny andro vitsivitsy, dia tonga tany amin'i Kaisaria i Agripa mpanjaka sy Berenika mba hamangy an'i Festosy. BSB BSB: After several days had passed, King Agrippa and Bernice came down to Caesarea to pay their respects to Festus.
14 ULB Taorian'ny naha tao azy nandritry ny andro maro, dia natolotr'i Festosy teo amin'ny mpanjaka ny raharahan'i Paoly; niteny izy hoe: "Nisy lehilahy iray navelan'i Felix aty toy ny gadra. BSB BSB: Since they were staying several days, Festus laid out Paul’s case before the king: “There is a certain man whom Felix left in prison.
15 ULB Rehefa tany Jerosalema aho, dia nitondra fiampangana ity lehilahy ity taty amiko ireo lohan'ny mpisorona sy ireo loholon'ny Jiosy, ary nangataka teny fanamelohana ho azy izy ireo. BSB BSB: While I was in Jerusalem, the chief priests and elders of the Jews presented their case and requested a judgment against him.
16 ULB Namaly azy ireo aho fa tsy fomban'ireo Romana ny manolotra olona mialohan'ny hiatrehany ireo mpiampanga azy sy hananany fahafahana hiaro-tena amin'ireo fiampangana. BSB BSB: I told them that it is not the Roman custom to hand a man over before he has had an opportunity to face his accusers and defend himself against their charges.
17 ULB Noho izany, rehefa niara-tonga teto izy ireo, dia tsy niandry aho, fa ny andro manaraka dia nipetraka teo amin'ny sezan'ny fitsarana aho ary nibaiko ny ampidirana ilay lehilahy. BSB BSB: So when they came here with me, I did not delay. The next day I sat on the judgment seat and ordered that the man be brought in.
18 ULB Rehefa nitsangana ireo mpiampanga ka nanameloka azy, dia noheveriko fa tsy nisy goavana ny fampiangana nentin'izy ireo ho azy. BSB BSB: But when his accusers rose to speak, they did not charge him with any of the crimes I had expected.
19 ULB Fa kosa, nifamaly izy ireo mahakasika ny fivavahan'izy ireo manokana sy momba izany Jesosy izay maty izany, izay nambaran'i Paoly fa velona. BSB BSB: They only had some contentions with him regarding their own religion and a certain Jesus who had died, but whom Paul affirmed to be alive.
20 ULB Tsy azoko antoka ny fomba hanadihadiana ity tranga ity, ary noho izany dia nanontaniako izy raha vonona ny ho any Jerosalema mba ho tsaraina any momba ireo fiampangana ireo. BSB BSB: Since I was at a loss as to how to investigate these matters, I asked if he was willing to go to Jerusalem and be tried there on these charges.
21 ULB Fa rehefa nangataka ny hijanonana ao am-ponja mba hiandry ny fanapahan-kevitry ny Amperora i Paoly, dia nandidy azy aho mba ho tazomina ao am-ponja izy mandra-pandefasako azy any amin'i Kaisara." BSB BSB: But when Paul appealed to be held over for the decision of the Emperor, I ordered that he be held until I could send him to Caesar.”
22 ULB Agripa niresaka tamin'i Festosy hoe: "Te-handre ity lehilahy ity ihany koa aho." "Rahampitso," hoy Festosy: "Handre azy ianao." BSB BSB: Then Agrippa said to Festus, “I would like to hear this man myself.” “Tomorrow you will hear him,” Festus declared.
23 ULB Ka ny andro manaraka, dia tonga niaraka tamin'ny lanonana marobe Agripa sy Berenika; nankao amin'ny efitrano lehibe niaraka tamin'ireo miaramila mpifehy sy ireo lehilahy manan-kaja teo amin'ny tanàna izy ireo. Rehefa niteny ilay didy Festosy, dia nentin'izy ireo Paoly. BSB BSB: The next day Agrippa and Bernice came with great pomp and entered the auditorium, along with the commanders and leading men of the city. And Festus ordered that Paul be brought in.
24 ULB Hoy Festosy hoe: "Agripa mpanjaka, sy ianareo lehilahy rehetra izay miaraka aminay eto, itanareo ity lehilahy ity; ireo vahoakan'ny Jiosy rehetra nifanaraka tamiko tany Jerosalema sy eto ihany koa, dia nitaraina tamiko izy ireo fa tsy tokony ho velona intsony izy. BSB BSB: Then Festus said, “King Agrippa and all who are present with us, you see this man. The whole Jewish community has petitioned me about him, both here and in Jerusalem, crying out that he ought not to live any longer.
25 ULB Fantatro fa tsy nanao na inona na inona mendrika ny fahafatesana izy; fa satria nangataka ny Amperora izy, dia nanapa-kevitra aho ny handefa azy. BSB BSB: But I found he had done nothing worthy of death, and since he has now appealed to the Emperor, I decided to send him.
26 ULB Saingy tsy misy zavatra manan-danja ho soratako any amin'ny Amperora. Noho izany antony izany, dia nentiko teo aminareo izy, indrindra aminao, Agripa Mpanjaka, mba afahako manana zavatra ho sorotana bebe kokoa momba ilay raharaha. BSB BSB: I have nothing definite to write to our sovereign about him. Therefore I have brought him before all of you, and especially before you, King Agrippa, so that after this inquiry I may have something to write.
27 ULB Satria toa tsy mety amiko ny mandefa gadra sy tsy milaza izay hiampangana azy koa. BSB BSB: For it seems unreasonable to me to send on a prisoner without specifying the charges against him.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.