1 ULB Noho izany Agripa niteny tamin'i Paoly hoe: "Afaka miteny ho an'ny tenanao ianao." Dia naninjitra ny tanany Paoly ary nanao ny fiarovan-tenany. BSB BSB: Agrippa said to Paul, “You have permission to speak for yourself.” Then Paul stretched out his hand and began his defense:
2 ULB "Maneho ny tenako toy ny faly aho, ry Agripa mpanjaka, mba hitondra ny zavatra mahazo ahy eto anoloanao androany manohitra ireo fiampangan'ireo Jiosy rehetra; BSB BSB: “King Agrippa, I consider myself fortunate to stand before you today to defend myself against all the accusations of the Jews,
3 ULB indrindra, satria ianao efa matihanina amin'ny fomba amam-panao sy fanontanian'ny Jiosy rehetra. Noho izany dia mangataka anao aho hihaino ahy am-paharetana. BSB BSB: especially since you are acquainted with all the Jewish customs and controversies. I beg you, therefore, to listen to me patiently.
4 ULB Marina fa, ireo Jiosy rehetra dia mahafantatra ny fomba fiainako hatramin'ny fahatanorako tany amin'ny fireneko manokana sy tao Jerosalema. BSB BSB: Surely all the Jews know how I have lived from my earliest childhood among my own people, and also in Jerusalem.
5 ULB Izy ireo dia nahafantatra ahy hatrany am-boalohany ary tokony hanaiky izy ireo fa Fariseo fiaina aho, ny hentitra indrindra amin'ny antokon'ny fivavahantsika. BSB BSB: They have known me for a long time and can testify, if they are willing, that I lived as a Pharisee, adhering to the strictest sect of our religion.
6 ULB Ary mijoro eto aho mba ho tsaraina satria mitady ny fampanantenana izay nataon'Andriamanitra tamin'ireo razantsika aho. BSB BSB: And now I stand on trial because of my hope in the promise that God made to our fathers,
7 ULB Fa ity no fampanantenana nantenain'ny fokontsika roambinifolo ho raisina raha nanompo an'Andriamanitra andro aman'alina tokoa izy ireo. Ho an'izany fanantenana izany, ry Agripa mpanjaka, no hiampangan'ireo Jiosy ahy. BSB BSB: the promise our twelve tribes are hoping to see fulfilled as they earnestly serve God day and night. It is because of this hope, O king, that I am accused by the Jews.
8 ULB Nahoana ianareo no mihevitra fa tsy azo inoana fa manangana ny maty Andriamanitra? BSB BSB: Why would any of you consider it incredible that God raises the dead?
9 ULB Nisy fotoana aho nihevitra tamin'ny tenako fa tokony hanao zavatra maro manohitra ny anaran'i Jesosy avy any Nazareta aho. BSB BSB: So then, I too was convinced that I ought to do all I could to oppose the name of Jesus of Nazareth.
10 ULB Nanao izany tany Jerosalema aho. Nanidy maro tamin'ireo mpino tany am-ponja tamin'ny fahefana noraisiko avy tamin'ireo lohan'ny mpisorona aho, ary rehefa voavono izy ireo, dia nandatsaka ny vatoko hanohitra azy ireo aho. BSB BSB: And that is what I did in Jerusalem. With authority from the chief priests I put many of the saints in prison, and when they were condemned to death, I cast my vote against them.
11 ULB Nosaziako imbetsaka izy ireo tany amin'ireo synagoga rehetra ary niezaka ny hanery azy ireo mba hiteny ratsy aho. Tezitra mafy tamin'izy ireo aho ary nanenjika azy ireo na dia tany amin'ireo tanàna any ivelany aza. BSB BSB: I frequently had them punished in the synagogues, and I tried to make them blaspheme. In my raging fury against them, I even went to foreign cities to persecute them.
12 ULB Raha mbola nanao izany aho, dia nandeha tany Damaskosy niaraka tamin'ny fahefana sy ireo didy avy amin'ireo lohan'ny mpisorona; BSB BSB: In this pursuit I was on my way to Damascus with the authority and commission of the chief priests.
13 ULB ary teny an-dalana nankany, tamin'ny mitataovovonana, ry Mpanjaka, dia nahita hazavana avy eny an-danitra aho izay mamiratra noho ny masoandro ary izany dia namiratra nanodidina ahy sy ireo lehilahy izay niara-dia tamiko. BSB BSB: About noon, O king, as I was on the road, I saw a light from heaven, brighter than the sun, shining around me and my companions.
14 ULB Rehefa nianjera tamin'ny tany izahay rehetra, dia nahare feo niresaka tamiko aho izay niteny tamin'ny teny Hebreo hoe: 'Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy? Sarotra ho anao ny handaka fanindronana.' BSB BSB: We all fell to the ground, and I heard a voice say to me in Hebrew, ‘Saul, Saul, why do you persecute Me? It is hard for you to kick against the goads.’
15 ULB Avy eo niteny aho hoe: 'Iza ianao, Tompo ve?' Ny Tompo namaly hoe: 'Izaho no Jesosy izay enjehinao. BSB BSB: ‘Who are You, Lord?’ I asked. ‘I am Jesus, whom you are persecuting,’ the Lord replied.
16 ULB Ankehitriny miarena ary mitsangana amin'ny tongotrao; satria noho izao antony izao no nisehoako taminao, mba hanendry anao ho mpanompo sy ho vavolombelona mahakasika ireo zavatra izay fantatrao momba Ahy ankehitriny ary ireo zavatra izay hasehoako anao ao aoriana kely; BSB BSB: ‘But get up and stand on your feet. For I have appeared to you to appoint you as a servant and as a witness of what you have seen from Me and what I will show you.
17 ULB ary hanavotra anao ao amin'ny vahoaka sy ireo Jentilisa izay hanirahako anao aho, BSB BSB: I will rescue you from your own people and from the Gentiles. I am sending you to them
18 ULB mba hanokatra ny mason'izy ireo ary hampitodika azy ireo hiala amin'ny haizina hankany amin'ny fahazavana ary amin'ny herin'ny Satana hankany amin'Andriamanitra, mba hafahan'izy ireo mandray avy amin'Andriamanitra ny famelan-keloky ny fahotana sy ny lova izay omeko azy ireo izay nohamasinina tamin'ny finoana Ahy.' BSB BSB: to open their eyes, so that they may turn from darkness to light and from the power of Satan to God, that they may receive forgiveness of sins and an inheritance among those sanctified by faith in Me.’
19 ULB Noho izany, ry Agripa mpanjaka, nankatoa ny fahitana avy tany an-danitra aho; BSB BSB: So then, King Agrippa, I was not disobedient to the heavenly vision.
20 ULB fa, ny an'ireo izay tany Damaskosy aloha, ary avy eo tany Jerosalema, ary nanerana ny tanin'ny Jodia rehetra, ary koa tamin'ireo Jentilisa, nanome azy ireo ny hafatra aho fa tokony hibebaka sy hitodika amin'Andriamanitra izy ireo, hanao ny asa mendrika ny fibebahana. BSB BSB: First to those in Damascus and Jerusalem, then to everyone in the region of Judea, and then to the Gentiles, I declared that they should repent and turn to God, performing deeds worthy of their repentance.
21 ULB Noho izany antony izany no nisamboran'ireo Jiosy ahy tao an-tempoly sy niezaka hamono ahy. BSB BSB: For this reason the Jews seized me in the temple courts and tried to kill me.
22 ULB Nanampy ahy hatramin'izao Andriamanitra, noho izany dia mitsangana aho ary mijoro vavolombelona amin'ny olon-tsotra sy amin'ireo manan-kaja tsy hilaza na inona na inona mihoatra izay nolazain'ireo mpaninany sy Mosesy fa hitranga; BSB BSB: But I have had God’s help to this day, and I stand here to testify to small and great alike. I am saying nothing beyond what the prophets and Moses said would happen:
23 ULB fa tsy maintsy hijaly Kristy, ary Izy no ho voalohany hitsangana amin'ireo maty mba hitsangana sy hitory fahazavana ho an'ireo vahoaka Jiosy sy ireo Jentilisa." BSB BSB: that the Christ would suffer, and as the first to rise from the dead, would proclaim light to our people and to the Gentiles.”
26 ULB Fa ny mpanjaka mahafantatra momba izany zavatra izany; ary noho izany, miteny an-kalalahana aminy aho, fa resy lahatra fa tsy nisy tamin'izany nafenina taminy; satria tsy natao tany amin'ny takona izany. BSB BSB: For the king knows about these matters, and I can speak freely to him. I am confident that none of this has escaped his notice, because it was not done in a corner.
27 ULB Mino ny mpaminany ve ianao, ry Agripa mpanjaka? Fantatro fa mino ianao." BSB BSB: King Agrippa, do you believe the prophets? I know you do.”
28 ULB Agripa niteny tamin'i Paoly hoe: "Ao anatin'ny fotoana fohy ve no handresenao lahatra ahy sy hanaovanao ahy ho kristiana?" BSB BSB: Then Agrippa said to Paul, “Can you persuade me in such a short time to become a Christian?”
29 ULB Hoy Paoly hoe: "Mivavaka amin'Andriamanitra aho, mba na ho ao anatin'ny fotoana fohy na fotoana lava, tsy ianao ihany, fa ireo rehetra izay mandre ahy androany ihany koa, dia hitovy amiko, fa tsy miaraka an'ireny rojo ireny." BSB BSB: “Short time or long,” Paul replied, “I wish to God that not only you but all who hear me this day may become what I am, except for these chains.”
30 ULB Avy eo nitsangana ny mpanjaka, sy ny governora, sy Berenika ihany koa, ary ireo izay nipetraka niaraka tamin'izy ireo; BSB BSB: Then the king and the governor rose, along with Bernice and those seated with them.
31 ULB rehefa nandao ny trano fivoriana izy ireo, dia nifampiresaka ary niteny hoe: "Ity lehilahy ity tsy manao zavatra mendrika ny fahafatesana na famatorana." BSB BSB: On their way out, they said to one another, “This man has done nothing worthy of death or imprisonment.”
32 ULB Hoy Agripa tamin'i Festosy hoe: "Ity lehilahy ity dia afaka nalefa raha tsy nantsoina tany amin'i Kaisara izy." BSB BSB: And Agrippa said to Festus, “This man could have been released if he had not appealed to Caesar.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.