1 ULB Rehefa tonga soa aman-tsara izahay, dia hainay fa ilay tany dia nantsoina hoe Malta. BSB BSB: Once we were safely ashore, we learned that the island was called Malta.
2 ULB Ireo terantany dia tsy nanome hatsaram-panahy tsotra taminay fotsiny, fa nandrehitra afo izy ireo ary nampandroso anay rehetra, nohon'ny orana mikija sy ny hatsiaka. BSB BSB: The islanders showed us extraordinary kindness. They kindled a fire and welcomed all of us because it was raining and cold.
3 ULB Fa rehefa nanangona kitay hazo sy nametraka izany teo amin'ny afo Paoly, dia nisy menarana nivoaka nohon'ny hafanana, ary nifatotra tamin'ny tanany. BSB BSB: Paul gathered a bundle of sticks, and as he laid them on the fire, a viper, driven out by the heat, fastened itself to his hand.
4 ULB Rehefa nahita ilay biby nihantona teo amin'ny tanany ireo terantany, dia nifampiresaka izy ireo hoe: "Tena mpamono olona izay nitsoaka avy tany an-dranomasina io lehilahy io, raha ny rariny dia tsy tokony ho velona izy." BSB BSB: When the islanders saw the creature hanging from his hand, they said to one another, “Surely this man is a murderer. Although he was saved from the sea, Justice has not allowed him to live.”
5 ULB Fa avy eo nanozongozona ilay biby ho anaty afo izy nefa tsy naratra akory. BSB BSB: But Paul shook the creature off into the fire and suffered no ill effects.
6 ULB Niandry azy mba ho voan'ny tazo na ho faty tampoka izy ireo. Fa rehefa avy nijery azy maharitra izy ireo ary nahita fa tsy nisy zavatra tsy mahazatra nanjo azy, dia niova hevitra izy ireo ary nilaza fa izy dia andriamanitra. BSB BSB: The islanders were expecting him to swell up or suddenly drop dead. But after waiting a long time and seeing nothing unusual happen to him, they changed their minds and said he was a god.
7 ULB Ary tamin'ny toerana akaiky teo nisy ireo tany izay an'ilay lehilahy lehiben'ny nosy, lehilahy antsoina hoe Poplio. Nandray anay izy ary nanome sakafo anay tamin'ny hatsaram-panahy nandritry ny telo andro. BSB BSB: Nearby stood an estate belonging to Publius, the chief official of the island. He welcomed us and entertained us hospitably for three days.
8 ULB Ny rain'i Poplio dia nararin'ny tazo sy fivalanan-drà. Rehefa nankany aminy Paoly, dia nivavaka izy, nametraka ny tanany teo aminy, ary nanasitrana azy. BSB BSB: The father of Publius was sick in bed, suffering from fever and dysentery. Paul went in to see him, and after praying and placing his hands on him, he healed the man.
9 ULB Taorian'ny nitrangan'izany, dia nanatona azy avokoa ny ambin'ny vahoaka rehetra izay narary teo amin'ilay nosy ary sitrana. BSB BSB: After this had happened, the rest of the sick on the island came and were cured as well.
10 ULB Ny vahoaka ihany koa dia nanome voninahitra anay tamin'ny voninahitra maro. Ary rehefa niomana andeha hiantsambo izahay, dia nanome anay izay nilainay izy ireo. BSB BSB: The islanders honored us in many ways and supplied our needs when we were ready to sail.
11 ULB Afaka telo volana izahay dia nandeha niondrana tamin'ny sambo izay nijanona tao amin'ilay nosy nandritry ny ririnina, sambon'i Aleksandria, misy '"sarikamban'andriamanitra" eo anoloan'ny sambo BSB BSB: After three months we set sail in an Alexandrian ship that had wintered in the island. It had the Twin Brothers as a figurehead.
12 ULB Ary rehefa tonga tamin'ilay tanànan'i Sirakosa izahay, dia nitoetra tao nandritry ny telo andro. BSB BSB: Putting in at Syracuse, we stayed there three days.
13 ULB Niala avy teo izahay no niantsambo ka tonga tany amin'ny tanànan'i Regioma. Ary rehefa afaka iray andro dia nisy rivotra nitsoka avy any atsimo, ka roa andro izahay dia tonga tao amin'ny tanànan'i Potioly. BSB BSB: From there we weighed anchor and came to Rhegium. After one day, a south wind came up, and on the second day we arrived at Puteoli.
14 ULB Tao no nahitanay ireo rahalahy sasany ary nanasa anay mba hijanona hiaraka amin'izy ireo mandritry ny fito andro. Tamin'ny alalan'izany no nahatongavanay tany Roma. BSB BSB: There we found some brothers who invited us to spend the week with them. And so we came to Rome.
15 ULB Avy teny ireo rahalahy, taorian'ny nandrenesan'izy ireo ny momba anay, dia tonga nitsena anay hatrany amin'ny tsenan'i Apio sy ireo tranom-bahiny telo. Rehefa nahita ireo rahalahy Paoly, dia nisaotra an'Andriamanitra izy ary nahazo hery. BSB BSB: The brothers there had heard about us and traveled as far as the Forum of Appius and the Three Taverns to meet us. When Paul saw them, he was encouraged and gave thanks to God.
17 ULB Ary rehefa afaka hateloana taorinan'izay dia nampiantso niaraka ireo lehilahy izay mpitarika teo amin'ireo Jiosy ireo i Paoly. Rehefa niaraka tonga izy ireo, dia niteny tamin'izy ireo izy hoe: "Ry rahalahy, na dia tsy nanao zavatra ratsy tamin'ny olona na ny fomban'ireo razantsika aza aho, dia natolotra ho voafonja tany Jerosalema teo an-tanan'ny Romana. BSB BSB: After three days, he called together the leaders of the Jews. When they had gathered, he said to them, “Brothers, although I have done nothing against our people or the customs of our fathers, I was taken prisoner in Jerusalem and handed over to the Romans.
18 ULB Rehefa avy nanadihady ahy izy ireo, dia naniry ny hanafaka ahy, satria tsy nisy antony tokony hanamelohana ahy ho faty. BSB BSB: They examined me and wanted to release me, because there was no basis for a death sentence against me.
19 ULB Fa rehefa nanohitra ny fanirian'izy ireo ny Jiosy, dia voatery aho nampiantso an'i Kaisara, na dia tsy toy ny hoe nitondra fiampangana hanohitra ny fireneko aza. BSB BSB: But when the Jews objected, I was compelled to appeal to Caesar, even though I have no charge to bring against my nation.
20 ULB Nohon'ny antsoko, dia, nangataka ny hahita anareo sy hiresaka aminareo aho. Izany dia nohon'ny fahatokisan'Israely momba ny hamatorana ahy amin'ity rojo ity." BSB BSB: So for this reason I have called to see you and speak with you. It is because of the hope of Israel that I am bound with this chain.”
21 ULB Avy eo dia niteny taminy izy ireo hoe: "Tsy mbola naharay ireo taratasy momba anao avy any Jodia izahay, na rahalahy tonga sy nitatitra na niteny zavatra ratsy momba anao. BSB BSB: The leaders replied, “We have not received any letters about you from Judea, nor have any of the brothers from there reported or even mentioned anything bad about you.
22 ULB Fa tianay ho re aminao ny eritreritrao momba izany sekta izany, satria fantatray fa efa ratsy laza eny rehetra eny izany. BSB BSB: But we consider your views worth hearing, because we know that people everywhere are speaking against this sect.”
23 ULB Rehefa nisafidy andro ho azy izy ireo, dia maro kokoa ireo olona nanantona azy tany amin'ny trano nivahinianany. Nampahafantatra ilay raharaha tamin'izy ireo izy, ary nijoro vavolombelona momban'ny fanjakan'Andriamanitra. Niezaka nandresy lahatra azy ireo ny momba an'i Jesosy izy, na tamin'ny alalan'i Mosesy izany na tamin'ny alalan'ny mpaminany, nanomboka maraina ka hatramin'ny hariva. BSB BSB: So they set a day to meet with Paul, and many people came to the place he was staying. He expounded to them from morning to evening, testifying about the kingdom of God and persuading them about Jesus from the Law of Moses and the Prophets.
24 ULB Ny sasany dia resy lahatra tamin'ireo zavatra izay voalaza, raha tsy nino kosa ireo hafa. BSB BSB: Some of them were convinced by what he said, but others refused to believe.
25 ULB Rehefa tsy nifanaraka izy ireo, dia lasa taorian'ny nanambaran'i Paoly ity teny iray ity hoe: "Ny Fanahy Masina dia niteny tsara ireo razanareo tamin'ny alalan'Isaia mpaminany. BSB BSB: They disagreed among themselves and began to leave after Paul had made this final statement: “The Holy Spirit was right when He spoke to your fathers through Isaiah the prophet:
26 ULB Hoy izy hoe: 'Mandehana any amin'ireo vahoaka ireo ary lazao hoe: "Amin'ny fihainoana no handrenesanareo, fa tsy hahatakatra; ary amin'ny fahitana no hahitanareo, fa tsy hahita. BSB BSB: ‘Go to this people and say, “You will be ever hearing but never understanding; you will be ever seeing but never perceiving.”
27 ULB Fa nihadonto ny fon'ireo olona ireo, ary sarotra amin'ny sofin'izy ireo ny handre, ary nanakipy ny masony izy ireo. Fa raha tsy izany dia mety afaka hahita amin'ny masony izy ireo, ary handre amin'ny sofiny, sy hahatakatra amin'ny fony ka hiverina indray, dia hanasitrana azy ireo aho."' BSB BSB: For this people’s heart has grown callous; they hardly hear with their ears, and they have closed their eyes. Otherwise they might see with their eyes, hear with their ears, understand with their hearts, and turn, and I would heal them.’
28 ULB Noho izany, tokony ho fantatrareo fa izany famonjen'Andriamanitra izany dia nalefa tamin'ireo Jentilisy, ary hihaino izy ireo." BSB BSB: Be advised, therefore, that God’s salvation has been sent to the Gentiles, and they will listen!”
31 ULB Nanambara ny fanjakan'Andriamanitra izy ary nampianatra ireo zavatra momban'i Tompo Jesosy Kristy tamin'ny fahasahiana rehetra. Ary tsy nisy nanakana izy. BSB BSB: Boldly and freely he proclaimed the kingdom of God and taught about the Lord Jesus Christ.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.