1 ULB Paoly, mpanompon'i Jesosy Kristy, dia voaantso ho apostoly, ary voatokana ho mpitory ny filazantsaran' Andriamanitra. BSB BSB: Paul, a servant of Christ Jesus, called to be an apostle, and set apart for the gospel of God—
2 ULB Io ilay filazantsara izay efa nampanantenainy mialoha tamin'ny alalan'ireo mpaminaniny tao amin'ny Soratra Masina. BSB BSB: the gospel He promised beforehand through His prophets in the Holy Scriptures,
4 ULB Tamin'ny fitsanganana tamin'ny maty, dia voambara ho ilay zanaka maherin'Andriamanitra tamin'ny herin'ny Fanahin'ny fahamasinana Izy_ dia Jesosy Kristy Tompontsika. BSB BSB: and who through the Spirit of holiness was declared with power to be the Son of God by His resurrection from the dead: Jesus Christ our Lord.
5 ULB Tamin'ny alalany no nandraisantsika fahasoavana sy ny maha-apostoly amin'ny fankatoavana ny finoana eo amin'ny firenena rehetra, noho ny Anarany. BSB BSB: Through Him and on behalf of His name, we received grace and apostleship to call all those among the Gentiles to the obedience that comes from faith.
6 ULB Amin'ireo firenena ireo, ianareo ihany koa dia voaantso ho an'i Jesosy Kristy. BSB BSB: And you also are among those who are called to belong to Jesus Christ.
7 ULB Ity taratasy ity dia ho an'ireo rehetra ao Roma, izay malalan'Andriamanitra, izay voaantso ho olo-masina. Ho aminareo anie ny fahasoavana, sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. BSB BSB: To all in Rome who are loved by God and called to be saints: Grace and peace to you from God our Father and the Lord Jesus Christ.
8 ULB Voalohany, isaorako ny Andriamanitro amin'ny alalan'i Jesosy Kristy noho ny aminareo rehetra, satria ny finoanareo dia efa nambara manerana izao tontolo izao. BSB BSB: First, I thank my God through Jesus Christ for all of you, because your faith is being proclaimed all over the world.
9 ULB Fa Andriamanitra no vavolombeloko, izay tompoiko ao amin'ny fanahiko ao amin'ny filanzatsaran'ny Zanany, fa tsy mitsahatra miresaka anareo Aminy Aho. BSB BSB: God, whom I serve with my spirit in preaching the gospel of His Son, is my witness how constantly I remember you
10 ULB Mangataka foana Aho amin'ny vavaka ataoko ny mba ahombiazako amin'ny fomba rehetra araka ny sitrapon'Andriamanitra mba ho tonga aminareo. BSB BSB: in my prayers at all times, asking that now at last by God’s will I may succeed in coming to you.
11 ULB Fa izaho dia maniry ny ahita anareo, mba afahako manome fanomezam-panahy sasantsasany ho anareo, mba hampahery anareo. BSB BSB: For I long to see you so that I may impart to you some spiritual gift to strengthen you,
12 ULB Izany, dia maniry Aho ny mba hifankaherezantsika eto anivontsika, amin'ny alalan'ny finoan'ny tsirairay avy, ny anareo sy ny ahy. BSB BSB: that is, that you and I may be mutually encouraged by each other’s faith.
13 ULB Ankehitriny tsy tiako ianareo tsy ahafantatra, ry rahalahy, hoe matetika aho no manana fikasana hanatona anareo, (nefa Izaho dia voasakana mandrak'ankehitriny), mba hahazoana vokatra eo aminareo, toy ny efa nahazoako ny ambin'ireo Jentilisa ihany koa. BSB BSB: I do not want you to be unaware, brothers, how often I planned to come to you (but have been prevented from visiting until now), in order that I might have a harvest among you, just as I have had among the other Gentiles.
14 ULB Izaho dia mpitrosa amin'ireo Grika sy ireo vahiny, amin'ny hendry sy adala. BSB BSB: I am obligated both to Greeks and non-Greeks, both to the wise and the foolish.
15 ULB Noho izany, amiko, dia vonona ihany koa aho hitory ny filazantsara ho anareo izay any Roma. BSB BSB: That is why I am so eager to preach the gospel also to you who are in Rome.
17 ULB Fa amin'izany no anehoana ny fahamarinan' Andriamanitra avy amin'ny finoana ho amin'ny finoana, araka izay voasoratra hoe: "Ny marina dia ho velona amin'ny finoana." BSB BSB: For the gospel reveals the righteousness of God that comes by faith from start to finish, just as it is written: “The righteous will live by faith.”
21 ULB Izany dia satria, na dia efa nahafantatra ny momban'Andriamanitra aza izy ireo, dia tsy nanome voninahitra amin'ny maha Andriamanitra Azy, na koa nisaotra Azy. Fa kosa, lasa adala tao an-tsainy izy ireo, ary nihamaizina ny fo donton'izy ireo. BSB BSB: For although they knew God, they neither glorified Him as God nor gave thanks to Him, but they became futile in their thinking and darkened in their foolish hearts.
22 ULB Izy ireo dia nilaza azy ireo ho hendry, kanefa dia niha-lasa adala. BSB BSB: Although they claimed to be wise, they became fools,
23 ULB Ny voninahitran'Andriamanitra tsy mety lo dia natakalon'izy ireo sarin'endrik'olombelona mety lo, vorona, biby manan-tongotra efatra, sy ireo zavatra mikisaka. BSB BSB: and exchanged the glory of the immortal God for images of mortal man and birds and animals and reptiles.
24 ULB Noho izany dia natolotr'Andriamanitra ho amin'ny filan'ny fon'izy ireo ho amin'ny fahalotoana izy ireo, mba ho afa-boninahitra eo amin'izy ireo ihany ny tenan'izy ireo. BSB BSB: Therefore God gave them over in the desires of their hearts to impurity for the dishonoring of their bodies with one another.
26 ULB Noho izany, natolotr'Andriamanitra ho amin'ny filàn-dratsy mamoafady izy ireo, fa ireo vehivavin'izy ireo dia nanakalo ireo fifandraisana voajanahary tamin'ireo izay tsy voajanahary. BSB BSB: For this reason God gave them over to dishonorable passions. Even their women exchanged natural relations for unnatural ones.
27 ULB Toy izany koa, ireo lehilahy dia namela ny fifandraisan'izy ireo voajanahary miaraka amin'ny vehivavy ka nampirehetin'ny filàna ara-nofo ho an'ny izy samy izy. Ireo dia lehilahy izay nanao fihetsika mahamenatra miaraka amin'ny lehilahy ary nandray tao amin'izy ireo ny sazy izay mendrika azy ireo nohon'ny fahavetavetan'izy ireo. BSB BSB: Likewise, the men abandoned natural relations with women and burned with lust for one another. Men committed indecent acts with other men and received in themselves the due penalty for their error.
28 ULB Satria tsy nanaiky ny hanana an'Andriamanitra ao amin'ny fieritreretany izy ireo, dia nomeny saina tsy mendrika izy ireo, mba hanaovana ireo zavatra izay tsy mety. BSB BSB: Furthermore, since they did not see fit to acknowledge God, He gave them up to a depraved mind, to do what ought not to be done.
29 ULB Izy ireo dia feno ny tsy fahamarinana, faharatsiana, fitsiriritana, ary lolompo rehetra. Izy ireo dia feno fialonana, famonoana, fifandirana, fitaka, ary fikasana ratsy. BSB BSB: They have become filled with every kind of wickedness, evil, greed, and depravity. They are full of envy, murder, strife, deceit, and malice. They are gossips,
30 ULB Izy ireo dia mpifosa, mpanendrikendrika, ary mpankahala an'Andriamanitra. Izy ireo dia mahery setra, miavona, ary mirehareha. Izy ireo dia mpamorona zava-dratsy, ary izy ireo dia tsy mankatoa ny ray aman-dreniny. BSB BSB: slanderers, God-haters, insolent, arrogant, and boastful. They invent new forms of evil; they disobey their parents.
31 ULB Izy ireo dia tsy manana fahalalana; izy ireo dia tsy azo itokisana, tsy misy fitiavana voajanahary, ary tsy mamindra fo. BSB BSB: They are senseless, faithless, heartless, merciless.
32 ULB Hain'izy ireo ny lalàn'Andriamanitra, fa ireo izay manao zavatra tahaka izany dia mendrika ny fahafatesana. Fa tsy ireo zavatra ireo ihany no ataony, fa manaiky ireo hafa izay manao ireny koa. BSB BSB: Although they know God’s righteous decree that those who do such things are worthy of death, they not only continue to do these things, but also approve of those who practice them.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.