1 ULB Izao no lazain'i Yaveh: "Noho ireo fahotana telon'i Moaba, eny na efatra aza, dia tsy hanala ny famaizana Aho, satria izy ireo dia nandoro ireo taolan'ny mpanjakan'i Edoma ho sokay. BSB BSB: This is what the LORD says: “For three transgressions of Moab, even four, I will not revoke My judgment, because he burned to lime the bones of Edom’s king.
2 ULB Handefa afo eo amin'i Moaba Aho, ary holevoniko ny fiarovana mafin'i Kiriota, ho faty ao anatin'ny kotaba sy hiaka ary ny feon'anjomara i Moaba. BSB BSB: So I will send fire against Moab to consume the citadels of Kerioth. Moab will die in tumult, amid war cries and the sound of the ram’s horn.
3 ULB Ho ravako ny mpitsara ao aminy, ary ho vonoiko miaraka aminy ny andriana rehetra," hoy i Yaveh. BSB BSB: I will cut off the ruler of Moab and kill all the officials with him,” says the LORD.
4 ULB Izao no lazain'i Yaveh: "Noho ireo fahotana telon'i Joda, eny na efatra aza, dia tsy hanala ny famaizana Aho, satria izy ireo dia nanary ny lalàn'i Yaveh ary tsy nitandrina ireo didiny. Nampandeha azy ireo tany amin'ny lalan-diso ny laingan'izy ireo, dia nandeha nanaraka izany ihany koa ireo razany. BSB BSB: This is what the LORD says: “For three transgressions of Judah, even four, I will not revoke My judgment, because they reject the Law of the LORD and fail to keep His statutes; they are led astray by the lies in which their fathers walked.
5 ULB Handefa afo eo amin'i Joda Aho, ary ho levoniko ireo fiarovana mafin'i Jerosalema." BSB BSB: So I will send fire upon Judah to consume the citadels of Jerusalem.”
6 ULB Izao no lazain'i Yaveh: "Noho ireo fahotana telon'Israely, eny efatra aza, dia tsy hanala ny famaizana Aho. Satria namidin'izy ireo volafotsy ny tsy manan-tsiny ary ny mahantra ho kapa. BSB BSB: This is what the LORD says: “For three transgressions of Israel, even four, I will not revoke My judgment, because they sell the righteous for silver and the needy for a pair of sandals.
7 ULB Nanitsaka ny lohan'ny mahantra tahaka ny fanitsahan'ny olona ny vovoka amin'ny tany izy ireo; nandroaka ny ory izy ireo. Ny lehilahy sy ny rainy dia samy mandry amin'ny vehivavy iray ihany ary mandoto ny anarako masina. BSB BSB: They trample on the heads of the poor as on the dust of the earth; they push the needy out of their way. A man and his father have relations with the same girl and so profane My holy name.
9 ULB Nefa efa noravako teo anoloan'izy ireo ny Amorita, ny halavan'izany dia tahaka ny halavan'ny sedera, natanjaka tahaka ireo Ôka. Efa noravako ny voany ambony, sy ny fakany ambany. BSB BSB: Yet it was I who destroyed the Amorite before them, though his height was like that of the cedars, and he was as strong as the oaks. Yet I destroyed his fruit above and his roots below.
10 ULB Ary koa, nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta Aho ka nitarika anareo efapolo taona tany an-efitra mba ahazoana ny tanin'ny Amorita. BSB BSB: And I brought you up from the land of Egypt and led you forty years in the wilderness, that you might take possession of the land of the Amorite.
11 ULB Nanandratra mpaminany avy tamin'ireo zanakalahinareo sy Nazirita avy tamin'ireo zatovonareo Aho. Moa tsy izany ve, ry vahoakan'Israely? —Izany no fanambaran'i Yaveh. BSB BSB: I raised up prophets from your sons and Nazirites from your young men. Is this not true, O children of Israel?” declares the LORD.
12 ULB Nefa ianareo dia nandresy lahatra ireo Nazarita hisotro divay ary nandidy ireo mpaminany tsy haminany. BSB BSB: “But you made the Nazirites drink wine and commanded the prophets not to prophesy.
13 ULB Indro, hanitsaka anareo tahaka ny fanitsahan'ny sarety feno vary ny olona Aho. BSB BSB: Behold, I am about to crush you in your place as with a cart full of grain.
14 ULB Tsy hahita handosirana ny olona kinga; tsy hampitombo ny heriny ny matanjaka; na ny mahery hahavonjy ny tenany. BSB BSB: Escape will fail the swift, the strong will not prevail by his strength, and the mighty will not save his life.
15 ULB Tsy ahajoro ny mpandefa tsipìka; tsy ho afa-mandositra ny mpihazakazaka aingam-pandeha; tsy hahavonjy ny tenany ny mpitaingin-tsoavaly. BSB BSB: The archer will not stand his ground, the fleet of foot will not escape, and the horseman will not save his life.
16 ULB Na dia ny mpiady be herim-po aza dia handositra mitanjaka amin'izany andro izany —Izany no fanambaran'i Yaveh." BSB BSB: Even the bravest of mighty men will flee naked on that day,” declares the LORD.