1 ULB Tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Dariosy Mediana, dia izaho mihitsy no tonga hanohana sy hiaro an'i Mikaela. BSB BSB: “And I, in the first year of Darius the Mede, stood up to strengthen and protect him.
2 ULB Ho lazaiko aminao ny marina izao. Hisy mpanjaka telo hitsangana any Persia, ary ny fahefatra dia ho mpanefoefo lavitra noho ireo hafa rehetra. Rehefa nahazo hery tamin'ny hareny izy, dia hamporisika ny olon-drehetra hanohitra ny fanjakan'i Gresy. BSB BSB: Now then, I will tell you the truth: Three more kings will arise in Persia, and then a fourth, who will be far richer than all the others. By the power of his wealth, he will stir up everyone against the kingdom of Greece.
3 ULB Hisy mpanjaka mahery hitsangana izay hanapaka fanjakana lehibe tokoa, ary hanao araka izay iriany izy. BSB BSB: Then a mighty king will arise, who will rule with great authority and do as he pleases.
4 ULB Rehefa tafatsangana izy, dia ho rava ny fanjakany ary hizara amin'ny rivotra efatry ny lanitra, fa tsy amin'ny taranany manokana, ary tsy amin'ny fahefany fony nanapahany. Fa ny fanjakany dia ho fongotra ho an'ny hafa ankoatra ireo taranany. BSB BSB: But as soon as he is established, his kingdom will be broken up and parceled out toward the four winds of heaven. It will not go to his descendants, nor will it have the authority with which he ruled, because his kingdom will be uprooted and given to others.
5 ULB Ny mpanjakan'ny Atsimo dia ho lasa matanjaka, saingy ny iray amin'ireo mpifehiny dia hanjary hatanjaka lavitra noho izy ary hanapaka ny fanjakany amin'ny hery lehibe. BSB BSB: The king of the South will grow strong, but one of his commanders will grow even stronger and will rule his own kingdom with great authority.
6 ULB Taona vitsy aorian'izany, rehefa mety ny fotoana, dia hanao fihavanana izy ireo. Ny zanaka vavin'ny mpanjakan'ny Atsimo ho avy any amin'ny mpanjakan'ny Avaratra hanamafy ny fifanekena. Saingy tsy hahatana ny herin'ny ny sandriny izy, na koa hotafajanona ralehilahy, na ny sandriny. Hafoy izy—izy sy ireo izay nitondra azy, ary ny rainy, sy izay nanohana azy tamin'izany fotoana izany. BSB BSB: After some years they will form an alliance, and the daughter of the king of the South will go to the king of the North to seal the agreement. But his daughter will not retain her position of power, nor will his strength endure. At that time she will be given up, along with her royal escort and her father and the one who supported her.
7 ULB Fa hisy rantsana avy amin'ireo fakany hitsangana handimby ny toerany. Hanafika ny tafika izy ary hiditra ao amin'ny fiarovana mafin'ny mpanjakan'ny Avaratra. Hiady amin'izy ireo izy, ka haharesy azy. BSB BSB: But one from her family line will rise up in his place, come against the army of the king of the North, and enter his fortress, fighting and prevailing.
8 ULB Hoentiny any Egypta ireo andriamaniny mbamin'ireo sary voasokitra vy ary ireo lovia volafotsy sy volamena sarobidin'izy ireo. Hijanona lavitra ny mpanjakan'ny Avaratra mandritra ny taona maromaro izy. BSB BSB: He will take even their gods captive to Egypt, with their metal images and their precious vessels of silver and gold. For some years he will stay away from the king of the North,
9 ULB Hananika ny fanjakan'ny mpanjakan'ny Atsimo ny mpanjakan'ny Avaratra, saingy hiala ho any amin'ny taniny izy. BSB BSB: who will invade the realm of the king of the South and then return to his own land.
10 ULB Hivonona ary hanangona tafika lehibe ireo zanany lahy. Hiavy hatrany hatrany izany ary hanafotra ny zava-drehetra; handalo avy eo amin'ny lalana rehetra ho eo amin'ny fiarovany mafy izany. BSB BSB: But his sons will stir up strife and assemble a great army, which will advance forcefully, sweeping through like a flood, and will again carry the battle as far as his fortress.
11 ULB Hanjary ho tezitra mafy ny mpanjakan'ny Atsimo; handeha ary hiady amin'ny mpanjakan'ny Avaratra izy. Hanangana tafika goavana ny mpanjakan'ny Avaratra, saingy hatolotra eo an-tanany ny tafika. BSB BSB: In a rage, the king of the South will march out to fight the king of the North, who will raise a large army, but it will be delivered into the hand of his enemy.
12 ULB Ho lasa ny tafika, ary ny fon'ny mpanjakan'ny Atsimo hisandratra, ary handavo an'alinalina izy, saingy tsy ho mpandresy. BSB BSB: When the army is carried off, the king of the South will be proud in heart and will cast down tens of thousands, but he will not triumph.
13 ULB Hanangana tafika hafa ny mpanjakan'ny Avaratra, goavana noho ilay tamin'ny voalohany. Taona maro aty aoriana, dia ho avy tokoa ny mpanjakan'ny Avaratra miaraka amin'ny tafika goavana voavatsy fitaovana betsaka. BSB BSB: For the king of the North will raise another army, larger than the first, and after some years he will advance with a great army and many supplies.
14 ULB Amin'izany fotoana izany dia maro no hitsangana hanohitra ny mpanjakan'ny Atsimo. Zanaka mpisetrasetra maro eo amin'ny vahoakanao no hametraka ny tenan'izy ireo hahatanteraka fahitana iray, saingy ho tafintohina izy ireo. BSB BSB: In those times many will rise up against the king of the South. Violent ones among your own people will exalt themselves in fulfillment of the vision, but they will fail.
15 ULB Ho avy ny mpanjakan'ny Avaratra, handraraka tany hanaovana tovon-tany, ary hambabo tanàna amin'ny fiarovana mafy. Tsy ho afa-mijoro ny tafiky ny Atsimo, na dia ireo miaramila mahery indrindra aza. Tsy hisy hery ho tafajoro. BSB BSB: Then the king of the North will come, build up a siege ramp, and capture a fortified city. The forces of the South will not stand; even their best troops will not be able to resist.
16 ULB Fa kosa, izay ho avy no hanao izay iriany hanoherana azy; tsy hisy ho tafatsangana eo amin'ny lalany. Hitsangana eo amin'ny tanin'ny fahatsarana izy, ary ho eo an-tanany ny fandringanana. BSB BSB: The invader will do as he pleases, and no one will stand against him. He will establish himself in the Beautiful Land, with destruction in his hand.
17 ULB Hanomana ny tavany ho avy miaraka amin'ny herin'ny fanjakany rehetra ny mpanjakan'ny Avaratra, ary hisy fifanarahana izay hataony miaraka amin'ny mpanjakan'ny Atsimo hiaraka aminy. Hanome zanaka vavy avy amin'ny vehivavy hampakarina izy mba hamotehana ny fanjakan'ny Atsimo. Fa tsy hahomby na hanampy azy ilay tetika. BSB BSB: He will resolve to come with the strength of his whole kingdom, and will reach an agreement with the king of the South. He will give him a daughter in marriage in order to overthrow the kingdom, but his plan will not succeed or help him.
18 ULB Aorian'izany, dia ho liana amin'ny sisin-tany ny mpanjakan'ny Avaratra ary hambabo ny maro amin'izy ireo. Saingy hisy mpifehy hanapitra ny avonavony ary hahatonga ny fireharehany hivadika ho any aminy ihany. BSB BSB: Then he will turn his face to the coastlands and capture many of them. But a commander will put an end to his reproach and will turn it back upon him.
19 ULB Dia ho liana amin'ny fiarovana mafin'ny taniny ihany izy, saingy ho tafintohina izy ka ho lavo; ary tsy ho hita. BSB BSB: After this, he will turn back toward the fortresses of his own land, but he will stumble and fall and be no more.
20 ULB Dia hisy olona hitsangana handimby ny toerany izay hampandalo mpamory hetra iray noho ny amin'ny famirapiratan'ny fanjakana. Fa amin'ny andro manaraka eo dia ho torotoro izy, fa tsy amin'ny hatezerana na amin'ny ady. BSB BSB: In his place one will arise who will send out a tax collector for the glory of the kingdom; but within a few days he will be destroyed, though not in anger or in battle.
22 ULB Hisy tafika iray ho voafaoka tahaka ny safo-drano eo anoloany. Samy ho ringana avokoa izany tafika izany sy ny mpitarika ny fanekena. BSB BSB: Then a flood of forces will be swept away before him and destroyed, along with a prince of the covenant.
23 ULB Amin'ny fotoana izay hanaovana fifanarahana miaraka aminy, dia hamitapitaka izy; vahoaka vitsy an'isa fotsiny no hahatonga azy hatanjaka. BSB BSB: After an alliance is made with him, he will act deceitfully; for he will rise to power with only a few people.
24 ULB Ho avy any amin'ny faritany manan-karena indrindra tsy hampitandrina akory izy, ary tsy hanao izay nataon'ny rainy na ny raibeny izy. Hampiely ireo voasambotra, ireo babo, ary ireo harena eo amin'ireo mpanaradia azy izy. Hitetika ny fanonganana ny fiarovana mafy izy, fa vetivety ihany. BSB BSB: In a time of peace, he will invade the richest provinces and do what his fathers and forefathers never did. He will lavish plunder, loot, and wealth on his followers, and he will plot against the strongholds—but only for a time.
25 ULB Hamoha ny heriny izy ary ny fony hanohitra ny mpanjakan'ny Atsimo amin'ny tafika goavana. Hanangana ady amin'ny tafika lehibe, tena mahery ny mpanjakan'ny Atsimo, saingy tsy hiangana izy satria hikononkonona hanohitra azy ny hafa. BSB BSB: And with a large army he will stir up his power and his courage against the king of the South, who will mobilize a very large and powerful army but will not withstand the plots devised against him.
26 ULB Na izay mihinana ny hanim-piny aza dia hitady hamotika azy. Ho voafaoka tahaka ny safo-drano ny tafiny, ary maro amin'izy ireo no ho lavo voavono. BSB BSB: Those who eat from his provisions will seek to destroy him; his army will be swept away, and many will fall slain.
27 ULB Samy hipetraka eo amin'ny latabatra iray ihany ireo mpanjaka ireo, amin'ny fon'izy ireo mikasa hifanao ratsy, hifandainga ao amin'izy ireo, saingy tsy hisy dikany izany. Fa ho avy ny farany amin'ny fotoana izay efa voatondro. BSB BSB: And the two kings, with their hearts bent on evil, will speak lies at the same table, but to no avail, for still the end will come at the appointed time.
28 ULB Hiverina any amin'ny taniny miaraka amin'ny harem-be ny mpanjakan'ny Avaratra, miaraka amin'ny fony manohitra ny fanekena masina. Hiasa izy ary hody any amin'ny taniny ihany avy eo. BSB BSB: The king of the North will return to his land with great wealth, but his heart will be set against the holy covenant; so he will do damage and return to his own land.
29 ULB Amin'ny fotoana voatondro dia hiverina izy ary ho avy hanohitra ny Atsimo indray. Fa amin'ity indray mandeha ity dia tsy ho tahaka ny teo aloha. BSB BSB: At the appointed time he will invade the South again, but this time will not be like the first.
30 ULB Fa ho avy hanohitra azy ireo sambon'i Kitima, ary hanjary hatahotra ka hiemotra izy. Ho sosotra amin'ilay fanekena masina izy, ary haneho sitraka amin'ireo izay mahafoy ny fanekena masina. BSB BSB: Ships of Kittim will come against him, and he will lose heart. Then he will turn back and rage against the holy covenant and do damage. So he will return and show favor to those who forsake the holy covenant.
32 ULB Ny amin'ireo izay ratsy fanahy tamin'ny fifanekena, dia ho fitahiny ireny ka ho simba toetra. Saingy ireo olona izay mahalala ny Andriamanitr'izy ireo dia hahery ary hiasa. BSB BSB: With flattery he will corrupt those who violate the covenant, but the people who know their God will firmly resist him.
33 ULB Ireo izay hendry eo amin'ny olona no hampahalala ny maro. Fa ho lavon-tsabatra sy ny lela afo izy ireo; ho lavo any amin'ny fahababoana sy ny fandrobana mandritra ny andro maro izy ireo. BSB BSB: Those with insight will instruct many, though for a time they will fall by sword or flame, or be captured or plundered.
34 ULB Amin'ny fahalavoan'izy ireo, dia ho vonjena amin'ny famonjena kely sy bitika izy ireo. Hikambana amin'izy ireo am-pihatsarambelatsihy ny maro. BSB BSB: Now when they fall, they will be granted a little help, but many will join them insincerely.
35 ULB Ho lavo ny sasany amin'ireo hendry hany ka ho avy amin'izy ireo ny fandiovana, ny fanasana, ary fanadiovana, ambara-pahatongan'ny fotoana ny farany. Fa mbola ho avy ihany ny fotoana voatondro. BSB BSB: Some of the wise will fall so that they may be refined, purified, and made spotless until the time of the end, for it will still come at the appointed time.
36 ULB Hanao araka izay iriany ny mpanjaka. Hanandra-tena izy ka hanao ny tenany ho lehibe ambonin'ny andriamanitra rehetra. Hilaza zavatra manohina hanohitra ny Andriamanitry ny andriamanitra izy, fa hahomby ambara-pahatanterahan'ny fahavinirana izy. Fa ho atao izay efa nodidiana. BSB BSB: Then the king will do as he pleases and will exalt and magnify himself above every god, and he will speak monstrous things against the God of gods. He will be successful until the time of wrath is completed, for what has been decreed must be accomplished.
37 ULB Tsy mba hiraharaha ireo andriamanitry ny razany izy na ilay andriamanitra tsiriritin'ny vehivavy. Ary tsy hiraharaha izay mety ho andriamanitra rehetra izy. Fa hanao ny tenany ho ambonin'ny olon-drehetra izy. BSB BSB: He will show no regard for the gods of his fathers, nor for the one desired by women, nor for any other god, because he will magnify himself above them all.
38 ULB Hankalaza ny andriamanitry ny fiarovana mafy izy fa tsy ireo. Andriamanitra izay tsy neken'ireo razany no homena haja amin'ny volamena sy volafotsy, amin'ny vato soa sy fanomezana sarobidy izany. BSB BSB: And in their place, he will honor a god of fortresses—a god his fathers did not know—with gold, silver, precious stones, and riches.
39 ULB Hanafika ireo fiarovana mafy indrindra izy amin'ny fanampian'ny andriamani-kafa. Izay rehetra manaiky azy, dia homeny voninahitra be. Hataony mpanapaka eo amin'ny olona maro ireo, ary hozarainy ho valisoa ny tany. BSB BSB: He will attack the strongest fortresses with the help of a foreign god and will greatly honor those who acknowledge him, making them rulers over many and distributing the land for a price.
41 ULB Handeha any amin'ny tanin'ny fahatsarana izy, ary Israelita an'alinalina no ho lavo. Fa ireto no ho tafandositra amin'ny tanany: Edoma, Moaba, ary ireo sisa tamin'ny vahoakan'i Amona. BSB BSB: He will also invade the Beautiful Land, and many countries will fall. But these will be delivered from his hand: Edom, Moab, and the leaders of the Ammonites.
42 ULB Hanitatra ny tanany amin'ireo tany izy; ary tsy havotana ny tany Egypta. BSB BSB: He will extend his power over many countries, and not even the land of Egypt will escape.
43 ULB Hifehy ny rakitra volamena sy volafotsy izy, ary ny haren'ny Egypta rehetra; ho eo an-tongony ireo Lybiana sy ireo Etiopiana. BSB BSB: He will gain control of the treasures of gold and silver and over all the riches of Egypt, and the Libyans and Cushites will also submit to him.
44 ULB Fa hampihorohoro azy ny vaovao avy any atsinanana sy avaratra, ka handeha hivoaka amin'ny fahavinirana lehibe izy mba handravarava tanteraka ary hanokana ny maro ho ringanina. BSB BSB: But news from the east and the north will alarm him, and he will go out with great fury to destroy many and devote them to destruction.
45 ULB Hametraka ny lain'ny fonenan'ny mpanjakany eo anelanelan'ny ranomasina sy ny tendrombohitry ny fahatsaran'ny fahamasinana izy. Ho tonga amin'ny fiafarany izy, ary tsy hisy hamonjy azy. BSB BSB: He will pitch his royal tents between the sea and the beautiful holy mountain, but he will meet his end with no one to help him.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.