1 ULB Nanamboatra sarivongana volamena i Nebokadnezara mpanjaka izay enimpolo hakiho ny halavany ary enina hakiho ny sakany. Napetrany tao amin'ny Lemak'i Dora ao amin'ny faritanin'i Babylona izany. BSB BSB: King Nebuchadnezzar made a golden statue sixty cubits high and six cubits wide, and he set it up on the plain of Dura in the province of Babylon.
2 ULB Dia nandefa hafatra i Nebokadnezara mba hampivory miaraka ireo governoram-paritany, ireo governoram-paritra, ary ireo governora teo an-toerana, mbamin'ireo mpanolo-tsaina, ireo mpitam-bola, ireo mpitsara, ireo mpahay lalàna, ireo manam-boninahitry ny faritany ambony rehetra mba ho tonga amin'ny fitokanana ny sarivongana izay efa natsangany. BSB BSB: Then King Nebuchadnezzar sent word to assemble the satraps, prefects, governors, advisers, treasurers, judges, magistrates, and all the other officials of the provinces to attend the dedication of the statue he had set up.
3 ULB Dia niara-nivory ireo governoram-paritany, ireo governoram-paritra, sy ireo governora teo an-toerana, niaraka tamin'ireo mpanolo-tsaina, ireo mpitam-bola, ireo mpitsara, ireo mpahay lalàna, ireo manam-boninahitry ny faritany ambony rehetra mba ho tonga amin'ny fitokanana ny sarivongana izay efa natsangan'i Nebokadnezara. Nijoro teo anoloan'izany izy ireo. BSB BSB: So the satraps, prefects, governors, advisers, treasurers, judges, magistrates, and all the rulers of the provinces assembled for the dedication of the statue that King Nebuchadnezzar had set up, and they stood before it.
4 ULB Dia nisy mpikabary nihiaka mafy hoe: "Didiana ianareo, ry vahoaka, ry firenena, sy ireo fiteny samihafa, BSB BSB: Then the herald loudly proclaimed, “O people of every nation and language, this is what you are commanded:
5 ULB fa amin'ny fotoana handrenesanareo ny feon'ny anjomara, sodina, sitara, lokanga, harpa ary farara, sy ny karazan-java-maneno rehetra, dia tsy maintsy miondrika ary miankohoka eo amin'ny sarivongana volamena izay efa natsangan'i Nebokadnezara mpanjaka ianareo. BSB BSB: As soon as you hear the sound of the horn, flute, zither, lyre, harp, pipes, and all kinds of music, you must fall down and worship the golden statue that King Nebuchadnezzar has set up. 6 ULB Na iza na iza tsy miondrika ka manompo, amin'izany fotoana izany mihitsy, dia hatsipy ao anaty lafaoro midedadeda." BSB BSB: And whoever does not fall down and worship will immediately be thrown into the blazing fiery furnace.”
7 ULB Koa rehefa nandre ny feon'ny anjomara, sodina, sitara, lokanga, harpa ary farara, sy ny karazan-java-maneno rehetra ny vahoaka manontolo, ireo firenena, sy fiteny dia niondrika ary niankohoka teo amin'ny sarivongana volamena izay efa natsangan'i Nebokadnezara mpanjaka. BSB BSB: Therefore, as soon as all the people heard the sound of the horn, flute, zither, lyre, harp, and all kinds of music, the people of every nation and language would fall down and worship the golden statue that King Nebuchadnezzar had set up.
8 ULB Ary tamin'io fotoana io dia nisy Kaldeana tonga ary nitondra fiampangana hanohitra ireo Jiosy. BSB BSB: At this time some astrologers came forward and maliciously accused the Jews,
9 ULB Hoy izy ireo tamin'i Nebokadnezara mpanjaka: "Ry mpanjaka! Ho velona mandrakizay anie ianao! BSB BSB: saying to King Nebuchadnezzar, “O king, may you live forever!
10 ULB Ianao, ry mpanjaka, dia efa nanao lalàna fa ny olona rehetra izay mandre ny feon'ny anjomara, sodina, sitara, lokanga, harpa ary farara, sy ny karazan-java-maneno rehetra, dia tsy maintsy miondrika ary miankohoka eo amin'ny sarivongana volamena. BSB BSB: You, O king, have issued a decree that everyone who hears the sound of the horn, flute, zither, lyre, harp, pipes, and all kinds of music must fall down and worship the golden statue,
11 ULB Na iza na iza tsy miondrika sy manompo dia tsy maintsy atsipy ao anaty lafaoro midedadeda. BSB BSB: and that whoever does not fall down and worship will be thrown into the blazing fiery furnace.
12 ULB Ary misy ireo Jiosy izay notendrenao amin'ireo raharaham-paritanin'i Babylona; ny anaran'izy ireo dia Sadraka, Mesaka, ary Abednego. Ireo lehilahy ireo, ry mpanjaka, dia tsy nihaino anao. Tsy hivavaka na hanompo ireo andriamanitrao izy ireo, na hiankohoka eo anoloan'ny sarivongana volamena izay efa natsanganao." BSB BSB: But there are some Jews you have appointed to manage the province of Babylon—Shadrach, Meshach, and Abednego—who have ignored you, O king, and have refused to serve your gods or worship the golden statue you have set up.”
13 ULB Ary Nebokadnezara, feno fahatezerana sy fahavinirana, dia nandidy ny hitondrana an'i Sadraka, Mesaka, ary Abednego ho eo aminy. Koa nentin'izy ireo teo anoloan'ny mpanjaka ireo lehilahy ireo. BSB BSB: Then Nebuchadnezzar, furious with rage, summoned Shadrach, Meshach, and Abednego. So these men were brought before the king,
14 ULB Hoy Nebokadnezara tamin'izy ireo: "Efa nandefa fisainanareo ve ianareo ry Sadraka, Mesaka, ary Abednego, fa tsy hanompo ireo andriamanitro ka hiankohoka eo anoloan'ny sarivongana volamena izay efa natsangako? BSB BSB: and Nebuchadnezzar said to them, “Shadrach, Meshach, and Abednego, is it true that you do not serve my gods or worship the golden statue I have set up?
15 ULB Ary raha vonona ianareo— rehefa mandre ny feon'ny anjomara, sodina, sitara, lokanga, harpa ary farara, sy ny karazan-java-maneno rehetra— ny hiondrika ary hiankohoka eo amin'ny sarivongana volamena izay efa namboariko, dia hilamina ny zava-drehetra. Fa raha tsy manompo ianareo, dia hatsipy avy hatrany ao anaty lafaoro midedadeda. Iza no andriamanitra afaka mamonjy anareo eo an-tanako?" BSB BSB: Now when you hear the sound of the horn, flute, zither, lyre, harp, pipes, and all kinds of music, if you are ready to fall down and worship the statue I have made, very good. But if you refuse to worship, you will be thrown at once into the blazing fiery furnace. Then what god will be able to deliver you from my hands?”
16 ULB Namaly ny mpanjaka i Sadraka, Mesaka, ary Abednego hoe: "Ry Nebokadnezara, tsy mila mamaly anao amin'izany raharaha izany izahay. BSB BSB: Shadrach, Meshach, and Abednego replied to the king, “O Nebuchadnezzar, we have no need to answer you in this matter.
17 ULB Raha misy valiny, dia ny Andriamanitray izay tompoinay no afaka miaro anay amin'ny lafaoro midedadeda, ary hamonjy anay tsy ho eo an-tananao Izy, ry mpanjaka. BSB BSB: If the God whom we serve exists, then He is able to deliver us from the blazing fiery furnace and from your hand, O king.
18 ULB Fa na tsy izany aza, dia aoka ho fantatrao, ry mpanjaka, fa tsy hanompo ireo andriamanitrao izahay, ary tsy hiankohoka amin'ny sarivongana volamena izay efa natsanganao." BSB BSB: But even if He does not, let it be known to you, O king, that we will not serve your gods or worship the golden statue you have set up.”
19 ULB Dia feno fahatezerana i Nebokadnezara; niova tamin'i Sadraka, Mesaka, ary Abednego ny endriny. Nodidiany fa tokony hafanaina im-pito mahamay kokoa noho ny hafanany mahazatra ny lafaoro. BSB BSB: At this, Nebuchadnezzar was filled with rage, and the expression on his face changed toward Shadrach, Meshach, and Abednego. He gave orders to heat the furnace seven times hotter than usual,
20 ULB Dia nandidy lehilahy matanjaka maro tao amin'ny tafiny izy mba hamatotra an'i Sadraka, Mesaka, ary Abednego ka hanipy azy ireo ao anaty lafaoro midedadeda. BSB BSB: and he commanded some mighty men of valor in his army to tie up Shadrach, Meshach, and Abednego and throw them into the blazing fiery furnace.
21 ULB Nofatorana mbola tamim-piakanjoana ireo akanjolavany, ireo kapaotiny, ireo satrony, sy fitafiana hafa izy ireo, ka natsipy tao anaty lafaoro midedadeda. BSB BSB: So they were tied up, wearing robes, trousers, turbans, and other clothes, and they were thrown into the blazing fiery furnace.
22 ULB Satria hentitra ny fanarahana ny baikon'ny mpanjaka ary nahamay be ny lafaoro, dia namono ireo lehilahy izay nampiakatra an'i Sadraka, Mesaka, ary Abednego ny lelafo. BSB BSB: The king’s command was so urgent and the furnace so hot that the fiery flames killed the men who carried up Shadrach, Meshach, and Abednego.
23 ULB Ireo lehilahy telo ireo, izay Sadraka, Mesaka, ary Abednego, dia nianjera tao anatin'ny lafaoro midedadeda izy ireo sady nifatotra. BSB BSB: And these three men, Shadrach, Meshach, and Abednego, firmly bound, fell into the blazing fiery furnace.
24 ULB Dia gaga Nebokadnezara mpanjaka ka nitsangana faingana. Nanontany ireo mpanolotsainy izy hoe: "Moa ve tsy natsipintsika nifatotra tao anaty afo izy telolahy?" Dia namaly ny mpanjaka izy ireo hoe: "Eny tokoa, ry mpanjaka." BSB BSB: Suddenly King Nebuchadnezzar jumped up in amazement and asked his advisers, “Did we not throw three men, firmly bound, into the fire?” “Certainly, O king,” they replied.
25 ULB Hoy izy: "Nefa aho mahita lehilahy efatra tsy mifatotra mandehandeha ao anaty afo, ary tsy maninona izy ireo. Ny fanjelatry ny fahefatra dia tahaka ny zanak'ireo andriamanitra." BSB BSB: “Look!” he exclaimed. “I see four men, unbound and unharmed, walking around in the fire—and the fourth looks like a son of the gods!”
26 ULB Dia nanatona ny varavaran'ny lafaoro midedadeda i Nebokadnezara ka niantso mafy hoe: "Ry Sadraka, Mesaka, ary Abednego, mpanompon'Andriamanitra Avo Indrindra, mivoaha! Mankanesa aty!" Dia nivoaka avy tao amin'ny afo i Sadraka, Mesaka, ary Abednego. BSB BSB: Then Nebuchadnezzar approached the door of the blazing fiery furnace and called out, “Shadrach, Meshach, and Abednego, servants of the Most High God, come out!” So Shadrach, Meshach, and Abednego came out of the fire,
27 ULB Ireo governoram-paritany, ireo governoram-paritra, ireo governora hafa, ary ireo mpanolo-tsain'ny mpanjaka izay niara-niangona dia nahita ireo lehilahy ireo. Tsy nampaninona ny vatan'izy ireo ny afo; tsy may ny volon-dohan'izy ireo; tsy simba ny fitafian'izy ireo; ary tsy nisy fofon'afo taminy. BSB BSB: and when the satraps, prefects, governors, and royal advisers had gathered around, they saw that the fire had no effect on the bodies of these men. Not a hair of their heads was singed, their robes were unaffected, and there was no smell of fire on them.
28 ULB Hoy Nebokadnezara: "Ndeha isika hidera ny Andriamanitr'i Sadraka, Mesaka, ary Abednego, izay nandefa ny irany ary nanome izao hafany izao ho an'ireo mpanompony. Natoky Azy izy ireo raha nandà ny baikoko, ary nahafoy ny vatany izy ireo toy izay hanompo sy hiankohoka amin'izay andriamanitra afa-tsy ny Andriamanitr'izy ireo. BSB BSB: Nebuchadnezzar declared, “Blessed be the God of Shadrach, Meshach, and Abednego, who has sent His angel and delivered His servants who trusted in Him. They violated the king’s command and risked their lives rather than serve or worship any god except their own God.
29 ULB Koa manao lalàna aho fa izay vahoaka, firenena, na fiteny izay milaza zavatra hanohitra ny Andriamanitr'i Sadraka, Mesaka, sy Abednego dia tsy maintsy ravana, ary ny tranon'izy ireo dia tsy maintsy atao ho fako mivangongo satria tsy misy andriamani-kafa afaka manavotra tahaka izao." BSB BSB: Therefore I decree that the people of any nation or language who say anything offensive against the God of Shadrach, Meshach, and Abednego will be cut into pieces and their houses reduced to rubble. For there is no other god who can deliver in this way.”
30 ULB Dia nampisondrotra an'i Sadraka, Mesaka, ary Abednego tao amin'ny faritanin'i Babylona ny mpanjaka. BSB BSB: Then the king promoted Shadrach, Meshach, and Abednego in the province of Babylon.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.