2 ULB Raha nanandrana ilay divay i Belsazara, dia nanome baiko mba hitondrana ny tavoara vita amin'ny volamena na volafotsy izay nalain'i Nebokadnezara rainy tao an-tempoly tao Jerosalema, izay tamin'izany izy, ireo tandapany, ary ireo vadiny sy ny vaditsindranony no nisotro. BSB BSB: Under the influence of the wine, Belshazzar gave orders to bring in the gold and silver vessels that Nebuchadnezzar his father had taken from the temple in Jerusalem, so that the king could drink from them, along with his nobles, his wives, and his concubines.
3 ULB Naka ireo tavoara volamena izay efa navoaka avy tao an-tempoly, tranon'Andriamanitra, tao Jerosalema ireo mpanompo. Ary tamin'ireo no nisotroan'ny mpanjaka, ireo tandapany, ary ireo vadiny sy ireo vaditsindranony. BSB BSB: Thus they brought in the gold vessels that had been taken from the temple, the house of God in Jerusalem, and the king drank from them, along with his nobles, his wives, and his concubines.
4 ULB Nisotro divay izy ireo ary nidera ireo sampin'izy ireo izay vita tamin'ny volamena sy volafotsy, varahina, vy, hazo, ary vato. BSB BSB: As they drank the wine, they praised their gods of gold and silver, bronze and iron, wood and stone.
5 ULB Tamin'izany fotoana izany dia nisy rantsan-tanan'olona niseho teo anoloan'ny fitoeran-jiro ary nanoratra teo amin'ny rindrina voalalotra tao an-dapan'ny mpanjaka. Nahita ny ampahan'ilay tanana ny mpanjaka raha nanoratra izany. BSB BSB: At that moment the fingers of a human hand appeared and wrote on the plaster of the wall, near the lampstand in the royal palace. As the king watched the hand that was writing,
6 ULB Dia niova ny endriky ny mpanjaka ary nampatahotra azy ny eritreriny; tsy nahazaka azy ny tongony, ary niady ny lohaliny. BSB BSB: his face grew pale and his thoughts so alarmed him that his hips gave way and his knees knocked together.
7 ULB Niantso mafy ny komandiny ny mpanjaka mba hampiditra ireo izay nilaza fa miresaka amin'ny maty, olona marani-tsaina, ary ireo mpanandro. Niteny tamin'ireo fantatra tamin'ny fahendreny tao Babylona ny mpanjaka hoe: "Na iza na iza manazava io soratra io sy ny dikany dia hampitafiana volomparasy izay ary hanana rojo volamena eo am-bozony. Hanana ny fahefan'ny mpanapaka fahatelo ambony indrindra ao amin'ny fanjakana izy." BSB BSB: The king called out for the enchanters, astrologers, and diviners to be brought in, and he said to these wise men of Babylon, “Whoever reads this inscription and tells me its interpretation will be clothed in purple and have a gold chain placed around his neck, and he will be made the third highest ruler in the kingdom.”
8 ULB Ary dia niditra ireo lehilahin'ny mpanjaka izay fantatra noho ny fahendreny, kanefa tsy nahavita namaky ilay soratra na nanazava ny dikany tamin'ny mpanjaka izy ireo. BSB BSB: So all the king’s wise men came in, but they could not read the inscription or interpret it for him.
9 ULB Taitra mafy i Belsazara mpanjaka ary niova ny endriky ny tavany. Very hevitra ireo tandapany. BSB BSB: Then King Belshazzar became even more terrified, his face grew even more pale, and his nobles were bewildered.
10 ULB Ary niditra tao amin'ny trano fanasana ny mpanjaka vavy nohon'ny zavatra notenenin'ny mpanjaka sy ireo tandapany. Dia hoy ny mpanjaka vavy hoe: "Ho ela velona anie ny mpanjaka! Aza avela hanakorontana anao ny eritreritrao. Aza avela hiova ny endriky ny tavanao. BSB BSB: Hearing the outcry of the king and his nobles, the queen entered the banquet hall. “O king, may you live forever!” she said. “Do not let your thoughts terrify you, or your face grow pale.
11 ULB Misy lehilahy izay manana ny fanahin'ireo andriamanitra masina eto amin'ny fanjakanao. Tamin'ny andron'ny rainao, dia hita tao aminy ny fahazavana sy ny fahazavan-tsaina ary fahendrena tahaka ny fahendren'ireo andriamanitra. Nebokadnezara mpanjaka, mpanjaka rainao, nanao azy ho lehiben'ireo ombiasy, ary lehiben'ireo miresaka amin'ny maty, sy an'ireo olona marani-tsaina, ary an'ireo mpanandro. BSB BSB: There is a man in your kingdom who has the spirit of the holy gods in him. In the days of your father he was found to have insight, intelligence, and wisdom like that of the gods. Your father, King Nebuchadnezzar, appointed him chief of the magicians, enchanters, astrologers, and diviners. Your own father, the king,
12 ULB Fanahy tsara dia tsara, fahalalana, fahazavan-tsaina, fandikana nofy, fanazavana teny sarotra ary famahana olana_ireo hatsarana ireo dia hita tao amin'izany lehilahy Daniela izany, izay nantsoin'ny mpanjaka hoe Beltesazara. Koa ankehitriny mampiantsoa an'i Daniela dia holazainy aminao ny dikan'izay voasoratra." BSB BSB: did this because Daniel, the one he named Belteshazzar, was found to have an extraordinary spirit, as well as knowledge, understanding, and the ability to interpret dreams, explain riddles, and solve difficult problems. Summon Daniel, therefore, and he will give you the interpretation.”
13 ULB Ary dia nentina teo anatrehan'ny mpanjaka i Daniela. Hoy ny mpanjaka taminy hoe: "Ianao izany Daniela izany, iray amin'ireo vahoaka sesin-tanin'i Joda, izay nentin'ny raiko niala tao Joda. BSB BSB: So Daniel was brought before the king, who asked him, “Are you Daniel, one of the exiles my father the king brought from Judah?
14 ULB Efa reko ny momba anao, fa ao aminao ny fanahin'ireo andriamanitra, ary ny hazavana sy fahazavan-tsaina ary fahendrena tsara dia tsara dia hita ao aminao. BSB BSB: I have heard that the spirit of the gods is in you, and that you have insight, intelligence, and extraordinary wisdom.
15 ULB Efa nampidirina teo anoloako mba hamaky io soratra io sy hampahafantatra ahy ny dikany ireo lehilahy fantatra amin'ny fahendrena sy ireo izay miresaka amin'ny maty, kanefa tsy nahavita nampahafantatra ny dikan'izany izy ireo. BSB BSB: Now the wise men and enchanters were brought before me to read this inscription and interpret it for me, but they could not give its interpretation.
16 ULB Efa nahare aho fa afaka manome fandikana sy mamaha olana ianao. Koa raha hainao ny mamaky ilay soratra ary milaza amiko ny dikany, dia hampitafiana volomparasy ianao ary hasiana rojo volamena eo am-bozonanao, ary hahazo ny fahefana mpanapaka fahatelo avo indrindra eto amin'ny fanjakana ianao." BSB BSB: But I have heard about you, that you are able to give interpretations and solve difficult problems. Therefore, if you can read this inscription and give me its interpretation, you will be clothed in purple and have a gold chain placed around your neck, and you will be made the third highest ruler in the kingdom.”
17 ULB Dia namaly teo anoloan'ny mpanjaka i Daniela hoe: "Aoka ho anao ihany ny fanomezanao, ary omeo olon-kafa ny valisoanao. Na dia izany aza, dia hovakiko aminao ny soratra, ry mpanjaka, ary holazaiko aminao ny heviny. BSB BSB: In response, Daniel said to the king, “You may keep your gifts for yourself and give your rewards to someone else. Nevertheless, I will read the inscription for the king and interpret it for him.
18 ULB Ny aminao, ry mpanjaka, ny Andriamanitra Avo Indrindra nanome an'i Nebokadnezara rainao ny fanjakana, ny fahalehibiazana, haja, sy voninahitra. BSB BSB: As for you, O king, the Most High God gave your father Nebuchadnezzar sovereignty and greatness, glory and honor.
19 ULB Nohon'ny fahalehibeazana nomen'Andriamanitra azy, dia nangovitra sy natahotra azy ny vahoaka rehetra, ny firenena, ary ny fiteny samihafa. Namono izay tiany hovonoina izy, ary namela ho velona izay tiany ho velona. Nasandrany izay tiany, ary naetriny izay niriany haetry. BSB BSB: Because of the greatness that He bestowed on him, the people of every nation and language trembled in fear before him. He killed whom he wished and kept alive whom he wished; he exalted whom he wished and humbled whom he wished.
20 ULB Fa rehefa niavonavona ny fony ary nihamafy ny fanahiny mba hanaovany zavatra sahisahy, dia nesorina teo amin'ny seza fiandrianana maha mpanjaka azy izy, ary nesorin'izy ireo ny voninahiny. BSB BSB: But when his heart became arrogant and his spirit was hardened with pride, he was deposed from his royal throne, and his glory was taken from him.
21 ULB Noroahina tamin'ny olombelona izy, nanana saim-biby izy, ary niara-niaina tamin'ireo borikidia izy. Nihinan'ahitra tahaka ny omby izy. Kotsan'ny andon'ny lanitra ny vatany mandra-pahafantarany fa ny Andriamanitra Avo Indrindra no manapaka eo amin'ny fanjakan'ny vahoaka ary manendry izay tiany hapetraka eo amin'izany Izy. BSB BSB: He was driven away from mankind, and his mind was like that of a beast. He lived with the wild donkeys and ate grass like an ox, and his body was drenched with the dew of heaven until he acknowledged that the Most High God rules over the kingdom of mankind, setting over it whom He wishes.
22 ULB Ianao zanany lahy, ry Belsazara, dia tsy nanetry ny fonao, na dia nahafantatra izany rehetra izany aza ianao. BSB BSB: But you his son, O Belshazzar, have not humbled your heart, even though you knew all this.
23 ULB Efa nanandra-tena hanohitra ny Tompon'ny lanitra ianao. Avy tao an-tranony no nitondranao ireo tavoara izay nisotroanao, ireo tandapanao, ireo vady sy ireo vaditsindranonao, ary nanompo ireo sampy vita tamin'ny volafotsy sy volamena, varahina, vy, hazo, ary vato—sampy izay tsy mahita, mandre, na mahalala na inona na inona ianao. Tsy nanome voninahitra an'Andriamanitra izay mitazona ny fofon'ainao eo am-pelatanany sy mahalala ny lalanao rehetra ianao. BSB BSB: Instead, you have exalted yourself against the Lord of heaven. The vessels from His house were brought to you, and as you drank wine from them with your nobles, wives, and concubines, you praised your gods of silver and gold, bronze and iron, wood and stone, which cannot see or hear or understand. But you have failed to glorify the God who holds in His hand your very breath and all your ways.
24 ULB Ary Andriamanitra nandefa tanana avy amin'ny fanatrehany ka vita izao soratra izao. BSB BSB: Therefore He sent the hand that wrote the inscription.
25 ULB Ny teny voasoratra dia izao: 'Mene, Mene, Tekela, ary Oparesina.' BSB BSB: Now this is the inscription that was written: MENE, MENE, TEKEL, PARSIN.
26 ULB Izao no heviny: 'Mene,' 'Voaisan'Andriamanitra ny nanjakanao ary nitondra izany ho amin'ny fiafarana Izy.' BSB BSB: And this is the interpretation of the message: MENE means that God has numbered the days of your reign and brought it to an end.
27 ULB 'Tekela,' 'Lanjaina eo amin'ny mizàna ianao ary hita fa latsa-danja.' BSB BSB: TEKEL means that you have been weighed on the scales and found deficient.
28 ULB 'Peresa,' 'Zaraina sy omena ho an'ireo Mediana sy ireo Persiana ny fanjakanao.'" BSB BSB: PERES means that your kingdom has been divided and given over to the Medes and Persians.”
31 ULB ary i Dariosy ilay Mediana no nandray ny fanjakana raha teo ho eo amin'ny roa amby enipolo taona izy. BSB BSB: and Darius the Mede received the kingdom at the age of sixty-two.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.