2 ULB Nanazava i Daniela hoe: "Tao anatin'ilay fahitako tamin'ny alina dia nahita ireo rivotra efatry ny lanitra aho ka nampihetsika ny ranomasim-be. BSB BSB: Daniel declared: “In my vision in the night I looked, and suddenly the four winds of heaven were churning up the great sea.
3 ULB Biby lehibe efatra, samihafa karazana avy, no niakatra avy tao amin'ny ranomasina. BSB BSB: Then four great beasts came up out of the sea, each one different from the others:
4 ULB Ilay voalohany dia tahaka ny liona fa manana elatra voromahery. Raha nijery aho, rovitra ireo elany ary miainga amin'ny tany izany ka mitsangana amin'ny tongotra roa, tahaka ny olona. Nomena izany ny fisainan'ny olona. BSB BSB: The first beast was like a lion, and it had the wings of an eagle. I watched until its wings were torn off and it was lifted up from the ground and made to stand on two feet like a man and given the mind of a man.
5 ULB Avy eo dia nisy biby faharoa, tahaka ny bera, ary niondrika izany; nanana taolan-tehezana telo eo anelanelan'ny nifiny sy ny vavany izany. Notenenina izany hoe: 'Mifohaza ary mandrapaha olona maro.' BSB BSB: Suddenly another beast appeared, which looked like a bear. It was raised up on one of its sides, and it had three ribs in its mouth between its teeth. So it was told, ‘Get up and gorge yourself on flesh!’
6 ULB Taorian'izany dia nijery indray aho. Nisy biby iray hafa, iray izay miendrika tahaka ny leoparda. Teo an-damosin'izany dia nisy elatra efatra tahaka ny elatry ny vorona, ary nanana loha efatra izany. Nomena fahefana hanapaka izany. BSB BSB: Next, as I watched, suddenly another beast appeared. It was like a leopard, and on its back it had four wings like those of a bird. The beast also had four heads, and it was given authority to rule.
7 ULB Taorian'izay dia nahita biby fahefatra tao anatin'ilay nofiko tamin'ny alina aho, nampihorohoro, nampitahotra, ary tena natanjaka. Nanana nify vy lehibe izy; nandrapaka izany, namotipotika, ary nanitsakitsaka izay tavela amin'ny tongotra. Izany dia tsy nitovy amin'ireo biby hafa, ary nanana tandroka folo izy. BSB BSB: After this, as I watched in my vision in the night, suddenly a fourth beast appeared, and it was terrifying—dreadful and extremely strong—with large iron teeth. It devoured and crushed; then it trampled underfoot whatever was left. It was different from all the beasts before it, and it had ten horns.
8 ULB Raha nandinika ireo tandroka aho, dia nijery ary nahita tandroka hafa maniry eo amin'izany, tandroka kely iray. Ny telo amin'ireo tandroka voalohany dia nivoaka tamin'ny fakany. Nahita maso tahaka ny mason'olona tao anatin'io tandroka io aho ary vava izay nirehareha momba ireo zavatra lehibe. BSB BSB: While I was contemplating the horns, suddenly another horn, a little one, came up among them, and three of the first horns were uprooted before it. This horn had eyes like those of a man and a mouth that spoke words of arrogance.
9 ULB Raha nijery aho, dia nipetraka tamin'ny toerany ireo seza fiandrianana, ary ireo Andro Fahagola no naka ny fitoerany. Fotsy tahaka ny oram-panala ny akanjony, ary ny volon-dohany dia tahaka ny volon'ondry tsy mifangaro. Lelan'afo no seza fiandrianany, ary ireo kodiany dia afo mirehitra. BSB BSB: As I continued to watch, thrones were set in place, and the Ancient of Days took His seat. His clothing was white as snow, and the hair of His head was like pure wool. His throne was flaming with fire, and its wheels were all ablaze.
10 ULB Nikoriana nivoaka avy teo anoloany ny loharanon'afo; an-tapitrisany no nanompo azy, ary zato tapitrisa no nitsangana eo anatrehany. Nivory ny fitsarana, ary nisokatra ireo boky. BSB BSB: A river of fire was flowing, coming out from His presence. Thousands upon thousands attended Him, and myriads upon myriads stood before Him. The court was convened, and the books were opened.
11 ULB Mbola nijery hatrany aho nohon'ny fireharehan'ireo teny nolazain'ireo tandroka. Nijery aho raha iny mbola novonoina iny ilay biby, ary nosimbaina ny vatany, ka natolotra mba ho dorana izany. BSB BSB: Then I kept watching because of the arrogant words the horn was speaking. As I continued to watch, the beast was slain, and its body was destroyed and thrown into the blazing fire.
12 ULB Ary ny sisa tamin'ireo biby efatra, dia nalàna ny fahefan'izy ireo hanapaka, kanefa nalavaina ny fehim-potoana hiainan'izy ireo. BSB BSB: As for the rest of the beasts, their dominion was removed, but they were granted an extension of life for a season and a time.
14 ULB Nomena azy ny fahefana hanapaka sy voninahitra ary hery fiandrianana mba hanompo azy ireo olona rehetra, ireo firenena, ary ireo fiteny isan-karazany. Ny fahefany hanapaka dia fahefana mandrakizay izay tsy ho levona, ary ny fanjakany dia ilay tsy ho rava mandrakizay. BSB BSB: And He was given dominion, glory, and kingship, that the people of every nation and language should serve Him. His dominion is an everlasting dominion that will not pass away, and His kingdom is one that will never be destroyed.
15 ULB Raha ny amiko, Daniela, dia malahelo ato anatiko ny fanahiko, ary ireo fahitana izay hitako tao an-tsaiko dia mampangovitra ahy. BSB BSB: I, Daniel, was grieved in my spirit, and the visions in my mind alarmed me.
16 ULB Nanatona ny iray tamin'ireo nitsangana tany aho ary nangataka taminy mba hampisehoany ahy ny dikan'ireo zavatra ireo. BSB BSB: I approached one of those who were standing there, and I asked him the true meaning of all this. So he told me the interpretation of these things:
17 ULB Ireo biby lehibe ireo, efatra raha isaina, dia mpanjaka efatra izay hisandratra avy amin'ny tany. BSB BSB: ‘These four great beasts are four kings who will arise from the earth.
18 ULB Fa ireo olomasin'ilay Avo Indrindra dia handray fanjakana, ary hanana izany ho fananana mandrakizay doria izy ireo.' BSB BSB: But the saints of the Most High will receive the kingdom and possess it forever—yes, forever and ever.’
19 ULB Ary te hahafantatra bebe kokoa momba ilay biby fahefatra aho—tena hafa tokoa amin'ireo hafa izany ary tena mampiori-koditra tokoa amin'ilay nifiny vy sy ireo hoho varahina; mandrapaka izany, mamotipotika, ary manitsakitsaka amin'ny tongony izay tavela. BSB BSB: Then I wanted to know the true meaning of the fourth beast, which was different from all the others—extremely terrifying—devouring and crushing with iron teeth and bronze claws, then trampling underfoot whatever was left.
20 ULB Te-hahafantatra momba ireo tandroka folo eo an-dohany aho, ary momba ilay tandroka hafa izay nitombo, ary nisy tandroka telo potraka teo alohany. Te-hahafantatra momba ilay tandroka izay mana-maso ary momba ilay vava izay mirehareha momba ireo zavatra lehibe aho ary toa lehibe mihoatra noho ireo namany izany. BSB BSB: I also wanted to know about the ten horns on its head and the other horn that came up, before which three of them fell—the horn whose appearance was more imposing than the others, with eyes and with a mouth that spoke words of arrogance.
21 ULB Raha nijery aho, io tandroka io dia mikarama an'ady manohitra ireo olomasina ary naharesy azy ireo BSB BSB: As I watched, this horn was waging war against the saints and prevailing against them,
22 ULB mandra-pihavian'ireo Andro Fahagola, ary ny fahamarinana dia nomena ireo olomasin'ilay Avo Indrindra. Avy eo dia tonga ny fotoana rehefa nandray ny fanjakana ireo olomasina. BSB BSB: until the Ancient of Days arrived and pronounced judgment in favor of the saints of the Most High, and the time came for them to possess the kingdom.
23 ULB Izao no nolazain'ilay olona: 'Raha ny amin'ilay biby fahefatra, ho fanjakana fahefatra amin'ny tany izay ho hafa amin'ireo fanjakana hafa rehetra izany. Handrapaka ny tany iray manontolo izany, hanitsaka sy handrava azy ho potipotiny. BSB BSB: This is what he said: ‘The fourth beast is a fourth kingdom that will appear on the earth, different from all the other kingdoms, and it will devour the whole earth, trample it down, and crush it.
24 ULB Raha ny amin'ireo tandroka folo, mpanjaka folo no hisandratra avy amin'io fanjakana io, ary iray hafa no hisandratra aorian'izy ireo. Ho hafa amin'ireo teo aloha izany, ary handresy ireo mpanjaka telo izy. BSB BSB: And the ten horns are ten kings who will rise from this kingdom. After them another king, different from the earlier ones, will rise and subdue three kings.
25 ULB Hilaza teny manohitra an'ilay Avo Indrindra izy ary hampahory ireo olomasin'Andriamanitra Avo Indrindra. Hiezaka hanova ireo fankalazana sy ireo lalàna izy. Ireo zavatra ireo dia homena eo an-tanany mandritra herin-taona, roa taona, ary tapa-taona. BSB BSB: He will speak out against the Most High and oppress the saints of the Most High, intending to change the appointed times and laws; and the saints will be given into his hand for a time, and times, and half a time.
26 ULB Fa hivory ny fitsarana, ka haka ny herin'ny fiandrianana mba ho simba sy ho rava any amin'ny farany izy ireo. BSB BSB: But the court will convene, and his dominion will be taken away and completely destroyed forever.
27 ULB Ny fanjakana sy ny fanapahana, ary ny halehibiazan'ny fanjakana eo ambanin'ny lanitra manontolo, dia homena ireo olona izay an'ireo olomasin'ilay Avo Indrindra. Ny fanjakany dia fanjakana maharitra mandrakizay, ary ireo fanjakana hafa rehetra dia hanompo sy hankato azy.' BSB BSB: Then the sovereignty, dominion, and greatness of the kingdoms under all of heaven will be given to the people, the saints of the Most High. His kingdom will be an everlasting kingdom, and all rulers will serve and obey Him.’
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.