3 ULB Natodiko tamin'ny Tompo Andriamanitro ny tavako, mba hitady Azy amin'ny fivavahana sy fangatahana, amin'ny fifadian-kanina, fiakanjoana lamba fisaonana, ary fipetrahana amin'ny lavenona. BSB BSB: So I turned my attention to the Lord God to seek Him by prayer and petition, with fasting, sackcloth, and ashes.
4 ULB Nivavaka tamin'i Yaveh Andriamanitro aho, ary nanao fiaiken-keloka tamin'ireo fahotantsika. Hoy aho hoe: "Tompo o—Ianao no lehibe sady Andriamintra mahatalanjona—Ianao ilay tokana mitandrina ny fanekena ary mahatoky amin'ny fitiavana ireo izay tia anao sy mitandrina ireo didinao. BSB BSB: And I prayed to the LORD my God and confessed, “O, Lord, the great and awesome God, who keeps His covenant of loving devotion to those who love Him and keep His commandments,
5 ULB Efa nanota izahay ary efa nanao ny tsy mety. Efa nanao fitondra-tena ratsy sy nikomy izahay, niala tamin'ny didinao sy ireo fitsipikao. BSB BSB: we have sinned and done wrong. We have acted wickedly and rebelled. We have turned away from Your commandments and ordinances.
6 ULB Tsy nihaino ireo mpaminany mpanomponao izay niteny tamin'ny anaranao tamin'ny mpanjakanay izahay, ireo mpitarika anay, ireo razambeanay, ary ireo vahoakan'ny tany rehetra. BSB BSB: We have not listened to Your servants the prophets, who spoke in Your name to our kings, leaders, fathers, and all the people of the land.
7 ULB Anao, ry Tompo, ny fahamarinana. Kanefa, ho anay anio, ny henatra eo amin'ny tavanay—ho an'ny vahoakan'ny Joda sy ireo izay monina any Jerosalema, ary ho an'ny Israely rehetra. Anisan'izany ireo izay akaiky sy ireo izay lavitra indrindra any amin'ny tany rehetra izay nandefasanao azy ireo. Izany dia noho ny fitaka lehibe izay nataonay hanohitra Anao. BSB BSB: To You, O Lord, belongs righteousness, but this day we are covered with shame—the men of Judah, the people of Jerusalem, and all Israel near and far, in all the countries to which You have driven us because of our unfaithfulness to You.
8 ULB Ho anay, ry Yaveh, eo amin'ny tavanay ny henatra—ho an'ireo mpanjakanay, ho an'ireo lehibenay, ary ho an'ireo razambenay—satria efa nanota taminao izahay. BSB BSB: O LORD, we are covered with shame—our kings, our leaders, and our fathers—because we have sinned against You.
9 ULB An'ny Tompo Andriamanitray ny fangoram-po sy ny famelan-keloka, fa efa nikomy hanohitra Azy izahay. BSB BSB: To the Lord our God belong compassion and forgiveness, even though we have rebelled against Him
10 ULB Izahay dia tsy nankatò ny feon'i Yaveh Andriamanitray tamin'ny fandehanana araka ny lalàny izay nomeny anay tamin'ny alalan'ireo mpaminany mpanompony. BSB BSB: and have not obeyed the voice of the LORD our God to walk in His laws, which He set before us through His servants the prophets.
11 ULB Ny Israely rehetra dia efa nandika ny lalànao ka niala, nandà tsy hankatò ny feonao. Ny ozona sy ny fianianana izay voasoratra ao amin'ny lalàn'i Mosesy, ny mpanompon'Andriamanitra, efa naidina taminay, satria efa nanota taminy izahay. BSB BSB: All Israel has transgressed Your law and turned away, refusing to obey Your voice; so the oath and the curse written in the Law of Moses the servant of God has been poured out on us, because we have sinned against You.
12 ULB Yaveh efa nanamafy ny teny izay nolazainy manohitra antsika sy manohitra ny fitsipika teo amintsika, tamin'ny fitondrana loza teo amintsika. Fa tsy nisy zava-bita azo ampitahaina amin'ny natao tamin'i Jerosalema teo amin'ny ambany lanitra manontolo. BSB BSB: You have carried out the words spoken against us and against our rulers by bringing upon us a great disaster. For under all of heaven, nothing has ever been done like what has been done to Jerusalem.
13 ULB Araka ny voasoratra ao amin'ny lalàn'i Mosesy, no hiavian'izany loza rehetra izany amintsika, fa mbola tsy nitalaho ny famindram-po avy tamin'i Yaveh Andriamanitray tamin'ny fialàna tamin'ireo helokay sy hahitanay ny fahamarinanao izahay. BSB BSB: Just as it is written in the Law of Moses, all this disaster has come upon us, yet we have not sought the favor of the LORD our God by turning from our iniquities and giving attention to Your truth.
14 ULB Ka noho izany dia notehirizin'i Yaveh ho vonona ny loza ary efa nentiny teo aminay izany, satria Yaveh Andriamanitray dia marina amin'ny asa rehetra izay ataony, kanefa mbola tsy nankatò ny feony ihany izahay. BSB BSB: Therefore the LORD has kept the calamity in store and brought it upon us. For the LORD our God is righteous in all He does; yet we have not obeyed His voice.
15 ULB Koa, ry Tompo Andriamanitray, nentinao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta ny vahoakanao tamin'ny tanana mahery, ary efa nanao anarana fanta-daza ho an'ny tenanao Ianao, toy izao andro anio izao. Fa mbola nanota ihany izahay; efa nanao ireo zava-dratsy. BSB BSB: Now, O Lord our God, who brought Your people out of the land of Egypt with a mighty hand, and who made for Yourself a name renowned to this day, we have sinned; we have acted wickedly.
16 ULB Ry Tompo, noho ireo asa marinao, dia aoka ny hatezeranao sy ny fahaviniranao hiala amin'i Jerosalema tanànanao, ilay tendrombohitrao masina. Fa noho ireo fahotanay, sy noho ny helok'ireo razambenay, dia lasa antom-pahafam-baraka ho an'izay manodidina anay i Jerosalema sy ireo vahoakanao. BSB BSB: O Lord, in keeping with all Your righteous acts, I pray that Your anger and wrath may turn away from Your city Jerusalem, Your holy mountain; for because of our sins and the iniquities of our fathers, Jerusalem and Your people are a reproach to all around us.
17 ULB Ankehitriny, ry Andriamanitray, mihainoa ny vavaky ny mpanomponao sy ny fitalahoany famindram-po; fa noho ny aminao, Tompo o, dia ampamirapirato eo amin'ny fitoeranao masina izay rava ny tavanao. BSB BSB: So now, our God, hear the prayers and petitions of Your servant. For Your sake, O Lord, cause Your face to shine upon Your desolate sanctuary.
18 ULB Andriamanitro o, sokafy ny sofinao ka mihanoa; sokafy ny masonao ka mijere. Efa simba rava izahay; jereo ny tanàna izay nantsoina avy amin'ny anaranao. Tsy mitalaho ho an'ny fanampianao izahay noho ny fahamarinanay, fa noho ny famindram-ponao lehibe. BSB BSB: Incline Your ear, O my God, and hear; open Your eyes and see the desolation of the city that bears Your name. For we are not presenting our petitions before You because of our righteous acts, but because of Your great compassion.
19 ULB Tompo o, mihainoa! Tompo o, mamelà heloka! Tompo o, mihainoa ka mihetseha! Noho ny Aminao manokana, aza ela, ry Andriamanitro, fa ny tanànanao sy ny vahoakanao dia antsoina amin'ny anaranao." BSB BSB: O Lord, listen! O Lord, forgive! O Lord, hear and act! For Your sake, O my God, do not delay, because Your city and Your people bear Your name.”
20 ULB Raha mbola niteny aho—nivavaka sy niaiky ny fahotako sy ny fahotan'Israely vahoakako, ary naneho ny fangatahako teo anatrehan'i Yaveh Andrimanitro ho an'ny tendrombohitra masin'Andriamanitra— BSB BSB: While I was speaking, praying, confessing my sin and that of my people Israel, and presenting my petition before the LORD my God concerning His holy mountain—
21 ULB raha mbola nivavaka, ilay lehilahy Gabriela, izay hitako tao amin'ny fahitana voalohany, nanidina teo amiko tamin'ny fanidinana haingam-pandeha, tamin'ny fotoan'ny fanatitra hariva. BSB BSB: while I was still praying, Gabriel, the man I had seen in the earlier vision, came to me in swift flight about the time of the evening sacrifice.
22 ULB Nanome fahazavan-tsaina ahy Izy ary nanao hoe: "Ry Daniela, tonga hanome halalin-tsaina sy fahazavan-tsaina ho anao aho izao. BSB BSB: He instructed me and spoke with me, saying: “O Daniel, I have come now to give you insight and understanding.
23 ULB Rehefa nanomboka nitalaho famindram-po ianao, dia nomena ny baiko ary tonga aho hilaza aminao ny valiny, fa ianao dia tiana tokoa. Noho izany dia tsarovy izao teny izao ary takaro ny fanambarana. BSB BSB: At the beginning of your petitions, an answer went out, and I have come to tell you, for you are highly precious. So consider the message and understand the vision:
25 ULB Fantaro ary takaro fa avy amin'ny fivoahan'ny baiko no hamerenana amin'ny laoniny sy hanorenana indray an'i Jerosalema ho an'ny fahatongavan'ilay voahosotra (izay ho mpitarika), hisy fito impito sy roa amby enimpolo impito. Haorina amin'ny lalana sy hady indray i Jerosalema, na dia eo aza ireo fotoam-pahoriana. BSB BSB: Know and understand this: From the issuance of the decree to restore and rebuild Jerusalem until the Messiah, the Prince, there will be seven weeks and sixty-two weeks. It will be rebuilt with streets and a trench, but in times of distress.
26 ULB Afaka roa amby enim-polo impito amin'ny taona, ilay voahosotra dia ho rava ary tsy hanana na inona na inona. Ny tafiky ny mpanapaka izay ho avy dia handringana ny tanàna sy ny fitoerana masina. Ny fiafaran'izany dia ho tonga miaraka amin'ny tondra-drano, ary hisy ady, eny fa na dia any amin'ny farany aza. Efa voadidy ny fandravana. BSB BSB: Then after the sixty-two weeks the Messiah will be cut off and will have nothing. Then the people of the prince who is to come will destroy the city and the sanctuary. The end will come like a flood, and until the end there will be war; desolations have been decreed.
27 ULB Hanamafy ny fanekena amin'ny maro anatin'ny fito iray izy. Amin'ny fisasahan'ny fito dia hampitsahatra ny sorona sy fanatitra Izy. Amin'ny elatry ny fahavetavetana no ho tonga ny olona izay hanao fandravana. Ny fiafarana tanteraka sy ny fahapotehana dia nambara fa haidina amin'izay mpandrava." BSB BSB: And he will confirm a covenant with many for one week, but in the middle of the week he will put an end to sacrifice and offering. And on the wing of the temple will come the abomination that causes desolation, until the decreed destruction is poured out upon him.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.