1 ULB Noho izany dia aoka hitia an'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo ary hitandrina mandrakariva ireo fampianarany, ny lalàny, ny fitsipiny, ary ireo didiny. BSB BSB: You shall therefore love the LORD your God and always keep His charge, His statutes, His ordinances, and His commandments.
2 ULB Mariho fa tsy miteny amin'ireo zanakareo Aho, izay tsy nahafantatra akory na nahita ny fanasazian'i Yaveh Andriamanitrareo, ny fahalehibeazany, ny tanany mahery, na ny tanany mitsotra, BSB BSB: Know this day that it is not your children who have known and seen the discipline of the LORD your God: His greatness, His mighty hand, and His outstretched arm;
3 ULB ireo famantarana sy asa izay nataony tany afovoan'i Egypta tamin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, ary tamin'ireo taniny rehetra. BSB BSB: the signs and works He did in Egypt to Pharaoh king of Egypt and all his land;
4 ULB Na nahita ny nataony tamin'ny tafik'i Egypta, tamin'ireo soavaliny, na tamin'ny kalesin'izy ireo, ny fomba nanaovany ny Ranomasina Mena handifotra azy ireo raha nanenjika anareo izy ireo, ary ny fomba nandringanan'i Yaveh azy ireo mandrak'androany, BSB BSB: what He did to the Egyptian army and horses and chariots when He made the waters of the Red Sea engulf them as they pursued you, and how He destroyed them completely, even to this day;
5 ULB na izay nataony ho anareo tany an'efitra mandra-pahatonganareo tamin'ity toerana ity. BSB BSB: what He did for you in the wilderness until you reached this place;
6 ULB Tsy hitan'izy ireo izay nataon'i Yaveh tamin'i Datana sy Abirama, ireo zanak'i Eliaba zanaka lahin'i Robena, izay fomba nanokafan'ny tany ny vavany ary nitelina azy ireo, ny ankohonan'izy ireo, ny lain'izy ireo, ary izay zava-manan'aina rehetra nanaraka azy ireo, teo afovoan'Israely rehetra. BSB BSB: and what He did in the midst of all the Israelites to Dathan and Abiram, the sons of Eliab the Reubenite, when the earth opened its mouth and swallowed them, their households, their tents, and every living thing that belonged to them.
7 ULB Fa ny masonareo no efa nahita ireo asa lehiben'i Yaveh rehetra izay nataony. BSB BSB: For it is your own eyes that have seen every great work that the LORD has done.
8 ULB Noho izany tandremo ireo didy rehetra izay handidiako anareo anio, mba hahatonga anareo hatanjaka, ka hiditra sy haka ny tany izay hitànareo mba ho fananana, BSB BSB: You shall therefore keep every commandment I am giving you today, so that you may have the strength to go in and possess the land that you are crossing the Jordan to possess,
9 ULB ary mba ho lava andro ianareo any amin'ny tany izay nianianan'i Yaveh tamin'ireo razanareo fa homena azy ireo sy ny taranak'izy ireo, izay tany tondra-dronono sy tantely. BSB BSB: and so that you may live long in the land that the LORD swore to your fathers to give them and their descendants, a land flowing with milk and honey.
10 ULB Fa ny tany, izay hidiranareo mba hahazoana izany, dia tsy tahaka ny tanin'i Egypta, izay niavianareo, izay namafazanareo ny voanareo sy nanondrahanareo rano izany tamin'ny tongotrareo, tahaka ny sahana hanitra maitso; BSB BSB: For the land that you are entering to possess is not like the land of Egypt, from which you have come, where you sowed your seed and irrigated on foot, like a vegetable garden.
11 ULB fa ny tany, izay halehanao mba ho fananana, dia tanin-kavoana sy lohasaha, ary misotro rano avy amin'ny ranon'oran-danitra, BSB BSB: But the land that you are crossing the Jordan to possess is a land of mountains and valleys that drinks in the rain from heaven.
12 ULB ny tany izay karakarain'i Yaveh Andriamanitrareo; ny mason'i Yaveh Andriamanitrareo no mitsinjo izany mandrakariva, hatramin'ny fiandohan'ny taona ka hatramin'ny fiafaran'ny taona. BSB BSB: It is a land for which the LORD your God cares; the eyes of the LORD your God are always on it, from the beginning to the end of the year.
13 ULB Izany dia hitranga, raha hihaino tsara ireo didiko izay handidiako anareo anio ianareo, dia ny hitia an'i Yaveh Andriamanitrareo sy hanompo Azy amin'ny fonareo sy ny fanahinareo manontolo, BSB BSB: So if you carefully obey the commandments I am giving you today, to love the LORD your God and to serve Him with all your heart and with all your soul,
14 ULB mba hanomezako ranon'orana amin'ny taninareo amin'ny vanim-potoany, dia ny voaloha-orana sy ny fara-orana, mba hahafahanareo manangona ny varinareo, ny divainareo vaovao, ary ny diloilonareo. BSB BSB: then I will provide rain for your land in season, the autumn and spring rains, that you may gather your grain, new wine, and oil.
15 ULB Hanisy ahitra amin'ny taninareo Aho ho an'ireo biby fiompinareo, ary hihinana ianareo ka ho voky. BSB BSB: And I will provide grass in the fields for your livestock, and you will eat and be satisfied.
16 ULB Tandremo ny tenanareo mba tsy ho voafitaka ny fonareo, ka hivily sy hanompo andriamani-kafa sy hiankohoka amin'izy ireo ianareo; BSB BSB: But be careful that you are not enticed to turn aside to worship and bow down to other gods,
17 ULB mba tsy hirehitra aminareo ny fahatezeran'i Yaveh; ary mba tsy hampikatona ny lanitra Izy mba tsy hisian'ny ranon'orana, ary ny tany tsy hamoa ny voany, ary mba tsy haharingana anareo faingana amin'ny tany soa izay omen'i Yaveh anareo. BSB BSB: or the anger of the LORD will be kindled against you. He will shut the heavens so that there will be no rain, nor will the land yield its produce, and you will soon perish from the good land that the LORD is giving you.
18 ULB Noho izany raketo ao am-po sy fanahinareo ireo teniko ireo, fehezo ho famantarana eo amin'ny tananareo izany, ary avelao izany ho fehiloha eo anelanelan'ireo masonareo. BSB BSB: Fix these words of mine in your hearts and minds; tie them as reminders on your hands and bind them on your foreheads.
19 ULB Hampianarinareo ireo zanakareo izany ary miresaha momba azy ireo rehefa mipetraka ao an-trano ianareo, rehefa mandeha eny an-dalana, rehefa mandry, na rehefa mifoha ianareo. BSB BSB: Teach them to your children, speaking about them when you sit at home and when you walk along the road, when you lie down and when you get up.
20 ULB Ho soratanareo eo amin'ny tolam-baravaran'ny tranonareo sy eo amin'ny vavahadin'ny tanànanareo izany, BSB BSB: Write them on the doorposts of your houses and on your gates,
21 ULB mba hihamaro ny andronareo sy ny andron'ireo zanakareo any amin'ny tany izay nianianan'i Yaveh tamin'ireo razambenareo omena azy ireo raha mbola ambonin'ny tany koa ny lanitra. BSB BSB: so that as long as the heavens are above the earth, your days and those of your children may be multiplied in the land that the LORD swore to give your fathers.
22 ULB Fa raha mitandrina tsara ny didy rehetra izay handidiako anareo ianareo, ka manao izany, hitia an'i Yaveh Andriamanitrareo, handeha amin'ny lalany rehetra, ary hifikitra Aminy, BSB BSB: For if you carefully keep all these commandments I am giving you to follow—to love the LORD your God, to walk in all His ways, and to hold fast to Him—
23 ULB dia handroaka ireo firenena rehetra ireo hiala eo anatrehanareo i Yaveh, ary ianareo dia handroaka firenena lehibe sy mahery noho ianareo. BSB BSB: then the LORD will drive out all these nations before you, and you will dispossess nations greater and stronger than you.
24 ULB Izay toerana hitsahin'ny faladian-tongotrareo dia ho anareo; hatrany an'efitra ka hatrany Libanona, hatrany amin'ny renirano, ny renirano Eofrata, ka hatrany amin'ny ranomasina andrefana dia ho faritaninareo. BSB BSB: Every place where the sole of your foot treads will be yours. Your territory will extend from the wilderness to Lebanon, and from the Euphrates River to the Western Sea.
25 ULB Tsy hisy olona hahajoro eo anoloanareo. Yaveh Andriamanitrareo no hametraka ny tahotra anareo sy ny horohoro anareo amin'ny tany rehetra izay hitsahinareo, araka izay efa nolazainy taminareo. BSB BSB: No man will be able to stand against you; the LORD your God will put the fear and dread of you upon all the land, wherever you set foot, as He has promised you.
26 ULB Indro, apetrako eo anoloanareo anio ny fitahiana sy ny ozona: BSB BSB: See, today I am setting before you a blessing and a curse—
27 ULB ny fitahiana, raha mankatò ny didin'i Yaveh Andriamanitrareo izay handidiko anareo anio ianareo, BSB BSB: a blessing if you obey the commandments of the LORD your God that I am giving you today,
28 ULB ary ny ozona, raha tsy mankatò ny didin'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo, fa hivily amin'ny lalana izay handidiko anareo anio, ka hanaraka andriamani-kafa izay tsy mbola fantatrareo. BSB BSB: but a curse if you disobey the commandments of the LORD your God and turn aside from the path I command you today by following other gods, which you have not known.
30 ULB Tsy any andafin'i Jordana ve ireo, andrefan'ny lalana andrefana, any amin'ny tanin'ny Kananita izay monina any Araba, tandrifin'i Gilgala, akaikin'ny hazo terebintan'i More? BSB BSB: Are not these mountains across the Jordan, west of the road toward the sunset, in the land of the Canaanites who live in the Arabah opposite Gilgal near the Oak of Moreh?
31 ULB Satria hiampita an'i Jordana ianareo hiditra haka ny tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo, ary ho fanananareo izany ka honina ao ianareo. BSB BSB: For you are about to cross the Jordan to enter and possess the land that the LORD your God is giving you. When you take possession of it and settle in it,
32 ULB Ho tandremanareo ny didy aman-dalàna rehetra izay apetrako eo anoloanareo anio. BSB BSB: be careful to follow all the statutes and ordinances that I am setting before you today.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.