1 ULB Ianareo no vahoakan'i Yaveh Andriamanitrareo. Aza mitetika ny tenanareo, na manaratra ny faritry ny tarehinareo ho an'ny maty. BSB BSB: You are sons of the LORD your God; do not cut yourselves or shave your foreheads on behalf of the dead,
2 ULB Fa ianareo dia firenena izay voatokana ho an'i Yaveh Andriamanitrareo, ary Yaveh nifidy anareo ho vahoaka ho fananany manokana, mihoatra ireo vahoaka rehetra izay eo ambonin'ny tany. BSB BSB: for you are a people holy to the LORD your God. The LORD has chosen you to be a people for His prized possession out of all the peoples on the face of the earth.
3 ULB Aza mihinana zavatra vetaveta na inona na inona. BSB BSB: You must not eat any detestable thing.
4 ULB Ireto no biby azonareo hohanina: ny omby, ny ondry, ary ny osy, BSB BSB: These are the animals that you may eat: The ox, the sheep, the goat,
5 ULB ny serfa, ny gazela, ny kapreola, ny osi-dia, ny pygarga, sy ny antilopa, ary ny ropikapra. BSB BSB: the deer, the gazelle, the roe deer, the wild goat, the ibex, the antelope, and the mountain sheep.
6 ULB Azonareo hohanina ny biby rehetra izay mivaky kitro, izany dia, izay manana kitro mizara roa, ary izay mandinika. BSB BSB: You may eat any animal that has a split hoof divided in two and that chews the cud.
7 ULB Na dia izany aza, aza mihinana ireo biby sasany izay mandinika na izay manana kitro mizara roa ianareo: ny rameva, ny bitro, ary ny hyraka; satria mandinika ireo nefa tsy mivaky kitro, maloto aminareo ireo. BSB BSB: But of those that chew the cud or have a completely divided hoof, you are not to eat the following: the camel, the rabbit, or the rock badger. Although they chew the cud, they do not have a divided hoof. They are unclean for you,
8 ULB Ny kisoa koa dia maloto aminareo satria mivaky kitro izy nefa tsy mandinika; maloto aminareo izy. Aza mihinana hena-kisoa, ary aza mikasika ny fatin'ireo. BSB BSB: as well as the pig; though it has a divided hoof, it does not chew the cud. It is unclean for you. You must not eat its meat or touch its carcass.
9 ULB Amin'ireo zavatra izay ao anaty rano dia azonareo hohanina: izay rehetra misy vombony sy kirany; BSB BSB: Of all the creatures that live in the water, you may eat anything with fins and scales,
10 ULB nefa izay rehetra tsy misy vombony sy kirany dia aza hohaninareo; maloto aminareo ireo. BSB BSB: but you may not eat anything that does not have fins and scales; it is unclean for you.
11 ULB Ireo vorona madio rehetra dia azonareo hohanina. BSB BSB: You may eat any clean bird,
12 ULB Nefa ireto no biby tsy azonareo hohanina: ny voromahery, ny voltora, ny gypa, BSB BSB: but these you may not eat: the eagle, the bearded vulture, the black vulture,
13 ULB ny papango mena sy ny papango mainty, izay karazana voromahery rehetra. BSB BSB: the red kite, the falcon, any kind of kite,
14 ULB Aza mihinana ny karazana goaika rehetra, BSB BSB: any kind of raven,
15 ULB sy ny ostritsa, sy ny tararaka, ny vorondriaka, izay karazana tararaka rehetra, BSB BSB: the ostrich, the screech owl, the gull, any kind of hawk,
16 ULB ny voron-dolo kely, ny voron-dolo lehibe, ny voron-dolo fotsy, BSB BSB: the little owl, the great owl, the white owl,
17 ULB ny sama, ny voltora madinika, ny vano. BSB BSB: the desert owl, the osprey, the cormorant,
18 ULB Aza mihinana ny vanobe, sy ny karazana vano rehetra, ny takidara, ary ny ramanavy. BSB BSB: the stork, any kind of heron, the hoopoe, or the bat.
19 ULB Ny zavatra manan'elatra, sy mandady rehetra dia maloto aminareo; tsy tokony hohanina ireo. BSB BSB: All flying insects are unclean for you; they may not be eaten.
20 ULB Azonareo hanina ireo zavatra manidina madio rehetra. BSB BSB: But you may eat any clean bird.
21 ULB Aza mihinana zavatra izay maty ho azy; azonareo homena ny vahiny izay ao amin'ny tanànanao; mba hahafahany mihinana izany; na azonareo amidy amin'ny vahiny izany. Fa ianareo dia firenena izay voatokana ho an'i Yaveh Andriamanitrareo. Aza mampangotraka zanak'osy amin'ny rononon-dreniny. BSB BSB: You are not to eat any carcass; you may give it to the foreigner residing within your gates, and he may eat it, or you may sell it to a foreigner. For you are a holy people belonging to the LORD your God. You must not cook a young goat in its mother’s milk.
22 ULB Aloavy ny ampahafolon'ny vokatry ny voanao rehetra, izay mivoaka avy ao amin'ny saha isan-taona isan-taona. BSB BSB: You must be sure to set aside a tenth of all the produce brought forth each year from your fields.
23 ULB Misakafoana eo anoloan'i Yaveh Andriamanitrareo, ao amin'ny toerana izay hofidiany ho fitoerany masina, ny ampahafolon'ny varinao, ny divainao vaovao, sy ny menakao, ary ny voalohan-teraky ny ombinao sy ny ondry aman'osinao; mba hahafahanao mianatra hanompo lalandava an'i Yaveh Andriamanitrao. BSB BSB: And you are to eat a tenth of your grain, new wine, and oil, and the firstborn of your herds and flocks, in the presence of the LORD your God at the place He will choose as a dwelling for His Name, so that you may learn to fear the LORD your God always.
24 ULB Raha lava loatra aminareo ny dia ary tsy zakanareo izany, satria lavitra loatra anao ny toerana izay hofidian'i Yaveh Andriamanitrao ho fitoerany masina, dia, rehefa mitahy anao Yaveh Andriamanitra, BSB BSB: But if the distance is too great for you to carry that with which the LORD your God has blessed you, because the place where the LORD your God will choose to put His Name is too far away,
25 ULB hanova ny fanatitra ho vola ianao, hamatotra ny vola eny an-tananao, ary handeha any amin'ny toerana izay hofidian'i Yaveh Andriamanitrao. BSB BSB: then exchange it for money, take the money in your hand, and go to the place the LORD your God will choose.
26 ULB Ao no handanianao ny vola amin'izay rehetra irinao: amin'ny omby, na amin'ny ondry, na amin'ny divay, na amin'ny zava-pisotro mahery, na amin'izay rehetra irinao; dia any ianao no hihinana eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrao, ary hifaly ianao, ianao sy ny ankohonanao. BSB BSB: Then you may spend the money on anything you desire: cattle, sheep, wine, strong drink, or anything you wish. You are to feast there in the presence of the LORD your God and rejoice with your household.
27 ULB Ny Levita izay ao anatin'ireo vavahadinao—aza mahafoy azy, fa tsy manana anjara na lova aminao izy. BSB BSB: And do not neglect the Levite within your gates, since he has no portion or inheritance among you.
28 ULB Amin'ny faran'ny isan-telo taona dia hanolotra ny ampahafolon'ny vokatrao rehetra amin'izany taona izany ianao, ary hitahiry izany ao anatin'ny vavahadinao ianao; BSB BSB: At the end of every three years, bring a tenth of all your produce for that year and lay it up within your gates.
29 ULB ary ny Levita, satria izy tsy manana anjara na lova aminao, sy ny vahiny, sy ny kamboty, ary ny mpitondratena izay ao anatin'ny vavahadinao, dia ho avy sy hihinana ary ho afa-po. Ataovy izany mba hahafahan'i Yaveh Andriamanitrao mitahy anao amin'ny asan'ny tananao rehetra izay ataonao. BSB BSB: Then the Levite (because he has no portion or inheritance among you), the foreigner, the fatherless, and the widow within your gates may come and eat and be satisfied. And the LORD your God will bless you in all the work of your hands.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.