1 ULB Aza manao sorona omby na ondry izay misy kilema na zavatra ratsy ho an'i Yaveh Andriamanitrareo, satria izany dia fahavetavetana amin'i Yaveh Andriamanitrareo. BSB BSB: You shall not sacrifice to the LORD your God an ox or a sheep with any defect or serious flaw, for that is detestable to the LORD your God.
2 ULB Ary raha misy eo aminareo, ao amin'ireo vavahadin'ny tanànareo izay nomen'Andriamanitra anareo, lehilahy na vehivavy hita manao izay ratsy eo imason'i Yaveh Andriamanitrareo ary mivadika amin'ny fanekeny, BSB BSB: If a man or woman among you in one of the towns that the LORD your God gives you is found doing evil in the sight of the LORD your God by transgressing His covenant
3 ULB na iza na iza nandeha sy nanompo andriamani-kafa ary miankohoka amin'izy ireo, na masoandro, na volana, na izay zavatra rehetra eny amin'ny lanitra—izay tsy nandidiko anareo— BSB BSB: and going to worship other gods, bowing down to them or to the sun or moon or any of the host of heaven—which I have forbidden—
4 ULB ary raha lazaina ny amin'izany ianareo, na efa renareo izany, dia aoka ianareo hanao fanadihadiana tsara. Raha marina ary azo antoka fa nisy fametavetana tahaka izany natao tao Israely, dia izao no tokony ataonareo. BSB BSB: and if it is reported and you hear about it, you must investigate it thoroughly. If the report is true and such an abomination has happened in Israel,
5 ULB Aoka ho entinareo eo amin'ny vavahadin'ny tanàna, ny lehilahy na vehivavy, izay nanao izany zava-dratsy izany, aoka ho torahanareo amin'ny vato ho faty izany olona izany. BSB BSB: you must bring out to your gates the man or woman who has done this evil thing, and you must stone that person to death.
6 ULB Amin'ny tenin'ny vavolombelona roa, na vavolombelona telo, dia aoka ho vonoina ho faty izy; fa amin'ny tenin'ny vavolombelona iray monja dia aoka tsy ho vonoina ho faty izy. BSB BSB: On the testimony of two or three witnesses a man shall be put to death, but he shall not be executed on the testimony of a lone witness.
7 ULB Tsy maintsy ny tanan'ireo vavolombelona no voalohany mamono azy ho faty, ary aorian'izany dia ny tanan'ireo vahoaka rehetra; ary ho esorinao tsy ho eo aminareo ny ratsy. BSB BSB: The hands of the witnesses shall be the first in putting him to death, and after that, the hands of all the people. So you must purge the evil from among you.
8 ULB Raha misy raharaha mitranga izay sarotra loatra aminareo ny mitsara azy—mety hoe resaka vono olona na fahafatesana tsinahy, teo amin'ny zon'olona sy zon'olona iray hafa, na karazana fandratrana natao, na karazana raharaha hafa, raharaha mampiady hevitra eo amin'ireo vavahadin'ny tanànanareo—dia aoka ianareo hiakatra any amin'ny toerana izay ho fidian'i Yaveh Andriamanitrareo ho fitoerany masina. BSB BSB: If a case is too difficult for you to judge, whether the controversy within your gates is regarding bloodshed, lawsuits, or assaults, you must go up to the place the LORD your God will choose.
9 ULB Aoka ianareo handeha any amin'ireo mpisorona, ireo taranak'i Levy, ary any amin'ireo mpitsara izay tompon'anjara amin'izany fotoana izany; hitady ny hevitr'izy ireo ianareo, ary homen'izy ireo anareo ny didim-pitsaràna. BSB BSB: You are to go to the Levitical priests and to the judge who presides at that time. Inquire of them, and they will give you a verdict in the case.
10 ULB Aoka arahinareo ny lalàna nomena anareo ao amin'ny toerana ho safidian'i Yaveh ho fitoerany masina. Hitandrina hanao ny zava-drehetra izay hanoron'izy ireo lalana hataonareo ianareo. BSB BSB: You must abide by the verdict they give you at the place the LORD will choose. Be careful to do everything they instruct you,
11 ULB Araho ny lalàna izay ampianarin'izy ireo anareo, ary ataovy araka ireo fanapahan-kevitra omen'izy ireo anareo. Aza mivily amin'izay nolazain'izy ireo anareo, ho any ankavanana na ho any ankavia. BSB BSB: according to the terms of law they give and the verdict they proclaim. Do not turn aside to the right or to the left from the decision they declare to you.
12 ULB Na iza na iza miavonavona, amin'ny tsy fihainoana ny mpisorona izay mitsangana hanompo eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrareo, na amin'ny tsy fihainoana ny mpitsara—izany olona izany dia ho faty; hanala ny ratsy amin'Israely ianareo. BSB BSB: But the man who acts presumptuously, refusing to listen either to the priest who stands there to serve the LORD your God, or to the judge, must be put to death. You must purge the evil from Israel.
13 ULB Aoka ny olona rehetra handre ary hatahotra, ary tsy hiavonavona intsony. BSB BSB: Then all the people will hear and be afraid, and will no longer behave arrogantly.
14 ULB Rehefa tonga any amin'ny tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo ianareo, ary rehefa azonareo izany ka manomboka mipetraka ao ianareo, dia hoy ianareo hoe: "Hametraka mpanjaka eo amiko aho, tahaka ireo firenena rehetra izay manodidina ahy,' BSB BSB: When you enter the land that the LORD your God is giving you and have taken possession of it and settled in it, and you say, “Let us set a king over us like all the nations around us,”
16 ULB Kanefa tsy azony atao ny manamaro soavaly ho an'ny tenany, na hahatonga ny vahoaka hiverina any Egypta mba hahafahany manamaro ireo soavaly, fa hoy Yaveh taminareo hoe: "Tsy hiverina amin'izany lalana izany intsony ianareo.' BSB BSB: But the king must not acquire many horses for himself or send the people back to Egypt to acquire more horses, for the LORD has said, ‘You are never to go back that way again.’
17 ULB Tsy mahazo maka vady maro ho an'ny tenany izy, mba tsy hiodinan'ny fony any an-kafa. Tsy mahazo manangona volafotsy sy volamena be dia be izy. BSB BSB: He must not take many wives for himself, lest his heart go astray. He must not accumulate for himself large amounts of silver and gold.
18 ULB Rehefa mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny fanjakany izy, dia tsy maintsy soratany ho an'ny tenany amin'ny horonan-taratasy ny lalàna, avy amin'ny lalàna izay eo anoloan'ireo mpisorona, izay Levita. BSB BSB: When he is seated on his royal throne, he must write for himself a copy of this instruction on a scroll in the presence of the Levitical priests.
19 ULB Tsy maintsy miaraka aminy ny horonan-taratasy, ary tsy maintsy vakiany izany amin'ny andro rehetra hiainany, mba hahafahany mianatra manaja an'i Yaveh Andriamanitrareo, mba hitànany ireo teny rehetran'ireto didy aman-dalàna ireto, mba hitandremana azy ireo. BSB BSB: It is to remain with him, and he is to read from it all the days of his life, so that he may learn to fear the LORD his God by carefully observing all the words of this instruction and these statutes.
20 ULB Tsy maintsy ataony izany mba tsy hireharehan'ny fony amin'ireo rahalahiny, ary mba tsy hiviliany amin'ireo didy, ho any an-kavanana na ho any an-kavia; mba hahalava ireo androny sy ireo zanany ao amin'ny fanjakany, eo amin'Israely. BSB BSB: Then his heart will not be exalted above his countrymen, and he will not turn aside from the commandment, to the right or to the left, in order that he and his sons may reign many years over his kingdom in Israel.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.