1 ULB Ireo mpisorona, izay Levitika, ary ny fokon'i Levy rehetra, dia tsy hahazo anjara na lova miaraka amin'Israely; tsy maintsy mihinana ireo fanatitr'i Yaveh natao tamin'ny afo toy ny lovany izy ireo. BSB BSB: The Levitical priests—indeed the whole tribe of Levi—shall have no portion or inheritance with Israel. They are to eat the food offerings to the LORD; that is their inheritance.
2 ULB Tsy tokony mahazo lova eo amin'ireo rahalahiny izy ireo; Yaveh no lovan'izy ireo, araka ny efa nolazainy tamin'izy ireo. BSB BSB: Although they have no inheritance among their brothers, the LORD is their inheritance, as He promised them.
3 ULB Izao no anjaran'ny mpisorona avy any amin'ny vahoaka, sy avy any amin'ireo nanao sorona na ireo omby na ireo ondry: tokony homen'izy ireo ho an'ny mpisorona ny soroka, ny takolany roa, sy ireo atiny. BSB BSB: This shall be the priests’ share from the people who offer a sacrifice, whether a bull or a sheep: the priests are to be given the shoulder, the jowls, and the stomach.
4 ULB Ireo voaloham-bokatry ny varinao, ny divainao vaovao, sy ny diloilonao, ary ny volon'ondrinao voalohany, dia tokony homenao azy izany. BSB BSB: You are to give them the firstfruits of your grain, new wine, and oil, and the first wool sheared from your flock.
5 ULB Fa Yaveh Andriamanitrareo no nifidy azy teo amin'ny fokonareo rehetra mba hijoro sy hanompo amin'ny anaran'i Yaveh, izy sy ny zanany lahy mandrakizay. BSB BSB: For the LORD your God has chosen Levi and his sons out of all your tribes to stand and minister in His name for all time.
6 ULB Raha misy Levita iray tonga avy amin'ny tanànanareo niala ny Israely rehetra izay nipetrahany, ary maniry amin'ny fanahiny rehetra ho tonga amin'ilay toerana izay ho fidian'i Yave, BSB BSB: Now if a Levite moves from any town of residence throughout Israel and comes in all earnestness to the place the LORD will choose,
7 ULB dia tsy maintsy manompo amin'ny anaran'i Yaveh Andriamaniny izy toy ny ataon'ireo Levita rehetra rahalahiny, izay mijoro ao manoloana an'i Yaveh. BSB BSB: then he shall serve in the name of the LORD his God like all his fellow Levites who stand there before the LORD.
8 ULB Tokony hanana ny anjara fihinanana mitovy izy ireo, ankoatran'izay azo amin'ny fivarotana ny lovan'ny fianakaviany. BSB BSB: They shall eat equal portions, even though he has received money from the sale of his father’s estate.
11 ULB mpanao vintana, miresaka amin'ny maty, na izay miresaka amin'ireo fanahy. BSB BSB: casts spells, consults a medium or spiritist, or inquires of the dead.
12 ULB Fa na iza na iza manao ireo zavatra ireo dia fahavetavetana amin'i Yaveh izany; satria noho ireo fahavetavetana ireo no handroahan'i Yaveh Andriamanitrareo azy ireo tsy ho eo anoloanareo. BSB BSB: For whoever does these things is detestable to the LORD. And because of these detestable things, the LORD your God is driving out the nations before you.
13 ULB Aoka tsy hanan-tsiny eo anoloan'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo. BSB BSB: You must be blameless before the LORD your God.
14 ULB Fa ireo firenena izay ho alainareo ireo dia mihaino ireo mpanao ody sy sikidy; fa ianareo kosa, Yaveh Andriamanitrareo dia tsy namela anareo nanao izany. BSB BSB: Though these nations, which you will dispossess, listen to conjurers and diviners, the LORD your God has not permitted you to do so.
16 ULB Izany no nangatahinareo tamin'i Yaveh Andriamanitrareo tany Horeba tamin'ny andron'ny fiangonana, manao hoe: 'Andeha isika tsy handre ny feon'i Yaveh Andriamanitsika intsony, na hahita ity afo lehibe ity intsony, fandrao ho faty isika.' BSB BSB: This is what you asked of the LORD your God at Horeb on the day of the assembly, when you said, “Let us not hear the voice of the LORD our God or see this great fire anymore, so that we will not die!”
17 ULB Ary hoy Yaveh tamiko hoe: 'Tsara ireo izay nolazain'izy ireo. BSB BSB: Then the LORD said to me, “They have spoken well.
19 ULB Hiseho izany raha misy olona tsy mihaino ireo teniko izay lazainy amin'ny anarako, ho takiko aminy izany. BSB BSB: And I will hold accountable anyone who does not listen to My words that the prophet speaks in My name.
22 ULB Hanaiky ny hafatra izay nolazain'i Yaveh ianareo rehefa miteny amin'ny anaran'i Yaveh ny mpaminany. Raha tsy mitranga na tsy tanteraka izany zavatra izany, noho izany dia zavatra tsy nolazain'i Yaveh izany ary niteny izany tamim-pireharehana ny mpaminany, ka tsy tokony hatahotra azy ianareo. BSB BSB: When a prophet speaks in the name of the LORD and the message does not come to pass or come true, that is a message the LORD has not spoken. The prophet has spoken presumptuously. Do not be afraid of him.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.