1 ULB Rehefa manapaka ireo firenena Yaveh Andriamanitrareo, ireo tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo ho anareo, ary rehefa maka ny tanin'izy ireo ary monina tao amin'ny tanànan'izy ireo sy ny tranon'izy ireo ianareo, BSB BSB: When the LORD your God has cut off the nations whose land He is giving you, and when you have driven them out and settled in their cities and houses,
2 ULB dia misafidiana tanàna telo ho an'ny tenanareo eo afovoan'ny taninareo izay nomen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo ho fananana. BSB BSB: then you are to set apart for yourselves three cities within the land that the LORD your God is giving you to possess.
3 ULB Manamboara lalana ary zarao ho telo ny faritaninareo, ny tany izay navelan'i Yaveh Andriamanitrareo ho lovainareo, mba handositra any izay rehetra mamono olon-kafa. BSB BSB: You are to build roads for yourselves and divide into three regions the land that the LORD your God is giving you as an inheritance, so that any manslayer can flee to these cities.
4 ULB Izao no lalàna ho an'ny olona izay mamono olon-kafa ary mandositra hipetraka any: na iza na iza mamono tsinahy ny mpiara-belona aminy, ary tsy nankahala azy teo aloha— BSB BSB: Now this is the situation regarding the manslayer who flees to one of these cities to save his life, having killed his neighbor accidentally, without intending to harm him:
5 ULB toy ny rehefa mankany an'ala miaraka amin'ny mpiara-belona aminy mba hanapaka hazo, ary mikapa ny hazo amin'ny famaky izy, ary miala eny amin'ny tahony ny lohan'ilay famaky ka mahavoakapoka ilay mpiara-belona aminy ka maty izy—dia tsy maintsy mandositra any amin'ny iray amin'ireo tanàna ireo ary mipetraka any izany lehilahy izany. BSB BSB: If he goes into the forest with his neighbor to cut timber and swings his axe to chop down a tree, but the blade flies off the handle and strikes and kills his neighbor, he may flee to one of these cities to save his life.
6 ULB Raha tsy izany dia mety ho arahin'ny mpamaly rà ilay iray izay hanala ny aina, ary ny firehetan-katezerany no handresy, raha lehibe loatra ny halavirana, kapohy izy ary vonoy izy, na dia tsy mendrika ny ho faty aza izany lehilahy izany, satria tsy nankahala ny mpiara-belona aminy izy tany aloha. BSB BSB: Otherwise, the avenger of blood might pursue the manslayer in a rage, overtake him if the distance is great, and strike him dead though he did not deserve to die, since he did not intend any harm.
7 ULB Noho izany mandidy anao aho hifidy tanàna telo ho anao. BSB BSB: This is why I am commanding you to set apart for yourselves three cities.
8 ULB Raha manitatra ny faritaninareo i Yaveh Andriamanitrareo, araka ny efa nianianany tamin'ireo razambenareo fa ho ataony, ary ny tany rehetra izay nampanantenainy fa homena ny razambe anareo; BSB BSB: And if the LORD your God enlarges your territory, as He swore to your fathers, and gives you all the land He promised them,
9 ULB raha tandrovinareo ireo didy rehetra ireo, izay handidiko anareo anio— ireo didy mba hitia an'i Yaveh Andriamanitrareo sy handeha amin'ny lalany mandrakariva, dia tokony hanampy tanàna telo lehibe ho an'ny tenanareo ianareo, ankoatra ireo telo. BSB BSB: and if you carefully keep all these commandments I am giving you today, loving the LORD your God and walking in His ways at all times, then you are to add three more cities to these three.
10 ULB Ataovy izany mba tsy hisy ràn'olona tsy manan-tsiny hiraraka eo amin'ilay tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo ho anareo ho lova, mba tsy ho meloka amin'ny rà ianareo. BSB BSB: Thus innocent blood will not be shed in the land that the LORD your God is giving you as an inheritance, so that you will not be guilty of bloodshed.
11 ULB Saingy raha misy olona mankahala ny mpiara-belona aminy, manomana tetika hamonoana azy, mitsangana hanohitra azy, ary mandratra azy mba ho faty, ary raha mandositra any amin'ny iray amin'ireo tanàna ireo izy— BSB BSB: If, however, a man hates his neighbor and lies in wait, attacks him and kills him, and then flees to one of these cities,
12 ULB dia tsy maintsy maniraka sy maka azy hiverina avy any ireo loholona ao amin'ny tanànany, ary manolotra azy eo an-tanan'ny mpamaly faty, mba ho faty izy. BSB BSB: the elders of his city must send for him, bring him back, and hand him over to the avenger of blood to die.
13 ULB Aoka ny masonareo tsy ampiseho famindram-po aminy; fa kosa, foano tsy ho eo amin'Israely ny famonoana olona tsy manan-tsiny, mba hahasoa anareo. BSB BSB: You must show him no pity. You are to purge from Israel the guilt of shedding innocent blood, that it may go well with you.
14 ULB Aza esorina amin'ny mpiara-belona aminareo ny famantaran-tany izay napetrak'izy ireo fotoana maro tany aloha, amin'ny lova izay ho lovainareo, any amin'ny tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo ho fanananareo. BSB BSB: You must not move your neighbor’s boundary marker, which was set up by your ancestors to mark the inheritance you shall receive in the land that the LORD your God is giving you to possess.
15 ULB Tsy misy vavolombelona tokana tokony hitsangana hiampanga olona iray amin'ny heloka rehetra, na amin'ny ota rehetra, amin'ny zavatra nanotàny rehetra; fa amin'ny vavan'ny vavolombelona roa, na amin'ny vavan'ny vavolombelona telo, no hanamarinana ny zavatra rehetra. BSB BSB: A lone witness is not sufficient to establish any wrongdoing or sin against a man, regardless of what offense he may have committed. A matter must be established by the testimony of two or three witnesses.
16 ULB Raha atao hoe misy vavolombelona tsy marina iray mitsangana manohitra olona mba hijoro vavolombelona hiampanga azy amin'ny fanaovan-dratsy. BSB BSB: If a false witness testifies against someone, accusing him of a crime,
17 ULB Ary ireo lehilahy roa, izay misy tsy fiombonan-kevitra, dia tsy maintsy mijoro eo anatrehan'i Yaveh, eo anatrehan'ireo mpisorona sy mpitsara izay mpanompo tamin'izany andro izany. BSB BSB: both parties to the dispute must stand in the presence of the LORD, before the priests and judges who are in office at that time.
19 ULB dia ataovy aminy izay niriany hatao amin'ny rahalahiny; ary hanala ny ratsy eo aminareo ianareo. BSB BSB: you must do to him as he intended to do to his brother. So you must purge the evil from among you.
20 ULB Ary ireo izay tavela dia handre sy hatahotra, ary tsy hanao zava-dratsy toy izany eo aminareo intsony manomboka eo. BSB BSB: Then the rest of the people will hear and be afraid, and they will never again do anything so evil among you.
21 ULB Tsy tokony hampiseho famindram-po ny masonareo; ny aina no ho solon'ny aina, maso solon'ny maso, nify solon'ny nify, tanana solon'ny tanana, tongotra solon'ny tongotra. BSB BSB: You must show no pity: life for life, eye for eye, tooth for tooth, hand for hand, and foot for foot.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.