1 ULB Raha misy olona hita faty ao amin'ny tany izay nomen'i Yaveh Andriamanitrareo ho fananana, mandry eo amin'ny saha, ary tsy fantatra izay nanafika azy; BSB BSB: If one is found slain, lying in a field in the land that the LORD your God is giving you to possess, and it is not known who killed him,
2 ULB dia tsy maintsy mandeha mivoaka ireo loholonareo sy ireo mpitsaranareo, ary tsy maintsy mandrefy ireo tanàna izay manodidina an'ilay olona novonoina izy ireo. BSB BSB: your elders and judges must come out and measure the distance from the victim to the neighboring cities.
3 ULB Ary ireo loholon'ny tanàn-dehibe izay akaikin'ny fatin'ilay olona dia tsy maintsy maka ombivavikely avy amin'ny andian'omby, anankiray izay tsy mbola nampiasaina mihitsy, ary tsy nisy zioga. BSB BSB: Then the elders of the city nearest the victim shall take a heifer that has never been yoked or used for work,
4 ULB Avy eo dia tsy maintsy roasin'izy ireo midina amin'ny lohasaha misy rano mandeha ilay ombivavikely, lohasaha izay tsy mbola nasaina tamin'ny angadin'omby na nambolena, ary eo amin'ny lohasaha izy ireo no tsy maintsy manolana ny tendan'ilay ombivavikely. BSB BSB: bring the heifer to a valley with running water that has not been plowed or sown, and break its neck there by the stream.
5 ULB Ireo mpisorona, taranak'i Levy, dia tsy maintsy manatona akaiky; satria izy ireo no nosafidin'i Yaveh Andriamanitrao hanompo Azy sy hitahy ny olona amin'ny anaran'i Yaveh; henoy ireo tolo-kevitr'izy ireo, satria ny tenin'izy ireo dia ho didim-pitsaràna amin'ny fifamaliana rehetra sy amin'ny fandratrana. BSB BSB: And the priests, the sons of Levi, shall come forward, for the LORD your God has chosen them to serve Him and pronounce blessings in His name and to give a ruling in every dispute and case of assault.
6 ULB Ireo loholon'ny tanàna rehetra izay akaikin'ilay olona novonoina dia tsy maintsy manasa ny tanan'izy ireo eo amin'ilay ombivavikely izay voaolana teo amin'ny lohasaha ny tendany; BSB BSB: Then all the elders of the city nearest the victim shall wash their hands by the stream over the heifer whose neck has been broken,
7 ULB ary tsy maintsy mamaly ny zava-misy izy ireo ka miteny hoe: "Ny tananay dia tsy nandatsaka ny ràny, ary tsy nahita izany ny masonay. BSB BSB: and they shall declare, “Our hands did not shed this blood, nor did our eyes see it.
8 ULB Mamelà ny vahoaka Israelinao, izay efa navotanao, ry Yaveh, ary aza atao meloka amin'ny fandatsahan-drà olona tsy manan-tsiny ny vahoaka Israelinao." Dia ho avela heloka amin'ny fandatsahan-drà izy ireo. BSB BSB: Accept this atonement, O LORD, for Your people Israel whom You have redeemed, and do not hold the shedding of innocent blood against them.” And the bloodshed will be atoned for.
9 ULB Amin'izany fomba izany no hanesoranao ny rà tsy manan-tsiny eo anivonao, rehefa manao izay marina eo imason'i Yaveh ianao. BSB BSB: So you shall purge from among you the guilt of shedding innocent blood, since you have done what is right in the eyes of the LORD.
10 ULB Rehefa mandeha mivoaka hiady hanohitra ireo fahavalonao ianao ary Yaveh Andriamanitrao manome fandresena anao sy manao azy ireo ho eo ambany fahefanao, ary mihazona azy ireo ho babo ianao, BSB BSB: When you go to war against your enemies and the LORD your God delivers them into your hand and you take them captive,
11 ULB raha mahita vehivavy tsara tarehy eo amin'izy ireo ianao, ary manam-paniriana aminy ka maniry ny haka azy ho vadinao, BSB BSB: if you see a beautiful woman among them, and you desire her and want to take her as your wife,
12 ULB dia ho entinao any an-tranonao izy; hanaratra ny lohany izy ary hanapaka ny hohony. BSB BSB: then you shall bring her into your house. She must shave her head, trim her nails,
13 ULB Ary hanala ny akanjo izay nanaovany tamin'izy babo izy ka hijanona ao amin'ny tranonao ary hisaona ny rainy sy ny reniny mandritry ny iray volana. Rehefa avy miara-mandry aminy ianao ary lasa vadiny, dia ho vadinao izy. BSB BSB: and put aside the clothing of her captivity. After she has lived in your house a full month and mourned her father and mother, you may have relations with her and be her husband, and she shall be your wife.
14 ULB Fa raha tsy mahazo fahafinaretana aminy ianao, dia hamela azy handeha any amin'izay iriany aleha. Fa tsy azonao atao ny mivarotra azy ho fahazoam-bola, ary tsy azonao atao ny mitondra azy tahaka ny andevo, satria efa nanala baraka azy ianao. BSB BSB: And if you are not pleased with her, you are to let her go wherever she wishes. But you must not sell her for money or treat her as a slave, since you have dishonored her.
16 ULB amin'ny andro izay hampandovan'ilay lehilahy izay hananany an'ireo zanany, dia tsy tokony hanao ny zanak'ilay vady tiana ho lahimatoa alohan'ny zanak'ilay vady ankahalaina izy, ilay zanaka izay lahimatoa ankehitriny. BSB BSB: when that man assigns his inheritance to his sons he must not appoint the son of the beloved wife as the firstborn over the son of the unloved wife.
17 ULB Fa kosa, tsy maintsy miaiky izay lahimatoa izy, dia ilay zanaky ny vady ankahalaina, amin'ny alalan'ny fanomezana azy anjaran-droa amin'izay fananany rehetra; satria io zanaka io no fiandohan'ny tanjany; ka azy ny fizokiana. BSB BSB: Instead, he must acknowledge the firstborn, the son of his unloved wife, by giving him a double portion of all that he has. For that son is the firstfruits of his father’s strength; the right of the firstborn belongs to him.
18 ULB Raha misy lehilahy iray manana zanaka mafy loha sy mpikomy izay tsy hankato ny feon'ny rainy na ny feon'ny reniny, ary izay, na dia ahitsin'izy ireo aza izy, dia tsy hihaino azy ireo; BSB BSB: If a man has a stubborn and rebellious son who does not obey his father and mother and does not listen to them when disciplined,
19 ULB dia tsy maintsy manery azy sy mitondra azy mivoaka mankany amin'ireo loholon'ny tanànany sy any am-bavahadin'ny tanànany ny rainy sy ny reniny. BSB BSB: his father and mother are to lay hold of him and bring him to the elders of his city, to the gate of his hometown,
20 ULB Tsy maintsy miteny amin'ireo loholon'ny tanànany izy ireo hoe: "Ity zanakay ity dia mafy loha sy mpikomy; tsy hankato ny feonay izy; tendan-kanina sy mpimamo izy." BSB BSB: and say to the elders, “This son of ours is stubborn and rebellious; he does not obey us. He is a glutton and a drunkard.”
21 ULB Dia tsy maintsy mitora-bato azy ho faty avokoa ny olon-drehetran'ny tanànany; ary ianao dia hanala ny ratsy eo aminao. Ny Israely rehetra dia handre izany ka hatahotra. BSB BSB: Then all the men of his city will stone him to death. So you must purge the evil from among you, and all Israel will hear and be afraid.
22 ULB Raha nanao fahotana mendrika fahafatesana ny olona iray ary vonoina izy, ka haraviravinao eny amin'ny hazo, BSB BSB: If a man has committed a sin worthy of death, and he is executed, and you hang his body on a tree,
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.