1 ULB Tsy tokony hiambina ny ombin'ireo Israelita namanao ianao na ny ondriny mandeha amin'ny lalan-diso ka manafina ny tenanao amin'ireo; tsy maintsy ampodinao aminy ireo. BSB BSB: If you see your brother’s ox or sheep straying, you must not ignore it; be sure to return it to your brother.
2 ULB Raha tsy akaiky anao ireo Israelita namanao, na raha tsy mahafantatra azy ianao, dia tsy maintsy mitondra ilay biby any an-tranonao ianao, ary tsy maintsy miaraka aminao izany mandra-pitadiavany azy, ary avy eo dia tsy maintsy ampodinao any aminy izany. BSB BSB: If your brother does not live near you, or if you do not know who he is, you are to take the animal home to remain with you until your brother comes seeking it; then you can return it to him.
3 ULB Tokony manao tahaka izany amin'ny apondrany ianao; tokony manao tahaka izany amin'ny fitafiany ianao; ary tokony manao tahaka izany amin'ireo zavatry ny Israelita namanao very rehetra ihany koa ianao, ny zavany izay very ka hitanao; tsy tokony manafina ny tenanao ianao. BSB BSB: And you shall do the same for his donkey, his cloak, or anything your brother has lost and you have found. You must not ignore it.
4 ULB Tsy tokony mijery ny apondran'ny Israelita namanao na ny ombiny mianjera amin'ny lalana ka manafina ny tenanao amin'izy ireo ianao; tokony manampy izany hiarina indray ianao. BSB BSB: If you see your brother’s donkey or ox fallen on the road, you must not ignore it; you must help him lift it up.
5 ULB Tsy tokony hitafy fitafian-dehilahy ireo vehivavy, ary tsy tokony manao fitafiam-behivavy ireo lehilahy; fa na iza na iza manao ireo zavatra ireo dia fanevatevana an'i Yaveh Andriamanitrareo izany. BSB BSB: A woman must not wear men’s clothing, and a man must not wear women’s clothing, for whoever does these things is detestable to the LORD your God.
6 ULB Raha misy akanim-borona miseho eo anoloanao eny an-dalana, eny amin'ny hazo rehetra na eny amin'ny tany, miaraka amin'ny zanany na atody ao aminy, ary ilay reniny mipetraka eo amin'ny zanany na eo amin'ireo atody, dia tsy tokony haka ilay reny miaraka amin'ilay zanany ianao. BSB BSB: If you come across a bird’s nest with chicks or eggs, either in a tree or on the ground along the road, and the mother is sitting on the chicks or eggs, you must not take the mother along with the young.
7 ULB Tokony hamela ilay reny handeha ianao, fa ilay zanany dia afaka alainao ho anao. Mankatoava izany baiko izany mba ho lavorary aminao izany, ary mba hahalava ny andronao. BSB BSB: You may take the young, but be sure to let the mother go, so that it may be well with you and that you may prolong your days.
8 ULB Rehefa manorina trano vaovao ianao, dia asio aro-fanina ny tafonao mba tsy hitondranao rà ao an-tranonao raha misy olona mianjera avy eo amin'izany. BSB BSB: If you build a new house, you are to construct a railing around your roof, so that you do not bring bloodguilt on your house if someone falls from it.
9 ULB Tsy tokony hamboly ny tanim-boalobokao miaraka amin'ny karazana voa roa ianao, mba tsy ho alain'ny toerana masina ny vokatra rehetra, ireo voa izay nafafinao ary ny vokatry ny tanim-boaloboka. BSB BSB: Do not plant your vineyard with two types of seed; if you do, the entire harvest will be defiled—both the crop you plant and the fruit of your vineyard.
10 ULB Aza miasa tany amin'ny omby sy apondra indray miaraka ianao. BSB BSB: Do not plow with an ox and a donkey yoked together.
11 ULB Aza mitafy lamba vita tamin'ny volon'ondry sy rongony miaraka. BSB BSB: Do not wear clothes of wool and linen woven together.
12 ULB Manamboara somotr'aviavy eo amin'ny zorony efatra amin'ny akanjo lava izay anaovanao. BSB BSB: You are to make tassels on the four corners of the cloak you wear.
13 ULB Raha misy lehilahy iray maka vady, miara-mandry aminy, ary avy eo mankahala azy, BSB BSB: Suppose a man marries a woman, has relations with her, and comes to hate her,
14 ULB sy manendrikendrika azy amin'ny zavatra mahamenatra ary manao ratsy laza azy, sy milaza hoe: 'Naka izany vehivavy izany aho, fa rehefa nanatona akaiky azy aho, dia tsy nahita porofo amin'ny maha virijiny azy.' BSB BSB: and he then accuses her of shameful conduct and gives her a bad name, saying, “I married this woman and had relations with her, but I discovered she was not a virgin.”
15 ULB Dia tsy maintsy maka porofo ny amin'ny maha-virjiny azy ho an'ireo loholona ao amin'ny vavahadin'ny tanàna ny ray sy renin'ilay vehivavy. BSB BSB: Then the young woman’s father and mother shall bring the proof of her virginity to the city elders at the gate
16 ULB Ny rain'ilay vehivavy dia tsy maintsy milaza amin'ireo loholona hoe: 'Nanome ny zanako vavy ho vadin'izany lehilahy izany aho, ka nankahala azy izy. BSB BSB: and say to the elders, “I gave my daughter in marriage to this man, but he has come to hate her.
17 ULB Indro, nanendrikendrika azy tamin'ny zava-mahamenatra izy, ary nilaza hoe: "Tsy hitako tao amin'ny zanakareo vavy ny porofon'ny maha virjiny azy." Kanefa ity ny porofo amin'ny maha virijiny ny zanako vavy.' Avy eo izy ireo dia hamelatra ny fitafiany eo anatrehan'ireo loholon'ny tanàna. BSB BSB: And now he has accused her of shameful conduct, saying, ‘I discovered that your daughter was not a virgin.’ But here is the proof of her virginity.” And they shall spread out the cloth before the city elders.
18 ULB Tokony haka io lehilahy io ireo loholon'ny tanàna ary hanasazy azy, BSB BSB: Then the elders of that city shall take the man and punish him.
19 ULB ary tokony hampanonitra azy sekela volafotsy zato izy ireo, ary hanome izany ho an'ny rain'ilay vehivavy, satria nanao ratsy laza tamin'ny virijinin'Israely iray ilay lehilahy. Tsy maintsy ho vadiny izy; ary tsy afaka ny hisaraka aminy izy mandritry ny androny rehetra. BSB BSB: They are also to fine him a hundred shekels of silver and give them to the young woman’s father, because this man has given a virgin of Israel a bad name. And she shall remain his wife; he must not divorce her as long as he lives.
20 ULB Fa raha marina izany zavatra izany, fa ilay porofo maha-virijiny dia tsy hita tao amin'ilay vehivavy, BSB BSB: If, however, this accusation is true, and no proof of the young woman’s virginity can be found,
21 ULB dia tsy maintsy hitondra an'ilay vehivavy any amin'ny varavaran'ny tranon'ilay ray izy ireo, ary ireo lehilahy any amin'ny tanàna dia tsy maintsy hitora-bato azy ho faty, satria nanao zavatra maharikoriko tany Israely izy, tamin'ny fanaovana fihetsika toy ny vehivavy janga tao an-tranon-drainy; ary hanala ny ratsy eo aminareo ianareo. BSB BSB: she shall be brought to the door of her father’s house, and there the men of her city will stone her to death. For she has committed an outrage in Israel by being promiscuous in her father’s house. So you must purge the evil from among you.
22 ULB Raha misy lehilahy tratra niara-nandry tamin'ny vehivavy iray izay manambady lehilahy iray hafa, dia tsy maintsy ho faty izy roa, ilay lehilahy izay niara-nandry tamin'ilay vehivavy sy ilay vehivavy mihitsy; dia hanala ilay ratsy eo aminao ianao. BSB BSB: If a man is found lying with another man’s wife, both the man who slept with her and the woman must die. You must purge the evil from Israel.
23 ULB Raha misy vehivavy virijiny iray, mivady amin'ny lehilahy iray, ary lehilahy iray hafa mahatratra azy ao amin'ny tanàna ka miara mandry aminy, BSB BSB: If there is a virgin pledged in marriage to a man, and another man encounters her in the city and sleeps with her,
24 ULB dia alaivo ho any amin'ny vavahadin'ny tanàna izy roa, ka torahy vato ho faty. Tsy maintsy mitoraka ilay vehivavy ianao, satria tsy nitomany izy, na dia tao amin'ny tanàna aza. Tsy maintsy mitoraka ilay lehilahy ianao, satria nandika ny vadin'ny mpiara-belona aminy izy; ary hanala ny ratsy eo aminao ianao. BSB BSB: you must take both of them out to the gate of that city and stone them to death—the young woman because she did not cry out in the city, and the man because he has violated his neighbor’s wife. So you must purge the evil from among you.
25 ULB Fa raha tratran-dralehilahy eny an-tsaha ilay vehivavy efa fofombadin'olona, ka raha azoniny izy ary miara-mandry aminy, dia ilay lehilahy izay miara-mandry aminy ihany no tsy maintsy ho faty. BSB BSB: But if the man encounters a betrothed woman in the open country, and he overpowers her and lies with her, only the man who has done this must die.
26 ULB Fa ilay vehivavy tsy hanaovanao na inona na inona; tsy misy heloka mendrika fahafatesana ao amin'ilay vehivavy. Fa izany tranga izany dia toy ny lehilahy iray manafika ny mpiara-belona aminy sy mamono azy. BSB BSB: Do nothing to the young woman, because she has committed no sin worthy of death. This case is just like one in which a man attacks his neighbor and murders him.
27 ULB Fa hitany tany an-tsaha izy; nihiaka mafy ilay vehivavy fofombadin'olona, kanefa tsy nisy olona afaka namonjy az. BSB BSB: When he found her in the field, the betrothed woman cried out, but there was no one to save her.
28 ULB Raha misy lehilahy mahatratra vehivavy virijiny iray nefa tsy mbola fofombadin'olona, ary raha hazoniny sy miara-mandry aminy izy, ka raha tratra izy ireo, BSB BSB: If a man encounters a virgin who is not pledged in marriage, and he seizes her and lies with her, and they are discovered,
29 ULB dia tsy maintsy manome sekely volafotsy dimampolo amin'ny rain'ilay vehivavy ilay lehilahy niara-nandry taminy, ary tsy maintsy lasa vadiny ilay vehivavy, satria nanala baraka azy izy. Tsy tokony hisaraka aminy izy mandritry ny androny rehetra. BSB BSB: then the man who lay with her must pay the young woman’s father fifty shekels of silver, and she must become his wife because he has violated her. He must not divorce her as long as he lives.
30 ULB Tsy tokony maka ny vadin-drainy ho azy manokana ny lehilahy iray; tsy tokony maka ny zon'ny fanambadin'ny rainy izy. BSB BSB: A man is not to marry his father’s wife, so that he will not dishonor his father’s marriage bed.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.