1 ULB Rehefa tonga any amin'ny tany izay homen'i Yaveh Andriamanitrao ho lovanao ianao, ary rehefa lasanao sy honenanao izany, BSB BSB: When you enter the land that the LORD your God is giving you as an inheritance, and you take possession of it and settle in it,
2 ULB tsy maintsy alainao ny sasany amin'ny voaloham-bokatra rehetra eo amin'ilay tany izay nitondrana anao teo amin'ny tany izay nomen'i Yaveh Andriamanitrao. Tsy maintsy hataonao ao anaty harona izany ary handeha any amin'ny toerana izay nosafidin'Yaveh Andriamanitrao ho fitoerany masina ianao. BSB BSB: you are to take some of the firstfruits of all your produce from the soil of the land that the LORD your God is giving you and put them in a basket. Then go to the place the LORD your God will choose as a dwelling for His Name,
3 ULB Tsy maintsy mandeha any amin'ny mpisorona izay hanompo amin'ireo andro ireo ianao, ary hiteny aminy hoe: 'Miaiky an'i Yaveh Andriamanitrao aho ankehitriny fa izaho dia avy amin'ny tany izay nianianan'i Yaveh tamin'ireo razantsika mba homena antsika.' BSB BSB: to the priest who is serving at that time, and say to him, “I declare today to the LORD your God that I have entered the land that the LORD swore to our fathers to give us.”
4 ULB Tsy maintsy halain'ny mpisorona eo an-tananao ilay harona ary hapetrany manoloan'ny alitaran'i Yaveh Andriamanitrao. BSB BSB: Then the priest shall take the basket from your hands and place it before the altar of the LORD your God,
6 ULB Ratsy fitondrana sy nampahory antsika ireo Egyptiana. Nampanaoviny ny asan'ireo andevo isika. BSB BSB: But the Egyptians mistreated us and afflicted us, putting us to hard labor.
7 ULB Nitaraina tamin'i Yaveh, Ilay Andriamanitr'ireo razantsika isika, ary henony ny feontsika ary hitany ny fahoriantsika, ny asantsika, ary ny fijaliantsika. BSB BSB: So we called out to the LORD, the God of our fathers; and the LORD heard our voice and saw our affliction, toil, and oppression.
8 ULB Nentin'i Yaveh nivoaka avy tany Egypta tamin'ny tanana mahery isika, tamin'ny faninjirana sandry, sy tamin'ny fampitahorana lehibe, tamin'ny famantarana, ary tamin'ny fahagagana; BSB BSB: Then the LORD brought us out of Egypt with a mighty hand and an outstretched arm, with great terror, signs, and wonders.
9 ULB ary Izy nitondra antsika tamin'ity toerana ity sy nanome antsika ity tany ity, dia tany izay tondra-dronono sy tantely. BSB BSB: And He brought us to this place and gave us this land, a land flowing with milk and honey.
10 ULB Indro ankehitriny, mitondra ny voaloham-bokatry ny tany izay nomenao, Yaveh, ahy aho. 'Tsy maintsy hapetrakao eo ambany manoloana an'i Yaveh Andriamanitrao izany ary manaova fanompoam-pivavahana eo anoloany; BSB BSB: And now, behold, I have brought the firstfruits of the land that You, O LORD, have given me.” Then you are to place the basket before the LORD your God and bow down before Him.
11 ULB ary ianao dia tsy maintsy miravoravo amin'izay zava-tsoa rehetra nataon'i Yaveh Andriamanitrao taminao, tamin'ny ankohonanao—ianao, sy ny Levita, ary ireo mpivahiny eo aminao BSB BSB: So you shall rejoice—you, the Levite, and the foreigner dwelling among you—in all the good things the LORD your God has given to you and your household.
12 ULB Rehefa avy manolotra ny ampahafolon'ny vokatrao rehetra tamin'ny taona fahatelo ianao, izay, taonan'ny ampahafolon-karena, dia tsy maintsy homenao ho an'ny Levita izany, ho an'ny vahiny, ho an'ny kamboty, sy ho an'ny mpitondratena, mba hahafahan'izy ireo mihinana ao anatin'ny vavahadin'ny tanànanao ka ho voky. BSB BSB: When you have finished laying aside a tenth of all your produce in the third year, the year of the tithe, you are to give it to the Levite, the foreigner, the fatherless, and the widow, that they may eat and be filled within your gates.
13 ULB Tsy maintsy milaza eo anoloan'i Yaveh Andriamanitrao ianao hoe: 'Nentiko nivoaka ny tranoko ireo zavatra izay an'i Yaveh, ary nomeko ny Levita, ny mpivahiny, ny tsy manan-dray, sy ny mpitondra tena, araka ny didinao rehetra izay nomenao ahy. Tsy nisy nodikaiko ireo didinao, na nohadinoiko ireo. BSB BSB: Then you shall declare in the presence of the LORD your God, “I have removed from my house the sacred portion and have given it to the Levite, the foreigner, the fatherless, and the widow, according to all the commandments You have given me. I have not transgressed or forgotten Your commandments.
14 ULB Tsy nihinana tamin'izany aho nandritry ny fisaonako, na nataoko teny ho eny tamin'ny andron'ny fahalotoko, na nomeko ho fahan-kanina hanajana ny maty. Nihaino ny feon'i Yaveh Andriamanitro aho; nankatoaviko avokoa izay rehetra nandidianao ahy mba hataoko. BSB BSB: I have not eaten any of the sacred portion while in mourning, or removed any of it while unclean, or offered any of it for the dead. I have obeyed the LORD my God; I have done everything You commanded me.
15 ULB Mijere ambany avy eny amin'ny toerana masina izay hitoeranao, avy eny an-danitra, ary tahio ireo Israely vahoakanao, sy ilay tany izay nomenao anay, araka izay nianiananao tamin'ireo razanay, dia tany tondra-dronono sy tantely.' BSB BSB: Look down from Your holy habitation, from heaven, and bless Your people Israel and the land You have given us as You swore to our fathers—a land flowing with milk and honey.”
16 ULB Anio Yaveh Andriamanitrao dia mandidy anao mba hankato ireo lalàna sy didy ireo; noho izany dia hitandrina azy ireo ianao ary hanaraka izany amin'ny fonao manontolo sy ny fanahinao manontolo. BSB BSB: The LORD your God commands you this day to follow these statutes and ordinances. You must be careful to follow them with all your heart and with all your soul.
17 ULB Nanao fanambarana ianao androany fa Yaveh dia Andriamanitrao, ka handeha amin'ny lalany ianao ary hitandrina ireo fitsipiny, ireo didiny, sy ireo lalàny, ary hiaino ny feony ianao. BSB BSB: Today you have proclaimed that the LORD is your God and that you will walk in His ways, keep His statutes and commandments and ordinances, and listen to His voice.
18 ULB Anio Yaveh dia manao fanambarana fa ianao dia vahoaka izay Azy manokana, araka izay nampanantenainy anao, ary ianao dia natao hitandrina ireo didiny rehetra, BSB BSB: And today the LORD has proclaimed that you are His people and treasured possession as He promised, that you are to keep all His commandments,
19 ULB ary ho hataony ho ambony noho ireo firenena hafa rehetra izay nataony ianao, ary ianao dia hahazo dera, laza, ary voninahitra. Ho vahoaka voatokana ho an'i Yaveh Andriamanitrao ianao, araka izay nolazainy." BSB BSB: that He will set you high in praise and name and honor above all the nations He has made, and that you will be a holy people to the LORD your God, as He has promised.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.