1 ULB Mosesy sy ireo loholon'Israely nandidy ny vahoaka ary niteny hoe: "Tandremo ireo didy rehetra izay andidiako anareo androany. BSB BSB: Then Moses and the elders of Israel commanded the people: “Keep all the commandments I am giving you today.
2 ULB Rehefa hiampita an'i Jordana ianareo indray andro any ho any amin'ny tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrao anao, dia tsy maintsy hametraka vato lehibe maromaro ianao ary handalotra ireo amin'ny sokay. BSB BSB: And on the day you cross the Jordan into the land that the LORD your God is giving you, set up large stones and coat them with plaster.
3 ULB Tsy maintsy soratanao ao amin'ireo ny teny rehetra amin'ity lalàna ity rehefa tafita ianao, mba hiditra ao amin'ilay tany izay omen'i Yaveh anao ianao, dia tany tondra-dronono sy tantely, araka ny efa nampanantenain'i Yaveh, ilay Andriamanitr'ireo razambenao. BSB BSB: Write on them all the words of this law when you have crossed over to enter the land that the LORD your God is giving you, a land flowing with milk and honey, just as the LORD, the God of your fathers, has promised you.
4 ULB Rehefa tafita ny Jordana ianareo, dia hatsangano ireo vato izay handidiako anareo androany, ao an-tendrombohitra Ebala, ary lalory sokay ireo. BSB BSB: And when you have crossed the Jordan, you are to set up these stones on Mount Ebal, as I am commanding you today, and you are to coat them with plaster.
5 ULB Ao no tsy maintsy hanorenanao alitara ho an'i Yaveh Andriamanitrao, alitara vita amin'ny vato; kanefa aza mampiasa fitaovana vy hiasana ireo vato. BSB BSB: Moreover, you are to build there an altar to the LORD your God, an altar of stones. You must not use any iron tool on them.
6 ULB Vato tsy voapaika no tsy maintsy hanamboaranao ny alitaran'i Yaveh Andriamanitrao; tsy maintsy hanao fanatitra dorana ho an'i Yaveh Andriamanitrao eo amin'io ianao, BSB BSB: You shall build the altar of the LORD your God with uncut stones and offer upon it burnt offerings to the LORD your God.
7 ULB ary hanao sorona fanati-pihavanana ianao ka hihinana ao. Hiravoravo eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrao ianao. BSB BSB: There you are to sacrifice your peace offerings, eating them and rejoicing in the presence of the LORD your God.
8 ULB Ho soratanao feno eo amin'ireo vato ireo ny teny rehetra amin'ity lalàna ity." BSB BSB: And you shall write distinctly upon these stones all the words of this law.”
9 ULB Mosesy sy ireo mpisorona, ary ireo Levita, niresaka tamin'ireo Israely rehetra, nanao hoe: "Mangina, ary mihainoa, ry Israely: Androany dia efa tonga vahoakan'i Yaveh Andriamanitrao ianao. BSB BSB: Then Moses and the Levitical priests spoke to all Israel: “Be silent, O Israel, and listen! This day you have become the people of the LORD your God.
10 ULB Noho izany dia tsy maintsy mankatò ny feon'i Yaveh Andriamanitrao ianao, ary mankatò ireo didiny sy ny lalàny izay handidiako anao androany." BSB BSB: You shall therefore obey the voice of the LORD your God and follow His commandments and statutes I am giving you today.”
11 ULB Tamin'io andro io ihany dia nandidy ny olona i Mosesy ary niteny hoe: BSB BSB: On that day Moses commanded the people:
12 ULB "Ireto foko ireto no tsy maintsy hitsangana eo an-tendrombohitra Gerizima mba hitso-drano ny olona rehefa tafita an'i Jordana ianareo: Simeona, Levy, Joda, Isakara, Josefa, ary Benjamina. BSB BSB: “When you have crossed the Jordan, these tribes shall stand on Mount Gerizim to bless the people: Simeon, Levi, Judah, Issachar, Joseph, and Benjamin.
13 ULB Ireto foko ireto no tsy maintsy hitsangana eo amin'ny Tendrombohitra Ebala mba hanonona ozona: Roben, Gada, Asera, Zebolona, Dana, ary Naftaly. BSB BSB: And these tribes shall stand on Mount Ebal to deliver the curse: Reuben, Gad, Asher, Zebulun, Dan, and Naphtali. 14 ULB Hamaly ireo Levita ary hiteny amin'ireo lehilahin'Israely rehetra amin'ny feo avo hoe: BSB BSB: Then the Levites shall proclaim in a loud voice to every Israelite:
16 ULB 'Ho voaozona anie ny lehilahy izay manao tsinontsinona ny rainy na ny reniny.' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe: 'Amena.' BSB BSB: ‘Cursed is he who dishonors his father or mother.’ And let all the people say, ‘Amen!’
17 ULB 'Ho voaozona anie ny lehilahy izay mamindra ny mari-tanin'ny mpiray vodirindrina aminy.' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe: 'Amena.' BSB BSB: ‘Cursed is he who moves his neighbor’s boundary stone.’ And let all the people say, ‘Amen!’
18 ULB 'Ho voaozona anie ny lehilahy izay mamery lalana ny jamba.' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe: 'Amena.' BSB BSB: ‘Cursed is he who lets a blind man wander in the road.’ And let all the people say, ‘Amen!’
19 ULB 'Ho voaozona anie ny lehilahy izay mampiasa hery mba hahazoana ny rariny izay tokony ho an'ny vahiny, ny kamboty, na ny mpitondratena.' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe: 'Amena.' BSB BSB: ‘Cursed is he who withholds justice from the foreigner, the fatherless, or the widow.’ And let all the people say, ‘Amen!’
20 ULB 'Ho voaozona anie ny lehilahy izay miara-mandry amin'ny vadin'ny rainy, satria nangalatra ny zon'ny rainy izy.' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe: 'Amena.' BSB BSB: ‘Cursed is he who sleeps with his father’s wife, for he has violated his father’s marriage bed.’ And let all the people say, ‘Amen!’
21 ULB 'Ho voaozona anie ny lehilahy izay miara-mandry amin'izay mety ho karazam-bibidia.' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe: 'Amena.' BSB BSB: ‘Cursed is he who lies with any animal.’ And let all the people say, ‘Amen!’
22 ULB 'Ho voaozona anie ny lehilahy izay miara-mandry amin'ny anabaviny, ny zanaka vavin'ny rainy, na ny zanaka vavin'ny reniny.' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe: 'Amena.' BSB BSB: ‘Cursed is he who sleeps with his sister, the daughter of his father or the daughter of his mother.’ And let all the people say, ‘Amen!’
23 ULB 'Ho voaozona anie ny lehilahy izay miara-mandry amin'ny rafozam-baviny.' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe: 'Amena.' BSB BSB: ‘Cursed is he who sleeps with his mother-in-law.’ And let all the people say, ‘Amen!’
24 ULB 'Ho voaozona anie ny lehilahy izay mamono mangingina ny mpiray vodirindrina aminy.' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe: 'Amena.' BSB BSB: ‘Cursed is he who strikes down his neighbor in secret.’ And let all the people say, ‘Amen!’
25 ULB 'Ho voaozona anie ny lehilahy izay mandray kolikoly mba hamonoana ny olon-tsy meloka.' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe: 'Amena.' BSB BSB: ‘Cursed is he who accepts a bribe to kill an innocent person.’ And let all the people say, ‘Amen!’
26 ULB 'Ho voaozona anie ny lehilahy izay tsy manamafy ireo tenin'ity lalàna ity, fa hankatò azy ireo izy.' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe: 'Amena.' BSB BSB: ‘Cursed is he who does not put the words of this law into practice.’ And let all the people say, ‘Amen!’
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.