1 ULB Rehefa nentin'i Yaveh Andriamanitrao tany amin'ny tany izay ho fanananao ianao, dia handroaka firenena maro hiala eo anoloanao Izy—ireo Hetita, ireo Girgasita, ireo Amorita, ireo Kananita, ireo Perizita, ireo Hivita, ary ireo Jebosita—firenena lehibe fito sy mahery kokoa noho ianao. BSB BSB: When the LORD your God brings you into the land that you are entering to possess, and He drives out before you many nations—the Hittites, Girgashites, Amorites, Canaanites, Perizzites, Hivites, and Jebusites, seven nations larger and stronger than you— 2 ULB Izany dia Yaveh Andriamanitrao izay manolotra azy ireo ho anao rehefa mandresy azy ireo ianao, ary tsy maintsy mamotika tanteraka azy ireo ianao. Tsy hanao fifanekena amin'izy ireo ianao, ary tsy haneho famindram-po amin'izy ireo. BSB BSB: and when the LORD your God has delivered them over to you to defeat them, then you must devote them to complete destruction. Make no treaty with them and show them no mercy.
3 ULB Na koa hikarakara fanambadiana amin'izy ireo ianao. Tsy hanome ny zanakao vavy ho an'ny zanak'izy ireo lahy ianao, ary tsy haka ny zanak'izy ireo vavy ho an'ny zanakao lahy ianao. BSB BSB: Do not intermarry with them. Do not give your daughters to their sons or take their daughters for your sons,
4 ULB Satria izy ireo dia hampivily lalana ny zanakao ny amin'ny fanarahana Ahy, mba hahafahan'izy ireo manompo andriamanitra hafa. Noho izany dia hirehitra aminareo ny hatezeran'i Yaveh, ary handringana anareo faingana Izy. BSB BSB: because they will turn your sons away from following Me to serve other gods. Then the anger of the LORD will burn against you, and He will swiftly destroy you.
5 ULB Izao no tokony hifanarahanao amin'izy ireo: hamotika ny alitaran'izy ireo ianareo, hamotika ny tsangam-baton'izy ireo ianareo, hanapaka ny baon'Aserahan'izy ireo, ary handoro ireo sampy voasokitr'izy ireo. BSB BSB: Instead, this is what you are to do to them: tear down their altars, smash their sacred pillars, cut down their Asherah poles, and burn their idols in the fire.
6 ULB Satria ianao dia firenena izay voatokana ho an'i Yaveh Andriamanitrao. Dia nifidy anao mba ho vahoakany, mihoatra noho ireo vahoaka hafa rehetra eran'izao tontolo izao Izy. BSB BSB: For you are a people holy to the LORD your God. The LORD your God has chosen you to be a people for His prized possession out of all peoples on the face of the earth.
7 ULB Tsy nametraka ny fitiavany teo aminareo na nisafidy anareo nohon'ny hamaroan'isanareo noho ny vahoaka hafa i Yaveh—satria ianareo no vitsy indrindra tamin'ireo vahoaka rehetra— BSB BSB: The LORD did not set His affection on you and choose you because you were more numerous than the other peoples, for you were the fewest of all peoples.
8 ULB fa satria tiany anareo, ary naniry ny hitàna ny fianianana izay nampanantenainy tamin'ireo razanareo Izy. Izany no nahatonga an'i Yaveh nitondra anareo nivoaka tamin'ny tanana mahery ary nanafaka anareo tao amin'ny trano fanandevozana, teo an-tanan'i Farao, mpanjakan'i Egypta. BSB BSB: But because the LORD loved you and kept the oath He swore to your fathers, He brought you out with a mighty hand and redeemed you from the house of slavery, from the hand of Pharaoh king of Egypt.
9 ULB Noho izany dia fantaro fa Yaveh Andriamanitrao—Izy no Andriamanitra, ilay Andriamanitra mahatoky, izay mitàna ireo fanekena sy fahatokiana ho an'ny taranaka an'arivony miaraka amin'ireo izay tia azy sy mitandrina ireo didiny, BSB BSB: Know therefore that the LORD your God is God, the faithful God who keeps His covenant of loving devotion for a thousand generations of those who love Him and keep His commandments.
10 ULB fa sazio eny amin'ny tavany ireo izay mankahala Azy, mba hanimbana azy ireo; tsy handefitra amin'ireo izay mankahala Azy Izy; hamaly azy eo anatrehany izy. BSB BSB: But those who hate Him He repays to their faces with destruction; He will not hesitate to repay to his face the one who hates Him.
11 ULB Noho izany ianao dia hitandrina ireo baiko, ireo lalàna, ary ireo didy izay nodidiko ho ataonao anio, ka hampiatra ireo ianao BSB BSB: So keep the commandments and statutes and ordinances that I am giving you to follow this day.
12 ULB Raha mihaino ireo lalàna ianao, ary mitandrina sy manao izany, dia hitandro ny fanekena sy ny fahatokiana izay nampanantenainy tamin'ny razanao Yaveh Andriamanitrao. BSB BSB: If you listen to these ordinances and keep them carefully, then the LORD your God will keep His covenant and the loving devotion that He swore to your fathers.
13 ULB Hitia anareo Izy, hitahy anareo, ary hampitombo isa anareo; hitahy ny vokatry ny vatanareo sy ny vokatry ny taninareo, ny varinareo, ny divay vaovaonareo, sy ny menakareo, ny fitombon'ireo biby fiompinareo sy ireo zanak'ondry aman'osinareo, ao amin'ny tany izay nampanantenainy tamin'ireo razanareo fa homeny anareo. BSB BSB: He will love you and bless you and multiply you. He will bless the fruit of your womb and the produce of your land—your grain, new wine, and oil, the young of your herds and the lambs of your flocks—in the land that He swore to your fathers to give you.
14 ULB Ho voatahy kokoa noho ireo olona hafa rehetra ianao; tsy hisy lehilahy momba na vehivavy momba eo aminareo na eo amin'ny biby fiompinareo. BSB BSB: You will be blessed above all peoples; among you there will be no barren man or woman or livestock.
15 ULB Hanala ny aretina rehetra aminao i Yaveh; tsy hataony mahazo anao ireo aretin-dratsin'i Egypta fantatrao, fa ho ataony amin'ireo rehetra izay mankahala anao izany. BSB BSB: And the LORD will remove from you all sickness. He will not lay upon you any of the terrible diseases you knew in Egypt, but He will inflict them on all who hate you.
16 ULB Handringana ny vondron'olona rehetra izay hanomezan'i Yaveh Andriamanitrao fandresena anao ianao, ary tsy hiantra azy ireo ny masonao. Tsy hanompo ny andriamanitr'izy ireo ianao, satria ho fandrika ho anao izany. BSB BSB: You must destroy all the peoples the LORD your God will deliver to you. Do not look on them with pity. Do not worship their gods, for that will be a snare to you.
17 ULB Raha milaza ao am-ponao ianao hoe: "Maro an'isa noho izaho ireo firenena ireo; ahoana no handreseko ireo?"— BSB BSB: You may say in your heart, “These nations are greater than we are; how can we drive them out?”
18 ULB aza matahotra azy ireo; hahatsiaro izay nataon'i Yaveh Andriamanitrao tamin'i Farao sy Egypta rehetra ianao; BSB BSB: But do not be afraid of them. Be sure to remember what the LORD your God did to Pharaoh and all Egypt:
19 ULB ireo fijaliana be izay hitan'ny masonao, ireo famantarana, ireo fahagagana, ny tanana mahery, sy sandry mitsotra izay nitondran'i Yaveh anao nivoaka. Yaveh Andriamanitrao dia hanao toy izany koa amin'ireo vahoaka rehetra izay hatahoranao. BSB BSB: the great trials that you saw, the signs and wonders, and the mighty hand and outstretched arm by which the LORD your God brought you out. The LORD your God will do the same to all the peoples you now fear.
20 ULB Fanampin'izany, Yaveh Andriamanitrao dia handefa ny fanenitra eo amin'izy ireo, mandra-paharingan'ireo sisa tavela sy izay manafina ny tenany aminao amin'ny fanatrehanao. BSB BSB: Moreover, the LORD your God will send the hornet against them until even the survivors hiding from you have perished.
21 ULB Tsy hatahotra azy ireo ianao, satria Yaveh Andriamanitrao dia eo aminao, Andriamanitra lehibe sy hatahorana. BSB BSB: Do not be terrified by them, for the LORD your God, who is among you, is a great and awesome God.
22 ULB Yaveh Andriamanitrao dia handroaka tsikelikely ireo firenena eo anoloanao. Tsy haharesy azy rehetra indray miaraka ianao, fandrao hiamaro ireo bibi-dia hanodidina anao. BSB BSB: The LORD your God will drive out these nations before you little by little. You will not be enabled to eliminate them all at once, or the wild animals would multiply around you.
23 ULB Fa Yaveh Andriamanitrao dia hanome fandresena ho anao amin'izy ireo rehefa hiady amin'izy ireo ianao; hampivarahontsana azy ireo Izy mandra-paharingan'izy ireo. BSB BSB: But the LORD your God will give them over to you and throw them into great confusion, until they are destroyed.
24 ULB Ho ataony eo ambany fahefanao ireo mpanjakan'izy ireo, ka hahafoana ny anaran'izy ireo amin'ny ambany lanitra ianao. Tsy hisy afaka hitsangana manoloana anao, mandra-paharinganao azy ireo. BSB BSB: He will hand their kings over to you, and you will wipe out their names from under heaven. No one will be able to stand against you; you will annihilate them.
25 ULB Handoro ireo sary sokitr'ireo andriamanitr'izy ireo ianareo—aza mitsiriritra ny volafotsy na ny volamena izay mandrakotra azy ireo ka maka izany ho an'ny tenanareo, satria raha manao izany ianareo, dia ho voafandrik'izany—satria fanevatevana an'i Yaveh Andriamanitrareo izany. BSB BSB: You must burn up the images of their gods; do not covet the silver and gold that is on them or take it for yourselves, or you will be ensnared by it; for it is detestable to the LORD your God.
26 ULB Tsy hitondra fahavetavetana ao an-tranonao ianao ka hanomboka hanompo izany. Hankahala izany tokoa ianao, satria efa voatokana ho an'ny faharavàna izany. BSB BSB: And you must not bring any detestable thing into your house, or you, like it, will be set apart for destruction. You are to utterly detest and abhor it, because it is set apart for destruction.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.