1 ULB Mihainoa, ry Israely; efa hiampita an'i Jordana ianao anio, mba handeha haka ireo firenena lehibe sy mahery nohon'ny tenanao, sy ho amin'ireo tanàna izay lehibe misy manda manakatra ny lanitra, BSB BSB: Hear, O Israel: Today you are about to cross the Jordan to go in and dispossess nations greater and stronger than you, with large cities fortified to the heavens.
2 ULB dia vahoaka vaventy sady lava, ireo zanaka lahin'ny Enakita, izay fantatrao, ary izay efa nandrenesanao ny olona nilaza hoe: 'Iza no afaka hitsangana manoloana ireo zanaka lahin'i Anàka?' BSB BSB: The people are strong and tall, the descendants of the Anakim. You know about them, and you have heard it said, “Who can stand up to the sons of Anak?”
3 ULB Fantaro ary ankehitriny fa Yaveh Andriamanitrao no mialoha lalana anao tahaka ny afo mandevona; handringana azy ireo Izy, ary handresy azy ireo eo anoloanao; ka handroaka azy ianao ary ho vonoinao faingana izy ireo, araka izay efa nolaizain' Yaveh taminao. BSB BSB: But understand that today the LORD your God goes across ahead of you as a consuming fire; He will destroy them and subdue them before you. And you will drive them out and annihilate them swiftly, as the LORD has promised you.
6 ULB Koa aoka ho fantatrao, fa tsy nohon'ny fahamarinanao no hanomezan'i Yaveh Andriamanitrao io tany tsara io ho lasanao, fa olona mafy loha ianao. BSB BSB: Understand, then, that it is not because of your righteousness that the LORD your God is giving you this good land to possess, for you are a stiff-necked people.
7 ULB Tsarovy ary aza adinoina ny nihantsianao ny fahatezeran'i Yaveh Andriamanitrao tany an'efitra; hatramin'ny andro nandaozanao ny tany Egypta ka hatramin'ny nahatongavanareo teto amin'ity toerana ity, dia nikomy nanohitra an'i Yaveh hatrany ianareo. BSB BSB: Remember this, and never forget how you provoked the LORD your God in the wilderness. From the day you left the land of Egypt until you reached this place, you have been rebelling against the LORD.
8 ULB Tany Horeba ihany koa dia nihantsy ny fahatezeran'i Yaveh ianareo, ary tena tezitra taminareo Yaveh ka saika handringana anareo. BSB BSB: At Horeb you provoked the LORD, and He was angry enough to destroy you.
9 ULB Rehefa niakatra ho any an-tendrombohitra aho mba handray ireo vato fisaka, dia ireo vato fisaky ny fanekena izay nataon'i Yaveh niaraka taminao, nitoetra tany an-tendrombohitra nandritra ny efapolo andro sy efapolo alina aho; tsy nihinana mofo na nisotro rano aho. BSB BSB: When I went up on the mountain to receive the tablets of stone, the tablets of the covenant that the LORD made with you, I stayed on the mountain forty days and forty nights. I ate no bread and drank no water.
10 ULB Nomen'i Yaveh ahy ireo vato fisaka roa nosoratan'ny tanany; voasoratra teo amin'ireo ny zavatra rehetra araka ny teny rehetra izay nambaran'i Yaveh anareo tany an-tendrombohitra teo afovoan'ny afo tamin'ny andron'ny fivoriana. BSB BSB: Then the LORD gave me the two stone tablets, inscribed by the finger of God with the exact words that the LORD spoke to you out of the fire on the mountain on the day of the assembly.
11 ULB Ary rehefa tapitra ny efapolo andro sy efapolo alina dia nomen'i Yaveh ahy ireo vato fisaka roa, dia ireo vato fisaky ny fanekena. BSB BSB: And at the end of forty days and forty nights, the LORD gave me the two stone tablets, the tablets of the covenant.
12 ULB Hoy Yaveh tamiko hoe: 'Mitsangana, midina faingana avy eto, fa ireo vahoakanao, izay nentinao avy tany Egypta, dia efa nanimba ny tenan'izy ireo. Nalaky nivily tamin'ny lalana nandidiko azy izy ireo. Izy ireo dia nanamboatra sarin-javatra an'idina ho azy ireo.' BSB BSB: And the LORD said to me, “Get up and go down from here at once, for your people, whom you brought out of Egypt, have corrupted themselves. How quickly they have turned aside from the way that I commanded them! They have made for themselves a molten image.”
13 ULB Ankoatra izany, niresaka tamiko Yaveh ary nilaza hoe: 'Efa hitako ireto vahoaka ireto; vahoaka mafy loha izy ireo. BSB BSB: The LORD also said to me, “I have seen this people, and they are indeed a stiff-necked people.
14 ULB Avelao irery aho, mba hahafahako mandringana azy ireo sy mamafa ny anarany tsy ho eo ambanin'ny lanitra, ary hataoko ho firenena mahery sy lehibe noho izy ireo ianao.' BSB BSB: Leave Me alone, so that I may destroy them and blot out their name from under heaven. Then I will make you into a nation mightier and greater than they are.”
15 ULB Noho izany dia nihodina aho ary nidina avy eny an-tendrombohitra, ary dia nirehitra ny tendrombohitra. Tety an-tanako ireo vato fisaka roan'ny fanekena. BSB BSB: So I went back down the mountain while it was blazing with fire, with the two tablets of the covenant in my hands.
16 ULB Nijery aho, ary indro, nanota tamin'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo. Namolavola zanak'omby ho anareo ianareo. Nalaky nivily tamin'ny lalana izay nandidian'i Yaveh anareo ianareo. BSB BSB: And I saw how you had sinned against the LORD your God; you had made for yourselves a molten calf. You had turned aside quickly from the way that the LORD had commanded you.
17 ULB Nalaiko ireo vato fisaka roa ary nariako tsy ho eo an-tanako ireo. Novakiko teo imasonareo izany. BSB BSB: So I took the two tablets and threw them out of my hands, shattering them before your eyes.
18 ULB Niankohoka efapolo andro sy efapolo alina teo anatrehan'i Yaveh indray aho; tsy nihinana mofo aho na nisotro rano, nohon'ny amin'ireo fahotanareo rehetra izay nataonareo, tamin'ny nanaovanareo izay ratsy teo imason'i Yaveh, mba hanetsehana ny fahatezerany. BSB BSB: Then I fell down before the LORD for forty days and forty nights, as I had done the first time. I did not eat bread or drink water because of all the sin you had committed in doing what was evil in the sight of the LORD and provoking Him to anger.
19 ULB Fa natahotra ny fahatezerana sy ny firehetan'ny tsy fankasitrahana izay tena nahatezitra an'i Yaveh taminareo ka saika handringana anareo aho. Fa nihaino ahy ihany koa Yaveh tamin'izany fotoana izany. BSB BSB: For I was afraid of the anger and wrath that the LORD had directed against you, enough to destroy you. But the LORD listened to me this time as well.
20 ULB Tezitra mafy tamin'i Arona Yaveh ka saika handringana azy; tamin'io dia nivavaka ho an'i Arona ihany koa aho. BSB BSB: The LORD was angry enough with Aaron to destroy him, but at that time I also prayed for Aaron.
21 ULB Nalaiko ny fahotanareo, ny zanak'omby izay namboarinareo, ka nodorako izany, nokapohiko, ary notorotoroiko ho tena bitika, mandra-pahatonga azy ho madinika tahaka ny vovoka. Nariako tany amin'ny renirano izay mikoriana avy any an-tendrombohitra ny vovony. BSB BSB: And I took that sinful thing, the calf you had made, and burned it in the fire. Then I crushed it and ground it to powder as fine as dust, and I cast it into the stream that came down from the mountain.
22 ULB Tany Tabera, tany Masa, ary tany Kibrota-hatava no niantsinareo ny fahaviniran'i Yaveh. BSB BSB: You continued to provoke the LORD at Taberah, at Massah, and at Kibroth-hattaavah.
23 ULB Rehefa nandefa anareo hiala tao Kadesi-Barnea Yaveh ary niteny hoe: 'Mandehana miakatra ary alaivo ho fananana ilay tany izay nomeko anareo,' dia nikomy nanohitra ny didin'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo, ary tsy nino na nihaino ny feony. BSB BSB: And when the LORD sent you out from Kadesh-barnea, He said, “Go up and possess the land that I have given you.” But you rebelled against the command of the LORD your God. You neither believed Him nor obeyed Him.
24 ULB Nikomy nanohitra an'i Yaveh ianareo hatramin'ny andro nahafantarako anareo. BSB BSB: You have been rebelling against the LORD since the day I came to know you.
25 ULB Ary niankohoka efapolo andro sy efapolo alina teo anatrehan'i Yaveh aho, satria Izy niteny fa handringana anareo. BSB BSB: So I fell down before the LORD for forty days and forty nights, because the LORD had said He would destroy you.
26 ULB Nivavaka tamin'i Yaveh aho ary niteny hoe: "Ry Yaveh Tompo, aza haringana ireo vahoakanao na ireo mpandovanao izay navotanao tamin'ny fahalehibiazanao, izay nentinao nivoaka avy tany Egypta tamin'ny tanana mahery. BSB BSB: And I prayed to the LORD and said, “O Lord GOD, do not destroy Your people, Your inheritance, whom You redeemed through Your greatness and brought out of Egypt with a mighty hand.
27 ULB Tsarovy Abrahama, Isaka, ary Jakoba mpanomponao; aza mijery ny hamafisan-dohan'ity vahoaka ity, na ny haratsiam-panahiny, na ireo fahotany, BSB BSB: Remember Your servants Abraham, Isaac, and Jacob. Overlook the stubbornness of this people and the wickedness of their sin.
28 ULB fandrao ny tany izay nitondranao anay hiteny hoe: "Satria Yaveh tsy afaka nitondra azy ireo tany amin'ilay tany izay nampanantenainy azy ireo, ary satria nankahala azy ireo Izy, no nitondrany azy ireo nivoaka mba hamonoana azy ireo any an'efitra." BSB BSB: Otherwise, those in the land from which You brought us out will say, ‘Because the LORD was not able to bring them into the land He had promised them, and because He hated them, He has brought them out to kill them in the wilderness.’
29 ULB Kanefa vahoakanao sy lovanao ireo, izay nentinao nivoaka tamin'ny herinao lehibe sy tamin'ny fiasan'ny herinao.' BSB BSB: But they are Your people, Your inheritance, whom You brought out by Your great power and outstretched arm.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.