1 ULB Nandinika indray mandeha momban'ny fahoriana rehetra izay vita teo ambany masoandro aho. Ary indro, ny ranomason'ny olona nampahoriana, ary izy ireo dia tsy nanana na iza na iza mba hampionona azy! Teo an-tanan'ny mpampahory azy ireo ny hery, ary tsy nisy na iray aza hampionona azy ireo! BSB BSB: Again I looked, and I considered all the oppression taking place under the sun. I saw the tears of the oppressed, and they had no comforter; the power lay in the hands of their oppressors, and there was no comforter.
2 ULB Noho izany dia miarahaba ny olona maty aho, ireo izay efa maty, fa tsy ny miaina, ireo izay mbola velona. BSB BSB: So I admired the dead, who had already died, above the living, who are still alive.
3 ULB Kanefa, sambatra noho izy roa tonta ny olona izay tsy mbola nohariana, izay tsy mbola nahita ny asa ratsy rehetra izay vita teo ambany masoandro. BSB BSB: But better than both is he who has not yet existed, who has not seen the evil that is done under the sun.
4 ULB Ary itako fa ny asa tsirairay sy ny fahaiza-manao tsirairay dia lasa fitsiriritan'ny mpiara-monina hafa. Izany ihany koa dia entona sy fikasana hanohitra ny rivotra. BSB BSB: I saw that all labor and success spring from a man’s envy of his neighbor. This too is futile and a pursuit of the wind.
5 ULB Ny adala mamoritra ny tanany ary tsy miasa, ka dia ny nofony ihany no sakafony. BSB BSB: The fool folds his hands and consumes his own flesh.
6 ULB Fa tsara kokoa ny tombony iray tanana amin'ny asa mangina noho ny roa tanana amin'ny asa izay miezaka ny manohitra rivotra. BSB BSB: Better one handful with tranquility than two handfuls with toil and pursuit of the wind.
7 ULB Avy eo dia nandinika momban'ny zava-poana maro indray aho, fifanjavoana zavona maro teo ambany masoandro. BSB BSB: Again, I saw futility under the sun.
8 ULB Misy ny karazan-dehilahy izay mitoetra irery. Tsy manana na iza na iza izy, na zanaka lahy na rahalahy. Tsy misy fiafarana ny asany, ary ny masony tsy mba afa-po amin'ny harena azo. Nanontany tena izy hoe: "Ho amin'iza no hiasako mafy ary handàvan'ny tenako ny fifaliana?" Zava-poana ihany koa izany, toe-javatra ratsy. BSB BSB: There is a man all alone, without even a son or brother. And though there is no end to his labor, his eyes are still not content with his wealth: “For whom do I toil and bereave my soul of enjoyment?” This too is futile—a miserable task.
9 ULB Tsara kokoa ny olona roa miasa noho ny iray; raha miaraka izy ireo dia afaka mahazo karama tsara ho an'ny asany. BSB BSB: Two are better than one, because they have a good return for their labor.
10 ULB Fa raha lavo ny iray, dia afaka manarina ny namany ilay iray hafa. Kanefa, ny alahelo dia manaraka ilay iray izay irery rehefa lavo izy ka tsy misy na iray aza manarina azy. BSB BSB: For if one falls down, his companion can lift him up; but pity the one who falls without another to help him up!
11 ULB Raha roa no miara-mandry, dia mety hafana izy ireo, saingy ahoana no hampafana irery ny iray? BSB BSB: Again, if two lie down together, they will keep warm; but how can one keep warm alone?
12 ULB Ny lehilahy irery no mety resy, fa ny roa mety afaka manohitra fanafihana, ary ny kofehy telo tsy ho mora tapahina. BSB BSB: And though one may be overpowered, two can resist. Moreover, a cord of three strands is not quickly broken.
13 ULB Tsara kokoa ny mahantra fa tanora hendry toy izay mpanjaka antitra adala izay tsy mahafantatra intsony ny fomba ihainoana fampitandremana. BSB BSB: Better is a poor but wise youth than an old but foolish king who no longer knows how to take a warning.
14 ULB Marina izany na dia lasa mpanjaka aza ny tovolahy iray avy any am-ponja, na dia mbola nateraka hahantra ao amin'ny fanjakany aza izy. BSB BSB: For the youth has come from the prison to the kingship, though he was born poor in his own kingdom.
15 ULB Kanefa, izaho dia nahita ny olona rehetra izay velona sy mandeha ambanin'ny masoandro mandefa ny tenan'izy ireo mankany amin'ny tovolahy hafa izay nitsangana tahaka ny mpanjaka. BSB BSB: I saw that all who lived and walked under the sun followed this second one, the youth who succeeded the king.
16 ULB Tsy misy fiafarana ho an'ny olona rehetra izay maniry ny hankatò ny mpanjaka vaovao, fa aoriana kely dia maro amin'izy ireo no tsy hidera azy intsony. Entona tokoa izany toe-javatra izany ary fikasana hanohitra ny rivotra. BSB BSB: There is no limit to all the people who were before them. Yet the successor will not be celebrated by those who come even later. This too is futile and a pursuit of the wind.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.