1 ULB Misy ratsy izay efa hitako teo ambany masoandro, ary mafy ho an'ny olona izany. BSB BSB: There is another evil I have seen under the sun, and it weighs heavily upon mankind:
2 ULB Mety hanome fananana, harena, ary voninahitra amin'ny olona iray Andriamanitra mba tsy ho ory na inona na inona amin'izay iriany ho an'ny tenany izy, saingy Andriamanitra tsy hanome fahefana azy mba hankafizana izany. Fa kosa, misy olon-kafa mampiasa ireo zavany. Zava-poana izany, fampahoriana ratsy. BSB BSB: God gives a man riches, wealth, and honor, so that he lacks nothing his heart desires; but God does not allow him to enjoy them. Instead, a stranger will enjoy them. This is futile and a grievous affliction.
3 ULB Raha misy lehilahy manana zanaka an-jatony sy miaina taona maro, mba ho maro ny andron'ireo taonany, fa raha tsy afa-po amin'ny tsara ny fony ary tsy alevina am-boninahitra izy, dia hoy aho hoe ny zaza maty teo am-pahaterahana dia tsara kokoa noho izy. BSB BSB: A man may father a hundred children and live for many years; yet no matter how long he lives, if he is unsatisfied with his prosperity and does not even receive a proper burial, I say that a stillborn child is better off than he.
4 ULB Na dia teraka amin'ny zava-poana aza ny zaza tahaka izany ary maty ao amin'ny haizina, ary mitoetra ho fanafina ny anarany. BSB BSB: For a stillborn child enters in futility and departs in darkness, and his name is shrouded in obscurity.
5 ULB Na dia tsy mahita ny masoandro aza io zaza io na tsy mahafantatra na inona na inona, dia manana fitsaharana mihoatra noho izany lehilahy izany izy. BSB BSB: The child, though neither seeing the sun nor knowing anything, has more rest than that man,
6 ULB Na dia tokony hiaina roa arivo taona aza ny olona nefa tsy mianatra mankafy ireo zavatra tsara, dia mandeha any amin'ny toerana mitovy toy ny olona hafa rehetra izy. BSB BSB: even if he lives a thousand years twice over but fails to enjoy his prosperity. Do not all go to the same place?
7 ULB Ny asan'ny olona rehetra dia amin'ny vavany, nefa tsy mbola afa-po amin'ny homany. BSB BSB: All a man’s labor is for his mouth, yet his appetite is never satisfied.
8 ULB Eny tokoa, inona no tombon-tsoa ananan'ny olon-kendry amin'ny adala? Inona no tombon-tsoa ananan'ny mahantra na dia mahafantatra ny fomba fihetsika manoloana ny olona hafa aza izy? BSB BSB: What advantage, then, has the wise man over the fool? What gain comes to the poor man who knows how to conduct himself before others?
9 ULB Tsara kokoa ny afa-po amin'izay hitan'ny maso noho ny maniry izay tadiavin'ny homana mandehandeha, izay entona sy andrana hanoherana rivotra ihany koa. BSB BSB: Better what the eye can see than the wandering of desire. This too is futile and a pursuit of the wind.
10 ULB Izay rehetra nisy dia efa nomena ny anarany, ary efa fantatra hoe toy ny inona ny olombelona. Noho izany dia lasa tsy misy dikany ny mifamaly amin'izay mpitsara maherin'ny rehetra. BSB BSB: Whatever exists was named long ago, and it is known what man is; but he cannot contend with one stronger than he.
11 ULB Arakaraky ny habetsaky ny teny voalaza, no hitomboan'ny zava-poana, koa inona no tombon-tsoan'izany amin'ny olona? BSB BSB: For the more words, the more futility—and how does that profit anyone?
12 ULB Fa iza no mahafantatra izay tsara ho an'ny olona eo amin'ny fiainany mandalo, andro voaisa izay hiainany toy ny aloka? Iza no afaka milaza amin'ny olona ny amin'izay ho avy eny ambany masoandro rehefa avy mandalo izy? BSB BSB: For who knows what is good for a man during the few days in which he passes through his fleeting life like a shadow? Who can tell a man what will come after him under the sun?
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.