1 ULB Ry zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo ao amin'ny Tompo, satria mety izany. BSB BSB: Children, obey your parents in the Lord, for this is right.
2 ULB "Hajao ny rainao sy ny reninao" (izany no didy voalohany misy fampanantenana), BSB BSB: “Honor your father and mother” (which is the first commandment with a promise),
3 ULB "mba hahita soa ianao ary mba ho lava andro iainana eto ambonin'ny tany." BSB BSB: “that it may go well with you and that you may have a long life on the earth.”
4 ULB Ianareo ray, aza mitondra ny zanakareo ho amin'ny fahatezerana. Fa kosa, tezao amin'ny fitsipika sy ireo fampianaran'ny Tompo izy ireo. BSB BSB: Fathers, do not provoke your children to wrath; instead, bring them up in the discipline and instruction of the Lord.
5 ULB Ry mpanompo, mankatoava ny tomponareo ety an-tany amin'ny haja ambony sy fangovitana, amin'ny fahatsoran'ny fonareo. BSB BSB: Slaves, obey your earthly masters with respect and fear and sincerity of heart, just as you would obey Christ.
6 ULB Mankatoava azy ireo tahaka ny hankatoavanareo an'i Kristy. Mankatoava tsy eo imason'ny tomponareo ihany mba hankasitrahan'izy ireo. Fa kosa, mankatoava tahaka ny mpanompon'i Kristy, izay manao ny sitrak'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. BSB BSB: And do this not only to please them while they are watching, but as servants of Christ, doing the will of God from your heart.
7 ULB Manompoa amin'ny fonareo manontolo, tahaka ny hoe manompo ny Tompo ianareo fa tsy olona, BSB BSB: Serve with good will, as to the Lord and not to men,
8 ULB satria fantatsika fa na inona na inona asa tsara ataon'ny olona tsirairay, dia handray valim-pitia avy amin' ny Tompo izy, na andevo izy na olon'afaka. BSB BSB: because you know that the Lord will reward each one for whatever good he does, whether he is slave or free.
10 ULB Farany, mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'ny tanjaky ny heriny. BSB BSB: Finally, be strong in the Lord and in His mighty power.
11 ULB Itafio ny fiadian'Andriamanitra rehetra, mba afahanao mijoro manohitra ireo tetiky ny devoly. BSB BSB: Put on the full armor of God, so that you can make your stand against the devil’s schemes.
12 ULB Fa ny adintsika dia tsy manohitra ny nofo sy ny rà. Fa kosa, manohitra ny fanjakana sy ny fahefana ara-panahy sy ireo mpanapaky ny fanjakan'ny fahamaizinan-dratsy, manohitra ireo fanahy ratsy any amin'ny fitoeran-danitra. BSB BSB: For our struggle is not against flesh and blood, but against the rulers, against the authorities, against the powers of this world’s darkness, and against the spiritual forces of evil in the heavenly realms.
13 ULB Noho izany itafio ny fiadianan'Andriamanitra rehetra, mba afahanareo mijoro amin'izao andron'ny ratsy izao, ary rehefa vitanareo ny zavatra rehetra, dia hahatohitra ianareo. BSB BSB: Therefore take up the full armor of God, so that when the day of evil comes, you will be able to stand your ground, and having done everything, to stand.
14 ULB Mijoroa, noho izany, rehefa avy nanao ny fehikibon'ny fahamarinana sy ny fiarovan-tratran'ny fahitsiana ianareo. BSB BSB: Stand firm then, with the belt of truth buckled around your waist, with the breastplate of righteousness arrayed,
15 ULB Ary tahaka ny kiraro ho an'ny tongotrareo, dia hapetaho ny fahavononana hitory ny filazantsaran'ny fihavanana. BSB BSB: and with your feet fitted with the readiness of the gospel of peace.
16 ULB Amin'ny toe-javatra rehetra dia raiso ny ampingan'ny finoana, izay afahanareo manohitra ireo zana-tsipika mirehitr'afon'ilay ratsy. BSB BSB: In addition to all this, take up the shield of faith, with which you can extinguish all the flaming arrows of the evil one.
17 ULB Ary raiso ny aro-lohan'ny famonjena sy ny sabatry ny Fanahy, izay tenin'Andriamanitra. BSB BSB: And take the helmet of salvation and the sword of the Spirit, which is the word of God.
18 ULB Amin'ny vavaka sy fangatahana rehetra, dia mivavaha amin'ny Fanahy amin'ny fotoana rehetra. Amin'izany fomba fisainana izany, dia miambena hatrany amin'ny faharetana rehetra, raha manolotra vavaka ho an'ireo olo-masin'Andriamanitra ianareo. BSB BSB: Pray in the Spirit at all times, with every kind of prayer and petition. To this end, stay alert with all perseverance in your prayers for all the saints.
19 ULB Ary mivavaha ho ahy, mba hisy hafatra homena ahy rehefa manokatra ny vavako aho. Mivavaha mba afahako mampahafantatra amin'ny fahasahiana ny fahamarinana miafina momban'ny filazantsara. BSB BSB: Pray also for me, that whenever I open my mouth, words may be given me so that I will boldly make known the mystery of the gospel,
20 ULB Ho an'ny filazantsara no maha- ambasadaoro voafatotra amin'ny gadra ahy, mba afahako manambara izany am-pahasahiana, raha tsy maintsy hiteny aho. BSB BSB: for which I am an ambassador in chains. Pray that I may proclaim it fearlessly, as I should.
21 ULB Tykiko, ilay rahalahy malala sy mpanompo mahatoky ao amin'ny Tompo, no hampahafantatra anareo ny zavatra rehetra, mba hahalalanareo izay ataoko. BSB BSB: Tychicus, the beloved brother and faithful servant in the Lord, will tell you everything, so that you also may know about me and what I am doing.
22 ULB Nirahiko taminareo izy noho io tanjona io indrindra, mba hahafantaranareo ireo zavatra momba anay, ary mba afahany mampahery ny fonareo. BSB BSB: I have sent him to you for this very purpose, that you may know about us, and that he may encourage your hearts.
23 ULB Fiadanana ho amin'ireo rahalahy, ary ny fitiavana miaraka amin'ny finoana avy amin'Andriamanitra Ray sy ny Tompo Jesosy Kristy. BSB BSB: Peace to the brothers and love with faith from God the Father and the Lord Jesus Christ.
24 ULB Ny fahasoavana anie ho amin'izay rehetra tia an'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny fitiavana tsy maty mandrakizay. BSB BSB: Grace to all who love our Lord Jesus Christ with an undying love.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.