Esther 10 10 Esther Deliverance and Purim Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Avy eo Ahasoerosy mpanjaka nampandoa hetra tamin'ny tany sy tamin'ny moron-tsiraky ny ranomasina. BSB BSB: Now King Xerxes imposed tribute throughout the land, even to its farthest shores.
2 ULB Ny zava-bitany rehetra nohon'ny heriny sy ny fahefany, niaraka tamin'ny fitantarana ny fahalehibiazan'i Mordekay izay nanandratan'ny mpanjaka azy, dia voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Media sy Persia izany. BSB BSB: And all of Mordecai’s powerful and magnificent accomplishments, together with the full account of the greatness to which the king had raised him, are they not written in the Book of the Chronicles of the Kings of Media and Persia?
3 ULB Mordekay ilay Jiosy no mpanjaka laharana faharoa taorian'i Ahasoerosy mpanjaka. Lehibe teo amin'ireo Jiosy izy ary nalaza teo amin'ireo rahalahin'ny jiosy maro, satria nitady ny hanampiana ny vahoakany izy ary nanonona fiadanana tamin'ny vahoakany rehetra. BSB BSB: For Mordecai the Jew was second only to King Xerxes, preeminent among the Jews and highly favored by his many kinsmen, seeking the good of his people and speaking peace to all his countrymen.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Esther 10
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Esther 10, and keep Opened free for readers who can’t pay.