1 ULB Ary tamin'ny faha-roa ambin'ny folon'ny volana, izay volan'i Adara, tamin'ny andro faha-telo ambin'ny folo, rehefa mby hanatanteraka ny làlana sy didin'ny mpanjaka, tamin'ny andro izay nanantenain'ireo fahavalon'ny Jiosy hahazoany fahefana amin'izy ireo, dia nitsimbadika izany. Ny Jiosy no nanam-pahefana tamin'ireo izay nankahala azy ireo. BSB BSB: On the thirteenth day of the twelfth month, the month of Adar, the king’s command and edict were to be executed. On this day the enemies of the Jews had hoped to overpower them, but their plan was overturned and the Jews overpowered those who hated them.
2 ULB Dia niangona tao an-tanànany ireo Jiosy nanerana ireo faritany rehetran'i Ahasoerosy mpanjaka, mba hamely ireo izay nikasa hampidi-doza azy ireo. Koa tsy nisy afaka nijoro hanohitra azy ireo, satria efa nilatsaka tamin'ireo vahoaka rehetra ny tahotra azy ireo. BSB BSB: In each of the provinces of King Xerxes, the Jews assembled in their cities to attack those who sought to harm them. No man could withstand them, because the fear of them had fallen upon all peoples.
3 ULB Ireo mpanapaka ny faritany rehetra, ireo governoram-paritany, ireo governora, ary ireo mpanao raharahan'ny mpanjaka, dia nanampy ny Jiosy satria efa nilatsaka teo amin'izy ireo ny tahotra an'i Mordekay. BSB BSB: And all the officials of the provinces, the satraps, the governors, and the king’s administrators helped the Jews, because the fear of Mordecai had fallen upon them.
4 ULB Fa lehibe i Mordekay tao an-tranon'ny mpanjaka, ary niely nanerana ny faritany rehetra ny lazany, fa efa tonga lehibe ilay lehilahy Mordekay. BSB BSB: For Mordecai exercised great power in the palace, and his fame spread throughout the provinces as he became more and more powerful.
5 ULB Dia namely ireo fahavalony tamin'ny sabatra ny Jiosy, namono sy nandringana azy ireo, ary nanao arak'izay sitrak'izy ireo tamin'ireo izay nankahala azy. BSB BSB: The Jews put all their enemies to the sword, killing and destroying them, and they did as they pleased to those who hated them.
6 ULB Nahafaty sy naharingana olona dimanjato izy ireo tao amin'ny fiarovana mafin'i Sosana. BSB BSB: In the citadel of Susa, the Jews killed and destroyed five hundred men,
7 ULB Novonoin'izy ireo i Parsandata, Dalfona, Aspata, BSB BSB: including Parshandatha, Dalphon, Aspatha,
8 ULB Porata, Adalia, BSB BSB: Poratha, Adalia, Aridatha,
9 ULB Parmasta, Arisay, Ariday, Vaizata BSB BSB: Parmashta, Arisai, Aridai, and Vaizatha.
10 ULB ary ireo zanaka lahy folon'i Hamana zanak'i Hamedota, ilay fahavalon'ny Jiosy. Nefa tsy nandroba fananana izy ireo. BSB BSB: They killed these ten sons of Haman son of Hammedatha, the enemy of the Jews, but they did not lay a hand on the plunder.
11 ULB Androtr'izay ihany dia notaterina tany amin'ny mpanjaka, ny isan'ireo izay maty tany amin'ny fiarovana mafin'i Sosana. BSB BSB: On that day the number of those killed in the citadel of Susa was reported to the king,
12 ULB Dia hoy ny mpanjaka tamin'i Estera mpanjaka vavy hoe: "Nahafaty olona dimanjato tao amin'ny fiarovana mafin'i Sosana ny Jiosy, anisan'izany ireo zanaka lahin'i Hamana folo. Dia inona izany no nataon'izy ireo tamin'ireo faritanin'ny mpanjaka sisa? Koa ankehitriny inona no ilainao? Homena anao izany. Inona no fangatahanao? Homena anao izany." BSB BSB: who said to Queen Esther, “In the citadel of Susa the Jews have killed and destroyed five hundred men, including Haman’s ten sons. What have they done in the rest of the royal provinces? Now what is your petition? It will be given to you. And what further do you request? It will be fulfilled.”
13 ULB Dia hoy Estera hoe: "Raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka ny Jiosy izay any Sosana hahazo alalana hanatanteraka ity didy androany ity koa rahampitso, ary aoka ireo fatin'ny zanak'i Hamana folo lahy hahantona amin'ny hazo fanantonana." BSB BSB: Esther replied, “If it pleases the king, may the Jews in Susa also have tomorrow to carry out today’s edict, and may the bodies of Haman’s ten sons be hanged on the gallows.”
14 ULB Dia nandidy mba hanatanterahana izany ny mpanjaka. Ny didy dia nivoaka avy tao Sosana, ary nahanton'izy ireo ny zanak'i Hamana folo lahy. BSB BSB: So the king commanded that this be done. An edict was issued in Susa, and they hanged the ten sons of Haman.
15 ULB Dia nivondrona ireo Jiosy rehetra tao Sosana tamin'ny andro faha-efatra ambin'ny folon'ny volan'i Adara, ka nahafaty olona telonjato fanampiny tao Sosana, nefa tsy nandroba fananana. BSB BSB: On the fourteenth day of the month of Adar, the Jews in Susa came together again and put to death three hundred men there, but they did not lay a hand on the plunder.
16 ULB Ireo Jiosy sisa izay tany amin'ireo faritanin'ny mpanjaka kosa dia niaraka mba hiaro ny ain'izy ireo, ka afaka tamin'ireo fahavalony izy ireo ary nahafaty dimy arivo sy fito alina tamin'ireo izay nankahala azy. Nefa tsy mba nikasi-tanana ny harenan'ireo izay novonoiny kosa izy ireo. BSB BSB: The rest of the Jews in the royal provinces also assembled to defend themselves and rid themselves of their enemies. They killed 75,000 who hated them, but they did not lay a hand on the plunder.
17 ULB Tamin'ny fahatelo ambin'ny folon'ny volana Adara no nitrangan'izany. Tamin'ny andro fahaefatra ambin'ny folo kosa dia nitsahatra izy ireo ka nanao izany ho andro fanasana sy firavoravoana. BSB BSB: This was done on the thirteenth day of the month of Adar, and on the fourteenth day they rested, making it a day of feasting and joy.
18 ULB Nefa ireo Jiosy izay tany Sosana niara-niangona tamin'ny andro faha telo ambin'ny folo sy ny faha-efatra ambin'ny folo. Tamin'ny andro fahadimy ambin'ny folo kosa dia nitsahatra izy ireo ka nataony andro fanasana sy firavoravoana izany. BSB BSB: The Jews in Susa, however, had assembled on the thirteenth and the fourteenth days of the month. So they rested on the fifteenth day, making it a day of feasting and joy.
19 ULB Izany no mahatonga ireo Jiosy ao amin'ireo zana-bohitra, izay nanorina ny tranon'izy ireo tany ambanivohitra, mitandrina ny andro faha-efatra ambin'ny folon'ny volana Adara ho andro firavoravoana sy fanasana, ary andro izay hifanoloran'izy ireo fanomezana ara-tsakafo. BSB BSB: This is why the rural Jews, who live in the villages, observe the fourteenth day of the month of Adar as a day of joy and feasting. It is a holiday for sending gifts to one another.
20 ULB Dia noraketin'i Mordekay an-tsoratra izany rehetra izany ka nandefa taratasy ho an'ny Jiosy rehetra izay tany amin'ny faritany rehetran'i Ahasoerosy mpanjaka izy, na lavitra na akaiky, BSB BSB: Mordecai recorded these events and sent letters to all the Jews in all the provinces of King Xerxes, both near and far,
21 ULB handidiana azy ireo hitandrina ny andro fahaefatra ambin'ny folo sy faha dimy ambin'ny folon'ny volana Adara isan-taona. BSB BSB: to establish among them an annual celebration on the fourteenth and fifteenth days of the month of Adar
22 ULB Ireo no andro nafahan'ny Jiosy tamin'ireo fahavalony, sy volana izay nivadian'ny alahelon'izy ireo ho fifaliana, ary fisaonana ho andro firavoravoana. Nataon'izy ireo andro fanasana sy firavoravoana izany, ary fifanomezana ara-tsakafo, sy fanomezana ho an'ny mahantra. BSB BSB: as the days on which the Jews gained rest from their enemies and the month in which their sorrow turned to joy and their mourning into a holiday. He wrote that these were to be days of feasting and joy, of sending gifts to one another and to the poor.
23 ULB Dia notohizan'ny Jiosy ny fankalazana izay efa natombok'izy ireo, anaovana arak'izay nosoratan'i Mordekay. BSB BSB: So the Jews agreed to continue the custom they had started, as Mordecai had written to them.
24 ULB Tamin'izany fotoana izany i Hamana zanaka lahin'i Hamedoda ilay Agagita, ilay fahavalon'ny Jiosy rehetra, dia nanao teti-dratsy hanohitra ny Jiosy mba handringana azy ireo, dia nanipy ny pora izy (na hoe, nanao filokana izy), mba handravana sy handringanana azy ireo. BSB BSB: For Haman son of Hammedatha, the Agagite, the enemy of all the Jews, had plotted against the Jews to destroy them and had cast the Pur (that is, the lot) to crush and destroy them.
25 ULB Saingy rehefa tonga teo anatrehan'ny mpanjaka ny toe-draharaha, dia namoaka didy an-taratasy izy fa ny teti-dratsy izay novolavolain'i Hamana hanoherana ny Jiosy dia tokony hatsingerina ho eo an-dohany, ary tokony hahantona amin'ny hazo izy mbamin'ireo zanany lahy. BSB BSB: But when it came before the king, he commanded by letter that the wicked scheme which Haman had devised against the Jews should come back upon his own head, and that he and his sons should be hanged on the gallows.
26 ULB Koa nantsoin'izy ireo hoe Porima ireo andro ireo, avy amin'ny anarana hoe Pora. Noho izay rehetra voasoratra tanatin'izany taratasy izany, sy izay rehetra hitan'izy ireo ary izay nanjo azy ireo, BSB BSB: Therefore these days are called Purim, from the word Pur. Because of all the instructions in this letter, and because of all they had seen and experienced,
27 ULB dia neken'ny Jiosy ny fomba amam-panao vaovao iray sy andraikitra. Izany fomba izany dia ho azy ireo, ho an'ireo taranany, sy izay rehetra miaraka amin'izy ireo. Izany dia mba hankalazan'izy ireo izany andro roa izany isan-taona. Hankalaza izany amin'ny fomba manokana amin'ny fotoana mitovy isan-taona izy ireo. BSB BSB: the Jews bound themselves to establish the custom that they and their descendants and all who join them should not fail to celebrate these two days at the appointed time each and every year, according to their regulation.
28 ULB Ireo andro ireo dia ho hankalazaina sy ho tandremana isaky ny taranaka mifandimby, isam-pianakaviana, isam-paritra, ary isan-tanàna. Ireo Jiosy ireo sy ny taranany dia tsy hitsahatra ny hitandrina am-pahatokiana ireo andron'ny Porima ireo, mba tsy hanadinoin'izy ireo izany mihitsy. BSB BSB: These days should be remembered and celebrated by every generation, family, province, and city, so that these days of Purim should not fail to be observed among the Jews, nor should the memory of them fade from their descendants.
29 ULB Estera mpanjaka vavy zanaka vavin'i Abihaila sy i Mordekay ilay Jiosy dia nanoratra tamim-pahefana feno ka nanamafy ity taratasy faharoa momban'i Porima ity. BSB BSB: So Queen Esther daughter of Abihail, along with Mordecai the Jew, wrote with full authority to confirm this second letter concerning Purim.
30 ULB Taratasy no nalefa tamin'ny Jiosy rehetra tany amin'ireo faritanin'ny fanjakan'i Ahasoerosy 127, nirariana fandriam-pahalemana sy fahamarinana ireo Jiosy. BSB BSB: And Mordecai sent letters with words of peace and truth to all the Jews in the 127 provinces of the kingdom of Xerxes,
31 ULB Ireo taratasy ireo dia nanamafy ireo andron'i Porima amin'ireo fotoana izay nanendrena izany, arak'izay nandidian'i Mordekay ilay Jiosy sy i Estera mpanjaka vavy an'ireo Jiosy. Dia neken'ireo Jiosy ho an'ny tenany izany adidy izany sy ho an'ireo taranak'izy ireo, tahak'izay efa naneken'izy ireo ny fotoanan'ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana koa. BSB BSB: in order to confirm these days of Purim at their appointed time, just as Mordecai the Jew and Queen Esther had established them and had committed themselves and their descendants to the times of fasting and lamentation.
32 ULB Nanamafy ireo fitsipika momban'i Porima ireo ny didin'i Estera, ary voasoratra tao anatin'ny boky izany. BSB BSB: So Esther’s decree confirmed these regulations about Purim, which were written into the record.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.