1 ULB Afaka telo andro, nanaovan'i Estera ny akanjo fiandrianany ary nandeha nitsangana tao anatin'ny kianjan'ny lapan'ny mpanjaka, teo anoloan'ny tranon'ny mpanjaka izy. Ny mpanjaka nipetraka teo amin'ny seza fiandrianany tao amin'ny tranon'ny mpanjaka, mifanatrika amin'ny fidiran'ny trano. BSB BSB: On the third day, Esther put on her royal robes and stood in the inner court of the palace across from the king’s quarters. The king was sitting on his royal throne in the royal courtroom, facing the entrance.
2 ULB Rehefa nahita an'i Estera mpanjaka nitsangana teo an-kianja ny mpanjaka, dia nahazo fankatoavana teo imasony izy. Notondroiny tamin'ny tehim-bolamena teny an-tanany izy. Ka dia nanatona i Estera ka nanendry ny tendron'ny tehim-panjakana. BSB BSB: As soon as the king saw Queen Esther standing in the court, she found favor in his sight. The king extended the gold scepter in his hand toward Esther, and she approached and touched the tip of the scepter.
3 ULB Avy eo niteny taminy ny mpanjaka hoe: "Inona no ilainao, ry Estera mpanjaka? Inona no fangatahanao? Na dia mihoatra ny antsasaky ny fanjakako aza, dia homena anao izany." BSB BSB: “What is it, Queen Esther?” the king inquired. “What is your request? Even up to half the kingdom, it will be given to you.”
4 ULB Hoy Estera hoe: "Raha sitraky ny mpanjaka izany, dia aoka ny mpanjaka sy Hamana ho avy amin'ny fanasana izay nomaniko ho azy androany." BSB BSB: “If it pleases the king,” Esther replied, “may the king and Haman come today to the banquet I have prepared for the king.”
5 ULB Dia niteny ny mpanjaka hoe: "Ento faingana Hamana, mba hanao izay nolazain'i Estera." Ka dia nankany amin'ny fanasana izay nomanin'i Estera ny mpanjaka sy Hamana. BSB BSB: “Hurry,” commanded the king, “and bring Haman, so we can do as Esther has requested.” So the king and Haman went to the banquet that Esther had prepared.
6 ULB Rehefa naroso tao amin'ny fanasana ny divay, dia niteny tamin'i Estera ny mpanjaka hoe: "Inona no tadiavinao? Fa homena anao izany. Inona no fangatahanao? Fa na dia mihoatra ny antsasaky ny fanjakako aza, dia homena izany." BSB BSB: And as they drank their wine, the king said to Esther, “What is your petition? It will be given to you. What is your request? Even up to half the kingdom, it will be fulfilled.”
7 ULB Namaly Estera hoe: "Izao no tadiaviko sy angatahiko, BSB BSB: Esther replied, “This is my petition and my request:
8 ULB raha mahita sitraka eo imason'ny mpanjaka aho ary raha sitraky ny mpanjaka ny hanome izay tadiaviko ary hanaja ny fangatahako, dia aoka ny mpanjaka sy Hamana ho avy amin'ny fanasana izay homaniko ho anareo rahampitso ary dia hamaly ny fanontanian'ny mpanjaka aho.'" BSB BSB: If I have found favor in the sight of the king, and if it pleases the king to grant my petition and fulfill my request, may the king and Haman come tomorrow to the banquet I will prepare for them. Then I will answer the king’s question.”
9 ULB Nivoaka tamin'izany andro izany tamin'ny fo faly sy ravo i Hamana. Fa rehefa hitan'i Hamana teo amin'ny vavahadin'ny mpanjaka i Mordekay, ary tsy nitsangana na nangovitra tamin-tahotra teo anoloany i Mordekay, dia feno fahatezerana tamin'i Mordekay izy. BSB BSB: That day Haman went out full of joy and glad of heart. At the king’s gate, however, he saw Mordecai, who did not rise or tremble in fear at his presence. And Haman was filled with rage toward Mordecai.
10 ULB Na izany aza, dia nifehy ny tenany i Hamana ka nandeha tany an-tranony. Nampaniraka ireo namany izy ary nampivory azy ireo, niaraka tamin'i Zaresa vadiny. BSB BSB: Nevertheless, Haman restrained himself and went home. And calling for his friends and his wife Zeresh,
11 ULB Naverin'i Hamana notanisaina tamin'izy ireo ny famirapiratan'ireo hareny, ny isan'ireo zanany lahy maro, ny fampisondrotana rehetra izay nanomezan'ny mpanjaka voninahitra azy, ary ny fomba nandrosoany teo amin'ireo manamboninahitra sy ireo mpanompon'ny mpanjaka rehetra. BSB BSB: Haman recounted to them his glorious wealth, his many sons, and all the ways the king had honored and promoted him over the other officials and servants.
12 ULB Hoy Hamana hoe: "Estera mpanjaka dia tsy nanasa olona afa-tsy izaho ho tonga miaraka amin'ireo mpanjaka amin'ny fanasana nomaniny. Na dia rahampitso koa aza dia nasainy hiaraka amin'ireo mpanjaka indray aho. BSB BSB: “What is more,” Haman added, “Queen Esther invited no one but me to join the king at the banquet she prepared, and I am invited back tomorrow along with the king.
13 ULB Nefa izany rehetra izany dia tsy mendrika na inona na inona ho ahy raha mbola mahita an'i Mordekay ilay Jiosy mipetraka eo am-bavahadin'ny mpanjaka aho." BSB BSB: Yet none of this satisfies me as long as I see Mordecai the Jew sitting at the king’s gate.”
14 ULB Dia niteny tamin'i Hamana sy ireo namany rehetra Zaresa vadiny hoe: "Aoka izy ireo hanao hazo fanantonana dimampolo hakiho ny haavony. Amin'ny maraina dia miresaha amin'ny mpanjaka mba hanantonan'izy ireo an'i Mordekay eo amin'izany. Ary dia mandehana am-pifaliana miaraka amin'ny mpanjaka any amin'ny fanasana." Sitrak'i Hamana izany ary nanamboatra an'ireo hazo fanantonana izy. BSB BSB: His wife Zeresh and all his friends told him, “Have them build a gallows fifty cubits high, and ask the king in the morning to have Mordecai hanged on it. Then go to the banquet with the king and enjoy yourself.” The advice pleased Haman, and he had the gallows constructed.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.