1 ULB Tsy nahita tory ny mpanjaka tamin'iny alina iny. Nandidy ny mpanompo izy mba hitondra ny boky fitehirizana tantara tamin'ny fotoana nitondrany, ary novakiana mafy tamin'ny mpanjaka izany. BSB BSB: That night sleep escaped the king; so he ordered the Book of Records, the Chronicles, to be brought in and read to him.
2 ULB Voarakitra tao fa niresaka ny momban'i Bigtana sy Taresy i Mordekay, roa tamin'ireo manamboninahitry ny mpanjaka izay niandry ny varavarana fidirana, izay nikasa ny hanao ratsy ny mpanjaka Ahasoerosy. BSB BSB: And there it was found recorded that Mordecai had exposed Bigthana and Teresh, two of the eunuchs who guarded the king’s entrance, when they had conspired to assassinate King Xerxes.
3 ULB Dia nanontany ny mpanjaka hoe: "Inona moa no efa mba natao mba nanomezana voninahitra na nankatoavana an'i Mordekay tamin'ny nanaovany izany?" Ary ireo zatovo lahin'ny mpanjaka izay nanompo azy niteny hoe: "Tsy nisy natao taminy." BSB BSB: The king inquired, “What honor or dignity has been bestowed on Mordecai for this act?” “Nothing has been done for him,” replied the king’s attendants.
4 ULB Hoy ny mpanjaka hoe: "Iza no ao an-kianja ao? Sendra tonga teo an-kianja ivelan'ny tranon'ny mpanjaka i Hamana mba hiteny aminy ny amin'ny hanantonany an'i Mordekay eo amin'ny hazo fanantonana izay efa natsangany ho azy. BSB BSB: “Who is in the court?” the king asked. Now Haman had just entered the outer court of the palace to ask the king to hang Mordecai on the gallows he had prepared for him.
5 ULB Niteny taminy ireo mpanompon'ny mpanjaka hoe: "Hamana no mijoro eo an-kianja." Dia hoy ny mpanjaka hoe: "Avelao izy hiditra." BSB BSB: So the king’s attendants answered him, “Haman is there, standing in the court.” “Bring him in,” ordered the king.
6 ULB Rehefa niditra Hamana dia hoy ny mpanjaka taminy hoe: "Inona no tokony atao amin'ny lehilahy izay tian'ny mpanjaka homem-boninahitra?" Dia hoy Hamana niteny anakampo hoe: "Iza moa no homen'ny mpanjaka voninahitra ankoatra ahy?" BSB BSB: Haman entered, and the king asked him, “What should be done for the man whom the king is delighted to honor?” Now Haman thought to himself, “Whom would the king be delighted to honor more than me?”
7 ULB Hoy Hamana tamin'ny mpanjaka hoe: "Ho an'ny lehilahy izay tian'ny mpanjaka omem-boninahitra, BSB BSB: And Haman told the king, “For the man whom the king is delighted to honor,
8 ULB aoka ho entina ny akanjo lava fiandrianana, akanjo izay efa fanaovan'ny mpanajaka, ary ny soavaly izay efa notaingenan'ny mpanjaka, ary eo amin'ny lohany ny satro-boninahitra. BSB BSB: have them bring a royal robe that the king himself has worn and a horse on which the king himself has ridden—one with a royal crest placed on its head.
9 ULB Ary aoka ny akanjo sy ny soavaly homena ny iray amin'ireo manamboninahitra mendri-kaja indrindra. Aoka izy ireo hampiakanjo ny lehilahy tian'ny mpanjaka homem-boninahitra, ary aoka izy ireo hitarika azy hitety ny lalan'ny tanàna amin'ilay soavaly. Koa aoka izy ireo hanambara hoe: 'izao no natao tamin'ilay tian'ny mpanjaka homem-boninahitra!'" BSB BSB: Let the robe and the horse be entrusted to one of the king’s most noble princes. Let them array the man the king wants to honor and parade him on the horse through the city square, proclaiming before him, ‘This is what is done for the man whom the king is delighted to honor!’”
10 ULB Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Hamana hoe: "Faingàna, alaivo ny akanjo sy ny soavaly, araka izay efa nolazainao, ary ataovy ho an'i Mordekay ilay Jiosy izay mipetraka eo am-bavahadin'ny mpanjaka izany. Aza misy atao latsaka ireo izay nolazainao." BSB BSB: “Hurry,” said the king to Haman, “and do just as you proposed. Take the robe and the horse to Mordecai the Jew, who is sitting at the king’s gate. Do not neglect anything that you have suggested.”
11 ULB Ary Hamana naka ilay akanjo sy ilay soavaly. Dia nampiakanjoany i Mordekay ary nentiny nitety ny lalan'ny tanàna rehetra tamin'ilay soavaly izy. Nanambara teo anoloany izy hoe: "Izao no natao tamin'ny lehilahy izay tian'ny mpanjaka homem-boninahitra!" BSB BSB: So Haman took the robe and the horse, arrayed Mordecai, and paraded him through the city square, crying out before him, “This is what is done for the man whom the king is delighted to honor!”
12 ULB Niverina teo am-bavahadin'ny mpanjaka i Mordekay, fa Hamana kosa nanafaingana ny soavaliny ho any an-tranony, nalahelo, nisaron-doha. BSB BSB: Then Mordecai returned to the king’s gate. But Haman rushed home, with his head covered in grief.
13 ULB Notantarain'i Hamana tamin'i Zaresy vadiny sy ireo sakaizany rehetra ny zava-drehetra nihatra taminy. Ary ny olon-kendry rehetra sy Zaresy vadiny niteny taminy hoe: "Raha Mordekay, izay niantomboka nandavo anao teo anatrehany, no Jiosy, dia tsy hahatratra azy mihitsy ianao, fa dia ho lavo eo anatrehany tokoa ianao." BSB BSB: Haman told his wife Zeresh and all his friends everything that had happened. His advisers and his wife Zeresh said to him, “Since Mordecai, before whom your downfall has begun, is Jewish, you will not prevail against him—for surely you will fall before him.”
14 ULB Raha mbola niresaka taminy izy ireo, dia tonga ireo manamboninahitry ny mpanjaka. Dia nitondra faingana an'i Hamana tany amin'ny fanasana izay efa nomanin'i Estera izy ireo. BSB BSB: While they were still speaking with Haman, the king’s eunuchs arrived and rushed him to the banquet that Esther had prepared.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.