1 ULB Dia hoy Yaveh tamin'i Mosesy: "Mbola misy areti-mandringana iray izay ho entiko amin'i Farao sy Egypta. Aorian'izay, dia hamela anareo handeha hiala eto izy. Rehefa mamela anareo izy ny farany, dia handroaka anareo tanteraka. BSB BSB: Then the LORD said to Moses, “I will bring upon Pharaoh and Egypt one more plague. After that, he will allow you to leave this place. And when he lets you go, he will drive you out completely.
2 ULB Toroy lalana ny vahoaka fa ny lehilahy sy ny vehivavy rehetra dia hangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena amin'ny mpiray vodi-rindrina aminy. BSB BSB: Now announce to the people that men and women alike should ask their neighbors for articles of silver and gold.”
3 ULB Ary nataon'i Yaveh nila fitia tamin'ireo Israelita ny Egyptiana. Ary koa, Mosesy dia ilay lehilahy tena nahavariana teo imason'ireo mpanompon'i Farao sy ireo vahoakan'i Egypta. BSB BSB: And the LORD gave the people favor in the sight of the Egyptians. Moreover, Moses himself was highly regarded in Egypt by Pharaoh’s officials and by the people.
4 ULB Hoy Mosesy hoe: "Izao no lazain'i Yaveh: 'Manodidina ny sasak'alina dia hamakivaky an'i Egypta aho. BSB BSB: So Moses declared, “This is what the LORD says: ‘About midnight I will go throughout Egypt,
5 ULB Ireo lahimatoa rehetra ao amin'ny tany Egypta dia ho faty, manomboka amin'ny lahimatoan'i Farao, izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianany, ka hatramin'ny lahimatoan'ny mpanompo vavy izay ao ambadiky ny fikosoham-bary mitoto izany, ary hatramin'ny voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra. BSB BSB: and every firstborn son in the land of Egypt will die, from the firstborn of Pharaoh who sits on his throne, to the firstborn of the servant girl behind the hand mill, as well as the firstborn of all the cattle.
6 ULB Dia hisy fidradradradrana lehibe manerana ny tany Egypta rehetra, izay tsy mbola nisy toy izany ary tsy hisy izany intsony. BSB BSB: Then a great cry will go out over all the land of Egypt. Such an outcry has never been heard before and will never be heard again.
7 ULB Fa na dia ny aliaka aza dia tsy hivovo na amin'iza na amin'iza amin'ny vahoakan'Israely, na amin'ny olona na amin'ny biby. Amin'izany fomba izany no hahafantaranao fa samy hafa ny fitondrako ny Egyptiana sy ny Israelita.' BSB BSB: But among all the Israelites, not even a dog will snarl at man or beast.’ Then you will know that the LORD makes a distinction between Egypt and Israel.
8 ULB Ireo mpanomponao rehetra, ry Farao, dia hidina aty amiko ary hiankohoka eto amiko. Hiteny izy ireo hoe: "Mandehana, ianao sy ireo vahoaka izay manaraka anao!' Aorian'izay dia hivoaka aho." Dia nivoaka tao amin'i Farao tamim-pahatezerana mafy izy. BSB BSB: And all these officials of yours will come and bow before me, saying, ‘Go, you and all the people who follow you!’ After that, I will depart.” And hot with anger, Moses left Pharaoh’s presence.
9 ULB Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Tsy hihaino anao i Farao. Izany dia mba hanaovako zava-mahagaga maro eo amin'ny tany Egypta." BSB BSB: The LORD said to Moses, “Pharaoh will not listen to you, so that My wonders may be multiplied in the land of Egypt.”
10 ULB Nataon'i Mosesy sy Arona teo anoloan'i Farao ireo fahagagana rehetra ireo. Fa i Yaveh nanamafy ny fon'i Farao, ka tsy namela ny vahoakan'i Israely nivoaka ny taniny i Farao. BSB BSB: Moses and Aaron did all these wonders before Pharaoh, but the LORD hardened Pharaoh’s heart so that he would not let the Israelites go out of his land.