2 ULB "Izaho no Yaveh Andriamanitrao, izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, avy tao amin'ny trano fanandevozana. BSB BSB: “I am the LORD your God, who brought you out of the land of Egypt, out of the house of slavery.
4 ULB Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao na ho endriky ny zavatra eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany. BSB BSB: You shall not make for yourself an idol in the form of anything in the heavens above, on the earth below, or in the waters beneath.
5 ULB Aza miankohoka eo anatrehany ary aza manompo azy, fa Izaho, Yaveh Andriamanitrao, dia Andriamanitra saropiaro. Ka ny haratsiam-panahin'ny razanao dia valiako any amin'ny taranakao, dia ny zanaka sy ny zafiafin'ireo izay mankahala ahy. BSB BSB: You shall not bow down to them or worship them; for I, the LORD your God, am a jealous God, visiting the iniquity of the fathers on their children to the third and fourth generations of those who hate Me,
6 ULB Nefa kosa maneho tsy fivadiham-panekena amin'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ireo didiko Aho. BSB BSB: but showing loving devotion to a thousand generations of those who love Me and keep My commandments.
7 ULB Aza manonona fahatany ny anaran'i Yaveh Andriamanitrao, fa Izaho dia hiampanga ireo izay manonona fahatany ny anarako. BSB BSB: You shall not take the name of the LORD your God in vain, for the LORD will not leave anyone unpunished who takes His name in vain.
9 ULB Aoka hataonao mandritra ny enina andro ny asa aman-draharaha rehetra. BSB BSB: Six days you shall labor and do all your work,
10 ULB Fa ny andro fahafito dia Sabata an'i Yaveh Andriamanitrao. Amin'izany dia tsy tokony hisy asa atao, na ny zanakao lahy, na ny zanakao vavy, na ny mpanompo lahinao, na ny mpanompo vavinao, na ny biby fiompinao, na ireo mpivahiny izay miditra anatin'ny vavahadinao. BSB BSB: but the seventh day is a Sabbath to the LORD your God, on which you must not do any work—neither you, nor your son or daughter, nor your manservant or maidservant or livestock, nor the foreigner within your gates.
13 ULB Aza manono olona. BSB BSB: You shall not murder.
14 ULB Aza mijanganjanga. BSB BSB: You shall not commit adultery.
15 ULB Aza mangalatra any amin'ny olona. BSB BSB: You shall not steal.
16 ULB Aza mijoro vavolombelona tsy marina manohitra ny namanao. BSB BSB: You shall not bear false witness against your neighbor.
18 ULB Ary ny olona rehetra nandre ny kotrok'orana sy ny tselatra, ary nandre ny feon'ny trompetra, ary nahita ny trendrombohitra nanetroka. Rehefa nahita izany ny olona, dia toran-kovitra izy ireo ary nijoro avy lavitra. BSB BSB: When all the people witnessed the thunder and lightning, the sounding of the ram’s horn, and the mountain enveloped in smoke, they trembled and stood at a distance.
19 ULB Hoy izy ireo tamin'ny Mosesy hoe: "Mitenena aminay, ary hihaino izahay; fa aza avela hiteny aminay Andriamanitra, fandrao ho faty izahay." BSB BSB: “Speak to us yourself and we will listen,” they said to Moses. “But do not let God speak to us, or we will die.”
20 ULB Hoy Mosesy tamin'ny olona hoe: "Aza matahotra, fa Andriamanitra dia tonga hitsapa anareo mba ho aminareo ny voninahiny, ary mba tsy hanotanareo." BSB BSB: “Do not be afraid,” Moses replied. “For God has come to test you, so that the fear of Him may be before you, to keep you from sinning.”
21 ULB Dia nijanona teny lavitra teny ny olona, ary Mosesy nanatona ny aizim-pito izay nisy an'Andriamanitra. BSB BSB: And the people stood at a distance as Moses approached the thick darkness where God was.
22 ULB Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Izao no tsy maintsy lazainao amin'ny Israelita: 'Ianareo efa nahita fa tany an-danitra aho no niteny taminareo. BSB BSB: Then the LORD said to Moses, “This is what you are to tell the Israelites: ‘You have seen for yourselves that I have spoken to you from heaven.
23 ULB Ianareo dia tsy tokony hanao andriamanin-kafa miaraka amiko, na andriamanitra volafotsy na ireo andriamanitra volamena. BSB BSB: You are not to make any gods alongside Me; you are not to make for yourselves gods of silver or gold.
24 ULB Tokony hanao alitara tany ho ahy ianareo, ary tokony anao sorona amin'ny fanatitra dorana eo amboniny, fanatitra fiombonana, ondry, ary omby. Eny amin'ny toerana izay nofidiako ho anareo hanomezana voninahitra Ahy. BSB BSB: You are to make for Me an altar of earth, and sacrifice on it your burnt offerings and peace offerings, your sheep and goats and cattle. In every place where I cause My name to be remembered, I will come to you and bless you.
25 ULB Raha hanao alitara vato ho ahy hianareo, dia aoka tsy ho vato voapaika no hanaovanareo azy, satria raha hampiasa ny fitaovanareo aminy ianareo, dia handoto izany. BSB BSB: Now if you make an altar of stones for Me, you must not build it with stones shaped by tools; for if you use a chisel on it, you will defile it.
26 ULB Aza miakatra amin'ny ambaratongany ho eo amin'ny alitarako; izany dia mba tsy hisehoan'ny fitanjahanareo."' BSB BSB: And you must not go up to My altar on steps, lest your nakedness be exposed on it.’