1 ULB Raha misy olona mangalatra omby na ondry ka mamono izany na mivarotra izany, dia tsy maintsy manonitra omby dimy ho an'ny omby iray izy, ary ondry efatra ho an'ny ondry iray. BSB BSB: “If a man steals an ox or a sheep and slaughters or sells it, he must repay five oxen for an ox and four sheep for a sheep.
2 ULB Raha misy mpangalatra tratra mamaky trano, ary raha vonoina izy ka maty, dia tsy misy fanamelohana nohon'ny vono-olona hamatotra na iza na iza nohon'ny aminy amin'izany tranga izany. BSB BSB: If a thief is caught breaking in and is beaten to death, no one shall be guilty of bloodshed.
3 ULB Fa raha niposaka ny masoandro talohan'ny namakiany ny trano, dia hamatotra ilay olona izay namono azy ny fanamelohana amin'ny vono-olona. Tsy maintsy manonitra ny nangalariny ny mpangalatra. Raha tsy manana na inona na inona izy, dia tsy maintsy amidy nohon'ny fangalarany. BSB BSB: But if it happens after sunrise, there is guilt for his bloodshed. A thief must make full restitution; if he has nothing, he himself shall be sold for his theft.
4 ULB Raha hita velona eny an-tanany ilay biby nangalariny, na omby izany, na apondra, na ondry, dia tsy maintsy hanonitra avo roa heny izany izy. BSB BSB: If what was stolen is actually found alive in his possession—whether ox or donkey or sheep—he must pay back double.
5 ULB Raha misy olona mamela ny biby fiompiny hiraoka eny an-tsaha na eny amin'ny tanim-boaloboka ary mamela ireo bibiny ho very, ka miraoka eny amin'ny sahan'ny olon-kafa izany, dia tsy maintsy manonitra amin'izay tsara indrindra ao amin'ny sahany manokana sy izay tsara indrindra ao amin'ny tanim-boalobony manokana izy. BSB BSB: If a man grazes his livestock in a field or vineyard and allows them to stray so that they graze in someone else’s field, he must make restitution from the best of his own field or vineyard.
6 ULB Raha misy afo mirehitra ka mihitatra amin'ny tsilo ary mahazo ny voam-bary, na vary voajinja, na saha, dia azo antoka fa tsy maintsy hanonitra ilay iray izay nampirehitra ny afo. BSB BSB: If a fire breaks out and spreads to thornbushes so that it consumes stacked or standing grain, or the whole field, the one who started the fire must make full restitution.
7 ULB Raha misy olona manome vola na harena amin'ny namany aminy mba hiarovana izany, ary raha nangalarina tao an-tranon'ilay olona izany, ka hita ilay mpangalatra, dia tsy maintsy hanonitra avo roa heny ilay mpangalatra. BSB BSB: If a man gives his neighbor money or goods for safekeeping and they are stolen from the neighbor’s house, the thief, if caught, must pay back double.
8 ULB Fa raha tsy hita ilay mpangalatra, dia tsy maintsy tonga alohan'ireo mpitsara ilay tompon-trano mba hijery raha ny tanany ihany no nangalatra ny fananan'ilay namany aminy. BSB BSB: If the thief is not found, the owner of the house must appear before the judges to determine whether he has taken his neighbor’s property.
9 ULB Fa ny fifandirana rehetra momba ny zavatra iray, na omby izany, na apondra, na ondry, na fitafy, na ireo zavatra hafa tsy ampy momba izay lazain'iray hoe: "Ahy ity," dia tsy maintsy tonga eo anoloan'ireo mpitsara ny fitarainan'ireo antoko roa. Ilay olona izay nomelohan'ny mpitsara dia tokony hanonitra avo roa heny amin'ny namany. BSB BSB: In all cases of illegal possession of an ox, a donkey, a sheep, a garment, or any lost item that someone claims, ‘This is mine,’ both parties shall bring their cases before the judges. The one whom the judges find guilty must pay back double to his neighbor.
10 ULB Raha misy olona manome apondra, na omby, na ondry na biby hafa ho tehirizin'ny mpiara-belona aminy, ka raha maty izany na maratra na nisy nitondra ka tsy nisy nahita, BSB BSB: If a man gives a donkey, an ox, a sheep, or any other animal to be cared for by his neighbor, but it dies or is injured or stolen while no one is watching,
11 ULB dia tsy maintsy mianiana amin'i Yaveh ireo roa ireo, raha nisy olona iray na tsia nangalatra ny fananan'ny mpiara-belona aminy. Tsy maintsy manaiky izany ny tompony, ary tsy hanohitra ilay iray hafa. BSB BSB: an oath before the LORD shall be made between the parties to determine whether or not the man has taken his neighbor’s property. The owner must accept the oath and require no restitution.
12 ULB Fa raha nangalarina taminy izany, dia tsy maintsy manonitra izany amin'ilay tompony ny hafa. BSB BSB: But if the animal was actually stolen from the neighbor, he must make restitution to the owner.
13 ULB Raha nisy biby noviraviraina, dia aoka ilay olona hafa hitondra ilay biby ho porofo. Ary tsy hanonitra izay efa noviraviraina izy. BSB BSB: If the animal was torn to pieces, he shall bring it as evidence; he need not make restitution for the torn carcass.
14 ULB Raha misy olona mindrana biby amin'ny mpiara-belona aminy ka naratra na maty ilay biby nefa tsy niaraka tamin'ny tompony, dia tsy maintsy manonitra ilay olona hafa. BSB BSB: If a man borrows an animal from his neighbor and it is injured or dies while its owner is not present, he must make full restitution.
15 ULB Fa raha niaraka tamin'izany ilay tompony, dia tsy mila manonitra ilay olona hafa; raha nofaina ilay biby, dia honerana amin'ny hofany izany. BSB BSB: If the owner was present, no restitution is required. If the animal was rented, the fee covers the loss.
16 ULB Raha misy lehilahy misarika virijiny izay mbola tsy nanambady, ary raha miara-mandry aminy izy, dia tsy maintsy maka azy ho vady izy amin'ny alalan'ny tampi-maso takiana amin'izany. BSB BSB: If a man seduces a virgin who is not pledged in marriage and sleeps with her, he must pay the full dowry for her to be his wife.
17 ULB Raha mandà tanteraka ny hanomezana azy ho azy ny rainy, dia tsy maintsy manonitra vola mitovy amin'ny tampi-maso ho an'ny virijiny izy. BSB BSB: If her father absolutely refuses to give her to him, the man still must pay an amount comparable to the bridal price of a virgin.
18 ULB Tsy tokony hamela ny mpanandro ho velona ianao. BSB BSB: You must not allow a sorceress to live.
19 ULB Na iza na iza miara-mandry amin'ny biby dia tsy maintsy ho vonoina tokoa. BSB BSB: Whoever lies with an animal must surely be put to death.
20 ULB Na iza na iza manao sorona ho an'andriamanitra afa-tsy Yaveh dia tsy maintsy haringana tanteraka. BSB BSB: If anyone sacrifices to any god other than the LORD alone, he must be set apart for destruction.
21 ULB Aoka tsy handiso ireo vahiny na hampijaly azy ianao, satria ianao dia vahiny tany amin'ny tany Egypta. BSB BSB: You must not exploit or oppress a foreign resident, for you yourselves were foreigners in the land of Egypt.
22 ULB Aoka tsy hampijaly ny mpitondra-tena na zaza kamboty ray mihitsy ianao. BSB BSB: You must not mistreat any widow or orphan.
23 ULB Raha mampahory azy ireo loatra ianao, ka miantso Ahy izy ireo, dia ho reko tokoa ny antson'izy ireo. BSB BSB: If you do mistreat them, and they cry out to Me in distress, I will surely hear their cry.
24 ULB Hirehitra ny fahatezerako, ary ho vonoiko amin'ny sabatra ianao; hanjary ho mpitondra-tena ny vadinao, ary ho kamboty ray ireo zanakao. BSB BSB: My anger will be kindled, and I will kill you with the sword; then your wives will become widows and your children will be fatherless.
25 ULB Raha mampindrana vola ho an'ny oloko izay mahantra eo aminao ianao, dia aoka tsy ho toy ny mpampindram-bola aminy ianao na manjanam-bola azy. BSB BSB: If you lend money to one of My people among you who is poor, you must not act as a creditor to him; you are not to charge him interest.
27 ULB fa izany ihany no fisaronana ho azy; izany no fitafiany ho an'ny vatany. Inona ihany koa no afaka handriany? Rehefa miantso Ahy izy, dia handrea azy Aho, satria be fangorahana Aho. BSB BSB: because his cloak is the only covering he has for his body. What else will he sleep in? And if he cries out to Me, I will hear, for I am compassionate.
28 ULB Aoka ianao hiteny ratsy Ahy, Andriamanitra, na hanozona ny mpanapaka ny vahoakanao. BSB BSB: You must not blaspheme God or curse the ruler of your people.
29 ULB Aoka tsy hihazona ireo fanatitra avy amin'ny vokatry ny taninao na ireo famiazam-boalobokao ianao. Aoka homenao Ahy ny voalohan-teraka amin'ireo zanakao. BSB BSB: You must not hold back offerings from your granaries or vats. You are to give Me the firstborn of your sons.
30 ULB Ary aoka hanao izany amin'ireo omby sy ondrinao ihany koa ianao. Fa amin'ny andro fahafito dia afaka hitoetra miaraka amin'ireo reniny izy ireo, fa amin'ny andro fahavalo dia tokony homenareo ahy. BSB BSB: You shall do likewise with your cattle and your sheep. Let them stay with their mothers for seven days, but on the eighth day you are to give them to Me.
31 ULB Ho olona voatokana ho Ahy ianareo. Noho izany dia tsy tokony hihinana hena izay efa noviravirain'ny biby teny an-tsaha ianareo. Fa kosa, aoka hatsipinareo ho an'ny alika izany. BSB BSB: You are to be My holy people. You must not eat the meat of a mauled animal found in the field; you are to throw it to the dogs.