1 ULB Ary Yaveh niteny tamin'i Mosesy hoe: "Miakara aty amiko—ianao, Arona, Nadada, Abiho sy fito-polo amin'ny loholon'ny Israely, ary manompoa ahy eny lavitra eny. BSB BSB: Then the LORD said to Moses, “Come up to the LORD—you and Aaron, Nadab and Abihu, and seventy of Israel’s elders—and you are to worship at a distance.
2 ULB Mosesy irery no afaka manakaiky Ahy. Aoka tsy hanakaiky ireo hafa, ary tsy mahazo miakatra miaraka aminy ny vahoaka. BSB BSB: Moses alone shall approach the LORD, but the others must not come near. And the people may not go up with him.”
5 ULB Nandefa zatovo lahy Israelita maromaro izy hanolotra ny fanatitra dorana ary nanao sorona fanatitra omby ho an'i Yaveh ho fiombonana aminy. BSB BSB: Then he sent out some young men of Israel, and they offered burnt offerings and sacrificed young bulls as peace offerings to the LORD.
6 ULB Nalain'i Mosesy ny antsasaky ny rà ka nataony tao anaty kovetabe izany; ary ny antsasany kosa nafafiny teo amin'ny alitara. BSB BSB: Moses took half of the blood and put it in bowls, and the other half he splattered on the altar.
7 ULB Nalainy ny bokin'ny fanekem-pihavanana ary novakiany mafy tamin'ireo vahoaka. Hoy izy ireo hoe: "Hataonay ireo rehetra izay nolazain'i Yaveh. Ho mpankatoa izahay." BSB BSB: Then he took the Book of the Covenant and read it to the people, who replied, “All that the LORD has spoken we will do, and we will be obedient.”
8 ULB Ary nalain'i Mosesy ny rà ka nafafiny teo amin'ny vahoaka. Hoy izy hoe: "Ity no ràn'ny fanekem-pihavanana izay nataon'i Yaveh taminareo amin'ny fanomezana izao fampanantenana miaraka amin'izao teny rehetra izao." BSB BSB: So Moses took the blood, splattered it on the people, and said, “This is the blood of the covenant that the LORD has made with you in accordance with all these words.”
9 ULB Dia niakatra ny tendrombohitra i Mosesy, Arona, Nadaba, Abiho, ary fito-polo tamin'ireo loholon'ny israely. BSB BSB: Then Moses went up with Aaron, Nadab and Abihu, and seventy of the elders of Israel,
10 ULB Nahita an'Andriamanitr'Israely izy ireo. Teo ambany tongony nisy rarivato vita avy amin'ny vato safira, ary nazava toy ny lanitra mihitsy izany. BSB BSB: and they saw the God of Israel. Under His feet was a work like a pavement made of sapphire, as clear as the sky itself.
11 ULB Andriamanitra tsy naninjitra tanana tamim-pahatezerana tamin'ireo mpitarika ny Israelita. Nahita an'Andriamanitra izy ireo, ary nihinana sy nitsotro. BSB BSB: But God did not lay His hand on the nobles of Israel; they saw Him, and they ate and drank.
12 ULB Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Miakara eto amiko eto amin'ny tendrombohitra ka mitoera eto. Homeko anao ireo vato fisaka sy ny lalàna ary ireo didy izay efa nosoratako, mba hampianarinao azy ireo." BSB BSB: Then the LORD said to Moses, “Come up to Me on the mountain and stay here, so that I may give you the tablets of stone, with the law and commandments I have written for their instruction.”
13 ULB Ary Mosesy niainga niaraka tamin'i Josoa mpanampiny ary niakatra tany an-tendrombohitr'Andriamanitra. BSB BSB: So Moses set out with Joshua his attendant and went up on the mountain of God.
14 ULB Niteny tamin'ireo loholona Mosesy hoe: "Mijanòna eto ary miandrasa anay mandra-piverinay eto aminareo. Arona sy Hora dia miaraka aminareo. Raha misy olona manana fifandirana, avelao izy handeha any amin'izy ireo." BSB BSB: And he said to the elders, “Wait here for us until we return to you. Aaron and Hur are here with you. Whoever has a dispute can go to them.”
15 ULB Dia nandeha niakatra an-tendrombohitra i Mosesy, ary ny rahona nanarona izany. BSB BSB: When Moses went up on the mountain, the cloud covered it,
16 ULB Ny voninahitr'i Yaveh nitoetra tamin'ny tendrombohitra Sinay, ary nanarona izany henemana ny rahona. Tamin'ny andro fahafito dia niantso an'i Mosesy avy tao anaty rahona Izy. BSB BSB: and the glory of the LORD settled on Mount Sinai. For six days the cloud covered it, and on the seventh day the LORD called to Moses from within the cloud.
17 ULB Ny fahitana ny voninahitr'i Yaveh dia toy ny afo mandevona ny tampon'ny tendrombohitra teo imason'ireo Israelita. BSB BSB: And the sight of the glory of the LORD was like a consuming fire on the mountaintop in the eyes of the Israelites.
18 ULB Niditra tao anatin'ny rahona i Mosesy ka niakatra tany an-tendrombohitra. Teny an-tendrombohitra nanditry ny efa-polo andro sy efa-polo alina izy. BSB BSB: Moses entered the cloud as he went up on the mountain, and he remained on the mountain forty days and forty nights.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.