1 ULB Hoy i Yaveh tamin'i Mosesy hoe: BSB BSB: Then the LORD said to Moses,
2 ULB "Lazao ireo Israelita mba haka fanatitra ho Ahy avy amin'ny olona rehetra izay namporisihan'ny fony. Ary tsy maintsy raisinareo ho Ahy ireo fanatitra ireo. BSB BSB: “Tell the Israelites to bring Me an offering. You are to receive My offering from every man whose heart compels him.
3 ULB Ireto avy ny fanatitra tsy maintsy raisinareo avy amin'izy ireo: volamena, volafotsy, ary varahina; BSB BSB: This is the offering you are to accept from them: gold, silver, and bronze;
4 ULB kofehy manga, volomparasy ary mena; rongony fotsy madinika; volon'osy, BSB BSB: blue, purple, and scarlet yarn; fine linen and goat hair;
5 ULB hoditr'ondry lahy miloko mena sy hoditra lambon-driaka; hazo akasia; BSB BSB: ram skins dyed red and fine leather; acacia wood;
6 ULB diloilo ho an'ny fanaovan-jiro masina; zava-manitra ho an'ny diloilo fanosorana ary ditin-kazo manim-pofona; BSB BSB: olive oil for the light; spices for the anointing oil and for the fragrant incense;
7 ULB vato beryla sy vato sarobidy hafa mba hatao amin'ny efoda sy amin'ny saron-tratra. BSB BSB: and onyx stones and gemstones to be mounted on the ephod and breastpiece.
8 ULB Aoka izy ireo hanamboatra fitoerana masina ho Ahy mba hahafahako miaina eo amin'izy ireo. BSB BSB: And they are to make a sanctuary for Me, so that I may dwell among them.
9 ULB Tsy maintsy ataonareo araka izay ho asehoko anareo ao amin'ny drafitra ny tabernakely sy ireo fitaovana rehetra. BSB BSB: You must make the tabernacle and design all its furnishings according to the pattern I show you.
10 ULB Asaivo manao fiara vita amin'ny hazo akasia izy ireo. Tsy mainsty roa hakiho sy tapany ny halavany; iray hakiho sy tapany ny sakany; ary hakiho iray sy tapany ny hahavony. BSB BSB: And they are to construct an ark of acacia wood, two and a half cubits long, a cubit and a half wide, and a cubit and a half high.
11 ULB Tsy maintsy saronanareo amin'ny volamena tsara ny ao anatiny sy ny ivelany, ary asio sisim-bolamena manodidina ny tampony. BSB BSB: Overlay it with pure gold both inside and out, and make a gold molding around it.
13 ULB Manaova bao vita amin'ny hazo akasia ary sarony volamena izany. BSB BSB: And make poles of acacia wood and overlay them with gold.
14 ULB Ampidiro eo amin'ireo mason-drojo eo amin'ny sisin'ny fiara ireo bao, mba hilanjana ilay fiara. BSB BSB: Insert the poles into the rings on the sides of the ark, in order to carry it.
15 ULB Ireo bao dia tsy maintsy apetraka eo amin'ny mason-drojon'ny fiara; tsy azo esorina eo amin'izany ireo. BSB BSB: The poles are to remain in the rings of the ark; they must not be removed.
16 ULB Apetraho ao amin'lay fiara ireo didin'ny fanekena izay homeko anareo. BSB BSB: And place inside the ark the Testimony, which I will give you.
17 ULB Manaova sarom-panavotana vita amin'ny volamena madio. Roa hakiho sy tapany ny halavany, ary iray hakiho sy tapany ny sakany. BSB BSB: And you are to construct a mercy seat of pure gold, two and a half cubits long and a cubit and a half wide.
18 ULB Manaova kerobima volamena voatefy roa ho eo amin'ny sakan'ilay sarom-panavoatana. BSB BSB: Make two cherubim of hammered gold at the ends of the mercy seat,
19 ULB Manaova kerobima iray ho eo amin'ny sakan'ilay sarom-panavotana, ary kerobima iray hafa ho an'ny sakany iray hafa. Ataovy iray ihany amin'ilay sarom-panavotana ireo. BSB BSB: one cherub on one end and one on the other, all made from one piece of gold.
20 ULB Ireo kerobima dia tsy maintsy mamelatra ny elatr'izy ireo miakatra ka manaloka ny sarom-panavotana amin'ireo. Tsy maintsy mifanatrika ireo kerombima ary mijery mankany afovoan'ilay sarom-panavotana. BSB BSB: And the cherubim are to have wings that spread upward, overshadowing the mercy seat. The cherubim are to face each other, looking toward the mercy seat.
21 ULB Ataovy eo an-tampon'ilay fiara ny sarom-panavotana ary apetaho eo amin'ilay fiara ireo lalàn'ny fanekena izay omeko anao. BSB BSB: Set the mercy seat atop the ark and put the Testimony that I will give you into the ark.
22 ULB Ao amin'ilay fiara no hihaonako aminao. Eo ambonin'ilay sarom-panavotana no toerana hiresahako aminao. Eo anelanelan'ireo kerobima roa eo ambonin'ny fiaran'ny vavolombelona no hiresahako aminao mahakasika ireo didy rehetra izay homeko anao ho an'ireo Israelita. BSB BSB: And I will meet with you there above the mercy seat, between the two cherubim that are over the ark of the Testimony; I will speak with you about all that I command you regarding the Israelites.
23 ULB Manaova latabatra vita amin'ny hazo akasia. Roa hakiho ny halavany; iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy tapany ny hahavony. BSB BSB: You are also to make a table of acacia wood two cubits long, a cubit wide, and a cubit and a half high.
24 ULB Sarony volamena madio izany ary rakofy volamena ny manodidina ny tampony. BSB BSB: Overlay it with pure gold and make a gold molding around it.
25 ULB Manaova rafitra iray vodivoam-pelatanana manodidina izany, ary asio sisim-bolamena ny rafitra manodidina. BSB BSB: And make a rim around it a handbreadth wide and put a gold molding on the rim.
26 ULB Manamboara mason-drojo volamena efatra ho an'izany ary fatory eo amin'ny zorony efatra, izay misy ny tongony efatra. BSB BSB: Make four gold rings for the table and fasten them to the four corners at its four legs.
27 ULB Tsy maintsy fatorana amin'ilay rafitra ireo masondrojo mba hanomezana toerana ho an'ireo bao, mba hilanjana ilay latabatra. BSB BSB: The rings are to be close to the rim, to serve as holders for the poles used to carry the table.
28 ULB Ataovy amin'ny hazo akasia ireo bao ary sarony amin'ny volamena izany mba hahafahana milanja ilay latabatra miaraka amin'ireo. BSB BSB: Make the poles of acacia wood and overlay them with gold, so that the table may be carried with them.
29 ULB Ataovy ireo lovia, sotro, fitoeran-divay, ary lovia boribory mba ho ampiasaina hampidinana ireo zava-pisotro fanatitra. Ataovy amin'ny volamena madio izany. BSB BSB: You are also to make the plates and dishes, as well as the pitchers and bowls for pouring drink offerings. Make them out of pure gold.
30 ULB Asio mofon'ny fanatrehana mandrakariva eo anoloako eo amin'ny latabatra. BSB BSB: And place the Bread of the Presence on the table before Me at all times.
31 ULB Manaova fitoeran-jiro vita amin'ny volamena voatefy sy tsy mifangaro. Asio ny fototra sy ny tahony ilay fitoeran-jiro. Ataovy mitambatra ho iray ireo kapoakany, ireo kiboriny, ary ireo voninkazony. BSB BSB: Then you are to make a lampstand of pure, hammered gold. It shall be made of one piece, including its base and shaft, its cups, and its buds and petals.
32 ULB Tsy maintsy misy sampany enina mivoaka avy amin'ny andaniny avy—tsy maintsy misy sampany telo mivoaka avy amin'ny andaniny iray, ary sampany telo amin'ilay fitoeran-jiro mivoaka avy amin'ny andaniny iray hafa. BSB BSB: Six branches are to extend from the sides of the lampstand—three on one side and three on the other.
33 ULB Ny sampana voalohany dia tsy maintsy manana kapoaka telo natao tahaka ny amandy mamelana, miaraka amin'ny kibory sy voninkazo, ary kapoaka telo natao tahaka ny amandy mamelana amin'ny sampany iray hafa, miaraka amin'ny kibory sy voninkazo. Tsy maintsy mitovy ny sampana enina rehetra mivoaka amin'ilay fanaovan-jiro. BSB BSB: There are to be three cups shaped like almond blossoms on the first branch, each with buds and petals, three on the next branch, and the same for all six branches that extend from the lampstand.
34 ULB Amin'ilay fanaovan-jiro, eo afovoan'ny tahony, dia tsy maintsy misy kapoaka efatra natao tahaka ny amandy mamelana, miaraka amin'ireo kibory sy voninkazo. BSB BSB: And on the lampstand there shall be four cups shaped like almond blossoms with buds and petals.
35 ULB Tsy maintsy misy kibory iray eo ambanin'ny sampany roa voalohany—akambana ho iray amin'izany, ary kibory iray eo ambanin'ireo sampana roa faharoa—nakambana ho iray amin'izany ihany koa. Mitovy amin'izany dia tsy maintsy misy kibory iray eo ambanin'ny sampana roa fahatelo, nakambana ho iray amin'izany. Tokony hitovy ireo sampana enina rehetra mivoaka amin'ny fanaovan-jiro. BSB BSB: For the six branches that extend from the lampstand, a bud must be under the first pair of branches, a bud under the second pair, and a bud under the third pair.
36 ULB Ny kibory sy sampan'izy ireo dia tsy maintsy mitambatra ho iray amin'izany, notefena tamin'ny volamena madio. BSB BSB: The buds and branches are to be all of one piece with the lampstand, hammered out of pure gold.
37 ULB Tsy maintsy manao ilay fanaovan-jiro sy ireo jiro fito ao aminy ianareo, ka hametraka ireo jiro amin'ireo mba hanome hazavana avy amin'izany. BSB BSB: Make seven lamps and set them up on the lampstand so that they illuminate the area in front of it.
38 ULB Ary ny hetin-jiro sy ireo fitoeran-davenon'ireo dia tsy maintsy atao amin'ny volamena madio. BSB BSB: The wick trimmers and their trays must be of pure gold.
39 ULB Mampiasà volamena madio talenta iray mba hanamboarana ilay fanaovan-jiro sy ireo fitaovany. BSB BSB: The lampstand and all these utensils shall be made from a talent of pure gold.
40 ULB Kendreo mba ho atao araka ny endrika izay hampisehoana anao any an-tendrombohitra izany. BSB BSB: See to it that you make everything according to the pattern shown you on the mountain.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.